Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 4:1     Alignment score: 0.389 → 0.4
But when Sanballat , Tobiah , the Arabians , the Ammonites , and the Ashdodites heard that the work of repairing the walls of Jerusalem was going forward , and that the broken places in the wall were being closed up , a great anger burned within them .
Fa nony ren'i Sanbala , Tobia , ireo Arabo , ireo Amonita , ary ireo Asdodita fa nandroso ny asa fanamboarana ny mandan'i Jerosalema , ary efa hikatona ireo toerana vaky teo amin ' ny manda , dia nirehin - katezerana lehibe tao anatin'izy ireo .


NEH 4:2     Alignment score: 0.314 → 0.34
They all conspired together , and they came to fight against Jerusalem and to cause
confusion in it .
Niara - nikonokonona avokoa izy rehetra , ary tonga hiady tamin'i Jerosalema ka nahatonga savorovoro tao amin'izany .
NEH 4:3     Alignment score: 0.322 → 0.342
But we prayed to our God and set a guard as protection against them day and night because of their threat .
Fa nivavaka tamin ' ny Andriamanitray izahay ary nametraka mpiambina hiaro amin'izy ireo andro aman'alina nohon ' ny fampitahoran'izy ireo .
NEH 4:4     Alignment score: 0.323 → 0.323
Then the people of Judah said , " The strength of those who carry the burdens is failing . There is too much rubble , and we are not able to rebuild the wall . "
Dia hoy ireo vahoakan'i
Joda hoe : " Mihalefy ny herin'ireo izay milanja enta - mavesatra . Be loatra ireo korontam - bato , ary tsy afaka mamerina manangana ny manda izahay . "
NEH 4:5     Alignment score: 0.354 → 0.354
Our enemies said , " They will not know or see until we come
among them and kill them , and stop the work . "
Hoy ireo fahavalonay hoe : " Tsy hahafantatra na hahita izy ireo ambara - pahatonganay eo amin'izy ireo ka hamono azy ireo , ary hampitsahatra ny asa . "
NEH 4:6     Alignment score: 0.325 → 0.348
At that time the Jews who lived near them came from all directions and spoke to us ten times , warning us about the schemes they were making against us .
Tamin'izany fotoana izany dia tonga avy tany
amin ' ny lalana rehetra ireo Jiosy izay nonina teo akaikin'izy ireo ary niteny impolo taminay , nampitandrina anay ny amin ' ny tetika izay ataon'izy ireo aminay .
NEH 4:7     Alignment score: 0.223 → 0.232
So I positioned people in the lowest parts of the wall in the exposed areas . I positioned each family with their swords , spears , and bows .
Koa nametraka olona tany amin ' ny faritra iva indrindra amin ' ny manda teny
amin ' ny toerana miharihary aho . Nametraka ny fianakaviana tsirairay niaraka tamin ' ny sabany , ny lefony , ary ny tsipìkany avy aho .
NEH 4:8     Alignment score: 0.391
Then I looked , and stood up , and I said to the nobles , and to the rulers , and to the rest of the people , " Do not be afraid of them . Call to mind the Lord , who is great and awesome . Fight for your families , your sons and your daughters
, your wives , and your homes . "
Dia nitazana aho , ary nitsangana , ka hoy aho tamin'ireo olona ambony , sy tamin'ireo mpanapaka , ary tamin ' ny vahoaka sisa hoe : " Aza matahotra azy ireo . Tsarovy ny Tompo , izay lehibe sady mahagaga . Miadia ho an ' ny fianakavianareo , ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy , ny vadinareo , ary ny ankohonanareo . "
NEH 4:9     Alignment score: 0.304 → 0.306
It came
about when our enemies heard that their plans were known to us , and God had frustrated their plans , all of us returned to the wall , each one to his work .
Ary rehefa ren'ireo fahavalonay fa hainay ny paik'adin'izy ireo , ary nasavorovoron'Andriamanitra ny paik'adiny , dia niverina teo amin ' ny manda izahay rehetra , samy tamin ' ny asany avy .
NEH 4:10     Alignment score: 0.32 → 0.339
So from that time half of my servants worked only on rebuilding the wall , and half of them held spears , shields , bows , and wore armor , while the leaders stood behind all the people of Judah
Koa nanomboka tamin'izany fotoana izany dia niasa ho an ' ny fananganana ny manda fotsiny ny antsasak'ireo mpanompoko , ary ny antsasany nitazona lefona , ampinga , tsipìka , ary nanao akanjo fiarovana , raha nitsangana avy ao aorian'ireo vahoakan'i
Joda rehetra kosa ireo mpitarika .
NEH 4:11     Alignment score: 0.16 → 0.166
and those
who were building the wall . Those who carried burdens carried their loads such that each did his work with one hand , and with the other hand he held his weapon .
Niambina ny fitoeran'izy ireo ihany koa ireo mpiasa izay nanangana ny manda sy nilanja ny enta - mavesatra . Niasa tamin ' ny tanana iray avy ny olona rehetra , ary tamin ' ny tanana ilany no nitànan'izy ireo ny fiadiany .
NEH 4:12     Alignment score: 0.237
Every builder wore his sword girded at his side , and that is how he worked . The one who sounded the ram 's horn stayed beside me .
Ny mpanangana rehetra dia nanao ny sabany teo anilany
ary toy izany no niasany . Ilay iray izay nampaneno ny trompetra dia nijanona teo akaikiko .
NEH 4:13     Alignment score: 0.2 → 0.217
I said to the nobles and to the officials and to the rest of the people , " The work is great and extensive , and we are separated on the wall , far from one another .
Dia hoy aho tamin'ireo olona
ambony sy ireo manam - boninahitra ary tamin'ireo vahoaka sisa hoe : " Goavana sady mihitatra ny asa , ary misaratsaraka isika eto ambonin ' ny manda , mifanalavitra .
NEH 4:14     Alignment score: 0.233
You must rush to the place where you hear the ram 's horn sound and assemble there . Our God will fight for us . "
Aoka hiazakazaka ho eo amin ' ny toerana andrenesanareo ny feon - trompetra ianareo ary hiangona eo . Hiady ho antsika ny Andriamanintsika . "
NEH 4:15     Alignment score: 0.278 → 0.275
So we were doing the work . Half of them were holding spears from the rising of the dawn until the coming out of the stars .
Koa nataonay ny asa . Ny antsasak'izy ireo nitazona lefona nanomboka vao mangiran - dratsy ka hatramin ' ny fipoiran ' ny kintana .
NEH 4:16     Alignment score: 0.437 → 0.437
I also said to the people at that time , " Let every man and his servant spend the night in the middle of Jerusalem , so they may be for us a guard during the night and a worker in the day . "
Hoy ihany koa aho tamin'ireo olona tamin'izany fotoana izany hoe : " Aoka ny olona rehetra sy ny mpanompony handany ny alina eo afovoan'i
Jerosalema , mba ho mpiambina antsika mandritra ny alina izy ireo ary ho mpiasa amin ' ny andro . "
NEH 4:17     Alignment score: 0.256 → 0.262
So neither I , nor my brothers , nor my servants , nor the men of the guard who followed me , none of us changed our clothes , and each of us carried his weapon , even if he went for water .
Koa na izaho , na ireo rahalahiko , na ireo mpanompoko , na ireo lehilahin ' ny mpiambina izay nanaraka ahy , dia tsy mba nisy nisolo akanjo izahay , ary nitana fiadiana ny tsirairay taminay , na dia handeha haka rano aza .
NEH 4     Average alignment score: 0.312 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13