Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 2:1     Alignment score: 0.544 → 0.544
In the month of Nisan , in the twentieth year of Artaxerxes the king , he selected wine , and I took the wine and gave it to the king . Now I had never before been sad in his presence .
Tamin ' ny volan'i
Nisana , tamin ' ny faharoapolo taona nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka , dia nisafidy divay izy , ary naka ilay divay ka nanome izany ho an ' ny mpanjaka . Ary tsy mbola nalahelo teo amin ' ny fanatrehany mihitsy aho .


NEH 2:2     Alignment score: 0.323
But the king said to me , " Why is your face so sad ? You do not appear to be ill . This must be sadness of heart . " Then I became
very much afraid .
Fa hoy ny mpanjaka tamiko hoe : " Nahoana ny endrikao no malahelo be ? Toa tsy hita marary nefa ianao . Mety alahelo ao am - po izany . " Dia lasa natahotra mafy aho .
NEH 2:3     Alignment score: 0.435 → 0.442
I said to the king , " May the king live forever ! Why should not my face be sad ? The city , the place of my fathers ' tombs , lies in ruins , and its gates have been destroyed by fire . "
Hoy aho tamin ' ny mpanjaka hoe : " Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka ! Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo ? Ny tanàna , ny toeran
' ny fasan - drazako , dia rava , ary ireo varavarany dia potiky ny afo . "
NEH 2:4     Alignment score: 0.438
Then the king said to me , " What do you want me to do ? " So I prayed to the God of heaven .
Dia hoy ny mpanjaka tamiko hoe : " Inona no tianao hataoko ? " Koa nivavaka tamin ' ny Andriamanitry ny lanitra aho .
NEH 2:5     Alignment score: 0.4
I replied to the king , " If it seems good to the king , and if your servant has done well in your sight , you could send
me to Judah , to the city of my fathers ' tombs , that I may rebuild it . "
Namaly ny mpanjaka aho hoe : " Raha tsara amin ' ny mpanjaka izany , ary raha nanao ny tsara teo imasonao ny mpanomponao , dia afaka hirahinao ho any Joda aho , any amin'ilay tanànan'ireo fasan - drazako , mba hahafahako mamerina manangana izany . "
NEH 2:6     Alignment score: 0.422 → 0.441
The king replied to me ( and the queen was also sitting beside him ) , " How long will you be gone and when will you return ? " The king was glad to send
me when I gave him an appointed time .
Dia namaly ahy ny mpanjaka ( ary nipetraka teo anilany ihany koa ny mpanjaka vavy ) hoe : " Hafiriana no andehananao ary rahoviana ianao no hiverina ? " Sitraky ny mpanjaka ny nandefa ahy rehefa nanome ireo datin'andro taminy aho .
NEH 2:7     Alignment score: 0.343 → 0.352
Then I said to the king , " If it pleases the king , may letters be given to me for the governors
in the Province Beyond the River so that they may permit me to pass through their territories on my way to Judah .
Avy eo dia hoy aho tamin ' ny mpanjaka hoe : " Raha sitraky ny mpanjaka , dia aoka hisy taratasy homena ahy ho an'ireo governora any amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony mba hanomezan'izy ireo ahy alalana handeha amin ' ny fari - tanin'izy ireo amin ' ny lalako mankany Joda .
NEH 2:8     Alignment score: 0.354
May there also be a letter for Asaph the keeper of the king 's forest , so that he may give
me timber to make beams for the gates of the fortress next to the temple , and for the wall of the city , and for the house in which I will live . " So because the good hand of God was on me , the king granted me my requests .
Aoka ihany koa hisy taratasy ho an'i Asafa mpiandry ny alan ' ny mpanjaka , mba hanomezany ahy hazo hanaovana andry ho an'ireo vavahadin ' ny fiarovana mafy akaikin ' ny tempoly , sy ho an ' ny mandan ' ny tanàna , ary ho an ' ny trano izay honenako . " Koa satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh , dia nataon ' ny mpanjaka ireo fangatahako .
NEH 2:9     Alignment score: 0.425 → 0.453
I came to the governors
in the Province Beyond the River and gave them the king 's letters . Now the king had sent with me commanders of the army and horsemen .
Dia tonga tany amin'ireo governora any amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony aho ary nanome ireo taratasin ' ny mpanjaka azy ireo . Ary ny mpanjaka nandefa manam - boninahitry ny tafika sy mpitaingin - tsoavaly niaraka tamiko .
NEH 2:10     Alignment score: 0.445
When Sanballat the Horonite and Tobiah the Ammonite
servant heard this , they were greatly displeased that someone had come who was seeking to help the people of Israel .
Rehefa ren'i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo izany , dia tezitra fatratra izy satria nisy olona tonga izay mitady hanampy ny vahoakan'Israely .
NEH 2:11     Alignment score: 0.587
So I came to Jerusalem and was there three days .
Noho izany dia tonga tany Jerosalema aho ary tany nandritra
ny telo andro .
NEH 2:12     Alignment score: 0.321 → 0.329
I arose
in the night , I and a few men with me . I did not tell anyone what my God had put into my heart to do for Jerusalem . There was no animal with me , other than the one I was riding .
Nifoha aho ny alina , izaho sy lehilahy vitsivitsy niaraka tamiko . Tsy nolazaiko tamin'iza na iza izay napetrak'Andriamanitra tao am - poko mba ho atao ho an'i Jerosalema . Tsy nisy biby niaraka tamiko , ankoatra ilay iray izay notaingenako .
NEH 2:13     Alignment score: 0.279 → 0.311
I went out by night by the Valley Gate , toward the Jackal 's Well and to the Dung Gate , and inspected the walls of Jerusalem , which had been broken open , and the wooden gates were destroyed by fire .
Nandeha nivoaka tamin ' ny Vavahadin ' ny Lohasaha aho ny alina , tandrifin
' ny Loharanon ' ny Amboahaolo sy ny Vavahadin - Jezika , ary nanara - maso an'ireo mandan'i Jerosalema , izay efa rava , ary ireo varavaran - kazo dia ravan ' ny afo .
NEH 2:14     Alignment score: 0.299 → 0.337
Then I went on to the Fountain Gate and to the King 's Pool . The place was too narrow for the animal I was riding to pass through .
Avy eo dia nankany amin ' ny Vavahadin - Doharano sy ny Farihin ' ny Mpanjaka aho . Tery loatra ho an'ilay biby izay notaingenako ny handeha amin'ilay toerana .
NEH 2:15     Alignment score: 0.387 → 0.389
So I went up that night by the valley and inspected the wall , and I turned back and entered by the Valley Gate , and so returned .
Noho izany dia niakatra ny lohasahan
- driaka aho ny alina ary nanara - maso ny manda , ary niverina sy niditra teo amin ' ny Vavahadin ' ny Lohasahan - driaka , ary niverina .
NEH 2:16     Alignment score: 0.313 → 0.314
The rulers did not know
where I went or what I did , and I had not yet informed the Jews , nor the priests , nor the nobles , nor the rulers , nor the rest who did the work .
Tsy fantatr'ireo mpanapaka izay nalehako na izay nataoko , ary tsy mbola nampilaza ireo Jiosy aho , na ireo mpisorona , na ireo manan - kaja , na ireo mpanapaka , na ireo sisa izay nanao ny asa .
NEH 2:17     Alignment score: 0.315 → 0.319
I said to them , " You see the trouble we are in , how Jerusalem lies in ruins and its gates have been burned by fire . Come , let us rebuild the wall of Jerusalem , so we will no longer be in disgrace . "
Hoy aho tamin'izy ireo hoe : " Hitanareo ny loza izay mahazo antsika , ny hitoeran'i Jerosalema ao anaty faharavana sy ny vavahadiny
izay ravan ' ny afo . Andao , andeha isika hamerina hanangana ny mandan'i Jerosalema , mba tsy ho ao anatin ' ny fahafaham - baraka intsony isika . "
NEH 2:18     Alignment score: 0.317 → 0.321
I told them that the good hand of my God was on me and also about the king 's words that he had spoken to me . They said , " Let us rise
up and build . " So they strengthened their hands for the good work .
Nolazaiko azy ireo fa teo amiko ny tanana tsaran'Andriamanitra sy ny momba ny tenin ' ny mpanjaka izay nolazaina tamiko . Hoy izy ireo hoe : ' " Aoka isika hisandratra ka hanorina . " Dia nohatanjahan'izy ireo ho an ' ny asa tsara ny tanan'izy ireo .
NEH 2:19     Alignment score: 0.424 → 0.454
But when Sanballat the Horonite , and Tobiah the Ammonite
servant , and Geshem the Arabian heard about it , they mocked and showed us contempt , and they said , " What are you doing ? Are you rebelling against the king ? "
Fa rehefa ren'i Sanbala Horonita , sy Tobia Amonita mpanompo , ary Gesema Arabo ny momba izany , dia naneso sy nanala baraka anay izy ireo , ary hoy izy ireo hoe : " Inona ity ataonareo ? Mikomy hanohitra ny mpanjaka ve ianareo ? "
NEH 2:20     Alignment score: 0.305 → 0.336
Then I answered them , " The God of heaven will give us success . We are his servants and we will arise
and build . But you have no share , no right , and no historic claim in Jerusalem . "
Dia namaly azy ireo aho hoe : " Hanome fahombiazana anay ilay Andriamanitry ny lanitra . Mpanompony izahay ary hitsangana sy hanorina izahay . Kanefa ianareo tsy manana anjara , na rariny , ary fifandraisana amin ' ny tantara ao Jerosalema . "
NEH 2     Average alignment score: 0.384 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13