Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 7:1     Alignment score: 0.467 → 0.468
When the wall was finished and I had set up the doors in place , and the gatekeepers and singers and Levites had been appointed ,
Rehefa vita ny manda ary voapetrako tamin ' ny toerany
ireo varavarana , ary efa voatondro ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita ,


NEH 7:2     Alignment score: 0.337 → 0.354
I put my brother Hanani in charge over Jerusalem , along with Hananiah , the overseer of the fortress , for he was a faithful man and feared God more than many .
dia nomeko an'i Hanany rahalahiko ny fitantanana an'i Jerosalema , miaraka amin'i Hanania izay nanara - maso ny fiarovana mafy , satria lehilahy mahatoky sy matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy .
NEH 7:3     Alignment score: 0.354 → 0.393
I said to them , " Do not open the gates of Jerusalem until the sun is hot . While the gatekeepers are on guard , you may shut the doors and bar them . Appoint guards from those who live in Jerusalem , some at the place of their guard station , and some in front of their own homes . "
Hoy aho tamin'izy ireo hoe : " Aza sokafana ny vavahadin'i
Jerosalema mandra - piakatry ny masoandro . Raha mbola miambina ireo mpiandry vavahady , dia afaka manidy ny varavarana sy manisy bara ianareo . Manendre mpiambina avy amin'ireo izay mipetraka any Jerosalema , ny sasany any amin ' ny toeram - piambenan'izy ireo , ary ny sasany manoloana ireo tranony avy . "
NEH 7:4     Alignment score: 0.278
Now the city was wide and large , but there were few people within it , and no houses had yet been rebuilt
.
Ary ilay tanàna dia midadasika sy lehibe , kanefa vitsy ny olona ao amin'izany , ary tsy mbola nisy trano voatsangana .
NEH 7:5     Alignment score: 0.279
My God put into my heart to gather together the nobles , the officials , and the people to enroll them by families . I found the book of the genealogy of those who returned at the first and found the following written in it .
Andriamanitra dia nametraka tao am - poko ny hamoriana ireo manan - kaja , ireo manam - boninahitra , sy ireo vahoaka mba ho soratana
anarana araka ny fianakavian'izy ireo . Hitako ilay bokin ' ny tetiaran'ireo izay niverina voalohany ary hitako voasoratra tao ireto manaraka ireto .
NEH 7:6     Alignment score: 0.439 → 0.462
" These are the people of the province who went up out of the captivity of those exiles whom Nebuchadnezzar the king of Babylon took into exile . They returned to Jerusalem and to Judah , each to his city .
Ireto ny vahoakan
' ny faritany izay nandeha niakatra avy tamin ' ny fahababoan'ireo sesitany izay nobaboin'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona . Niverina tany Jerosalema sy Joda izy ireo , samy amin ' ny tanànany avy .
NEH 7:7     Alignment score: 0.506 → 0.719
They came
with Zerubbabel , Jeshua , Nehemiah , Azariah , Raamiah , Nahamani , Mordecai , Bilshan , Mispereth , Bigvai , Nehum , and Baanah . The number of the men of the people of Israel included the following .
Niaraka tamin'i Zerobabela , Jesoa , Nehemia , Azaria , Ramia , Nahanany , Mordekay , Bilsana , Mispereta , Bigvay , Nehoma , ary Bana izy ireo . Ny isan'ireo lehilahin ' ny vahoakan'Israely dia ahitana ireto manaraka ireto .
NEH 7:8     Alignment score: 0.379 → 0.386
The descendants of Parosh , 2,172 .
2 . 172 ny taranak'i Parosy .
NEH 7:9     Alignment score: 0.392 → 0.762
The descendants of Shephatiah , 372 .
372 ireo taranak'i Sefatia .
NEH 7:10     Alignment score: 0.264 → 1.179
The descendants of Arah , 652 .
652 ireo taranak'i Ara .
NEH 7:11     Alignment score: 0.464 → 0.492
The descendants of Pahath - Moab , through the descendants of Jeshua and Joab , 2,818 .
2 . 818 ireo taranak'i Pahatamoaba , avy amin ' ny taranak'i Jesoa sy Joaba .
NEH 7:12     Alignment score: 0.355 → 0.698
The descendants of Elam , 1,254 .
1 . 254 ny taranak'i Elama .
NEH 7:13     Alignment score: 0.08 → 0.629
The descendants of Zattu , 845 .
845 ny taranak'i Zato .
NEH 7:14     Alignment score: 0.193 → 0.687
The descendants of Zakkai , 760 .
760 ny taranak'i Zakay .
NEH 7:15     Alignment score: 0.379 → 0.797
The descendants of Binnui , 648 .
648 ny taranak'i Binoy .
NEH 7:16     Alignment score: 0.042 → 0.805
The descendants of Bebai , 628 .
628 ny taranak'i Bebay .
NEH 7:17     Alignment score: 0.045 → 0.412
The descendants of Azgad , 2,322 .
2 . 322 ny taranak'i Azgada .
NEH 7:18     Alignment score: 0.042 → 0.748
The descendants of Adonikam , 667 .
667 ny taranak'i Adonikama .
NEH 7:19     Alignment score: 0.231 → 0.399
The descendants of Bigvai , 2,067 .
2 . 067 ny taranak'i Bigvay .
NEH 7:20     Alignment score: 0.041 → 0.776
The descendants of Adin
, 655 .
655 ny taranak'i Adina .
NEH 7:21     Alignment score: 0.351 → 0.824
The descendants of Ater , of Hezekiah , 98 .
98 ny taranak'i Atera , avy tamin'i Hezekia .
NEH 7:22     Alignment score: 0.403 → 0.828
The descendants of Hashum , 328 .
328 ny taranak'i Hasoma .
NEH 7:23     Alignment score: 0.041 → 0.784
The descendants of Bezai , 324 .
324 ny taranak'i Bezay .
NEH 7:24     Alignment score: 0.458 → 0.777
The descendants of Hariph , 112 .
112 ny taranak'i Harifa .
NEH 7:25     Alignment score: 0.18 → 0.834
The descendants of Gibeon , 95 .
95 ny taranak'i Gibeona .
NEH 7:26     Alignment score: 0.486 → 0.812
The men from Bethlehem and Netophah , 188 .
188 ny olona avy any Betlehema sy Netofa .
NEH 7:27     Alignment score: 0.357 → 0.795
The men from Anathoth , 128 .
128 ny olona avy any Anatota .
NEH 7:28     Alignment score: 0.16 → 1.064
The men of Beth Azmaveth , 42 .
42 ny olona avy any Bet - azmaveta .
NEH 7:29     Alignment score: 0.655 → 0.846
The men of Kiriath Jearim , Kephirah , and Beeroth , 743 .
743 ny olona avy any Kiriata - jearima , Kefira , ary Berota .
NEH 7:30     Alignment score: 0.458 → 0.715
The men of Ramah and Geba , 621 .
621 ny olon'i Rama sy Geba .
NEH 7:31     Alignment score: 0.22 → 0.59
The men of Mikmash , 122 .
122 ny olon'i
Mikmasy .
NEH 7:32     Alignment score: 0.806
The men of Bethel and Ai , 123 .
123 ny olon'i Betela sy Ay .
NEH 7:33     Alignment score: 0.251 → 1.292
The men of the other Nebo , 52 .
52 ny olon'ilay Nebo hafa .
NEH 7:34     Alignment score: 0.505 → 0.523
The people of the other Elam , 1,254 .
1 . 254 ny olon'i
Elama hafa .
NEH 7:35     Alignment score: 0.216 → 0.574
The men of Harim , 320 .
320 ny olon'i
Harima .
NEH 7:36     Alignment score: 0.627
The men of Jericho , 345 .
345 ny olon'i
Jeriko .
NEH 7:37     Alignment score: 0.42 → 0.808
The men of Lod , Hadid , and Ono , 721 .
721 ny olon'i Loda , Hadida , ary Ono .
NEH 7:38     Alignment score: 0.052 → 0.252
The men of Senaah , 3,930 .
3 . 930 ny olon'i Sena .
NEH 7:39     Alignment score: 0.614 → 0.74
The priests : The descendants of Jedaiah ( of the house of Jeshua ) , 973 .
973 ireo mpisorona : dia ny taranak'i Jedaia ( avy amin ' ny tranon'i Jesoa ) .
NEH 7:40     Alignment score: 0.053 → 0.23
The descendants of Immer , 1,052 .
1 . 052 ny taranak'Imera .
NEH 7:41     Alignment score: 0.654 → 0.702
The descendants of Pashhur , 1,247 .
1 . 247 ny taranak'i Pasora .
NEH 7:42     Alignment score: 0.506 → 0.622
The descendants of Harim , 1,017 .
1 . 017 ny taranak'i Harima .
NEH 7:43     Alignment score: 0.474 → 0.738
The Levites : The descendants of Jeshua , through the descendants of Kadmiel through the line of Hodaviah , 74 .
74 ireo Levita : dia ny taranak'i Jesoa , Kadmiela , Binoy , ary Hodavia .
NEH 7:44     Alignment score: 0.511 → 0.791
The singers : The descendants of Asaph , 148 .
148 ireo mpihira : dia ny taranak'i Asafa .
NEH 7:45     Alignment score: 0.618 → 0.697
The gatekeepers of the descendants of Shallum , the descendants of Ater , the descendants of Talmon , the descendants of Akkub , the descendants of Hatita , the descendants of Shobai , 138 .
138 ireo mpiandry vavahadin ' ny taranak'i Saloma , taranak'i Atera , taranak'i Talmona , taranak'i Akoba , ny taranak'i Hatita , ny taranak'i Sobay .
NEH 7:46     Alignment score: 0.725
The temple servants : The descendants of Ziha , the descendants of Hasupha , the descendants of Tabbaoth ,
Ireo mpanompon
' ny tempoly : dia ny taranak'i Ziha , ny taranak'i Hasofa , ny taranak'i Tabaota ,
NEH 7:47     Alignment score: 0.797
the descendants of Keros , the descendants of Sia , the descendants of Padon ,
ny taranak'i Kerosa , ny taranak'i Sia , ny taranak'i Padona ,
NEH 7:48     Alignment score: 0.767
the descendants of Lebana
, the descendants of Hagaba , the descendants of Shalmai ,
ny taranak'i Lebana , ny taranak'i Hagaba , ny taranak'i Salmay ,
NEH 7:49     Alignment score: 0.724
the descendants of Hanan , the descendants of Giddel , the descendants of Gahar .
ny taranak'i Hanana , ny taranak'i Gidela , ny taranak'i Gahara .
NEH 7:50     Alignment score: 0.646 → 0.678
The descendants of Reaiah , the descendants of Rezin , the descendants of Nekoda ,
Ny taranak'i Reaia , ny taranak'i Rezina , ny taranak'i Nekoda , ny taranak'i Gazama ,
NEH 7:51     Alignment score: 0.429 → 0.5
the descendants of Gazzam , the descendants of Uzza , the descendants of Paseah ,
ny taranak'i Oza , ny taranak'i Pasea , ny taranak'i Besay ,
NEH 7:52     Alignment score: 0.546
the descendants of Besai , the descendants of Meunim , the descendants of Nephusim .
ny taranak'i Meonita , ny taranak'i Nefisita .
NEH 7:53     Alignment score: 0.776
The descendants of Bakbuk , the descendants of Hakupha , the descendants of Harhur ,
Ny taranak'i Bakboka , ny taranak'i Hakafa
, ny taranak'i Harora ,
NEH 7:54     Alignment score: 0.696
the descendants of Bazluth , the descendants of Mehida , the descendants of Harsha ,
ny taranak'i Bazlita
, ny taranak'i Mehida , ny taranak'i Harsa ,
NEH 7:55     Alignment score: 0.757
the descendants of Barkos , the descendants of Sisera , the descendants of Temah
,
ny taranak'i Barkosa , ny taranak'i Sisera , ny taranak'i Tema ,
NEH 7:56     Alignment score: 0.798
the descendants of Neziah , the descendants of Hatipha .
ny taranak'i Nezia , ny taranak'i Hatifa .
NEH 7:57     Alignment score: 0.657
The descendants of Solomon 's servants : the descendants of Sotai , the descendants of Sophereth , the descendants of Perida ,
Ireo taranaky
ny mpanompon'i Solomona : dia ny taranak'i Sotahy , ny taranak'i Sofereta , ny taranak'i Perida ,
NEH 7:58     Alignment score: 0.797
the descendants of Jaala , the descendants of Darkon , the descendants of Giddel ,
ny taranak'i Jala , ny taranak'i Darkona , ny taranak'i Gidela ,
NEH 7:59     Alignment score: 0.713 → 0.737
the descendants of Shephatiah , the descendants of Hattil , the descendants of Pokereth - Hazzebaim , the descendants of Amon
.
ny taranak'i Sefatia , ny taranak'i Hatila , ny taranak'i Pokereta - hazebaima , ny taranak'i Amona .
NEH 7:60     Alignment score: 0.487
All the temple servants , and the descendants of Solomon 's servants , were 392 .
Ireo mpanompon
' ny tempoly , sy ireo taranak'ireo mpanompon'i Solomona dia miisa 392 .
NEH 7:61     Alignment score: 0.238 → 0.471
These were the people who went up from Tel Melah , Tel Harsha , Kerub , Addon , and Immer . But they could not prove that they or their ancestors ' families were descendants from Israel :
Ireto no olona nandeha niakatra avy any Tela - mela , Tela - harsa , Kerofa , Adona , ary Imera . Kanefa tsy afaka nanaporofo izy ireo fa izy ireo na ireo fianakavian
' ny taranak'izy ireo dia taranaka avy amin'Israely :
NEH 7:62     Alignment score: 0.785
the descendants of Delaiah , the descendants of Tobiah , and the descendants of Nekoda , 642 .
dia ireo taranak'i Delaia , ny taranak'i Tobia , ary ny taranak'i Nekoda , izay 642 .
NEH 7:63     Alignment score: 0.638
Those
who were from the priests : the descendants of Habaiah , Hakkoz , and Barzillai ( who took his wife from the daughters of Barzillai of Gilead and was called by their name ) .
Ireo izay avy amin'ireo mpisorona : dia ny taranak'i Hobaia , Hakoza , ary Barzilay ( izay naka ny vadiny avy amin'ireo zanaka vavin'i Barzilay avy any Gileada ary nantsoina tamin ' ny anaran'izy ireo ) .
NEH 7:64     Alignment score: 0.244 → 0.251
These
sought their records among those enrolled by their families , but they could not be found , so they were excluded from the priesthood as unclean .
Ireo dia nitady ny firaketan'izy ireo an - tsoratra tamin'ireo nisoratra anarana tamin ' ny tetiaran'izy ireo , saingy tsy hita ireo , ka dia voahilika tamin ' ny fisoronana ho maloto izy ireo .
NEH 7:65     Alignment score: 0.41 → 0.475
Then the governor said to them that they should not be allowed to eat the priests ' share of food from the sacrifices
until there rose up a priest with Urim and Thummim .
Avy eo ny governora niteny tamin'izy ireo fa tsy tokony homena alalana hihinana ny fizaran - tsakafon'ireo mpisorona avy amin ' ny sorona izy ireo mandra - pitsanganan ' ny mpisorona iray miaraka amin ' ny Orima sy Tomima .
NEH 7:66     Alignment score: 0.05 → 0.089
The whole assembly together was 42,360 ,
42 . 360 ny fitambaran ' ny vondrona
rehetra ,
NEH 7:67     Alignment score: 0.309 → 0.308
besides their male servants and their female servants , of whom there were 7,337 . They had 245 singing men and women
.
ankoatra ny lehilahy sy mpanompon'izy ireo ary ny mpanompo vavin'izy ireo , izay nisy 7 . 337 . Nanana mpihira lahy sy vavy 245 izy ireo .
NEH 7:68     Alignment score: 0.583 → 0.639
Their horses were 736 in number , their mules , 245 , their camels , 435 , and their donkeys , 6,720 .
736 ny isan ' ny soavalin'izy ireo , 245 ny ampondra , 435 ny rameva , ary 6 . 720 ireo boriky .
NEH 7:69     Alignment score: 0.445 → 0.628
Some from among the heads of ancestors ' families gave gifts for the work . The governor gave to the treasury one thousand darics of gold , 50 basins , and 530 priestly garments .
Ny sasany tamin'ireo lohan
' ny fianakavian'ireo razambe dia nanome fanomezana ho an ' ny asa . Nomen ' ny governora darika volamena arivo , koveta 50 , ary akanjo fisoronana 530 ho an ' ny rakitra .
NEH 7:70     Alignment score: 0.387 → 0.4
Some of the heads of ancestors ' families gave into the treasury for the work twenty thousand darics of gold and 2,200 minas of silver .
Ny sasany amin ' ny lohan'ireo fianakavian'ireo razambe dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy 2 . 200 ho an ' ny rakitra .
NEH 7:71     Alignment score: 0.583
The rest of the people gave twenty thousand darics of gold , and two thousand minas of silver , and sixty - seven priestly garments .
Ny sisa tamin'ireo vahoaka dia nanome darika volamena roa arivo , sy mane volafotsy roa alina , ary akanjo fisoronana fito amby enimpolo .
NEH 7:72     Alignment score: 0.524
So the priests , the Levites , the gatekeepers , the singers , some of the people , the temple servants , and all Israel lived in their cities . By the seventh month the people of Israel were settled in their cities . "
Noho izany ireo mpisorona , ireo Levita , ireo mpiandry vavahady , ireo mpihira , ny sasany amin ' ny vahoaka , ireo mpanompon
' ny tempoly , ary ny Israely rehetra dia nipetraka tany amin ' ny tanànan'izy ireo . Tamin ' ny volana fahafito no nametrahana ny vahoakan'Israely tao amin ' ny tanànan'izy ireo . "
NEH 7     Average alignment score: 0.58 for 72 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13