Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 7:1     Alignment score: 0.396 → 0.421
It was this Melchizedek , king of Salem , priest of God Most High , who met Abraham returning from the slaughter of the kings and blessed him .
Melkizedeka izany , mpanjakan'i Salema , mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra , izay nifanena tamin'i Abrahama rehefa niverina avy nandresy ireo mpanjaka ary nitahy azy .


HEB 7:2     Alignment score: 0.399 → 0.399
It was to him that Abraham gave a tenth of everything . First , the translation of his name means " king of righteousness " ; then he is also " king of Salem , " that is , " king of peace . "
Izy no nomen'i Abrahama ny ampahafolon ' ny zavatra rehetra . Ny anarany hoe " Melkizedeka " dia midika hoe " mpanjakan
' ny fahamarinana . " Ny anarany hafa dia " mpanjakan'i Salema , " izany dia : " mpanjakan ' ny fiadanana . "
HEB 7:3     Alignment score: 0.239 → 0.256
He is without father , without mother , without ancestors , with neither beginning of days nor end of life . And resembling the Son of God , he remains a priest forever .
Izy dia tsy manan
- dray , tsy manan - dreny , tsy manana razambe , ary tsy manana fiantombohan'ireo andro sady tsy manana fiafaran ' ny fiainana . Fa kosa , mitovy amin ' ny Zanak'Andriamanitra izy , satria mitoetra ho mpisorona mandrakizay .
HEB 7:4     Alignment score: 0.271
See how great this man was to whom the patriarch
Abraham gave a tenth of the things that he had taken in battle .
Jereo ny halehiben'io lehilahy io . Ny razambentsika Abrahama dia nanome ny ampahafolon'ireo zavatra izay azony tamin ' ny ady .
HEB 7:5     Alignment score: 0.325 → 0.333
The descendants of Levi who receive the priestly office have a command according to the law to collect tithes from the people , that is , from their brothers , even though they , too , are descended from Abraham .
Amin ' ny lafiny iray , ireo zanaka lahin'i Levy izay mandray ny fisoronana dia manana baiko avy amin ' ny lalàna mba hanangona ny ampahafolon - karena avy any amin'ireo olona , izany dia , avy amin'ireo rahalahin'izy ireo , na izany aza izy ireo , ihany koa , dia avy amin ' ny vatan'i
Abrahama .
HEB 7:6     Alignment score: 0.356 → 0.368
But Melchizedek , whose descent was not traced from them , received tithes from Abraham , and blessed him , the one who had the promises .
Fa amin ' ny lafiny iray , Melkizedeka , izay tsy voasoritra avy amin'izy ireo ny taranany , dia nandray ampahafolon - karena avy amin'i Abrahama , ary nanome tso - drano azy , ilay iray izay nanana ireo fampanantenana .
HEB 7:7     Alignment score: 0.069 → 0.097
There is no denying that the lesser person is blessed by the greater person .
Tsy misy fandavana fa ny olona
ambany indrindra dia omen ' ny olona ambony indrindra tso - drano .
HEB 7:8     Alignment score: 0.261 → 0.262
In this case , mortal men receive tithes , but in that case , it is testified that he lives on .
Amin'izany tranga izany , ny olona mety maty dia mandray ampahafolon - karena , fa amin'ity tranga ity dia voaporofo fa mbola velona izy .
HEB 7:9     Alignment score: 0.481 → 0.486
And , in a manner of speaking , Levi , who received tithes , also paid tithes through Abraham ,
Ary , amin ' ny fomba firesaka , Levy , izay nandray ampahafolon - karena , dia nandoa ampahafolon - karena tamin ' ny alalan'i
Abrahama ihany koa ,
HEB 7:10     Alignment score: 0.573
because Levi was in the body of his ancestor
when Melchizedek met Abraham .
satria Levy dia tao anatin ' ny tenan ' ny razambeny rehefa nihaona tamin'i Abrahama i Melkizedeka .
HEB 7:11     Alignment score: 0.381 → 0.427
Now if perfection were possible through the Levitical priesthood ( for under it the people received the law ) , what further need would there have been for another priest to arise
after the manner of Melchizedek , and not be considered to be after the manner of Aaron ?
Ankehitriny raha azo atao amin ' ny alalan ' ny fisoronana levitika ny fahatanterahana ( fa tao ambanin'izany ny olona no nandray ny lalàna ) , dia filàna bebe kokoa inona no mety nisy ho an ' ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkizedeka , ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona ?
HEB 7:12     Alignment score: 0.42
For when the priesthood is changed , the law must also be changed .
Fa rehefa novàna ny fisoronana , dia tsy maintsy hovàna ihany koa ny lalàna .
HEB 7:13     Alignment score: 0.246
For the one about whom these things are said belongs to another tribe , from which no one has ever served at the altar .
Fa ilay iray izay nilazana
ny momban'ireo zavatra ireo dia an ' ny foko hafa , izay tsy misy olona manompo eo amin ' ny alitara mihintsy .
HEB 7:14     Alignment score: 0.414 → 0.43
Now clearly it is from Judah that our Lord was born
, a tribe that Moses never mentioned concerning priests .
Fa mazava ankehitriny , fa avy amin'i Joda no nahaterahan ' ny Tompontsika , foko izay tsy nolazain'i Mosesy mihintsy ny mahakasika ireo mpisorona .
HEB 7:15     Alignment score: 0.257
What we say is even clearer when another priest arises
in the likeness of Melchizedek .
Izay lazaintsika dia efa mazava kokoa raha misy mpisorona hafa mitsangana amin ' ny endrik'i Melkizedeka .
HEB 7:16     Alignment score: 0.162 → 0.183
This one became
a priest , not based on a law of physical requirement , but by the power of an everlasting life .
Tsy avy tamin ' ny fototry ny lalànan ' ny taranaky ny nofo no nahatonga azy ho mpisorona , fa kosa avy tamin ' ny fototry ny herin ' ny fiainana tsy mety levona .
HEB 7:17     Alignment score: 0.488
For scripture witnesses
about him : " You are a priest forever according to the order of Melchizedek . "
Fa ny Soratra Masina dia mijoro vavolombelona momba azy hoe : " Ianao dia mpisorona mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka .
HEB 7:18     Alignment score: 0.178 → 0.182
For not only has the former command been set aside because it is weak and useless
Fa nisy fanafoanana ny didy teo aloha satria nalemy sy tsy nisy dikany izany .
HEB 7:19     Alignment score: 0.218 → 0.216
for the law made nothing perfect but also a better hope is introduced , through which we come
near to God .
Fa tsy nisy zavatra nataon ' ny lalàna tonga lafatra . Kanefa , misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa ho an ' ny ho avy izay hanatonantsika an'Andriamanitra .
HEB 7:20     Alignment score: 0.239 → 0.262
And it was not without an oath ! Others became
priests without any oath ,
Tsy nitranga izany raha tsy nisy ny fandraisana fianianana . Amin ' ny lafiny iray , ireo hafa ireo dia tonga mpisorona tsy nila fianianana .
HEB 7:21     Alignment score: 0.338 → 0.344
but he became
a priest with an oath by the one who said to him , " The Lord has sworn and he will not change his mind : ' You are a priest forever . ' "
Fa amin ' ny lafiny iray hafa , ity iray ity , Jesosy , dia tonga mpisorona tamin ' ny alalan ' ny fianianana nataon'ilay nilaza taminy hoe : " Ny Tompo dia nianiana ary tsy hiova amin ' ny heviny hoe : ' Ianao dia mpisorona mandrakizay . ' "
HEB 7:22     Alignment score: 0.381
By this also Jesus has given the guarantee of a better covenant .
Tamin ' ny alalan'izany ihany koa Jesosy no nanome antoka ny fanekem - pihavanana tsara kokoa .
HEB 7:23     Alignment score: 0.24 → 0.264
The former priests were many in number , since death prevented them from continuing in office .
Amin ' ny lafiny iray , maro no tonga mpisorona satria ny fahafatesana no manakana azy ireo hanohy .
HEB 7:24     Alignment score: 0.36
But because Jesus continues to live forever , he has a permanent priesthood .
Amin ' ny lafiny iray hafa , satria Jesosy mitoetra mandrakizay , dia manana fisoronana mandrakizay izy .
HEB 7:25     Alignment score: 0.295 → 0.296
Therefore he is also able to save completely those
who approach God through him , because he always lives to intercede for them .
Noho izany izy ihany koa dia afaka mamonjy tanteraka ireo izay manatona an'Andriamanitra amin ' ny alalany , satria izy dia miaina foana mba hanelanelana ho azy ireo .
HEB 7:26     Alignment score: 0.329 → 0.334
For it was indeed fitting that we should have such a high priest , who is holy , innocent , pure , separated from sinners , and exalted above the heavens .
Fa ny mpisoronabe tahaka izany dia mety ho antsika . Izy dia tsy manam - pahotana , tsy manan - tsiny , madio , nosarahana tamin'ireo mpanota , ary tonga ambony noho ireo lanitra .
HEB 7:27     Alignment score: 0.419 → 0.418
He does not need , unlike the high priests , to offer up daily sacrifices
, first for his own sins , and then for the sins of the people . He did this once for all when he offered himself .
Tsy mila izy , tsy tahaka ireo mpisoronabe , hanolotra sorona isan'andro , ny voalohany ho an'ireo fahotany manokana , ary avy eo ho an'ireo fahotan ' ny olona . Efa nanao izany indray mandeha ho an ' ny rehetra izy , rehefa nanolotra ny tenany .
HEB 7:28     Alignment score: 0.456
For the law appoints as high priests men who have weaknesses
. But the word of the oath , which came after the law , appointed a Son , who has been made perfect forever .
Fa ny lalàna manondro ny olona izay manana fahalemena ho mpisoronabe . Fa ny tenin ' ny fianianana , izay tonga taorian ' ny lalàna , dia nanendry Zanaka lahy , izay natao tonga lafatra mandrakizay .
HEB 7     Average alignment score: 0.346 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13