Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 9:1     Alignment score: 0.331
Now even the first covenant had regulations for worship and an earthly sanctuary .
Ary na dia ny fanekena voalohany aza dia nanana fitsipi - pivavahana sy fitoerana masina eto an - tany
.


HEB 9:2     Alignment score: 0.503 → 0.503
For a tabernacle was prepared . The first room , in which were the lampstand , the table , and the bread of the presence , was called the holy place .
Fa nisy tabernakely izay nomanina . Ny efitra voalohany , izay nisy ny fitoeran - jiro , ny latabatra , ary ny mofon ' ny fanatrehana
, dia nantsoina hoe fitoerana masina .
HEB 9:3     Alignment score: 0.436
Behind the second curtain was another room in the tabernacle , called the most holy place .
Ao ambadiky ny lamba faharoa dia nisy efitra iray hafa , antsoina hoe toerana masina indrindra .
HEB 9:4     Alignment score: 0.445
It had a golden altar for incense . It also had the ark of the covenant , which was completely overlaid with gold . Inside it was a golden jar that held
the manna , Aaron 's rod that budded , and the tablets of the covenant .
Nisy alitara volamena ho an ' ny ditin - kazo manitra izany . Nisy ny fiaran ' ny fanekena ihany koa , izay rakotra volamena tanteraka . Tao anatin'izany dia nisy siny volamena izay nisy ny mana , ny tehin'i Arona izay naniry , ary ireo vato fisaky ny fanekena .
HEB 9:5     Alignment score: 0.416 → 0.441
Above the ark of the covenant , glorious cherubim overshadowed the atonement lid , which we can not now talk about in detail .
Eny ambonin ' ny fiaran ' ny fanekena , dia kerobima be voninahitra maro no manaloka ny sarona fanaronana , izay tsy afaka resahanay amin ' ny antsipirihiny ankehitriny .
HEB 9:6     Alignment score: 0.359
After these
things were prepared , the priests always entered the outer room of the tabernacle to perform their services .
Rehefa voahomana ireo zavatra ireo , dia niditra tao amin ' ny efitra ivelan ' ny tabernakely foana ireo mpisorona mba hanao ny fanompoan'izy ireo .
HEB 9:7     Alignment score: 0.358
But only the high priest entered the second room , once each year , and not without blood that he offered for himself and for the people 's unintentional sins .
Fa ny mpisoronabe ihany no niditra indray mandeha isan - taona tao amin ' ny efitra faharoa , ary niaraka tamin ' ny izay natolony ho an ' ny tenany sy ho an'ireo fahotana tsy ninian'ireo olona .
HEB 9:8     Alignment score: 0.37 → 0.385
The Holy Spirit showed that as long as the first tabernacle was still standing , the way into the most holy place had not yet appeared .
Nasehon ' ny Fanahy Masina fa ny lalana mankao amin ' ny toerana masina indrindra dia mbola tsy naseho
raha mbola mitsangana ny tabernakely voalohany .
HEB 9:9     Alignment score: 0.276 → 0.294
This was an illustration for the present time . Both the gifts and sacrifices
that are now being offered are not able to perfect the worshiper 's conscience .
Izany dia fanoharana ho an'izao fotoana ankehitriny izao . Ireo fanomezana sy ireo sorona izay atolotra ankehitriny dia samy tsy afaka hahatanteraka ny fieritreretan ' ny mpivavaka iray .
HEB 9:10     Alignment score: 0.196 → 0.206
They are only concerned with food and drink and various ceremonial washings , regulations for the body until the time of the new order .
Mifantoka amin ' ny sakafo sy zava - pisotro sy karazam
- pomba fidiovana maro fotsiny ireo . Ireo rehetra ireo dia fitsipika ho an ' ny nofo avokoa izay nomena mandra - panamboarana ny fandaminana vaovao .
HEB 9:11     Alignment score: 0.374 → 0.399
Christ came
as a high priest of the good things that have come . He went through the greater and more perfect tabernacle that was not made by human hands , one not belonging to this created world .
Kristy dia niavy tahaka ny mpisoronaben'ireo zavatra tsara izay tonga . Nandeha tamin ' ny alalan ' ny tabernakely lehibe kokoa sy lafatra kokoa izay tsy nataon ' ny tanan'olombelona Izy , izay tsy an'izao tontolo voahary izao .
HEB 9:12     Alignment score: 0.368 → 0.377
It was not by the blood of goats and calves , but by his own blood that he entered into the most holy place once for all and secured our eternal redemption .
Tsy tamin ' ny ràn'ireo osy lahy sy vantotr'omby vavy izany , fa tamin ' ny ràny manokana izay niditra tao amin ' ny toerana masina indrindra indray mandeha monja ho an ' ny rehetra ary niaro ny famonjentsika mandrakizay .
HEB 9:13     Alignment score: 0.312
For if the blood of goats and bulls and the sprinkling of a heifer 's ashes on those who have been defiled sanctifies them for the cleansing of their flesh ,
Fa raha ny ràn'ireo osy sy ireo omby lahy ary ny famafazana ny lavenon ' ny vantotr'omby vavy eo amin'ireo izay lasa maloto no manokana azy ireo eo amin'Andriamanitra ho fanadiovana ny nofon'izy ireo ,
HEB 9:14     Alignment score: 0.363 → 0.388
how much more will the blood of Christ , who through the eternal Spirit offered himself unblemished to God , cleanse our conscience from dead works to serve the living God ?
toy ny ahoana ny fihoaran ' ny ràn'i
Kristy , izay nanolotra ny Tenany tsy misy kilema ho an'Andriamanitra tamin ' ny alalan ' ny Fanahy mandrakizay , hanadio ny fieritreretantsika hiala amin ' ny asa maty mba hanompoana ilay Andriamanitra velona ?
HEB 9:15     Alignment score: 0.425 → 0.428
For this reason , he is the mediator of a new covenant . This is so that , since a death has taken place to redeem those under the first covenant from their transgressions
, those who are called will receive the promise of an eternal inheritance .
Noho izany antony izany , dia Izy no mpanalalana ny fanekena vaovao . Izany dia , satria nisy fahafatesana iray niseho mba hanafaka ireo izay ambanin ' ny fanekena voalohany amin ' ny fahotan'izy ireo , dia handray ny fampanantenan ' ny lova mandrakizay ireo izay voaantso .
HEB 9:16     Alignment score: 0.231
For where there is a will , the death of the person who made it must be proven .
Fa raha misy didim - pananana , ny fahafatesan
' ilay olona izay nanao izany dia tsy maintsy voaporofo .
HEB 9:17     Alignment score: 0.265 → 0.282
For a will is only valid when there has been a death , because it has no force while the one who made it is still alive
.
Fa rehefa misy fahafatesana ihany vao manan - kery ny didim - pananana , satria tsy manan - kery izany raha toa ka mbola velona ilay olona izay nanao izany .
HEB 9:18     Alignment score: 0.39 → 0.393
So not even the first covenant was established without blood .
Koa na dia ny fanekena voalohany aza tsy natao raha tsy nisy .
HEB 9:19     Alignment score: 0.456
For when Moses had given every command in the law to all the people , he took the blood of the calves and the goats , with water , red wool , and hyssop , and sprinkled both the scroll itself and all the people .
Fa rehefa nanome ny didy rehetra tao amin ' ny lalàna tamin'ireo olona rehetra Mosesy , dia naka ny ràn'ireo omby sy ireo osy , niaraka tamin ' ny rano , volon'ondry jaky mena , sy hysopa izy , ary namafy teo amin ' ny boky sy ny olona rehetra .
HEB 9:20     Alignment score: 0.416
Then he said , " This is the blood of the covenant that God has commanded for you . "
Ary izy niteny hoe : " Inty no ràn ' ny fanekena izay nandidian'Andriamanitra ho anareo . "
HEB 9:21     Alignment score: 0.355
In the same manner , he sprinkled the blood on the tabernacle and all the containers used in the ministry .
Toy izany koa , dia namafy ny teo amin ' ny tabernakely sy ireo fitoeran - javatra rehetra hampiasaina
amin ' ny fanompoana izy .
HEB 9:22     Alignment score: 0.408
According to the law , almost everything is cleansed with blood . Without the shedding of blood there is no forgiveness .
Araka ny lalàna , dia saika ny zavatra rehetra no voadio tamin ' ny . Raha tsy misy fandatsahan - drà dia tsy misy famelan
- keloka .
HEB 9:23     Alignment score: 0.243 → 0.287
Therefore it was necessary that the copies of the things in heaven should be cleansed with these
animal sacrifices . However , the heavenly things themselves had to be cleansed with much better sacrifices .
Noho izany dia nilaina ny tandindon'ireo zavatra any an - danitra mba ho voadion ' ny soron'ireo biby ireo . Na izany aza , ireo zavatry ny lanitra mihintsy no nila nodiovina tamin ' ny sorona tsara kokoa .
HEB 9:24     Alignment score: 0.369
For Christ did not enter into the most holy place made with hands , which is only a copy of the true one . Rather , he entered into heaven itself , to appear now in God 's presence for us .
Fa Kristy dia tsy niditra tao amin ' ny toerana masina indrindra izay nataon
' ny tanana , izay tandindon'ilay iray izay tena izy fotsiny ihany . Fa kosa niditra tany an - danitra mihintsy Izy , mba hiseho eo amin ' ny fanatrehan'Andriamanitra ho antsika ankehitriny .
HEB 9:25     Alignment score: 0.432
He did not go there in order to offer himself many times , as does the high priest , who enters the most holy place year by year with the blood of another .
Tsy nandeha tao mba hanolotra ny tenany imbetsaka Izy , tahaka ny fanaon ' ny mpisoronabe , izay miditra ao amin ' ny toerana masina indrindra isan - taona niaraka tamin ' ny ràn ' ny hafa .
HEB 9:26     Alignment score: 0.269 → 0.282
If that had been the case
, then he would have had to suffer many times since the foundation of the world . But now he has appeared at the end of the ages to do away with sin by the sacrifice of himself .
Fa raha izany ny zava - nitranga , dia nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin ' ny fanorenana izao tontolo izao Izy . Fa ankehitriny dia indray mandeha monja no nampisehoana Azy mba hanaisotra ny fahotana amin ' ny alalan ' ny soron ' ny tenany ihany .
HEB 9:27     Alignment score: 0.263
Just as man is appointed to die once , and after that comes judgment ,
Efa natao ho faty indray mandeha ny olon
- drehetra , ary aorian'izany no ho avy ny fitsarana .
HEB 9:28     Alignment score: 0.375
so also , Christ was offered once to take away the sins of many , and will appear a second time , not to deal with sin , but for the salvation of those
who are waiting for him .
Tahaka izany ihany koa , Kristy , izay natolotra indray mandeha mba hanala ireo fahotan ' ny maro , dia hiseho fanindroany , tsy handraraha ny ota , fa ho an ' ny famonjena ireo izay miandry Azy amim - paharetana .
HEB 9     Average alignment score: 0.37 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13