Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 12:1     Alignment score: 0.262 → 0.269
Therefore , since we are surrounded by such a large cloud of witnesses
, let us lay aside every weight and easily entangling sin . Let us run with perseverance the race that is placed before us .
Noho izany , satria isika voadidina vavolombelona maro be toy ny rahona , dia andeha isika hamela ny vesatra rehetra sy ny fahotana mora manodidina antsika . Andeha isika hihazakazaka am - paharetana ny fihazakazahana izay napetraka teo alohantsika .


HEB 12:2     Alignment score: 0.335 → 0.348
Let us pay attention to Jesus , the founder and perfecter of the faith . For the joy that was placed before him , he endured the cross , despised its shame , and sat down at the right hand of the throne of God .
Andeha isika hitandrina amin'i Jesosy , ny mpampiatomboka sy mpanantanteraka ny finoana . Fa nohon ' ny hafaliana izay napetraka teo anoloany
, dia niaritra ny hazofijaliana Izy , tsy niraharaha ny henatr'izany , ary nipetraka teo an - tanan'an - kavanan ' ny seza fiandrianan ' Andriamanitra .
HEB 12:3     Alignment score: 0.323
So think about him , the one who has endured such opposition from sinners against himself , so that you do not become
weary and lose heart .
Noho izany eritrereto ny momba Azy , ilay iray izay niaritra fanoherana toy izany avy tamin'ireo mpanota hanohitra ny tenany , mba tsy ho reraka ao am - ponareo ianareo ka hilavo lefona .
HEB 12:4     Alignment score: 0.245
You have not yet resisted or struggled against sin to the point of blood ;
Tsy mbola nanohitra ianareo na nikezaka hanohitra ny fahotana hatramin ' ny fahalatsahan - drà ,
HEB 12:5     Alignment score: 0.239 → 0.266
and you have forgotten the encouragement that instructs you as sons : " My son , do not think lightly of the Lord 's discipline , nor grow
weary when you are corrected by him .
ary adinonareo ny fampaherezana izay nampianarina anareo toy ny amin'ireo zanaka hoe : " Ry zanako lahy , aza manamaivana ny fitsipiky ny Tompo , na mihareraka raha ahitsiny ianareo . "
HEB 12:6     Alignment score: 0.253
For the Lord disciplines the one he loves , and he punishes every son he receives . "
Fa ny Tompo manafay ny rehetra izay tiany , ary Izy manasazy ny zanaka tsirairay izay raisiny .
HEB 12:7     Alignment score: 0.163
Endure suffering as discipline . God deals with you as with sons . For what son is there whom his father does not discipline ?
Miareta fijaliana toy ny fitsipika . Andriamanitra dia mitondra anareo toy ny zanaka . Fa zanaka inona no teo ka tsy nofaizin ' ny rainy ?
HEB 12:8     Alignment score: 0.297
But if you are without discipline , which all people share in , then you are illegitimate and not his sons .
Fa raha tsy manana fitsipika ianareo , izay ananan ' ny olona rehetra , dia zazasary ianareo fa tsy zanany .
HEB 12:9     Alignment score: 0.18 → 0.182
Furthermore , we had human fathers who disciplined us and we respected them . How much more should we submit to the Father of spirits and live !
Ary koa , nanana ny ray ara - nofo toy ny mpanafay isika , ary nanaja azy ireo isika . Tsy tokony hankatoa
kokoa ny Rain ' ny fanahy ve isika ary ho velona ?
HEB 12:10     Alignment score: 0.05 → 0.055
Our fathers disciplined us for a short time as they thought best . But God disciplines us for our benefit , so that we can share in his holiness .
Fa etsy andaniny , ireo raintsika nanafay antsika nandritry
ny andro vitsy araka izay marina tamin'izy ireo .
HEB 12:11     Alignment score: 0.139 → 0.139
No discipline at the time seems to give
joy , but to give sorrow . But later it produces the peaceful fruit of righteousness for those who have been trained by it .
Nefa etsy ankilany , Andriamanitra nanao izany ho an'izay tsara ho antsika mba hafahantsika manana anjara amin ' ny fahamasinany . Tsy misy famaizana mitranga ho mahafinaritra , fa manaintaina aza . Kanefa izany aoriana kely dia mamokatra ny vokatra feno fiadanan ' ny fahamarinana ho an'ireo izay nozarina tamin'izany .
HEB 12:12     Alignment score: 0.245
So strengthen your hands that hang down and your weak knees .
Noho izany hatanjaho
ireo tananareo izay miraviravy sy ireo lohalikareo malemy .
HEB 12:13     Alignment score: 0.262
Make straight paths for your feet , so that what is lame will not be sprained but rather be healed .
Manaova lalana
mahitsy ho an ' ny tongotrareo , mba izay malemy dia tsy hipitsoka fa ho sitrana aza .
HEB 12:14     Alignment score: 0.307
Pursue peace with everyone , and holiness , for without it no one will see the Lord .
Manenjeha fiadanana miaraka amin ' ny olona rehetra , ary ny fahamasinana ihany koa izay tsy hahitan'iza na iza ny Tompo raha tsy miaraka amin'izany .
HEB 12:15     Alignment score: 0.247 → 0.265
Be careful so that no one lacks God 's grace , and that no root of bitterness grows up to cause
trouble , so that many do not become defiled by it ,
Mitandrema mba tsy hisy na iza na iza tsy hanana ny fahasoavan'Andriamanitra , ary tsy hisy fakan ' ny fahangidiana mitombo hiteraka korontana , mba tsy ho maro no lasa voaloto amin'izany .
HEB 12:16     Alignment score: 0.285
and that there is no one who is sexually
immoral or profane , such as Esau , who for one meal sold his own birthright .
Mitandrema mba tsy hisy fijangajangana na olona tsy an'Andriamanitra toa an'i Esao , izay nivarotra ny fizokiany ho an ' ny sakafo iray .
HEB 12:17     Alignment score: 0.382 → 0.398
For you know that afterwards , when he desired to inherit the blessing , he was rejected , because he found no opportunity for repentance , even though he sought it with tears .
Fa ianareo mahafantatra fa rehefa afaka izany , rehefa naniry ny handova ny fitahiana izy , dia nolavina
, satria tsy nahita irika amin ' ny fibebahana izy , na dia nikatsaka izany tamin - dranomaso aza .
HEB 12:18     Alignment score: 0.356 → 0.363
For you have not come
to a mountain that can be touched , a mountain of burning fire , darkness , gloom , and storm .
Fa ianareo tsy tonga teo amin ' ny tendrombohitra izay tsy azo kasihina , tendrombohitry ny afo mandoro , haizina , fahamaizinana , ary tafiotra .
HEB 12:19     Alignment score: 0.215
You have not come
to a trumpet blast , nor to a voice that speaks words whose hearers begged that not another word be spoken to them .
Ianareo dia tsy tonga teo amin ' ny trompetra maneno mafy , na teo amin ' ny feo izay miteny ireo teny izay ny mpihaino izany dia nangataka mba tsy hisy teny hafa ho lazaina amin'izy ireo .
HEB 12:20     Alignment score: 0.398 → 0.399
For they could not endure what was commanded : " If even an animal touches the mountain
, it must be stoned . "
Fa izy ireo tsy afaka niaritra izay nodidiana hoe : " Fa na dia ny biby mikasika ny tendrombohitra aza , dia tsy maintsy ho toraham - bato izany . "
HEB 12:21     Alignment score: 0.227 → 0.227
So fearful was this sight that Moses said , " I am terrified and am trembling . "
Fa mampitahotra
loatra ilay fahitana izay nolazain'i Mosesy hoe : " Mihorohoro aho ary mangovitra "
HEB 12:22     Alignment score: 0.343 → 0.367
Rather , you have come
to Mount Zion and to the city of the living God , the heavenly Jerusalem , and to tens of thousands of angels in joyful assembly .
Fa ianareo kosa , dia tonga teo amin ' ny tendrombohitra Ziona ary teo amin ' ny tanànan'Andriamanitra velona , ny Jerosalema any an - danitra , ary teo amin'ireo anjely an'alin'alina tamin ' ny fankalazana .
HEB 12:23     Alignment score: 0.24 → 0.263
You have come
to the congregation of the firstborn , who have been registered in heaven . You have come to God , the Judge of all , and to the spirits of the righteous ones who have been made perfect .
Ianareo dia tonga teo amin ' ny antokon'olon ' ny voalohan - teraka , izay voasoratra anarana any an - danitra . Ianareo dia tonga teo amin'Andriamanitra , ilay Mpitsara ny rehetra , ary teo amin'ireo fanahin'ireo olon ' ny fahamarinana izay natao tonga lafatra .
HEB 12:24     Alignment score: 0.469
And you have come
to Jesus , the mediator of a new covenant , and to the sprinkled blood that speaks better than Abel 's blood .
Ianareo dia tonga teo amin'i Jesosy , ilay mpanalalana ny fanekena vaovao , ary teo amin ' ny latsaka izay tsara kokoa noho ny ràn'i Abela .
HEB 12:25     Alignment score: 0.26 → 0.266
See that you do not refuse the one who is speaking . For if they did not escape when they refused the one who warned them on earth , much less will we escape if we turn away from the one who is warning from heaven .
Aoka ianareo tsy handà ilay iray izay miteny . Fa raha tsy nandositra izy ireo tamin'izy ireo nandà ny iray izay nampitandrina azy ireo teto an - tany , dia kely kokoa no handosirantsika raha mihodina amin'ilay iray izay mampitandrina antsika avy any an - danitra isika .
HEB 12:26     Alignment score: 0.408
At one time , his voice shook the earth . But now he has promised and said , " One more time I will shake not only the earth , but also the heavens . "
Tamin ' ny fotoana iray , ny feony nanozongozona ny tany . Fa ankehitriny Izy nampanantena sy niteny hoe : " Mbola hanozongozona indray mandeha tsy ny tany ihany aho , fa ny lanitra ihany koa . "
HEB 12:27     Alignment score: 0.269 → 0.288
These
words , " One more time , " mean the removal of those things that can be shaken , that is , of the things that have been created , so that the things that can not be shaken will remain .
Ireo teny ireo , " Indray mandeha koa " , dia midika ny famindrana ireo zavatra izay afaka hozongozonina , izany dia , ireo zavatra izay nohariana , mba hitoetra ireo zavatra izay tsy azo hozongozonina .
HEB 12:28     Alignment score: 0.243 → 0.246
Therefore , receiving a kingdom that can not be shaken , let us be thankful and in this manner worship God with reverence and awe .
Noho izany , satria mandray fanjakana izay tsy azo hozongozonina , dia aoka ho mpankasitraka isika ary amin'izany fomba izany dia hidera an'Andriamanitra am - panajana fatratra sy amin - tahotra .
HEB 12:29     Alignment score: 0.539
For our God is a consuming fire .
Fa ny Andriamanintsika dia afo mandevona .
HEB 12     Average alignment score: 0.282 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13