Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 2:1     Alignment score: 0.174
Therefore , we must give
far more attention to what we have heard , so that we do not drift away from it .
Noho izany isika dia tsy maintsy mitandrina bebe kokoa amin'izay rentsika , mba tsy hanara - drenirano amin'izany isika .


HEB 2:2     Alignment score: 0.203 → 0.202
For if the message that was spoken through the angels proved to be so reliable , and every transgression
and disobedience receives just repayment ,
Fa raha marina ny hafatra izay notenenina tamin ' ny alalan'ireo anjely , ary ny fandikan - dalàna rehetra sy ny tsy fankatoavana dia mandray sazy ara - drariny ,
HEB 2:3     Alignment score: 0.39 → 0.396
how then can we escape if we ignore so great a salvation ? This is salvation that was first announced by the Lord and confirmed to us by those who heard it .
dia ahoana ary no hafahantsika mandositra raha tsy miraharaha izany famonjena lehibe loatra izany isika ? Io no famonjena izay nambaran ' ny Tompo voalohany sy namafisin'ireo izay nandre izany tamintsika .
HEB 2:4     Alignment score: 0.344
At the same time God testified to it by signs , wonders , and various miracles , and by distributing the gifts of the Holy Spirit according to his will .
Tamin'io fotoana io ihany Andriamanitra dia nanaporofo izany tamin ' ny famantarana , fahagagana , ary asa mahery samihafa , ary tamin ' ny fizarana ireo fanomezam - pahasoavan
' ny Fanahy Masina araka ny sitrapony .
HEB 2:5     Alignment score: 0.39
For it was not to the angels that God subjected the world to come
, about which we are speaking .
Fa tsy tamin ' ny anjely no nampaneken ' Andriamanitra izao tontolo izao ho avy , momba izay resahantsika .
HEB 2:6     Alignment score: 0.219 → 0.219
But someone has somewhere testified , saying , " What is man , that you are mindful of him ? Or a son of man , that you care for him ?
Fa kosa , nisy olona nijoro vavolombelona an'izany tany
ho any , manao hoe : " Inona ny olona , no misaina azy ianao ? Na ny zanak'olona , no mikarakara azy ianao ?
HEB 2:7     Alignment score: 0.276
You made man a little lower than the angels ; you crowned him with glory and honor .
Ianao dia nanao ny olona ambany kely noho ireo anjely ; nosatrohinao satro - boninahitra tamin ' ny voninahitra sy dera izy .
HEB 2:8     Alignment score: 0.339 → 0.339
You put everything in subjection under his feet . " For it was to him that God has subjected all things . He did not leave anything not subjected to him . But now we do not yet see everything subjected to him .
Ny zavatra rehetra dia nampanekenao eo ambanin ' ny tongony . " Fa ho azy no nampaneken
' Andriamanitra ny zavatra rehetra . Tsy namela na inona na inona izy ka tsy nampanekeny azy . Fa ankehitriny isika dia tsy mbola mahita ny zavatra rehetra nampanekena azy .
HEB 2:9     Alignment score: 0.269
But we see him who was made lower than the angels for a little while , Jesus , crowned with glory and honor because of his suffering
and death , so that by God 's grace he might taste death for everyone .
Fa isika mahita ilay iray izay nataony ambany noho ireo anjely nandritry ny fotoana fohy : Jesosy , izay , nohon ' ny fijaliany sy ny fahafatesany , dia nosatrohina satro - boninahitra tamin ' ny voninahitra sy dera . Ka ankehitriny tamin ' ny alalan ' ny fahasoavan'Andriamanitra , no nanandramany ny fahafatesana ho an ' ny olona rehetra .
HEB 2:10     Alignment score: 0.26 → 0.26
For it was proper for God , because everything exists for him and through him , to bring many sons to glory . It was proper for him to make the founder of their salvation complete through his sufferings
.
Fa mety amin'Andriamanitra izany , satria ny zavatra rehetra dia misy ho Azy ary amin ' ny alalany , mba hitondra zanaka maro ho any amin ' ny voninahitra . Mety aminy ny hahatonga ny mpitarika ny famonjena azy ireo ho feno amin ' ny alalan ' ny fijaliany .
HEB 2:11     Alignment score: 0.281 → 0.294
For both the one who sanctifies and those
who are sanctified have one source . So he is not ashamed to call them brothers .
Fa na ny olona izay manamasina na ireo izay voamasina dia manana loharano iray . Noho izany dia tsy menatra miantso azy ireo hoe rahalahy Izy .
HEB 2:12     Alignment score: 0.287 → 0.29
He says , " I will proclaim your name to my brothers , I will sing about you from inside the assembly . "
Hoy Izy hoe : " Hanambara ny anaranao
amin'ireo rahalahiko Aho , hihira ny momba anao avy ao anatin ' ny fivondronana Aho . "
HEB 2:13     Alignment score: 0.355
And again , " I will trust in him . " And again , " See , here am I and the children whom God has given me . "
Ary koa , " Hatoky azy aho . " Ary koa : " Indro , eto aho sy ireo zanaka
izay nomen'Andriamanitra ahy . "
HEB 2:14     Alignment score: 0.311 → 0.315
Therefore , since the children share in flesh and blood , he shared in those
things in the same way , so that through death he might destroy the one who has the power of death , that is , the devil .
Noho izany , satria nofo aman - drà ireo zanak'Andriamanitra , dia nizara zavatra toy izany niaraka tamin'izy ireo ihany koa Jesosy , mba ho amin ' ny alalan ' ny fahafatesana no hanafoanany ny iray izay manana ny herin ' ny fahafatesana , dia ny devoly izany .
HEB 2:15     Alignment score: 0.385 → 0.396
This was so that he would free all those who through fear of death lived all their lives subject to slavery .
Izany dia mba hanafahany ireo rehetra izay nohon ' ny tahotra ny fahafatesana dia niaina ny fiainan'izy rehetra ireo tao amin ' ny fanandevozana .
HEB 2:16     Alignment score: 0.386
For surely it is not the angels he helps , but Abraham 's descendants .
Fa mazava ho azy fa tsy ireo anjely no vonjeny ; fa kosa , ny taranak'i Abrahama .
HEB 2:17     Alignment score: 0.207 → 0.23
So it was necessary for him to become
like his brothers in all ways , so that he could be a merciful and faithful high priest in relation to the things of God , and so that he could make atonement for the sins of the people .
Noho izany dia mendrika Azy ny atao tahaka ireo rahalahiny amin ' ny fomba rehetra , mba ho mpisoronabe feno famindram - po sy fahatokisana Izy amin ' ny fifandraisana amin'ireo zavatr ' Andriamanitra , ary mba hitondra momban ' ny famelana ireo fahotan ' ny olona .
HEB 2:18     Alignment score: 0.401
Because Jesus himself has suffered and was tempted , he is able to help those
who are tempted .
Satria Jesosy mihintsy no nijaly sy nalaina fanahy , dia afaka manampy ireo izay alaim - panahy Izy .
HEB 2     Average alignment score: 0.302 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13