Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 10:1     Alignment score: 0.33 → 0.335
For the law is only a shadow of the good things to come
, not the real forms of those things themselves . Those who approach God can never be made perfect by the same sacrifices that the priests continually bring year after year .
Fa ny lalàna dia alok'ireo zavatra tsara ho avy fotsiny , fa tsy tena endrik'ireo zavatra ireo . Ireo izay manatona an'Andriamanitra dia tsy afaka ny ho lafatra amin ' ny alalan ' ny sorona mitovy amin'izay entin'ireo mpisorona isan - taona .


HEB 10:2     Alignment score: 0.221 → 0.234
Otherwise , would the sacrifices
not have ceased to be offered ? For the worshipers would have been cleansed one time and would no longer have any consciousness of sin .
Raha izany tsy efa nitsahatra ny nanolotra ireny sorona ireny ve izy ireo ? Amin'izany tranga izany , raha efa nodiovina indray mandeha monja izy ireo , dia tsy mba hahafantatra ny ota intsony ireo mpivavaka .
HEB 10:3     Alignment score: 0.321 → 0.322
But with those sacrifices
there is a reminder of sins year after year .
Fa amin'ireo sorona ireo dia misy fampatsiahivana ireo ota isan - taona .
HEB 10:4     Alignment score: 0.212
For it is impossible for the blood of bulls and goats to take away sins .
Satria ny ràn ' ny omby lahy sy osy lahy dia tsy mahavita manala ireo ota .
HEB 10:5     Alignment score: 0.422 → 0.43
When Christ came into the world , he said , " Sacrifices
and offerings you did not desire , but a body you have prepared for me ;
Rehefa tonga teto amin'izao tontolo izao Kristy , dia niteny Izy hoe : " Tsy sorona na koa fanatitra no nirianareo . Fa kosa , vatana izay efa nomaninareo ho Ahy .
HEB 10:6     Alignment score: 0.174
with burnt offerings
and sin offerings you did not take pleasure .
Ny fanatitra nodorana na sorona ho an ' ny ota dia tsy nifalianao .
HEB 10:7     Alignment score: 0.31
Then I said , ' See , here I am as it is written about me in the scroll to do your will , God . ' "
Ary hoy Aho hoe : " Jereo , inty Aho , araka izay voasoratra momba Ahy ao amin ' ny Soratra
Masina , mba hanao ny sitrakareo . "
HEB 10:8     Alignment score: 0.278 → 0.282
First he said , " It was neither sacrifices
, nor offerings , nor whole burnt offerings , nor sin offerings that you desired . Nor did you take pleasure in them . " These are sacrifices that are offered according to the law .
Voalohany niteny izy hoe : " Tsy sorona , na koa fanatitra , na fanatitra nodorana , na sorona ho an ' ny ota no nirinareo . Ary Ianao tsy nifaly tao amin'izy ireny . " Ireny dia sorona izay atolotra araka ny lalàna .
HEB 10:9     Alignment score: 0.353 → 0.36
Then he said , " See , here I am to do your will . " He takes away the first practice in order to establish the second practice .
Ary niteny izy hoe : " Jereo , inty Aho hanao ny sitrakareo . " Izy dia nanala ny fampiharana voalohany mba hametrahana ny fampiharana faharoa .
HEB 10:10     Alignment score: 0.386 → 0.386
By that will , we have been sanctified through the offering
of the body of Jesus Christ once for all .
Tamin'izany sitraka izany , isika dia nohamasinina tamin ' ny alalan ' ny fanatitry ny vatan'i Jesosy Kristy indray mandeha monja .
HEB 10:11     Alignment score: 0.215 → 0.216
Day after day every priest stands and ministers , offering
the same sacrifices again and again sacrifices that can never take away sins .
Amin ' ny lafiny iray , ny mpisorona rehetra dia mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra . Izy dia manolotra sorona mitovy hatrany , na izany aza izy ireo dia tsy afaka manala ireo ota mihintsy .
HEB 10:12     Alignment score: 0.35
But when Christ offered for all time one sacrifice for sins , he sat down at the right hand of God .
Amin ' ny lafiny iray hafa , Kristy dia nanolotra sorona iray ho an ' ny ota mandrakizay , nipetraka teo an - tanan'ankavanan'Andriamanitra Izy .
HEB 10:13     Alignment score: 0.37 → 0.375
He is waiting until his enemies are made a footstool for his feet .
Izy dia miandry mandra - panaovana ireo fahavalony ho fitoeran - tongotra
ho an ' ny tongony .
HEB 10:14     Alignment score: 0.391 → 0.409
For by one offering he has perfected forever those
who are being sanctified .
Fa tamin ' ny fanatitra iray izy dia nahalavorary mandrakizay ireo izay nohamasinina .
HEB 10:15     Alignment score: 0.394 → 0.394
The Holy Spirit also testifies to us . First he says ,
Ny Fanahy Masina koa dia mijoro
vavolombelona ho antsika . Fa tamin ' ny voalohany Izy niteny hoe :
HEB 10:16     Alignment score: 0.379
" This is the covenant that I will make with them after those
days , says the Lord . I will put my laws in their hearts , and I will write them on their minds . "
" Ity no fanekena izay ho ataoko miaraka amin'izy ireo aorian'ireo andro ireo , hoy ny Tompo . Hapetrako ao am - pon'izy ireo ny lalàko , ary hanoratra izany ao an - tsain'izy ireo Aho .
HEB 10:17     Alignment score: 0.177 → 0.2
Then he adds , " Their sins and lawlessness I will remember no longer . "
Tsy hahatsiaro ny ota sy ireo helok'izy ireo intsony Aho . "
HEB 10:18     Alignment score: 0.357 → 0.359
Now where there is forgiveness for these
, there is no longer any sacrifice for sin .
Ary na aiza misy famelana izany , dia tsy misy sorona ho an ' ny ota intsony .
HEB 10:19     Alignment score: 0.478
Therefore , brothers , we have confidence to enter into the most holy place by the blood of Jesus .
Noho izany , ry rahalahy , isika dia manana fahatokiana ny hiditra ao amin ' ny toerana masina indrindra tamin ' ny ràn'i
Jesosy .
HEB 10:20     Alignment score: 0.3 → 0.299
That is the new and living way that he has established for us through the curtain , that is , by means of his flesh .
Izany no lalana vaovao sady velona izay nosokafany
ho antsika tamin ' ny alalan ' ny lamba , izany hoe , tamin ' ny alalan ' ny nofony .
HEB 10:21     Alignment score: 0.405
Because we have a great priest over the house of God ,
Satria isika dia manana mpisorona lehibe mitandrina ny tranon'Andriamanitra ,
HEB 10:22     Alignment score: 0.268
let us approach with true hearts in the full assurance of faith , having our hearts sprinkled clean from an evil conscience and having our bodies washed with pure water .
aoka isika hanatona amin ' ny fo madio amin ' ny finoana feno fahatokiana , mba hananantsika fo voadio amin ' ny fieritreretana ratsy ary hananantsika vatana voadio tamin ' ny rano madio .
HEB 10:23     Alignment score: 0.238 → 0.252
Let us also hold firmly to the hope we confess
, for he who promised is faithful .
Aoka isika hiazona mafy ny fanekena ny fiandrandrana mahatokintsika , tsy am - pihozongozonana , satria Andriamanitra , izay nampanantena , dia mahatoky .
HEB 10:24     Alignment score: 0.21
Let us think carefully about how to motivate one another to love and good deeds .
Aoka isika handinika ny fomba handrisihana ny tsirairay amin ' ny fitiavana sy ireo asa tsara .
HEB 10:25     Alignment score: 0.267 → 0.269
Let us not abandon meeting together , as some have done . Instead , encourage
one another , and all the more as you see the day coming closer .
Aoka isika tsy hanajanona ny fiarahana miangona , tahaka ny nataon ' ny sasany . Fa kosa , mifankahereza hatrany hatrany , ary maika fa hitanareo fa manakaiky ny andro .
HEB 10:26     Alignment score: 0.326
For if we deliberately go on sinning after we have received the knowledge of the truth , a sacrifice for sins no longer remains .
Fa raha toa isika minia manota rehefa avy nandray ny fahalalana ny marina , dia tsy misy fanatitra ho an ' ny ota intsony .
HEB 10:27     Alignment score: 0.196 → 0.199
Instead , there is only a certain fearful expectation of judgment , and a fury of fire
that will consume God 's enemies .
Fa kosa , tokana ihany ny fiandrasana mahatahotry ny fitsarana , ary fahatezerana mirehitra izay hamotika ireo fahavalon'Andriamanitra .
HEB 10:28     Alignment score: 0.347 → 0.353
Anyone who has rejected the law of Moses dies without mercy at the testimony of two or three witnesses
.
Na iza na iza nandà ny lalàn'i Mosesy dia ho faty tsy misy indrafo amin ' ny fijorona vavolombelon'ireo roa na telo izay nanatri - maso .
HEB 10:29     Alignment score: 0.328 → 0.333
How much worse punishment do you think one deserves who has trampled underfoot the Son of God , who has regarded the blood of the covenant as unholy the blood by which he was sanctified and has insulted the Spirit of grace ?
Fanasaziana ratsy lavitra toy ny ahoana no eritreretinareo fa mendrika ireo izay nanitsaka ny Zanak'Andriamanitra , izay nanao ny ràn ' ny fifanekena ho tsy masina Ilay izay nanamasinana Azy ary naniratsira ny Fanahin ' ny fahasoavana ?
HEB 10:30     Alignment score: 0.301 → 0.369
For we know the one who said , " Vengeance belongs to me ; I will pay back . " And again , " The Lord will judge his people . "
Fa isika mahafantatra ilay iray izay niteny hoe : " Ahy ny valifaty ; Izaho no hamaly . " Ary koa : " Ny Tompo dia hitsara ny olony
. "
HEB 10:31     Alignment score: 0.192 → 0.258
It is a fearful thing to fall into the hands of the living God !
Zavatra mampitahotra
no hilatsaka eo an - tananan ' ny Andriamanitra velona !
HEB 10:32     Alignment score: 0.249
But remember the former days , after you were enlightened , how you endured a great struggle in suffering .
Fa tadidio ireo andro taloha , rehefa nohazavaina ianareo , ny fomba niharetanareo ny ady mafy tamin ' ny fijaliana .
HEB 10:33     Alignment score: 0.161 → 0.161
Sometimes you were publicly exposed to insult and persecution
, and other times you shared with those who were so treated .
Ianareo dia nalaina baraka ampahibemaso tamin ' ny fanaratsiana sy tamin ' ny fanenjehana , ary ianareo dia niaraka nizara tamin'ireo izay nandalo fijaliana toy izany .
HEB 10:34     Alignment score: 0.282 → 0.283
For you had compassion on those who were prisoners , and you accepted with joy the seizure of your possessions
. You knew that you yourselves had a better and everlasting possession .
Satria ianareo dia nanana fangoraham - po tamin'ireo izay voafonja , ary ianareo dia nanaiky tamin - pifaliana ny fangalàna ny fanananareo . Dia nahafantatra ianareo fa ny tenanareo dia manana fananana tsara kokoa sy maharitra mandrakizay .
HEB 10:35     Alignment score: 0.259
So do not throw away your confidence , which has a great reward .
Noho izany dia aza ariana ny fahatokianareo , izay manana valisoa lehibe .
HEB 10:36     Alignment score: 0.342 → 0.363
For you need perseverance so that when you have done the will of God , you will receive what he has promised .
Fa ianareo dia mila faharetana , mba hahazaoanareo izay nampanantenain'Andriamanitra , rehefa nanao ny sitrapony ianareo .
HEB 10:37     Alignment score: 0.23
" For in a very little while , the one who is coming will indeed come
and not delay .
Fa tsy ho ela akory , ilay iray izay ho avy dia ho avy tokoa ary tsy ho tara .
HEB 10:38     Alignment score: 0.345 → 0.349
My righteous one will live
by faith . If he shrinks back , my soul will not be pleased with him . "
Ny oloko marina dia hivelona amin ' ny finoana . Raha mihemotra izy , Izaho dia tsy ho faly aminy . "
HEB 10:39     Alignment score: 0.212 → 0.215
But we are not any of those
who turn back to destruction , but we are among those who have faith and preserve their souls .
Fa isika dia tsy anisan'ireo izay mihemotra ho amin ' ny faharavana . Fa kosa , isika dia anisan'ireo izay manana finoana ho amin ' ny fihazonana ny fanahintsika .
HEB 10     Average alignment score: 0.302 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13