Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 5:1     Alignment score: 0.36
Then the people and their wives raised a great outcry against their fellow Jews .
Ary ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo dia nanao fitarainana lehibe hanohitra ireo Jiosy namany
.


NEH 5:2     Alignment score: 0.263 → 0.295
For there were some who said , " With our sons and daughters
we are many . So let us get grain that we may eat and stay alive . "
Satria nisy sasany nanao hoe : " Maro izahay miaraka amin ' ny zanaka lahinay sy zanaka vavinay . Koa aoka izahay hahazo vary mba hahafahanay mihinana sy mivelona . "
NEH 5:3     Alignment score: 0.392
There were also some who said , " We are mortgaging our fields , our vineyards
, and our houses to get grain during the famine . "
Nisy sasany hafa koa nanao hoe : " Manao antoka ny sahanay , ny tanim - boalobokay , sy ny tranonay izahay , mba hahazoanay vary mandritra ny mosary . "
NEH 5:4     Alignment score: 0.373 → 0.373
Some also said , " We have borrowed money to pay the king 's tax on our fields and our vineyards
.
Nisy sasany ihany koa nanao hoe : " Efa nindrana vola handoavana ny hetran ' ny mpanjaka tamin ' ny sahanay sy ny tanim - boalobokay izahay .
NEH 5:5     Alignment score: 0.266 → 0.283
Yet now our flesh and blood is the same as our brothers , and our children are the same as their children . We are forced to sell our sons and our daughters
to become slaves . Some of our daughters have already been enslaved . But it is not in our power to help it because other men now own our fields and our vineyards . "
Nefa ny nofonay sy ny rànay dia mitovy tahaka ny an ' ny rahalahinay ihany , ary ny zanakay dia mitovy amin ' ny zanak'izy ireo . Voatery nivarotra ny zanaka lahinay sy zanaka vavinay ho andevo izahay . Ary ny sasany amin'ireo zanakay vavy dia efa nandevozina rahateo . Nefa tsy ao amin ' ny herinay ny hanao izany satria efa olona hafa no tompon ' ny ny sahanay sy ny tanim - boalobokay ankehitriny . "
NEH 5:6     Alignment score: 0.33
I was very angry when I heard their outcry and these
words .
Dia tezitra mafy aho raha nahare ny fitarainan'izy ireo sy ireo teny ireo .
NEH 5:7     Alignment score: 0.227 → 0.255
Then I thought about this , and earnestly appealed to the nobles and officials . I said to them , " You are exacting interest , each from his own brother . " I held
a great assembly against them
Dia nieritreritra momba izany aho , ary nitondra fiampangana ho an'ireo manan - kaja sy ireo manam - boninahitra . Hoy aho tamin'izy ireo : " Samy sarotiny amin ' ny rahalahiny tsirairay avy ianareo . " Dia nanao fiangonam - be hanohitra azy ireo aho
NEH 5:8     Alignment score: 0.285 → 0.287
and said to them , " As for us , we have , according to our ability , bought back from slavery our Jewish brothers who had been sold to the nations , but you even sell your brothers that they may be sold back to us ! " They were silent and never found a word to say .
ary niteny azy ireo hoe : " Izahay , araka izay tratranay , dia efa nanonitra tamin ' ny fanandevozana ireo Jiosy rahalahinay
izay namidy tamin ' ny firenena , nefa ianareo aza nivarotra ny rahalahinareo sy ny anabavinareo mba hivarotana azy ireo aminay ! " Dia nangina sy tsy nahita teny ho lazaina izy ireo .
NEH 5:9     Alignment score: 0.333
Also I said , " What you are doing is not good . Should you not walk in the fear of our God to prevent the taunts of the nations that are our enemies ?
Dia niteny koa aho hoe : " Tsy tsara izao ataonareo izao . Moa tsy tokony handeha amin ' ny fahatahorana an'Andriamanitsika ve ianareo mba hisorohana ny fitenenan - dratsin'ireo firenena izay fahavalontsika ?
NEH 5:10     Alignment score: 0.233
I and my brothers and my servants are lending them money and grain . But we must stop charging interest on these loans .
Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko dia efa mampisambotra vola sy vary azy ireo . Nefa isika dia tokony hampitsahatra ny fanasiana zana - bola
amin'ireny fampindram - bola ireny .
NEH 5:11     Alignment score: 0.303 → 0.315
Return to them this very day their fields , their vineyards
, their olive orchards , and their houses and the percentage of the money , the grain , the new wine , and the oil that you exacted from them . "
Avereno amin'izy ireo amin'ity andro anio ity ireo sahan'izy ireo , ireo tanim - boalobony , ireo saha hanirian ' ny olivany , sy ireo tranony , ary ny isan - jaton ' ny vola , ny vary , ny divay vaovao ary ny menaka izay nampisamborinareo tamin'izy ireo . "
NEH 5:12     Alignment score: 0.306 → 0.327
Then they said , " We will return what we took from them , and will require nothing from them . We will do as you say . " Then I called the priests , and made them swear to do as they had promised .
Dia hoy izy ireo : " Ho averinay izay nalainay
tamin'izy ireo , ary tsy hitaky na inona na inona amin'izy ireo izahay . Hanao araka izay lazainao izahay . " Dia niantso ireo mpisorona aho , ka nampianiana azy ireo mba hanao araka izay efa nampanantenain'izy ireo .
NEH 5:13     Alignment score: 0.257 → 0.281
I shook out the fold of my robe and said , " So may God shake out of his house and possessions
every man who does not keep his promise . So may he be shaken out and emptied . " All the assembly said , " Amen , " and they praised Yahweh and the people did as they had promised .
Nanakopaka izay niforitra tamin ' ny akanjoko aho ary niteny hoe : " Aoka anie hafahan'Andriamanitra amin ' ny tranony sy ireo fananany ny olona rehetra izay tsy mitàna ny fampanantenany . Aoka anie hafahana sy foanana izy . " Ary ny fiangonana rehetra niteny hoe : " Amena , " sady nidera an'i Yaveh ary nanao araka izay efa nampanantenain'izy ireo ny vahoaka .
NEH 5:14     Alignment score: 0.482 → 0.496
So from the time I was appointed to be their governor in the land of Judah , from the twentieth year until the thirty - second year of Artaxerxes the king , twelve years , neither I nor my brothers ate the food provided for the governor .
Koa tamin ' ny fotoana izay nanendrena ahy ho governoran'izy ireo tany
amin ' ny tanin'i Joda , nanomboka tamin ' ny taona faharoapolo ka hatramin ' ny taona faharoa amby telopolo nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka , roa ambin ' ny folo taona izay , dia tsy mbola nihinana sakafo nomena ho an ' ny governora na izaho na ireo rahalahiko .
NEH 5:15     Alignment score: 0.374 → 0.382
But the former governors
who were before me laid heavy burdens on the people , and took from them forty shekels of silver for their daily food and wine . Even their servants were lords over the people . But I did not do so because of the fear of God .
Nefa ireo governora fahiny izay teo alohako dia nametraka enta - mavesatra tamin ' ny vahoaka , ary nampandoa azy ireo sekely volafotsy efapolo ho an ' ny sakafo sy divain'izy ireo isan'andro . Na ireo mpanompon'izy ireo aza nampahory ny vahoaka . Fa tsy nanao izany aho nohon ' ny fahatahorako an'Andriamanitra .
NEH 5:16     Alignment score: 0.387
I also continued to work on the wall , and we bought no land , and all my servants were gathered there for the work .
Nanohy ny asa teo amin ' ny manda ihany koa aho , sady tsy nividy tany izahay , ary ny mpanompoko rehetra dia niangona teo hiasa .
NEH 5:17     Alignment score: 0.508
At my table were the Jews and the officials , 150 men , besides those
who came to us from among the nations who were around us .
Ary teo amin ' ny latabatro no nisy ireo Jiosy sy ireo manam - pahefana , 150 lahy , ankoatra ireo izay nankany aminay avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay .
NEH 5:18     Alignment score: 0.326 → 0.337
Now what was prepared each day was one ox , six choice sheep , and also birds , and every ten days all kinds of wine in abundance , yet for all this I did not demand the food allowance of the governor , because the labor was heavy on this people .
Ary izay nomanina isan'andro dia omby iray , sy ondry voafantina enina , ary vorona ihany koa , ary isaky ny folo andro dia divay maro isan - karazany
mitafotafo , kanefa tamin'izany rehetra izany dia tsy mbola nangataka ny anjara sakafon ' ny governora aho , satria izany fangatahana izany dia tena navesatra loatra teo amin ' ny vahoaka .
NEH 5:19     Alignment score: 0.32
Call me to mind , my God , for good , because of all that I have done for this people .
Tsarovy aho , ry Andriamanitro , amin ' ny tsara , noho izay rehetra nataoko ho an'ity vahoaka ity .
NEH 5     Average alignment score: 0.339 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13