Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 10:1     Alignment score: 0.427 → 0.426
Because of all this , we make a firm covenant in writing . On the sealed document are the names of our leaders , Levites , and priests . "
Noho izany rehetra izany , dia manao fanekena an - tsoratra entitra izahay . Ao amin ' ny antontan
- taratasy voatombo - kase ny anaran'ireo andrian - dahinay , ireo Levita , ary ireo mpisorona . "


NEH 10:2     Alignment score: 0.631 → 0.629
On the sealed documents were Nehemiah , the governor , son of Hakaliah and Zedekiah ,
Ao amin'ireo antontan
- taratasy voatombo - kase i Nehemia , governora , zanaka lahin'i Hakalia Zedekia ,
NEH 10:3     Alignment score: 0.981
Seraiah , Azariah , Jeremiah ,
Seraia , Azaria , Jeremia ,
NEH 10:4     Alignment score: 0.97
Pashhur , Amariah , Malkijah ,
Pasora , Amaria , Malkia ,
NEH 10:5     Alignment score: 0.961
Hattush , Shebaniah , Malluk ,
Hatosy , Sebania , Maloka ,
NEH 10:6     Alignment score: 0.971
Harim , Meremoth , Obadiah ,
Harima , Meremota , Obadia ,
NEH 10:7     Alignment score: 0.922
Daniel , Ginnethon , Baruch ,
Daniela , Ginetona , Baroka ,
NEH 10:8     Alignment score: 0.956
Meshullam , Abijah , Mijamin ,
Mesolama , Abia , Miamina ,
NEH 10:9     Alignment score: 0.794
Maaziah , Bilgai , and Shemaiah . These
were the priests .
Mazia , Bilgay , ary Semaia . Ireo no mpisorona .
NEH 10:10     Alignment score: 0.802
The Levites were : Jeshua son of Azaniah , Binnui of the family of Henadad , Kadmiel ,
Ireo Levita dia : Jesoa zanaka lahin'i Azania , Binoy avy amin ' ny fianakavian'i
Henadada , Kadmiela ,
NEH 10:11     Alignment score: 0.764
and their fellow Levites , Shebaniah , Hodiah , Kelita , Pelaiah , Hanan ,
ary ireo Levita namany
dia i Sebania , Hodia , Kelita , Pelaia , Hanana ,
NEH 10:12     Alignment score: 0.848
Mika
, Rehob , Hashabiah ,
Mika , Rehoba , Hasabia ,
NEH 10:13     Alignment score: 0.98
Zakkur , Sherebiah , Shebaniah ,
Zakora , Serebia , Sebania ,
NEH 10:14     Alignment score: 0.972
Hodiah , Bani , and Beninu .
Hodia , Bany ary Benino .
NEH 10:15     Alignment score: 0.734 → 0.696
The leaders of the people were : Parosh , Pahath - Moab , Elam , Zattu , Bani ,
Ireo mpitarika ny olona dia : Parosy , Pahata - moaba , Elama , Zato , Bany ,
NEH 10:16     Alignment score: 0.899
Bunni , Azgad , Bebai ,
Bony , Azgada , Bebay ,
NEH 10:17     Alignment score: 0.914
Adonijah , Bigvai , Adin
,
Adonia , Bigvay , Adina ,
NEH 10:18     Alignment score: 0.922
Ater , Hezekiah , Azzur
,
Atera , Hezekia , Azora ,
NEH 10:19     Alignment score: 0.936
Hodiah , Hashum , Bezai ,
Hodia , Hasoma , Bezay ,
NEH 10:20     Alignment score: 0.983
Hariph , Anathoth , Nebai ,
Harifa , Anatota , Nebay ,
NEH 10:21     Alignment score: 0.993
Magpiash , Meshullam , Hezir ,
Magpiasy , Mesolama , Hezira ,
NEH 10:22     Alignment score: 0.993
Meshezabel , Zadok , Jaddua ,
Mesezabela , Zadoka , Jadoa ,
NEH 10:23     Alignment score: 0.822
Pelatiah , Hanan , Anaiah ,
Pelatia , Hanana , Anaia ,
NEH 10:24     Alignment score: 0.825
Hoshea , Hananiah , Hasshub
,
Hosea , Hanania , Hasoba ,
NEH 10:25     Alignment score: 0.912
Hallohesh , Pilha , Shobek ,
Halohesy , Pila , Sobeka ,
NEH 10:26     Alignment score: 0.934
Rehum , Hashabnah , Maaseiah ,
Rehoma , Hasabna , Mahaseia ,
NEH 10:27     Alignment score: 0.636
Ahiah
, Hanan , Anan ,
Ahia , Hanana , Anana ,
NEH 10:28     Alignment score: 0.924
Malluk , Harim , and Baanah .
Maloka , Harima , ary Bana .
NEH 10:29     Alignment score: 0.397 → 0.396
As for the rest of the people , who were priests , Levites , gatekeepers , singers , temple servants , and all who had separated themselves from the peoples of the lands and pledged themselves to the law of God , including their wives , their sons and their daughters
, all who have knowledge and understanding ,
Fa ny olona sisa , izay mpisorona , Levita , mpiandry vavahady , mpihira , mpanompon ' ny tempoly , sy ny rehetra izay nanasaraka ny tenany tamin'ireo olona teo amin ' ny tany manodidina sy nanokan - tena ho an ' ny lalàn'Andriamanitra , anisan'izany ireo vadiny , ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy , ireo rehetra manam - pahalalana sy fahazavan - tsaina ,
NEH 10:30     Alignment score: 0.335 → 0.334
they joined together with their brothers , their nobles , and bound themselves with both a curse and an oath to walk in God 's law , which was given by Moses the servant of God , and to observe and obey all the commandments of Yahweh our Lord and his decrees and his statutes .
niara - nitambatra
tamin'ireo rahalahiny , ireo olona ambony izy ireo , ary namatotra ny tenany tamin ' ny ozona sy ny fianianana ny handeha amin ' ny lalàn'Andriamanitra , izay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra , ary mba handinika sy hankato ny didin'i Yaveh Tompontsika sy ny fitsipiny ary ireo lalàny rehetra .
NEH 10:31     Alignment score: 0.281
We promised that we would not give our daughters
to the people of the land or take their daughters for our sons .
Nianiana izahay fa tsy hanome ny zanakay vavy ho an ' ny mponin ' ny tany na haka ny zanak'izy ireo vavy ho an ' ny zanakay lahy .
NEH 10:32     Alignment score: 0.293 → 0.298
We also promised that if the people of the land bring goods or any grain to sell on the Sabbath day , we would not buy from them on the Sabbath or on any holy day . Every seventh year we will let our fields rest , and we will cancel all debts .
Nianiana ihany koa izahay fa raha mitondra entam - barotra
na mety ho vary hamidy ireo mponin ' ny tany amin ' ny andro Sabata , dia tsy hividy amin'izy ireo amin ' ny andro Sabata na amin'izay andro masina izahay . Isaky ny fito taona no hampakanay aina ny taninay , ary ho foananay ireo trosa rehetra izay nifanarahanay tamin'ireo Jiosy hafa .
NEH 10:33     Alignment score: 0.227 → 0.259
We accepted the commands to give
a third of a shekel each year for the service of the house of our God ,
Ekenay ny fandidiana ny hanomezana ny ampahatelon - tsekely isan - taona ho an ' ny fanompoana ny tranon ' ny Andriamanitray ,
NEH 10:34     Alignment score: 0.349 → 0.357
to provide for the bread of the presence , and for the regular grain offering , the burnt offerings
on the Sabbaths , the new moon festivals and appointed feasts , and for the holy offerings , and for the sin offerings to make atonement for Israel , as well as for all the work of the house of our God .
ho famatsiana ho an ' ny mofon ' ny fanatrehana , sy ho an ' ny fanatitra hohanina tsy tapaka , ny fanatitra dorana amin ' ny andro Sabata , ireo fetin ' ny voaloham - bolana sy ireo andro firavoravoana voatondro , sy ho an'ireo fanatitra masina , sy ho an'ireo fanatitra nohon ' ny fahotana ho fanavotana ho an ' ny Israely , mbamin'izay rehetra asa ho an ' ny tranon ' ny Andriamanitray .
NEH 10:35     Alignment score: 0.38 → 0.392
We the priests , the Levites , and the people cast lots for the wood offering . The lots would select which of our families would bring wood into the house of our God at the appointed times each year , to be burned on the altar of Yahweh our God , as it is written in the law .
Nanao filokana ho an ' ny fanatitra kitay ireo mpisorona , ireo Levita , sy ny vahoaka . Ireo filokana no hifidy ny amin'izay fianakavianay hitondra ny kitay ho ao an - tranon
' ny Andriamanitray amin ' ny fotoana voatondro isan - taona , mba ho dorana eo amin ' ny alitaran'i Yaveh Andriamanitray , araka izay voasoratra ao amin ' ny lalàna .
NEH 10:36     Alignment score: 0.282 → 0.28
We promised to bring to the house of Yahweh the firstfruits grown from our soil , and each year the firstfruits from each tree .
Nianiana ny hitondra ireo voaloham - bokatra
izay maniry avy amin ' ny taninay , sy ireo voaloham - bokatry ny hazo rehetra isan - taona ao an - tranon'i Yaveh izahay .
NEH 10:37     Alignment score: 0.305 → 0.334
The firstborn of our sons , and of our cattle according to what is written in the law and the firstborn of our herds and of our flocks we will bring to the house of our God , to the priests who serve in the house of our God .
Araka izay voasoratra ao amin ' ny lalàna , nianiana ny hitondra ny voalohan - terak'ireo zanakay lahy sy ireo omby sy ny ondry aman'osinay ao an - tranon'Andriamanitra sy ho eo amin'ireo mpisorona izay manompo ao izaha .
NEH 10:38     Alignment score: 0.382 → 0.396
We will bring the first of our dough and our grain offerings
, and the fruit of every tree and new wine and oil , to the priests , to the storerooms of the house of our God . We will bring to the Levites the tithes from our soil because the Levites collect the tithes in all the towns where we labor .
Ho entinay ny voalohan - kobanay sy ny fanatitra hohanina , ary ny voan ' ny hazo rehetra , sy ny divay vaovao ary ny diloilo izay entina eo amin'ireo mpisorona , ho any amin ' ny efitra fitehirizan ' ny tranon ' ny Andriamanitray . Ho entinay eo amin'ireo Levita ireo ampahafolon ' ny avy amin ' ny taninay satria ireo Levita dia manangona ny ampahafolon - karena eo amin'ireo renivohitra rehetra izay hiasanay .
NEH 10:39     Alignment score: 0.386 → 0.402
A priest , a descendant
of Aaron , must be with the Levites when they receive the tithes . The Levites must bring a tenth of the tithes to the house of our God to the rooms of the storehouse .
Tsy maintsy misy mpisorona , taranak'i Arona miaraka amin'ireo Levita rehefa mandray ny ampahafolon - karena izy ireo . Ireo Levita dia tsy maintsy mitondra ny ampahafolo amin ' ny ampahafolon - karena ho ao amin ' ny tranon ' ny Andriamanitray ho any amin ' ny efitra fitehirizan ' ny fandatsahan - drakitra .
NEH 10:40     Alignment score: 0.367 → 0.394
For the people of Israel and the descendants of Levi are to bring the contributions of grain , new wine , and oil to the storerooms where the articles of the sanctuary are kept and where the priests who are serving , and the gatekeepers , and the singers stay . We will not neglect the house of our God .
Ny olon'Israely sy ireo taranak'i Levy no mitondra ireo fandraisana anjara amin ' ny vary , divay vaovao , ary diloilo any amin ' ny efitra fitehirizana izay hitehirizana ny zavatra masina sy izay hanompoan ' ny mpisorona , sy ireo mpiandry vavahady , ary hitoeran'ireo mpihira . Tsy ho ataonay antsirambina ny tranon
' ny Andriamanitray .
NEH 10     Average alignment score: 0.498 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13