Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 8:1     Alignment score: 0.297 → 0.305
Now the point of what we are saying is this : We have a high priest who has sat down at the right hand of the throne of the Majesty in the heavens .
Ary ny fototry
ny zavatra lazainay dia izao : Isika dia manana mpisoronabe izay nipetraka teo an - tanan'ankavanan ' ny seza fiandrianan'ilay be Voninahitra any an - danitra .


HEB 8:2     Alignment score: 0.526 → 0.531
He is a servant in the holy place , the true tabernacle that the Lord , not a man , set up .
Izy dia mpanompo ao amin ' ny toerana masina , ilay tabernakely marina izay ny Tompo , fa tsy ny olona , no nanorina azy .
HEB 8:3     Alignment score: 0.323
For every high priest is appointed to offer both gifts and sacrifices
. Therefore it is necessary to have something to offer .
Fa ny mpisoronabe rehetra dia notendrena hanolotra fanomezana sy sorona . Noho izany dia ilaina ny manana zavatra ho atolotra .
HEB 8:4     Alignment score: 0.41 → 0.411
Now if Christ were on earth , he would not be a priest at all , since there are those
who offer the gifts according to the law .
Ary raha teto an - tany Kristy , dia tsy ho mpisorona akory Izy , satria misy ireo izay manolotra fanomezana araka ny lalàna .
HEB 8:5     Alignment score: 0.348 → 0.347
They serve a copy and shadow of the heavenly things . It is just as Moses was warned by God when he was about to construct the tabernacle : God said , " See that you make everything according to the pattern that was shown to you on the mountain
. "
Izy ireo dia manompo ao amin ' ny tabernakely izay tandindona sy aloky ny zavatra any an - danitra . Izany dia toy ny nampitandreman ' Andriamanitra an'i Mosesy raha izy handeha hanamboatra tabernakely : hoy Andriamanitra hoe : " Jereo mba ho ataonao araka ny modely izay efa naseho anao teny an - tendrombohitra ny zavatra rehetra . "
HEB 8:6     Alignment score: 0.418
But now Christ has received a much better ministry , just as he is also the mediator of a better covenant , which is based on better promises .
Fa ankehitriny Kristy dia nandray asa fanompoana tsara lavitra . Izany dia noho izy mpanelanelana ihany koa amin ' ny fanekena tsara kokoa , izay mifototra amin ' ny fampanantenana tsara kokoa .
HEB 8:7     Alignment score: 0.365 → 0.37
For if that first covenant had been faultless , no occasion for a second would have been sought .
Fa raha tsy nanan - tsiny izany fanekena voalohany izany , dia tsy nisy nilana fanekena faharoa .
HEB 8:8     Alignment score: 0.465 → 0.466
For when God found fault with the people , he said , " See , the days are coming says the Lord when I will make a new covenant with the house of Israel and with the house of Judah .
Fa rehefa nahita tsiny tamin ' ny olona Andriamanitra , dia hoy Izy hoe : " Indro , ho avy ny andro hoy ny Tompo rehefa hanao fanekena vaovao amin ' ny olon'Israely sy ny olon'i
Joda Aho .
HEB 8:9     Alignment score: 0.338 → 0.337
It will not be like the covenant that I made with their ancestors on the day that I took them by their hand to lead them out of the land of Egypt . For they did not carefully obey my covenant , and I disregarded them says the Lord .
Dia tsy ho toy ny fanekena izay nataoko niaraka tamin ' ny razan'izy ireo tamin ' ny andro izay nitondrako azy ireo tamin ' ny tanany hiala avy tamin ' ny tany Egypta izany . Fa izy ireo dia tsy nitoetra tao amin ' ny fanekeko , ary Izaho tsy niraharaha azy ireo hoy ny Tompo .
HEB 8:10     Alignment score: 0.329 → 0.346
This is the covenant that I will make with the house of Israel after those
days , says the Lord . I will put my laws into their minds , and I will also write them on their hearts . I will be their God , and they will be my people .
Fa izao no fanekena izay ho hataoko amin ' ny olon'Israely aorian'ireny andro ireny hoy ny Tompo . Hataoko ao an - tsain'izy ireo ny lalàko , ary ho soratako ao am - pon'izy ireo ihany koa izany . Ho Andriamanitr'izy ireo Aho , ary izy ireo ho oloko .
HEB 8:11     Alignment score: 0.361 → 0.361
They will not teach each one his fellow citizen and each one his brother , saying , ' Know the Lord . ' For they will all know me , from the least of them to the greatest .
Izy ireo dia tsy hampianatra ny mpiara - monina ary ny rahalahiny avy , hiteny hoe : ' Fantaro ny Tompo . ' Fa hahafantatra Ahy ny rehetra , manomboka amin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra amin'izy ireo .
HEB 8:12     Alignment score: 0.215
For I will be merciful toward their evil deeds , and their sins I will not remember any longer . "
Fa Izaho dia hamindra fo amin ' ny tsy fahamarinan'izy ireo , ary tsy hahatsiaro ireo fahotany
intsony . "
HEB 8:13     Alignment score: 0.249 → 0.253
By calling this covenant " new , " he declared the first covenant to be obsolete , and what has become
obsolete and old will soon disappear .
Amin ' ny fitenenana hoe " vaovao " , dia nanao ny fanekena voalohany ho taloha izy , ary izay efa lany andro sy antitra dia efa akaiky ho levona .
HEB 8     Average alignment score: 0.36 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13