Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 11:1     Alignment score: 0.458
The leaders of the people lived in Jerusalem , and the rest of the people cast lots to bring one of ten to live in Jerusalem , the holy city , and the other nine remained in other towns .
Nitoetra tany
Jerosalema ireo mpitarika ny vahoaka , ary ny vahoaka ambiny dia nanao filokana mba hitondrana ny iray amin'ireo folo hitoetra any Jerosalema , ilay tanàna masina , ary ireo sivy hafa nitoetra tany amin'ireo tanàna hafa .


NEH 11:2     Alignment score: 0.502 → 0.492
Then the people blessed all those
who volunteered to live in Jerusalem .
Avy eo ny vahoaka nitso - drano ireo rehetra izay nanolo - tena an - tsitrapo ny honina any Jerosalema .
NEH 11:3     Alignment score: 0.433 → 0.448
These
are the provincial officials who lived in Jerusalem . However , in the towns of Judah everyone lived on his own property , including some Israelites , priests , Levites , temple servants , and descendants of Solomon 's servants .
Ireo dia manam - boninahitry ny faritany izay nipetraka tany Jerosalema . Kanefa , dia nitoetra tany amin ' ny taniny avy ny olona tany amin ' ny tanàn ' ny Joda , anisan'izany ny sasany amin'ireo Israelita , ireo mpisorona , ireo Levita , ireo mpanompon ' ny tempoly , ary ireo taranaky ny mpanompon'i Solomona .
NEH 11:4     Alignment score: 0.524 → 0.6
In Jerusalem lived some of the descendants of Judah and some of the descendants of Benjamin . The people from Judah included : Athaiah son of Uzziah son of Zechariah son of Amariah son of Shephatiah son of Mahalalel , a descendant
of Perez .
Tany Jerosalema no nitoeran ' ny sasany tamin'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Benjamina . Ireo vahoaka avy amin ' ny taranak'i Joda dia ahitana an'i : Ataia zanaka lahin'i Ozia zanaka lahin'i Zakaria zanaka lahin'i Amaria zanaka lahin'i Sefatia zanaka lahin'i Mahalila , ilay taranak'i Fareza .
NEH 11:5     Alignment score: 0.438 → 0.549
There was Maaseiah son of Baruch son of Kol - Hozeh son of Hazaiah son of Adaiah son of Joiarib son of Zechariah , a descendant
of Shelah .
Tao i Maseia zanaka lahin'i Baroka zanaka lahin'i Kola Azeha zanaka lahin'i Hazaia zanaka lahin'i Adaia zanaka lahin'i Joiariba zanaka lahin'i Zakaria , zanaka lahin ' ny Silonita .
NEH 11:6     Alignment score: 0.488
All the descendants of Perez who lived in Jerusalem were 468 . They were outstanding men .
Ireo zanaka lahin'i Fareza rehetra izay nitoetra tany Jerosalema dia 468 . Izy ireo dia lehilahy miavaka .
NEH 11:7     Alignment score: 0.587 → 0.655
These are the descendants of Benjamin : Sallu
son of Meshullam son of Joed son of Pedaiah son of Kolaiah son of Maaseiah son of Ithiel son of Jeshaiah ,
Ireto avy ireo taranak'i Benjamina : Salo zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Joeda zanaka lahin'i Pedaia zanaka lahin'i Kolaia zanaka lahin'i Maseia zanaka lahin'i Itiela zanaka lahin'i Jesaia ,
NEH 11:8     Alignment score: 0.712
and those
following him , Gabbai and Sallai , 928 men .
ary ireo manaraka azy , dia Gabay sy Salay , lehilahy 928 .
NEH 11:9     Alignment score: 0.507 → 0.548
Joel son of Zikri was their overseer , and Judah son of Hassenuah was second in command over the city .
Joela zanaka lahin'i Zisria no mpiandraikitr'izy ireo , ary Joda zanaka lahin'i Hasenoa dia faharoa amin ' ny fibaikona eo amin ' ny tanàna .
NEH 11:10     Alignment score: 0.74
From the priests : Jedaiah son of Joiarib , Jakin ,
Avy amin'ireo mpisorona : Jedaia zanaka lahin'i Joariba
, Jakina ,
NEH 11:11     Alignment score: 0.602
Seraiah son of Hilkiah son of Meshullam son of Zadok son of Meraioth son of Ahitub , the chief official
of the house of God ,
Seraia zanaka lahin'i Hilkia , zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Zadoka zanaka lahin'i Meraiota zanaka lahin'i Ahitoba , lehiben ' ny manam - pahefan ' ny tranon'Andriamanitra ,
NEH 11:12     Alignment score: 0.42 → 0.514
and their associates who did the work for the house , 822 men , along with Adaiah son of Jeroham son of Pelaliah son of Amzi son of Zechariah son of Pashhur son of Malkijah .
ary ireo rahalahin'izy ireo izay nanao ny asa ao amin ' ny trano , lehilahy 822 , miaraka Adaia zanaka lahin'i Jeroama zanaka lahin'i Pelaia zanaka lahin'i Amzi zanaka lahin'i Zakaria zanaka lahin'i Pasora zanaka lahin'i Malkia .
NEH 11:13     Alignment score: 0.539
His brothers were heads of clans , 242 men ; and Amashsai son of Azarel son of Ahzai son of Meshillemoth son of Immer ,
Ireo rahalahiny dia ireo lohan'ireo foko , lehilahy 242 ; Amasay zanaka lahin'i Azarela zanaka lahin'i Ahazay zanaka lahin'i Mesilemota zanaka lahin'i Imera ,
NEH 11:14     Alignment score: 0.483 → 0.483
and their brothers , 128 valiant warriors ; their overseer was Zabdiel son of Haggedolim .
ary ireo rahalahiny , lehilahy mahery fo amin ' ny ady 128 ; ireo mpiandraikiny dia i Zabdiela zanaka lahin'i Hagedolima .
NEH 11:15     Alignment score: 0.695
From the Levites : Shemaiah son of Hasshub
son of Azrikam son of Hashabiah son of Bunni ,
Avy amin'ireo Levita dia : i Semaia zanaka lahin'i Hasoba zanaka lahin'i Azrikama zanaka lahin'i Hasabia zanaka lahin'i Bony ,
NEH 11:16     Alignment score: 0.394
and Shabbethai and Jozabad , who were from the leaders of the Levites and were in charge of the outside work of the house of God .
ary Sabetay
sy Jozabada , izay avy tamin ' ny mpitarik'ireo Levita , izay misahana ny asa ivelan ' ny tranon'Andriamanitra .
NEH 11:17     Alignment score: 0.587
There was Mattaniah son of Mika
son of Zabdi , a descendant of Asaph , who was the director who began the thanksgiving in prayer , and Bakbukiah , the second among his brothers , and Abda son of Shammua son of Galal son of Jeduthun .
Ary Matania zanaka lahin'i Mika zanaka lahin'i Zabdy , ilay taranak'i Asafa , ilay lehibe izay nanomboka ny fanoloram - pisaorana tamin ' ny vavaka , ary Bakbokia , faharoa amin'ireo rahalahiny , ary Abda zanaka lahin'i Samoa zanaka lahin'i Galala zanaka lahin'i Jedotona .
NEH 11:18     Alignment score: 0.652
All the Levites in the holy city numbered 284 .
Ny Levita rehetra tao amin ' ny tanàna masina dia niisa 284 .
NEH 11:19     Alignment score: 0.429 → 0.429
The gatekeepers : Akkub , Talmon , and their brothers , who kept watch at the gates , 172 men .
Ireo mpiambina vavahady dia : i Akoba , Talmona , ary ireo namany
, izay nanara - maso ireo vavahady , lehilahy 172 .
NEH 11:20     Alignment score: 0.336 → 0.352
The remainder of Israel and of the priests and the Levites were in all the towns of Judah . Everyone lived on his own inherited property .
Ny Israely ambiny
sy ireo mpisorona ary ireo Levita izay tao amin'ireo tanànan'i Joda rehetra . Ny tsirairay nitoetra tao amin ' ny lovan - taniny avy .
NEH 11:21     Alignment score: 0.535
The temple workers lived in Ophel , and Ziha and Gishpa were in charge of them .
Ireo mpiasan ' ny tempoly nitoetra tany
Ofela , ary Ziha sy Gispa nisahana azy ireo .
NEH 11:22     Alignment score: 0.487 → 0.592
The chief officer over the Levites in Jerusalem was Uzzi son of Bani son of Hashabiah son of Mattaniah son of Mika
, of the descendants of Asaph , singers over the work in the house of God .
Ny lehiben ' ny manam - boninahitra teo amin'ireo Levita tany Jerosalema dia i Ozy zanaka lahin'i Bany zanaka lahin'i Hasabiaha zanaka lahin'i Mataniaha zanaka lahin'i Mika , tamin ' ny taranak'i Asafa , mpihira tamin ' ny asa tao amin ' ny tranon'Andriamanitra .
NEH 11:23     Alignment score: 0.468 → 0.472
They were under orders from the king , and firm orders were given for the singers as every day required .
Teo ambanin ' ny baiko avy amin ' ny mpanjaka izy ireo , ary ireo baiko entitra no nomena ireo mpihira araka ny notakiana
isan'andro .
NEH 11:24     Alignment score: 0.483 → 0.496
Then Pethahiah son of Meshezabel , a descendant
of Zerah son of Judah , was at the king 's side in all matters concerning the people .
Avy eo Petaia zanaka lahin'i Mesezabela , taranak'i Zera zanaka lahin'i Joda , dia teo anilan ' ny mpanjaka tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ny vahoaka .
NEH 11:25     Alignment score: 0.519 → 0.521
As for the villages and their fields , some of the people of Judah lived in Kiriath Arba and its villages , and in Dibon and its villages , and in Jekabzeel and its villages ,
Raha ireo tanàna sy ireo sahan'izy ireo , ny sasany tamin ' ny vahoakan'i
Joda dia nitoetra tany Kiriata - Arba sy ireo tanànany , ary tany Dibona sy ireo tanànany , ary tany Jekabzela sy ireo tanànany ,
NEH 11:26     Alignment score: 0.88 → 0.882
and in Jeshua , Moladah , Beth Pelet ,
ary tany Jesoa , Molada , Beti - Paleta
,
NEH 11:27     Alignment score: 0.112 → 0.104
Hazar Shual , and Beersheba and its villages .
Hazarasoala , ary Biry - seba
sy ireo tanànany .
NEH 11:28     Alignment score: 0.527
Some of the people of Judah lived in Ziklag , Mekonah and its villages ,
Ny sasany tamin'ireo vahoakan'i
Joda dia nitoetra tany Ziklagy , Mekona sy ireo tanànany ,
NEH 11:29     Alignment score: 0.55
En Rimmon , Zorah , Jarmuth ,
Enrimona , Zora , Jarmota ,
NEH 11:30     Alignment score: 0.528 → 0.528
Zanoah , Adullam , and their villages , and in Lachish its fields and Azekah and its villages . So they encamped from Beersheba to the Valley of Hinnom .
Zanoa , Adolama , sy ny tanàn'ireo , ary tany Lakisa
sahany ary Azeka sy ireo tanànany . Ka dia nitoertra avy tany Beri - sheba ka hatrany amin ' ny lohasahan'i Hinoma izy ireo .
NEH 11:31     Alignment score: 0.427 → 0.431
The descendants of the Benjamites settled in Geba , Mikmash , Aija , Bethel and its villages ,
Nitoetra teo alohan'i Geba ihany koa ireo vahoakan'i
Benjamina , tany Mikmasy sy Aia , tany Betela sy ireo tanànany ,
NEH 11:32     Alignment score: 0.926
Anathoth , Nob , Ananiah ,
tany
Anatota , Noba , Anania ,
NEH 11:33     Alignment score: 0.947
Hazor , Ramah , Gittaim ,
Hazora , Rama , Gitaima ,
NEH 11:34     Alignment score: 0.692
Hadid , Zeboim , Neballat ,
Hadida , Jeboima , Nebala ,
NEH 11:35     Alignment score: 0.541
Lod , Ono , and Ge Harashim .
Loda , ary Ono , ary ny lohasahan'ireo mpanao asa tanana
.
NEH 11:36     Alignment score: 0.586
Some of the Levites who lived in Judah were assigned to the people of Benjamin .
Ny sasany amin'ireo Levita izay nitoetra tany Joda dia notendrena tamin ' ny vahoakan'i
Benjamina .
NEH 11     Average alignment score: 0.54 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13