Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 5:1     Alignment score: 0.279 → 0.293
For every high priest , chosen from among people , is appointed to act on the behalf of people in the things concerning God , so that he may offer both gifts and sacrifices
for sins .
Fa ny mpisoronabe rehetra , voafidy avy tamin ' ny olona , dia notendrena mba hiasa amin ' ny anaran ' ny olona amin'ireo zavatra mahakasika an ' Andriamanitra , ka mba hanolorany fanomezana sy fanatitra ho an ' ny ota .


HEB 5:2     Alignment score: 0.242 → 0.246
He can deal gently with those
who are ignorant and who have been deceived , because he himself is subject to weakness .
Izy dia afaka mifanaraka mora amin ' ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tenany ihany koa dia voadidin ' ny fahalemena .
HEB 5:3     Alignment score: 0.274
Because of this , he also is required to offer sacrifices
for his own sins , just as he does for the people 's sins .
Noho izany , izy ihany koa dia notakiana hanolotra sorona ho an'ireo otany manokana , tahaka ny nataony ho an'ireo otan ' ny olona .
HEB 5:4     Alignment score: 0.347 → 0.36
No one takes this honor for himself . Rather , he is called by God , just as Aaron was .
Tsy ho an ' ny tenany no handraisan ' ny olona
izany voninahitra izany . Fa kosa , izy dia nantsoin ' Andriamanitra , tahaka an'i Arona .
HEB 5:5     Alignment score: 0.329
In the same way , neither did Christ glorify himself by making himself high priest . Instead , the one speaking to him said , " You are my Son ; today I have become your Father . "
Dia toy izany , Kristy tsy mba nanome haja
ny tenany mihintsy tamin ' ny fanaovany ny tenany ho mpisoronabe . Fa kosa , ilay iray izay niresaka taminy niteny hoe : " Zanako Ianao ; anio dia tonga Rainao Aho . "
HEB 5:6     Alignment score: 0.345 → 0.346
It is just as he also says in another place , " You are a priest forever after the manner of Melchizedek . "
Toy izany ihany koa no nolazainy
tany amin ' ny toeran - kafa hoe : " Ianao dia mpisorona mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka . "
HEB 5:7     Alignment score: 0.323 → 0.323
During the days of his flesh , Christ offered up both prayers and requests with loud cries and tears to God , the one able to save him from death , and he was heard because of his godly life
.
Nandritr'ireo andron ' ny nofony , Kristy nanolotra vavaka sy fangatahana niaraka tamin ' ny hiaka mafy sy ranomaso an'Andriamanitra , ilay iray izay afaka mamonjy Azy amin ' ny fahafatesana . Re Izy nohon ' ny fangorahany .
HEB 5:8     Alignment score: 0.263 → 0.264
Even though he was a Son , he learned obedience from what he suffered .
Na dia zanaka
aza Izy , dia nianatra fankatoavana tamin'ireo zavatra izay niaretany .
HEB 5:9     Alignment score: 0.341 → 0.343
He was made perfect and became
, for everyone who obeys him , the cause of eternal salvation .
Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga , ho an ' ny olona rehetra izay mankatoa Azy , ilay loharanon ' ny famonjena mandrakizay .
HEB 5:10     Alignment score: 0.354 → 0.358
He was designated by God as high priest after the manner of Melchizedek .
Dia notendren ' Andriamanitra tahaka ny mpisoronabe Izy araka ny fomban'i Melkizedeka .
HEB 5:11     Alignment score: 0.195 → 0.195
We have much to say about Jesus , but it is hard to explain since you have become
dull in hearing .
Manan - kambara betsaka momban'i Jesosy izahay , fa sarotra ny manazava izany hatramin ' ny naha - lalindalovana ny fandrenesanareo .
HEB 5:12     Alignment score: 0.324 → 0.363
For though by this time you should be teachers , you still have need for someone to teach you the elementary principles of God 's messages . You need milk , not solid food !
Fa amin'izao fotoana izao dia tokony ho mpampianatra ianareo , ianareo dia mbola mila olona hampianatra anareo ireo fitsipika fototry
ny hafatr'Andriamanitra . Ronono no ilainareo , fa tsy ventin - tsakafo !
HEB 5:13     Alignment score: 0.35 → 0.353
For anyone who only takes milk is inexperienced with the message of righteousness , because he is still a little child .
Fa ny olona izay misotro ronono fotsiny dia tsy ampy traikefa amin ' ny hafatry
ny fahamarinana , satria izy dia mbola zaza kely .
HEB 5:14     Alignment score: 0.211 → 0.215
But solid food is for the mature . These
are those who , because of their maturity , have their understanding trained for distinguishing good from evil .
Fa ny ventin - tsakafo dia ho an'ireo lehibe . Ireo dia izay voahofana tamin ' ny fanavahana ny tsara amin ' ny ratsy ny fahatakarany noho ' ny fahamatoran'izy ireo .
HEB 5     Average alignment score: 0.307 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13