Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 13:1     Alignment score: 0.368 → 0.473
Let brotherly love continue .
Aoka hitohy ny fitiavana ara - pirahalahiana .


HEB 13:2     Alignment score: 0.374 → 0.389
Do not forget hospitality for strangers . For through this , some have shown hospitality to angels without knowing it .
Aza manadino ny fampiantranoana ireo vahiny . Fa tamin ' ny alalan'izany , no nanehoan ' ny sasany fampiantranoana ireo anjely nefa tsy fantany izany .
HEB 13:3     Alignment score: 0.258 → 0.259
Remember prisoners as if you were bound with them . Remember those
who are mistreated since you yourselves also are in the body .
Tsarovy ireo voafonja , toy ny hoe niara - nifatotra tamin'izy ireo ianareo . Tsarovy ireo izay nampahoriana , toy ny hoe izy ireo ihany koa ianareo amin ' ny vatana .
HEB 13:4     Alignment score: 0.268 → 0.288
Let marriage be held
in honor by all , and let the marriage bed be kept pure , for God will judge sexually immoral people and adulterers .
Aoka ho hajain ' ny tsirairay ny fanambadiana . Aoka ny fandrian ' ny fanambadiana mba hadio , fa Andriamanitra dia hitsara ireo mpangala - badin'olona sy ireo mpijangajanga .
HEB 13:5     Alignment score: 0.256 → 0.272
Let your conduct be free from the love of money . Be content with the things you have , for God himself has said , " I will never leave you , nor will I abandon you . "
Avelao ny fitondran - tenanareo ho afaka amin ' ny fitiavam - bola
. Mifalia amin'ireo zavatra izay hanananareo , satria Andriamanitra tenany dia niteny hoe : " Izaho dia tsy handao anareo mihitsy , na hahafoy anareo akory . "
HEB 13:6     Alignment score: 0.261 → 0.26
Let us be content so that we may have courage to say , " The Lord is my helper ; I will not be afraid . What can a man do to me ? "
Aleo isika ho faly mba ho sahy hiteny hoe : " Ny Tompo no Mpamonjiko ; ka tsy hatahotra aho . Inona no azon ' ny olona atao amiko ? "
HEB 13:7     Alignment score: 0.244 → 0.269
Consider your leaders , those
who spoke God 's word to you , and consider the result of their conduct . Imitate their faith .
Hevero ireo mpitarika anareo , ireo izay niteny ny Tenin'Andriamanitra taminareo , ary hevero ny vokatrin ' ny fihetsik'izy ireo . Alao tahaka ny finoan'izy ireo .
HEB 13:8     Alignment score: 0.684
Jesus Christ is the same yesterday , today , and forever .
Jesosy Kristy dia tsy miova omaly , sy anio , ary mandrakizay .
HEB 13:9     Alignment score: 0.273 → 0.295
Do not be carried away by various strange teachings . For it is good that the heart should be strengthened by grace , not by foods that do not help those
who walk by them .
Aza manaiky taomina amin'ireo karazana fampianarana hafahafa . Fa tsara raha tokony hamafisina amin ' ny fahasoavana ny fo , fa tsy amin ' ny hanina izay tsy manampy ireo izay mandeha miaraka amin'izy ireo .
HEB 13:10     Alignment score: 0.377 → 0.402
We have an altar from which those who serve in the tabernacle have no right to eat .
Isika dia manana alitara izay tsy ananan'ireo izay manompo ny tabernakely fahefana hihinana .
HEB 13:11     Alignment score: 0.395
For the blood of the animals killed for sins is brought by the high priest into the holy place , while their bodies are burned outside the camp .
Fa ny ràn'ireo biby novonoina atao fanatitra ho an ' ny ota dia nentin
' ny mpisoronabe tao amin ' ny toerana masina , nandritr'izany ny vatan'izy ireo dia nodorana tany ivelan ' ny toby .
HEB 13:12     Alignment score: 0.471 → 0.471
So Jesus also suffered outside the city gate , in order to sanctify the people through his own blood .
Noho izany Jesosy ihany koa dia nijaly tany
ivelan ' ny vavahadin ' ny tanàna , mba hanamasina ireo vahoaka amin ' ny alalan ' ny ràny manokana .
HEB 13:13     Alignment score: 0.287 → 0.286
Let us therefore go to him outside the camp , bearing
the disgrace he endured .
Andeha isika noho izany ho any Aminy any ivelan ' ny toby , hitondra ny fahafam - barakany .
HEB 13:14     Alignment score: 0.312
For we do not have a permanent city here . Rather , we are looking for the one that is to come
.
Fa tsy manana tanàna maharitra isika ety . Fa kosa , miandry ilay iray izay ho avy isika .
HEB 13:15     Alignment score: 0.23 → 0.229
Through him , then , let us always offer up sacrifices
of praise to God , praise that is the fruit of lips that acknowledge his name .
Amin ' ny alalany , ary , dia andao isika hanolotra ireo fanati - piderana ho an'Andriamanitra hatrany , fiderana vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany .
HEB 13:16     Alignment score: 0.162
Let us not forget doing good and sharing , for it is with such sacrifices
that God is very pleased .
Aleo tsy adinointsika ny manao ny tsara sy manampy ny tsirairay avy , fa amin ' ny fanatitra tahaka izany no tena mahafaly an'Andriamanitra .
HEB 13:17     Alignment score: 0.214 → 0.218
Obey and submit to your leaders , for they keep watch over your souls as those
who will give account . Obey so that your leaders will do this with joy , and not with groaning , which would be useless to you .
Mankatoava sy maneke ireo mpitarika anareo , fa izy ireo no miahy ny fanahinareo , tahaka ireo izay hanao tatitra . Mankatoava mba hanao izany am - pifaliana ireo mpitondra anareo , fa tsy am - pisentoana , izay lasa tsy misy dikany ho anareo .
HEB 13:18     Alignment score: 0.279
Pray for us , for we are convinced that we have a good conscience and that we desire to live rightly in all things .
Mivavaha ho anay , fa izahay dia nino fa manana feon
' ny fieritreretana madio ary maniry hiaina am - pahamarinana ny zavatra rehetra .
HEB 13:19     Alignment score: 0.142 → 0.142
I encourage
you even more to do this , so that I will be returned to you sooner .
Manosika anareo bebe kokoa aza aho mba hanao izany , ka mba hiverina faingana aminareo aho .
HEB 13:20     Alignment score: 0.467
Now may the God of peace , who brought back from the dead the great shepherd of the sheep , our Lord Jesus , by the blood of the eternal covenant ,
Ary ilay Andriamanitry ny fiadanana , izay nanangana tamin ' ny maty ilay mpiandry ondry lehibe , ny Tompontsika Jesosy , tamin ' ny alalan ' ny ràn ' ny fanekena mandrakizay ,
HEB 13:21     Alignment score: 0.303 → 0.313
equip you with everything good to do his will , working in us what is pleasing to him , through Jesus Christ , to whom be the glory forever and ever . Amen .
dia hanatsara anareo amin ' ny asa tsara rehetra mba hanaovana ny sitrapony . Izy anie hiasa ao anatintsika izay tena ankasitrahana eo anatrehany
, amin ' ny alalan'i Jesosy Kristy , izay homena ny voninahitra mandrakizay . Amena .
HEB 13:22     Alignment score: 0.272
Now I encourage
you , brothers , to bear with the word of encouragement that I have briefly written to you .
Ary mankahery anareo aho , ry rahalahy , mba hizaka ny tenin ' ny fampaherezana izay nosoratako fohy ho anareo .
HEB 13:23     Alignment score: 0.205 → 0.239
Know that our brother Timothy has been set free , with whom I will see you if he comes soon .
Fantaro fa efa nafahana Timoty rahalahintsika , izay hiaraka amiko hijery anareo raha tonga aloha izy .
HEB 13:24     Alignment score: 0.445 → 0.445
Greet all your leaders and all God 's holy people . Those from Italy greet you .
Ataovy veloma ireo mpitarika anareo rehetra sy ireo mpino rehetra . Ireo izay avy any Italia dia manao veloma anareo .
HEB 13:25     Alignment score: 0.369 → 0.422
May grace be with you all .
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana .
HEB 13     Average alignment score: 0.316 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13