Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 8:1     Alignment score: 0.422
All the people gathered as one man in the open area in front of the Water Gate . They asked Ezra the scribe to bring the book of the law of Moses , which Yahweh had commanded Israel .
Niangona toy ny olona iray teny
ankalamanjana teo anoloan ' ny Vavahadin - Drano ny vahoaka rehetra . Izy ireo dia nangataka an'i Ezra mpisorona mba hitondra ny bokin ' ny lalàn'i Mosesy , izay nandidian'i Yaveh an'Israely .


NEH 8:2     Alignment score: 0.434 → 0.447
On the first day of the seventh month , Ezra the priest brought the law before the assembly , both men and women
, and all who could hear and understand .
Tamin ' ny andro voalohan ' ny volana fahafito , dia nitondra ny lalàna teo anoloan ' ny fiangonana i Ezra mpisorona , na lahy na vavy , ary ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra .
NEH 8:3     Alignment score: 0.308 → 0.309
He faced the open area in front of the Water Gate , and he read from it from early morning until midday , before men and women
, and any who could understand , and all the people listened attentively to the book of the law .
Niatrika ny kianja malalaka anoloan ' ny Vavahadin - drano izy , ary namaky izany vao maraim - be hatramin ' ny mitataovovona , nanoloana ireo lehilahy sy vehivavy , sy izay afaka mahatakatra , ary dia nihaino tsara ilay bokin ' ny lalàna ireo olona rehetra .
NEH 8:4     Alignment score: 0.547 → 0.595
Then Ezra the scribe stood on a high wooden platform which the people had made for the purpose . Standing beside him were Mattithiah , Shema
, Anaiah , Uriah , Hilkiah , and Maaseiah , on his right side ; and Pedaiah , Mishael , Malkijah , Hashum , Hashbaddanah , Zechariah , and Meshullam were standing on his left side .
Avy eo Ezra mpanora - dalàna nijoro teo ambonin ' ny lampihazo izay namboarin ' ny olona ho amin'izany . Nijoro teo ankavanany i Matitia , Sema , Anaia , Oria , Hilkia , ary Mahasela ; ary i Pedaia , Misaela , Malkia , Hasoma , Hasbadana , Zakaria , ary Mesolama dia nijoro teo amin ' ny ilany ankavia .
NEH 8:5     Alignment score: 0.448
Ezra opened the book in the sight of all the people , for he was standing above the people , and when he opened it all the people stood up .
Nosokafan'i
Ezra teo imason ' ny olona rehetra ny boky , satria nijoro ambony noho ireo olona izy , ary rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona .
NEH 8:6     Alignment score: 0.527 → 0.539
Ezra blessed Yahweh , the great God , and all the people lifted up their hands and answered , " Amen ! Amen ! " Then they bowed down and worshiped Yahweh with their faces to the ground .
Ezra dia nanome fisaorana an'i Yaveh , ilay Andriamanitra lehibe , ary ireo olona rehetra nanandratra ny tanany ary namaly hoe : " Amena ! Amena ! " Avy eo izy ireo nanondrika ny lohan'izy ireo ary nidera an'i Yaveh tamin ' ny fametrahana ny tavan'izy ireo tamin ' ny tany .
NEH 8:7     Alignment score: 0.684 → 0.714
Also Jeshua , Bani , Sherebiah , Jamin , Akkub , Shabbethai , Hodiah , Maaseiah , Kelita , Azariah , Jozabad , Hanan , Pelaiah the Levites helped the people understand the law , while the people remained in their place .
Jesoa , Bani , Serebia , Jamina , Akoba , Sabetahy
, Hodia , Mahaseia , Kelita , Azaria , Jozabada , Hanana , Pelaia ireo Levita dia nanampy ireo olona mba hahatakatra ilay lalàna ihany koa , raha mbola nitoetra teny amin ' ny toerany ireo olona .
NEH 8:8     Alignment score: 0.192 → 0.214
They read in the book , The Law of God , making it clear with interpretation and giving the meaning so the people understood the reading .
Novakian'izy ireo tao amin ' ny boky , ny Lalàn'Andriamanitra , nanazava izany tamin ' ny fandikana sy fanomezana ny dikan'izany mba hahatakaran'ireo olona ny vakin
- teny .
NEH 8:9     Alignment score: 0.542
Nehemiah the governor , and Ezra the priest and scribe , and the Levites who were interpreting to the people said to all the people , " This day is holy to Yahweh your God . Do not mourn or weep . " For all the people wept when they heard the words of the law .
Nehemia governora , sy i Ezra mpisorona sy mpanora - dalàna , ary ireo Levita no nandika tamin ' ny olona ary niteny tamin ' ny olona rehetra hoe : " Masina ity andro ity amin'i Yaveh Andriamanitrareo . Aza misaona na mitomany . " Satria nitomany avokoa ny olona rehetra rehefa nandre ireo tenin ' ny lalàna .
NEH 8:10     Alignment score: 0.37 → 0.376
Then Nehemiah said to them , " Go your way , eat the fat and have something sweet to drink , and send some of it to one who has nothing prepared , for this day is holy to our Lord . Do not be grieved , for the joy of Yahweh is your strength . "
Avy eo Nehemia niteny tamin'izy ireo hoe : " Mandehana amin ' ny lalanareo , mihinàna matavy ary misotroa
zava - pisotro mamy , ary alefaso amin'izay tsy nahaomana na inona na inona ny sasany amin'izany , fa ity andro ity dia masina amin ' ny Tompontsika . Aza malahelo , fa ny fifalian'i Yaveh no herinao . "
NEH 8:11     Alignment score: 0.383 → 0.39
So the Levites made the people be quiet , saying , " Hush ! for this day is holy . Do not be grieved . "
Koa dia nampanginin'ireo Levita ireo olona , nanao hoe : " Mangina ! satria masina ity andro ity . Aza malahelo . "
NEH 8:12     Alignment score: 0.432
Then all the people went their way to eat and to drink and to share food and to celebrate with great joy because they had understood the words that were made known to them .
Ary nandeha tamin ' ny lalany ny olona rehetra mba hihinana sy hisotro ary mba hizara sakafo sy hankalaza am - pifaliana lehibe satria takatr'izy ireo ny teny izay nampahafantarina azy ireo .
NEH 8:13     Alignment score: 0.429 → 0.428
On the second day the leaders of the ancestors ' families from all the people , the priests and the Levites , came together to Ezra the scribe to gain insight from the words of the law .
Tamin ' ny andro faharoa ireo mpitarika ny fianakavian'ireo razambe avy amin ' ny olona rehetra , ireo mpisorona sy ireo Levita , dia tonga niaraka teo amin'i Ezra mpisorona mba handinika lalina
ireo tenin'ireo lalàna .
NEH 8:14     Alignment score: 0.496
They found written in the law how Yahweh had commanded through Moses that the people of Israel should live in shelters during the festival of the seventh month .
Hitan'izy ireo voasoratra tao amin ' ny lalàna ny fomba nandidian'i Yaveh tamin ' ny alalan'i
Mosesy fa ny vahoakan'Israely dia tokony hipetraka anaty lay mandritra ny firavoravoana amin ' ny volana fahafito .
NEH 8:15     Alignment score: 0.282 → 0.295
They should make a proclamation in all their cities , and in Jerusalem , saying , " Go out into the hill country , and bring back branches from olive and wild olive trees , and from myrtle , palms and shade trees , to make shelters , as it is written . "
Izy ireo dia tokony hanao fanambarana eny amin ' ny tanàna rehetra , sy ao Jerosalema , manao hoe : " Mandehana eny amin ' ny tany havoana , ary mitondrà sampan'oliva sy hazon'olivadia , sy sampan
- drotra , sampan - drofia sy sampan - kazo be , mba hanamboarana lay , araka ny voasoratra . "
NEH 8:16     Alignment score: 0.233 → 0.237
So the people went out and brought the branches back and made themselves shelters , each on their own roofs , in their courtyards
, in the courts of the house of God , in the open area in front of the Water Gate , and in the square at the Gate of Ephraim .
Koa nivoaka ny olona ary nitondra ireo sampan - kazo niverina ary nanao lay ho azy ireo , isaky ny tafon'izy ireo avy , teny an - tokotanin'izy ireo , teny amin ' ny tokotanin ' ny tranon'Andriamanitra , teny amin ' ny kianja malalaka anoloan ' ny Vavahadin - drano , sy teny amin ' ny kianja malalaka akaikin ' ny Vavahadin'i Efraima .
NEH 8:17     Alignment score: 0.394 → 0.415
All the assembly of those who had returned from captivity made shelters and lived in them . For since the days of Joshua son of Nun to that day , the people of Israel had not celebrated this festival , and so their joy was very great .
Ny fiangonan'ireo rehetra izay niverina avy amin ' ny fahababoana dia nanamboatra lay ary nipetraka tao anatin'ireo . Fa nanomboka tamin ' ny andron'i Josoa zanaka lahin'i Nona hatramin'io andro io , dia tsy nankalaza izany firavoravoana izany ny vahoakan'Israely , koa dia lehibe tokoa ny hafalian'izy ireo .
NEH 8:18     Alignment score: 0.48
Also day by day , from the first day to the last , Ezra read from the book of the law of God . They kept the festival for seven days and on the eighth day was a solemn assembly , in obedience to the decree .
Isan'andro isan'andro ihany koa , nanomboka tamin ' ny andro voalohany ka hatramin ' ny farany , dia namaky ny bokin ' ny lalàn'Andriamanitra i Ezra . Nitandrina ny firavoravoana nandritra
ny fito andro izy ireo ary ny andro fahavalo no fivoriana manetriketrika , mba ho fankatoavana ny lalàna .
NEH 8     Average alignment score: 0.44 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13