Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 9:1     Alignment score: 0.332
Now on the twenty - fourth day of the same month the people of Israel were assembled and they were fasting , and they were wearing sackcloth , and they put dust on their heads .
Ary tamin ' ny andro fahefatra ambin
' ny folon'io volana io ihany dia nivory sy nifady hanina ny vahoakan'Israely , ary nitafy akanjo fisaonana izy ireo , ary nanosotra vovoka ny lohany .


NEH 9:2     Alignment score: 0.322 → 0.34
The descendants of Israel separated themselves from all the foreigners
. They stood and confessed their own sins and the iniquities of their ancestors .
Nanasaraka ny tenany tamin'ireo vahiny rehetra ny taranak'i Israely . Nitsangana ary niaiky ny fahotan'izy ireo sy ireo ratsy nataon ' ny razambeny izy ireo .
NEH 9:3     Alignment score: 0.438 → 0.427
They stood up in their places , and for one - fourth of the day they read from the book of the law of Yahweh their God . For another fourth of the day they were confessing and bowing down before Yahweh their God .
Nitsangana teo amin ' ny toerany
izy ireo , ary tamin ' ny ampahefatry ny andro dia namaky ny tao amin ' ny bokin ' ny lalàn'i Yaveh Andriamaniny izy ireo . Fa tamin ' ny ampahefatry ny andro hafa dia niaiky ny helony sy niankohoka teo anatrehan'i Yaveh Andriamaniny izy ireo .
NEH 9:4     Alignment score: 0.69 → 0.751
The Levites , Jeshua , Bani , Kadmiel , Shebaniah , Bunni , Sherebiah , Bani , and Kenani , stood on the stairs and they called out with a loud voice to Yahweh their God .
Ireo Levita , Jesoa , Bany , Kadmiela , Sebania , Bony , Serebia , Bany , ary Kenany , dia nijoro teo amin ' ny tohatra ary niantso tamin ' ny feo avo an'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo .
NEH 9:5     Alignment score: 0.552 → 0.575
Then the Levites , Jeshua , and Kadmiel , Bani , Hashabneiah , Sherebiah , Hodiah , Shebaniah , and Pethahiah said , " Stand up and give
praise to Yahweh your God forever and ever . " " May they bless your glorious name , and may it be exalted above every blessing and praise .
Ary ireo Levita , Jesoa , sy Kadmiela , Bany , Hasbania , Serebia , Hodia , Sebania , ary Petahia , nanao hoe : " Mitsangàna ary miderà an'i Yaveh Andriamanitrareo mandrakizay doria . " Hisaotra ny anaranao be voninahitra anie izy ireo , ary asandratra ambonin ' ny fisaorana sy fiderana rehetra anie izany .
NEH 9:6     Alignment score: 0.365 → 0.37
You are Yahweh . You alone . You have made heaven , the highest heavens , with all their host , and the earth and everything on it , and the seas and all that is in them . You give
life to them all , and the host of heaven worship you .
Ianao no Yaveh . Ianao irery ihany . Ianao no nanao ny lanitra , ny lanitra avo indrindra , mbamin ' ny miaramilany rehetra , sy ny tany sy izay rehetra eo aminy , ary ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy . Nanome aina azy rehetra Ianao , ary ny miaramilan ' ny lanitra manompo Anao .
NEH 9:7     Alignment score: 0.552
You are Yahweh , the God who chose Abram , and brought him out of Ur of the Chaldeans , and gave him the name Abraham .
Ianao no Yaveh , ilay Andriamanitra izay nifidy an'i Abrama , sy nitondra azy nivoaka an'i Oran ' ny Kaldeana , ary nanome azy ny anarana
Abrahama .
NEH 9:8     Alignment score: 0.422 → 0.448
You found his heart was faithful before you , and you made with him the covenant to give to his descendants the land of the Canaanites , the Hittites , the Amorites , the Perizzites , the Jebusites , and the Girgashites . You have kept your promise because you are righteous .
Ianao dia nahita fa nahatoky teo anatrehanao
ny fony , ary Ianao nanao fanekena taminy mba hanome ny tanin'ireo Kananita , ireo Hetita , ireo Perizita , ireo Jebosita , ary ireo Girgasita ho an ' ny taranany . Nitàna ny fampanantenanao Ianao satria Ianao dia marina .
NEH 9:9     Alignment score: 0.419
You saw the affliction of our forefathers in Egypt and you heard their cry by the Sea of Reeds .
Nahita ny fahorian
' ny razanay tany Egypta Ianao , ary nahare ny fitarainan'izy ireo teo amin ' ny Ranomasina Mena .
NEH 9:10     Alignment score: 0.366 → 0.37
You gave signs and wonders against Pharaoh , and all his servants , and on all the people of his land , for you knew
that the Egyptians acted with arrogance against them . But you made a name for yourself which stands to this day .
Nanome ireo famantarana sy fahagagana manohitra an'i Farao , sy ny mpanompony rehetra , ary ny olona rehetra tao amin ' ny taniny Ianao , satria Ianao dia nahalala fa ireo Egyptiana dia nanao fihetsika an'avona tamin'izy ireo . Kanefa nanao anarana ho Anao Ianao izay mijoro mandrak'ankehitriny .
NEH 9:11     Alignment score: 0.361 → 0.38
Then you divided the sea before them , so that they went through the middle of the sea on the dry land ; and threw those
who pursued them into the depths , as a stone into deep waters .
Ary nanasaraka ny ranomasina teo anoloan 'n' izy ireo Ianao , mba hahafahan'izy ireo mandeha afovoan ' ny ranomasina amin ' ny tany maina ; ary nanipy ireo izay nanenjika azy ireo ho any amin ' ny lalina , tahaka ny vato atsipy anaty rano lalina Ianao .
NEH 9:12     Alignment score: 0.246 → 0.266
You led them by a pillar of cloud during the day , and by a pillar of fire
during the night to light the way for them to go .
Tamin ' ny andrin - drahona no nitondranao azy ireo tamin ' ny andro , ary andrin'afo kosa mandritra ny alina mba hitsilo ny lalana halehan'izy ireo .
NEH 9:13     Alignment score: 0.331 → 0.345
On Mount Sinai you came down and you spoke with them from heaven and gave to them righteous decrees and true laws , good statutes and commandments
.
Nidina tao an - tendrombohitra Sinay Ianao ary niresaka tamin'izy ireo avy tao amin ' ny lanitra ary nanome azy ireo fitsipika mahitsy sy lalàna marina , baiko sy didy tsara .
NEH 9:14     Alignment score: 0.313 → 0.352
You made your holy Sabbath known to them , and you gave them commandments
and statutes and a law through Moses your servant .
Nampafahantarinao azy ireo ny andro Sabata masinao , ary nanome azy ireo didy , sy fitsipika , ary lalàna tamin ' ny alalan'i Mosesy mpanamponao Ianao .
NEH 9:15     Alignment score: 0.343 → 0.367
You gave them bread from heaven for their hunger
, and water from a rock for their thirst , and you said to them to go in to possess the land you swore on oath to give them .
Nanome mofo avy any an - danitra azy ireo Ianao nohon ' ny hanohanany , ary rano avy tamin ' ny vatolampy nohon ' ny hetahetany , ary Ianao niteny azy ireo mba hiditra haka ny tany nianiananao mba homena azy ireo .
NEH 9:16     Alignment score: 0.18 → 0.199
But they and our ancestors acted arrogantly , and they stiffened their necks and did not listen to your commandments .
Fa tsy nanaja anao izy ireo sy ny razanay
, ary mafy loha , sady tsy nihaino ireo didinao izy ireo .
NEH 9:17     Alignment score: 0.312 → 0.331
They refused to listen , and they did not think about the wonders that you had done among them , but they stiffened their necks , and in their rebellion they appointed a leader to return to their slavery . But you are a God who is full of forgiveness , gracious and compassionate , slow to anger , and abounding in steadfast love . You did not abandon them .
Nandà tsy hihaino izy ireo , ary tsy nisaina momba ireo fahagagana izay efa nataonao
tamin'izy ireo , fa lasa mafy loha , ary tamin ' ny fikomian'izy ireo dia nanondro mpitarika hiverina amin ' ny fanandevozana izy ireo . Fa Ianao dia Andriamanitra izay feno famelan - keloka , be fahasoavana sy fangorahana , tsy mora tezitra , ary feno fitiavana tsy miova . Tsy nandao azy ireo Ianao .
NEH 9:18     Alignment score: 0.262 → 0.264
Even when they had cast a calf out of molten metal and said , ' This is your God who brought you up out of Egypt , ' and had committed great blasphemies ,
Na dia efa nanana ilay ombilahy kely an'idina aza izy ireo ary nanao hoe : ' Ity no Andriamanitrareo izay nitondra anareo niakatra niala tany
Egypta , ' ary efa nanao faniratsirana lehibe , Ianao , tamin ' ny fangoraham - ponao
NEH 9:19     Alignment score: 0.244 → 0.264
you , in your compassion , did not abandon them in the wilderness . The pillar of cloud to lead them on the way did not leave them during day , neither did the pillar of fire
by night to light the way for them to go .
dia tsy nandao azy ireo tany an'efitra . Ny andrin - drahona mitarika azy ireo amin ' ny lalana dia tsy mba nandao azy ireo nandritra ny andro , na ny andrin'afon ' ny alina mba hanazava ny lalan - kalehan'izy ireo .
NEH 9:20     Alignment score: 0.314
Your good Spirit you gave them to instruct them , and your manna you did not withhold from their mouths , and water you gave them for their thirst .
Nomenao
azy ireo ny Fanahinao tsara mba hampianatra azy ireo , ary tsy niaro ny mananao tsy ho eo amin ' ny vavan'izy ireo Ianao , ary ny rano nomenao azy ireo nohon ' ny hetahetany .
NEH 9:21     Alignment score: 0.386 → 0.385
For forty years you provided for them in the wilderness , and they lacked nothing . Their clothes did not wear out and their feet
did not swell .
Nandritra ny efapolo taona no namatsianao azy ireo tany an'efitra , ary tsy ory na inona na inona izy ireo . Ny akanjon'izy ireo dia tsy tonta ary ny faladian'izy ireo dia tsy nivonto .
NEH 9:22     Alignment score: 0.419 → 0.452
You gave them kingdoms and peoples , assigning to them every corner of the land . Then they took possession of the land of Sihon king of Heshbon and the land of Og king of Bashan .
Nanome fanjakana sy vahoaka ho azy ireo Ianao , tamin ' ny fanendrena azy ireo isaky ny vazan - tany . Ary naka ny tanin'i Siona mpanjakan'i Hesbona sy ny tanin'i Oga mpanjakan'i Basana ho fananana izy ireo .
NEH 9:23     Alignment score: 0.263 → 0.295
You made their children as numerous as the stars of heaven , and you brought them into the land that you told their ancestors to go in and possess .
Nataonao
maro isa tahaka ny kintan ' ny lanitra ny zanak'izy ireo , ary nentinao tany amin ' ny tany izay nolazainao ny razambeny mba handehanana sy alaina ho fananana izy ireo .
NEH 9:24     Alignment score: 0.226 → 0.267
So the people went in and possessed the land and you subdued before them the inhabitants of the land , the Canaanites . You gave them into their hands , with their kings and the peoples of the land , that Israel might do with them as they pleased .
Koa niditra ny vahoaka ary naka ny tany ho fananana
ary Ianao nandresy ireo mponin ' ny tany , dia ireo Kananita teo anatrehan'izy ireo . Nomenao ireo mba ho eo an - tanan'izy ireo , miaraka amin ' ny mpanjakan'izy ireo sy ny vahoakan ' ny tany , mba hahafahan'i Israely manao izay mahafinaritra azy eo amin'izy ire .
NEH 9:25     Alignment score: 0.312 → 0.319
They captured the fortified cities and a productive land , and they took possession
of houses full of all good things , cisterns already cut out , vineyards and olive orchards , and fruit trees in abundance . So they ate and were satisfied and grew fat and enjoyed themselves in your great goodness .
Nambabo ireo tanàna mimanda sy ny tany mamokatra izy ireo , ary nambabo ireo trano feno zava - tsoa , famorian - drano efa voahady , ireo tanim - boaloboka sy tanin'oliva , ary hazo fihinam - boa maro . Ary nihinana sy afa - po sy niha - natavy ary nanao izay nahafaly azy izy ireo nohon ' ny fahatsaranao lehibe .
NEH 9:26     Alignment score: 0.306 → 0.324
Then they became
disobedient and they rebelled against you . They threw your law behind their backs . They murdered your prophets who had warned them to turn back to you , and they committed great blasphemies .
Ary lasa tsy mpankatò izy ireo ary nikomy hanohitra Anao . Natsipin'izy ireo tany an - damosiny ny lalànao . Namono ireo mpaminaninao izay nampitandrina azy mba hiverina aminao izy ireo , ary nanao faniratsirana lehibe izy ireo .
NEH 9:27     Alignment score: 0.328 → 0.351
So you gave them into the hand of their enemies , who made them suffer . In the time of their suffering , they cried out to you , and you heard them from heaven , and because of your great mercies you sent them rescuers who rescued them out of the hand of their enemies .
Koa natolotrao teny
am - pelatanan ' ny fahavalony , izay nampijaly azy izy ireo . Tamin ' ny fotoana nijaliany , dia nitaraina taminao izy ireo , ary Ianao nandre azy ireo avy any an - danitra , ary nohon ' ny famindram - ponao lehibe dia nandefa mpamonjy mba hanavotra azy ireo eo an - tanan'ireo fahavalony Ianao .
NEH 9:28     Alignment score: 0.29 → 0.29
But after they had rest , they did evil again before you , and you abandoned them to the hand of their enemies , so their enemies ruled over them . Yet when they returned and cried out to you , you heard from heaven , and many times because of your compassion you rescued them .
Fa rehefa avy nitsahatra izy ireo , dia nanao ratsy teo anatrehanao
indray , ary nandao azy ireo teo an - tanan ' ny fahavalony Ianao , noho izany dia nifehy azy ireo ny fahavalony . Kanefa rehefa niverina sy nitaraina taminao izy ireo , dia nandre avy any an - danitra Ianao ,
NEH 9:29     Alignment score: 0.212 → 0.209
You warned them so they might turn back to your law . Yet they acted arrogantly and did not listen to your commands . They sinned against your decrees which give
life to anyone who obeys them . They gave the stubborn shoulder - blade and stiffened their neck and refused to listen .
ary matetika Ianao no namonjy azy ireo nohon ' ny famindram - ponao . Nampitandrina azy ireo ny amin ' ny mba hiverenan'izy ireo amin ' ny lalànao Ianao . Kanefa niavonavona sy tsy nihaino ny didinao izy ireo . Nanota nanohitra ny fitsipikao izay nanome aina ho an'izay nankatò azy izy ireo . Nanamafy ny hatony sy nampihemotra ny sorony ary nandà tsy hihaino izy ireo .
NEH 9:30     Alignment score: 0.26 → 0.272
For many years you put up with them and warned them by your Spirit through your prophets . Yet they did not listen . So you gave them into the hand of the peoples of the lands .
Fa taona maro no nandeferanao sy nampitandremanao
azy ireo tamin ' ny alalan'ireo mpaminaninao . Kanefa tsy nihaino izy ireo . Koa dia natolotrao ho eo an - tanan'ireo mponina manodidina izy ireo .
NEH 9:31     Alignment score: 0.194 → 0.193
But in your great mercies you did not destroy them completely or abandon them , for you are a gracious and merciful God .
Kanefa nohon ' ny halehiben ' ny famindram - ponao dia tsy nandringana azy tanteraka Ianao , na nahafoy azy ireo , satria Ianao dia Andriamanitra be fahasoavana sy be indrafo .
NEH 9:32     Alignment score: 0.306 → 0.352
Now therefore , our God you great , mighty , and awesome God who keep your covenant and steadfast love do not let all this hardship seem little to you that has come
on us , on our kings , on our leaders , and on our priests , and on our prophets , and on our ancestors , and on all your people from the days of the kings of Assyria until today .
Ary noho izany , ry Andriamanitray Ianao lehibe , mahery , ary mahatahotra izay nitandrina ny fanekenao sy ny fitiavanao tsy miovaova aoka tsy ho kely Aminao izao zava - tsarotra rehetra izay nihatra taminay , tamin'ireo mpanjakanay , tamin'ireo andrian - dahinay , sy tamin'ireo mpisoronay , sy tamin'ireo mpaminaninay , sy tamin'ireo razambenay , ary tamin ' ny vahoakanao rehetra hatramin ' ny andron ' ny mpanjakan'i Asyria ka mandrak'androany izao .
NEH 9:33     Alignment score: 0.185
You are just in everything that has come
on us , for you have dealt faithfully , but we have acted wickedly .
Ianao dia marina tamin'izay rehetra nanjo anay , satria Ianao dia nitondra am - pahatokiana , kanefa izahay no nanao fihetsika naneho faharatsiana .
NEH 9:34     Alignment score: 0.239 → 0.244
Our kings , our leaders , our priests , and our ancestors have not kept your law , nor paid attention to your commandments
or your laws by which you warned them .
Ireo mpanjakanay , ireo andrian - dahinay , ireo mpisoronay , ary ireo razambenay dia tsy nitandrina ny lalànao , na nitandrina ireo didy sy ireo lalàm - panekena izay nampitandremanao azy ireo .
NEH 9:35     Alignment score: 0.206 → 0.217
Even in their own kingdom , while they enjoyed your great goodness to them , in the large and productive land you set before them , they did not serve you or turn away from their evil deeds .
Na dia tamin ' ny fanjakan'izy ireo manokana aza , raha nankafy ny soa lehibe nataonao
taminy izy ireo , tamin ' ny tany malalaka sy mamokatra izay nataonao teo anatrehan'izy ireo , dia tsy mba nanompo Anao izy ireo na niala tamin'ireo fomba ratsiny .
NEH 9:36     Alignment score: 0.347 → 0.37
Now we are slaves in the land you gave our ancestors to enjoy its fruit and its good gifts , and behold , we are slaves in it !
Ankehitriny izahay dia andevo amin ' ny tany nomenao
ny razambenay mba hankafy ny vokatra sy ny fanomezana tsaran'izany , ary indro , andevo ao amin'izany izahay !
NEH 9:37     Alignment score: 0.255 → 0.258
The rich produce of our land goes to the kings you have set over us because of our sins . They rule over our bodies and over our livestock as they please . We are in great distress .
Ny mpanan - karena nahazo tombony tamin ' ny taninay
dia mankany amin ' ny mpanjaka izay napetrakao mba hanjaka eo aminay nohon ' ny fahotanay . Izy ireo dia manapaka eo amin ' ny tenanay sy ny biby fiompinay araka izay tiany . Anaty fahoriana lehibe izahay .
NEH 9     Average alignment score: 0.345 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13