Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 3:1     Alignment score: 0.409 → 0.432
Then Eliashib the high priest rose up with his brother priests , and they built the Sheep Gate . They consecrated it and set its doors in place . They consecrated it as far as the Tower of the Hundred and as far as the Tower of Hananel .
Ary nitsangana niaraka tamin'ireo mpisorona rahalahiny i Eliasiba mpisoronabe , dia nanamboatra ny Vavahadin'Ondry izy ireo . Natokan'izy ireo izany ary napetrany tamin ' ny toerany
ny varavarany . Natokan'izy ireo hatrany amin ' ny Tilikambon ' ny Zato lahy ka hatrany amin ' ny Tilikambon'i Hananela izany .


NEH 3:2     Alignment score: 0.402 → 0.418
Next to him the men of Jericho worked , and next to them Zakkur son of Imri worked .
Taoriany no niasa ny olon'i Jeriko , ary niasa taorian'izy ireo i Zakora zanaka lahin'i Imry .
NEH 3:3     Alignment score: 0.415 → 0.44
The sons of Hassenaah built the Fish Gate . They made beams for it , and set its doors , its bolts , and its bars .
Namboarin'ireo zanaka lahin'i Hasena ny Vavahadin ' ny Hazandrano . Nanao andry ho an'izany izy ireo , ary nametraka ny varavarany
, ny hidiny , sy ny barany .
NEH 3:4     Alignment score: 0.568
Meremoth repaired the next section . He is the son of Uriah son of Hakkoz . Next to them Meshullam repaired . He is the son of Berekiah son of Meshezabel . Next to them Zadok repaired . He is the son of Baana
.
Ary Meremota no nanamboatra ny faritra nanaraka izany . Izy dia zanaka lahin'i Oria zanaka lahin'i Hakoza . Taorian'izy ireo no nanamboatra i Mesolama . Izy dia zanaka lahin'i Berekia zanaka lahin'i Mesezabela . Taorian'izy ireo no nanamboatra i Zadoka . Izy dia zanaka lahin'i Bana .
NEH 3:5     Alignment score: 0.252 → 0.258
Next to them the Tekoites repaired , but their nobles refused to do the labor ordered by their supervisors .
Taorian'izy ireo ny Tekoita no nanamboatra , fa tsy nanaiky hanao ny asa nampanaovin ' ny mpanara - maso azy ny mpitarik'izy ireo .
NEH 3:6     Alignment score: 0.511
Joiada son of Paseah and Meshullam son of Besodeiah repaired the Old Gate . They made beams for it , and set its doors , its bolts , and its bars .
Joiada zanaka lahin'i Pasea sy Mesolama zanaka lahin'i Besodia no nanamboatra ny Vavahady Taloha . Nanao andry ho an'izany izy ireo , ary nametraka ny varavarany
, ny hidiny , sy ny barany .
NEH 3:7     Alignment score: 0.271 → 0.604
Next to them were men from Gibeon and Mizpah Melatiah the Gibeonite
and Jadon the Meronothite the throne of the governor of the Province Beyond the River .
Taorian'izy ireo i Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita , izay olon'i Gibeona sy Mizpa no nanao fanamboarana teo amin'ilay faritra nipetrahan ' ny governoran ' ny Faritany Tandrifin ' ny Ony .
NEH 3:8     Alignment score: 0.39 → 0.411
Next to him Uzziel son of Harhaiah , one of the goldsmiths , repaired , and next to him was Hananiah , a maker of perfumes . They rebuilt Jerusalem as far as the Broad Wall .
Oziela zanaka lahin'i Haraia no teo akaikiny
, iray amin'ireo mpanefy volamena , no nanamboatra , ary teo anilany i Hanania , izay mpanao ranomanitra . Naverin'izy ireo namboarina i Jerosalema hatrany amin ' ny Rindrina Lehibe .
NEH 3:9     Alignment score: 0.529 → 0.529
Next to them Rephaiah son of Hur repaired . He was the official over half the district of Jerusalem .
Teo akaikin'izy ireo i Refaia zanaka lahin'i Hora no nanamboatra . Izy no mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Jerosalema .
NEH 3:10     Alignment score: 0.482 → 0.482
Next to them Jedaiah son of Harumaph repaired next to his house . Next to him Hattush son of Hashabneiah repaired .
Taorian'izy ireo dia i Jedaia zanaka lahin'i Haromafa no nanamboatra ny teo akaikin ' ny tranony
. Taoriany dia Hatosy zanaka lahin'i Hasabnia no nanamboatra .
NEH 3:11     Alignment score: 0.534
Malkijah son of Harim and Hasshub
son of Pahath - Moab repaired another section along with the Tower of the Furnaces .
Malkia zanaka lahin'i Harima sy Hasoba zanaka lahin'i Pahatamoaba dia nanamboatra faritra hafa manaraka ny Tilikambon ' ny Fatana .
NEH 3:12     Alignment score: 0.517 → 0.517
Next to them Shallum son of Hallohesh , the official over half the district of Jerusalem , repaired , along with his daughters
.
Taorian'izy ireo dia i Saloma zanaka lahin'i Halohesy , izay mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Jerosalema , dia nanamboatra , niaraka tamin'ireo zanany vavy .
NEH 3:13     Alignment score: 0.458 → 0.487
Hanun and the inhabitants of Zanoah repaired the Valley Gate . They rebuilt it and set its doors , its bolts , and its bars . They repaired a thousand cubits as far as the Dung Gate .
Hanona sy ireo mponin'i
Zanoa dia nanamboatra ny Vavahadin ' ny Lohasaha . Naverin'izy ireo naorina izay ary napetrany ny varavarany , ny hidiny , sy ny barany . Nanamboatra mira arivo hakiho hatrany amin ' ny Vavahadin - Jezika izy ireo .
NEH 3:14     Alignment score: 0.471 → 0.748
Malkijah son of Rekab , the official over the district of Beth Hakkerem , repaired the Dung Gate . He built it and set its doors , its bolts , and its bars .
Malkia zanaka lahin'i Rekaba , mpanapaka ny distrikan'i Beti - Hakerema , no nanamboatra ny Vavahadin - Jezika . Izy no nanamboatra izany , ary nametraka ny varavarany
, ny hidiny , sy ny barany .
NEH 3:15     Alignment score: 0.328 → 0.363
Shallun son of Kol - Hozeh , the official over the district of Mizpah , rebuilt the Fountain Gate . He built it , and put a cover on it and set its doors , its bolts , and its bars . He also rebuilt the wall of the Pool of Siloam by the king 's garden , as far as the stairs leading down from the city of David .
Saloma zanaka lahin'i Kola - Hoze , mpanapaka ny distrikan'i Mizpa , no namerina nanamboatra ny Vavahadin ' ny Loharano . Izy no nanamboatra izany , ary nandrakotra izany sy nametraka ny varavarany
, ny hidiny , sy ny barany . Izy ihany koa no namerina nanamboatra ny mandan ' ny Farihin'i Siloa izay teo akaikin ' ny zaridainan ' ny mpanjaka , hatrany amin ' ny tohatra midina mankany amin ' ny tanànan'i Davida .
NEH 3:16     Alignment score: 0.432 → 0.439
Nehemiah son of Azbuk , the official
over half the district of Beth Zur , repaired to the place across from the tombs of David , to the man - made pool , and to the house of the mighty men .
Nehemia zanaka lahin'i Azboka , mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Beti - Zora , dia nanamboatra teo amin ' ny toerana mandalo eo amin ' ny fasan'i Davida , hatrany amin'ilay farihy nataon'olombelona , ka hatrany amin ' ny tranon'ireo olona mahery .
NEH 3:17     Alignment score: 0.523 → 0.523
After him the Levites repaired , including Rehum son of Bani and next to him , Hashabiah , the official over half the district of Keilah , for his district .
Taoriany
dia ny Levita no nanamboatra , ao anatin'izany i Rehoma zanaka lahin'i Bany , ary nanaraka azy , Hasabia , ilay mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Keila , ho an ' ny distrikany .
NEH 3:18     Alignment score: 0.301 → 0.405
After him their brothers repaired , including Binnui son of Henadad , the official over half the district of Keilah .
Nanamboatra teo anilany
ny mponin'izy ireo , tao anatin'izany i Bavay zanaka lahin'i Henadada , mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Keila .
NEH 3:19     Alignment score: 0.394 → 0.397
Next to him , Ezer son of Jeshua , the official over Mizpah , repaired another section that faced the ascent to the armory at the corner of the wall .
Taoriany , dia Ezera zanaka lahin'i Jesoa , mpanapaka tao Mizpa , no nanamboatra faritra hafa nanoloana ny fiakarana mankany amin ' ny trano fitehirizana
fitaovam - piadiana teo an - joron ' ny manda .
NEH 3:20     Alignment score: 0.392 → 0.439
After him Baruch son of Zabbai zealously repaired another section , from the corner of the wall to the door of the house of Eliashib the high priest .
Teo anilany
dia nanolo - tena nanamboatra faritra hafa i Baroka zanaka lahin'i Zabay , avy eo amin ' ny zoron - drindrina hatrany amin ' ny varavaran - tranon'i Eliasiba mpisoronabe .
NEH 3:21     Alignment score: 0.462 → 0.491
After him Meremoth son of Uriah son of Hakkoz repaired another section , from the door of the house of Eliashib to the end of the house of Eliashib .
Nanamboatra faritra hafa teo akaikiny
i Meremota zanaka lahin'i Oria zanak'i Hakoza , avy eo amin ' ny varavaran - tranon'i Eliasiba ka hatrany amin ' ny faran ' ny tranon'i Eliasiba .
NEH 3:22     Alignment score: 0.495
Next to him the priests , the men from the area around Jerusalem , repaired .
Taoriany dia ireo mpisorona , lehilahy avy amin ' ny faritra manodidina an'i Jerosalema , no nanamboatra .
NEH 3:24     Alignment score: 0.505 → 0.505
After him Binnui son of Henadad repaired another section , from the house of Azariah to the corner of the wall .
Taoriany
i Binoy zanaka lahin'i Henadada dia nanamboatra faritra hafa , avy eo amin ' ny tranon'i Azaria hatrany amin ' ny zoron ' ny manda .
NEH 3:25     Alignment score: 0.45 → 0.45
Palal son of Uzai repaired over against the corner of the wall and the tower that extends upward from the upper house of the king at the courtyard of the guard . After him Pedaiah son of Parosh repaired .
Palala zanaka lahin'i Ozay dia nanamboatra ny manoloana ny zoron ' ny manda sy ny tilikambo izay mitohy miakatra avy eo amin ' ny trano avon ' ny mpanjaka eo amin ' ny tokotanin ' ny mpiambina . Pedaia zanaka lahin'i Parosy no nanamboatra teo anilany .
NEH 3:26     Alignment score: 0.365 → 0.368
Now the temple servants living in Ophel repaired to the point opposite the Water Gate on the east and the projecting tower .
Ary ireo mpanompon
' ny tempoly nipetraka tao Ofela dia nanamboatra hatreo amin ' ny tandrifin ' ny Vavahadin - dRano atsimon ' ny tilikambo lehibe .
NEH 3:27     Alignment score: 0.441
After him the Tekoites repaired another section that was opposite the great projecting tower as far as the wall of Ophel .
Nanaraka azy dia nanamboatra faritra hafa ny Tekoita izay tandrifin ' ny tilikambo lehibe hatrany amin ' ny mandan'i Ofela .
NEH 3:28     Alignment score: 0.362 → 0.365
The priests repaired above the Horse Gate , each opposite his own house .
Ireo mpisorona dia nanamboatra ny teo ambonin ' ny Vavahadin - tsoavaly , izay tandrifin ' ny tranon
' ny tsirairay .
NEH 3:29     Alignment score: 0.455 → 0.462
After them Zadok son of Immer repaired the section opposite his own house . Then after him Shemaiah son of Shekaniah , the keeper of the east gate , repaired .
Nanamboatra ny faritra hafa tandrifin ' ny tranony teo anilan'izy ireo i Zadoka zanaka lahin'i Imera . Ary nanamboatra teo anilany i Semaia zanaka lahin'i Sekania , mpiandry ny vavahady atsinanana .
NEH 3:30     Alignment score: 0.429 → 0.503
After him Hananiah son of Shelemiah , and Hanun the sixth son of Zalaph , repaired another section . After him Meshullam son of Berekiah repaired opposite his living chambers .
Nnanamboatra faritra hafa teo anilany i Hanania zanaka lahin'i Selemia , sy Hanona ilay zanaka lahy fahenin'i Zalafa . Nanaraka azy i Mesolama zanaka lahin'i Berekia izay nanamboatra ny tandrifin ' ny efitranony .
NEH 3:31     Alignment score: 0.399 → 0.4
After him Malkijah , one of the goldsmiths , repaired to the house of the temple servants and the merchants that was opposite the Appointment Gate and the upper living chambers on the corner .
Teo anilany
i Malkia , iray amin'ireo mpanefy volamena , izay nanamboatra ny tranon ' ny mpanompo an - tempoly sy ireo mpivarotra izay tandrifin ' ny Vavahady Fanendrena sy ny efitrano ambony teo an - jorony .
NEH 3:32     Alignment score: 0.455 → 0.454
The goldsmiths and the merchants repaired between the upper chamber of the corner and the Sheep Gate .
Ireo mpanefy volamena sy ireo mpivarotra dia nanamboatra ny teo anelanelan ' ny efitrano ambony teo an - jorony
sy ny Vavahadin'Ondry .
NEH 3:33     Alignment score: 0.328
Now when Sanballat heard we were building the wall , anger burned within him , and he was furiously angry , and he mocked the Jews .
Ary rehefa ren'i Sanbala fa nanangana ny manda izahay , dia nirehitra tao anatiny
izany , ary nisafoaky ny hatezerana izy ka nanamavo ny Jiosy .
NEH 3:34     Alignment score: 0.315 → 0.33
In the presence of his brothers and the army of Samaria , he said , " What are these
feeble Jews doing ? Will they restore the city for themselves ? Will they offer sacrifices ? Will they finish the work in a day ? Will they bring to life the stones from the piles of rubble after they were burned ?
Hoy izy teo anatrehan'ireo rahalahiny sy ny tafik'i Samaria : " Fa inona ity ataon'ireo Jiosy kanosa ireo ? Hamerina ny tanàna ho azy ireo angaha izy ireo ? Hanolotra sorona angaha izy ireo ? Ho vitain'izy ireo ao anatin ' ny iray andro angaha ny asa ? Hamelona ireo vato avy amin'ireo korontam - bato efa nodorana indray angaha izy ireo ?
NEH 3:35     Alignment score: 0.364 → 0.384
Tobiah the Ammonite
was with him , and he said , " If only a fox went up on what they are building , it would break down their stone wall ! "
Tobia Amonita dia niaraka taminy , ary hoy izy hoe : " Raha mba nisy amboahaolo mantsy niakatra teo amin'izay atsangan'izy ireo , dia handrodana ny manda vaton'izy ireo izany ! "
NEH 3:36     Alignment score: 0.201 → 0.216
Hear , our God , for we are despised . Turn back their taunts on their own heads and give
them up to be plundered in a land of captivity .
Henoy , ry Andriamanitray , fa vaorabiraby izahay . Avereno amin ' ny lohan'izy ireo ihany ny fitenenan - dratsin'izy ireo ary avelao izy ireo ho babo any amin ' ny tany izay higadran'izy ireo .
NEH 3:37     Alignment score: 0.258 → 0.299
Do not cover over their iniquity and let their sin not be blotted out from before you , for they have provoked the builders to anger .
Aza manarona ny helok'izy ireo ary aza mamafa ny fahotany tsy ho eo anatrehanao
, fa nihantsy ny fahatezeran ' ny mpanorina ny manda izy ireo .
NEH 3:38     Alignment score: 0.223 → 0.259
So we built the wall and all the wall was joined together to half its height , for the people had a desire to work .
Koa natsanganay ny manda ary nifandray teo amin ' ny hatsasaky ny hahavony ny manda rehetra satria nanam - paniriana ny hiasa ireo olona .
NEH 3     Average alignment score: 0.44 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13