Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 12:1     Alignment score: 0.709
These were the priests and Levites who came up with Zerubbabel son of Shealtiel and with Jeshua : Seraiah , Jeremiah , Ezra ,
Ireto avy ireo mpisorona sy ireo Levita izay niakatra niaraka tamin'i Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela sy niaraka tamin'i Jesoa : Seraia , Jeremia , Ezra ,


NEH 12:2     Alignment score: 0.961
Amariah , Malluk , Hattush ,
Amaria , Maloka , Hatosy ,
NEH 12:3     Alignment score: 0.93
Shekaniah , Rehum , and Meremoth .
Sekania , Rehoma , ary Meremota .
NEH 12:4     Alignment score: 0.555
There were Iddo , Ginnethon , Abijah ,
Nisy an ' i Ido , Ginetoy , Abia ,
NEH 12:5     Alignment score: 0.918
Mijamin , Moadiah , Bilgah ,
Miamina , Madia
, Bilga ,
NEH 12:6     Alignment score: 0.864
Shemaiah , and Joiarib , Jedaiah ,
Semaia , Joiariba
, Jedaia ,
NEH 12:7     Alignment score: 0.635
Sallu
, Amok , Hilkiah , and Jedaiah . These were the leaders of the priests and their associates in the days of Jeshua .
Salo , Amoka , Hilkia , Jedaia . Ireo no mpitarika ireo mpisorona sy ireo mpiara - miasa amin'izy ireo tamin ' ny andron'i Jesoa .
NEH 12:8     Alignment score: 0.613 → 0.613
The Levites were Jeshua , Binnui , Kadmiel , Sherebiah , Judah , and Mattaniah , who was in charge of the thanksgiving songs , along with his associates .
Ireo Levita dia Jesoa , Binoy , Kadmiela , Serebia , Joda , ary Matania , izay nisahana ny hira fanomezam - pisaorana , miaraka amin'ireo mpiara - miasa aminy .
NEH 12:9     Alignment score: 0.395
Bakbukiah and Unni , their associates , stood opposite them during the service .
Bakbokia sy Ono , ireo mpiara - miasa aminy , dia nijoro nanandrify azy ireo nandritra ny asa fanompoana .
NEH 12:10     Alignment score: 0.61
Jeshua was the father of Joiakim , Joiakim was the father of Eliashib , Eliashib was the father of Joiada ,
Jesoa no rain'i
Joiakima , Joiakima niteraka an'i Eliasiba , Eliasiba niteraka an'i Joiada ,
NEH 12:11     Alignment score: 0.65
Joiada was the father of Jonathan , and Jonathan was the father of Jaddua .
Joiada niteraka an'i Jonatana , Jonatana niteraka an'i Jadoa .
NEH 12:12     Alignment score: 0.548
In the days of Joiakim these were the priests , the leaders of the families : Meraiah was the leader of Seraiah , Hananiah was the leader of Jeremiah ,
Tamin ' ny andron'i Joiakima dia ireto avy no mpisorona , lohan'ireo fianakaviana
: Meraia lohan'i Seraia , Hanania lohan'i Jeremia ,
NEH 12:13     Alignment score: 0.676
Meshullam was the leader of Ezra , Jehohanan was the leader of Amariah ,
Mesolama lohan'i Ezra , Johanana lohan'i Amaria ,
NEH 12:14     Alignment score: 0.667
Jonathan was the leader of Malluk , and Joseph was the leader of Shebaniah .
Jonatana lohan'i Meliko
, ary Josefa lohan'i Sebania .
NEH 12:15     Alignment score: 0.557
Adna
was the leader of Harim , Helkai the leader of Meremoth ,
Adna no lohan'i Harima , Helkay no lohan'i Meraiota ,
NEH 12:16     Alignment score: 0.659
Zechariah was the leader of Iddo , Meshullam was the leader of Ginnethon , and
Zakaria no lohan'i Ido , Mesolama no lohan'i Ginetona , ary
NEH 12:17     Alignment score: 0.417 → 0.999
Zikri was the leader of Abijah ; Piltai was the leader of Miniamin and Moadiah .
Zikry no lohan'i Abia ... an'i Miniamina . Piltahy no lohan'i Moadia
.
NEH 12:18     Alignment score: 0.629
Shammua was the leader of Bilgah , Jehonathan was the leader of Shemaiah ,
Samoa no lohan'i Bilga , Jonatana no lohan'i Semaia ,
NEH 12:19     Alignment score: 0.684
Mattenai was the leader of Joiarib , Uzzi was the leader of Jedaiah ,
Matenay no lohan'i Joariba
, Ozy no lohan'i Jedaia ,
NEH 12:20     Alignment score: 0.598
Kallai was the leader of Sallu
, Eber was the leader of Amok ,
Kalay no lohan'i Salay , Ebera no lohan'i Amoka ,
NEH 12:21     Alignment score: 0.703
Hashabiah was the leader of Hilkiah , and Nethanel was the leader of Jedaiah .
Hasabia no lohan'i Hilkia , ary Netanela no lohan'i Jedaia .
NEH 12:22     Alignment score: 0.538 → 0.549
In the days of Eliashib , the Levites Eliashib , Joiada , Johanan , and Jaddua were recorded as the heads of families , and the priests were recorded during the reign of Darius the Persian .
Tamin ' ny andron'i Eliasiba , ireo Levita Eliasiba , Joiada , Johanana , ary Jadoa no noraketina an - tsoratra ho loham - pianakaviana , ary ireo mpisorona no noraketina an - tsoratra nandritra ny fanjakan'i Dariosy ilay Persiana .
NEH 12:23     Alignment score: 0.431 → 0.432
The descendants of Levi , their leaders of families were recorded in the book of the annals up to the days of Johanan son of Eliashib .
Ireo taranak'i Levy , ireo lohan
' ny fianakaviany dia voarakitra an - tsoratra tao amin ' ny bokin ' ny tantara hatramin ' ny andron'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba .
NEH 12:24     Alignment score: 0.425 → 0.445
The leaders of the Levites were Hashabiah , Sherebiah , and Jeshua son of Kadmiel , with their associates , who stood opposite them to give praise and to give thanks , responding section by section , in obedience to the command of David , the man of God .
Ireo lohan'ireo Levita dia Hasabia , Serebia , Jesoa zanaka lahin'i Kadmiela , niaraka tamin ' ny mpiara - miasa amin'izy ireo , izay nijoro nanatrika azy ireo mba hanome fiderana sy hanome fisaorana , mifamaly ny isam - paritra , ho fankatoavana ny didin'i Davida , ilay lehilahin'Andriamanitra .
NEH 12:25     Alignment score: 0.648
Mattaniah , Bakbukiah , Obadiah , Meshullam , Talmon , and Akkub were gatekeepers standing guard at the storerooms by the gates .
Matania , Bakbokia , Obadia , Mesolama , Talmona , ary Akoba no mpiandry vavahady niambina teo amin ' ny trano fitehirizana teo am - bavahady
.
NEH 12:26     Alignment score: 0.62
They served in the days of Joiakim son of Jeshua son of Jozadak , and in the days of Nehemiah the governor and of Ezra the priest and scribe .
Nanompo tamin ' ny andron'i Joiakima zanaka
lahin'i Jesoa zanak'i Jozadaka , ary tamin ' ny andron'i Nehemia ilay governora sy tamin'i Ezra mpisorona sy mpanora - dalàna izy ireo .
NEH 12:27     Alignment score: 0.452 → 0.508
At the dedication of the wall of Jerusalem , the people sought out the Levites wherever they lived , to bring them to Jerusalem to celebrate the dedication with joy , with thanksgivings and singing with cymbals , lutes , and harps .
Tamin ' ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema , dia nitady ireo Levita tamin'izay rehetra nipetrahan'izy ireo ny vahoaka , hitondra azy ireo any Jerosalema mba hankalaza ny fanokanana am - pifaliana , amin ' ny fanoloram - pisaorana ary hihira amin ' ny kipantsona , valiha , ary amin ' ny lokanga .
NEH 12:28     Alignment score: 0.256 → 0.283
The fellowship of singers gathered together from the district around Jerusalem and from the villages of the Netophathites
.
Ireo mpiara - mihira dia niara - nivory isan - tokony nanodidina an'i Jerosalema sy avy amin'ireo tanàna any Netofatita .
NEH 12:29     Alignment score: 0.488 → 0.561
They also came
from Beth Gilgal and from the fields of Geba and Azmaveth , for the singers had built for themselves villages around Jerusalem .
Avy any Beti - gilgala ihany koa izy ireo ary avy any amin'ireo sahan'i Geba ary Azmaveta , fa ireo mpihira dia efa nanamboatra zana - bohitra nanodidina an'i Jerosalema ho azy ireo .
NEH 12:30     Alignment score: 0.519 → 0.52
The priests and the Levites purified themselves , and then they purified the people , the gates , and the wall .
Avy eo ireo mpisorona sy ireo Levita dia nanadio ny tenan'izy ireo , ary avy eo nanadio ny vahoaka , ireo vavahady , ary ny manda .
NEH 12:31     Alignment score: 0.394 → 0.395
Then I had the leaders of Judah go up to the top of the wall , and I appointed two large choirs who gave thanks . One went to the right on the wall toward the Dung Gate .
Ary nampiakariko teny
an - tampon ' ny manda ireo lohan'i Joda , ary nanendry antokom - pihira lehibe roa izay nanome fisaorana aho . Ny iray dia nandeha tany ankavanan ' ny manda nankeo amin ' ny Vavahadin - Jezika .
NEH 12:32     Alignment score: 0.728
Hoshaiah and half the leaders of Judah followed them ,
Hosaia sy ny antsasaky ny mpitarik'i
Joda nanaraka azy ireo ,
NEH 12:33     Alignment score: 0.744
and after them went Azariah , Ezra , Meshullam ,
ary nanaraka azy ireo i Azaria , Ezra , Mesolama ,
NEH 12:34     Alignment score: 0.965
Judah , Benjamin , Shemaiah , Jeremiah ,
Joda , Benjamina , Semaia , Jeremia ,
NEH 12:35     Alignment score: 0.642 → 0.642
and some of the priests ' sons with trumpets , and Zechariah son of Jonathan son of Shemaiah son of Mattaniah son of Micaiah son of Zakkur son of Asaph .
sy ny sasany tamin'ireo zanaka
lahin ' ny mpisorona niaraka tamin ' ny trompetra , ary Zakaria zanaka lahin'i Jonatana zanak'i Semaia zanak'i Matania zanak'i Mikaia zanak'i Zakora zanak'i Asafa .
NEH 12:36     Alignment score: 0.518 → 0.69
There also were Zechariah 's relatives , Shemaiah , Azarel , Milalai , Gilalai , Maai , Nethanel , Judah , Hanani , with the musical instruments of David the man of God . Ezra the scribe was in front of them .
Nisy an'ireo havan'i Zakaria ihany koa , dia Semaia , Azarela , Milalay , Gilalay , May , Netanela , Joda , Hanany , niaraka tamin'ireo zava - manenon'i Davida ilay lehilahin'Andriamanitra . Ezra mpanora - dalàna dia teo anoloan'izy ireo .
NEH 12:37     Alignment score: 0.39 → 0.393
By the Fountain Gate they went straight up on the stairs of the city of David , by the stairway to the wall above David 's palace , to the Water Gate on the east .
Teo akaikin
' ny Vavahadin - Doharano no niakatra nahitsy tamin ' ny tohatra tao amin ' ny tanànan'i Davida , tamin ' ny zana - tohatra mankany amin ' ny manda ambonin ' ny lapan'i Davida , tany amin ' ny Vavahadin - Drano eo atsinanana izy ireo .
NEH 12:38     Alignment score: 0.306 → 0.321
The other choir of those who gave thanks went in the other direction . I followed them on the wall with half the people , above the Tower of Ovens , to the Broad Wall ,
Nandeha tamin ' ny lalan
- kafa ny antoko mpihiran'ireo izay nanome fisaorana . Nanaraka azy ireo teo amin ' ny manda niaraka tamin ' ny antsasaky ny vahoaka aho , ary teo ambonin ' ny Tilikambon ' ny Fatana , teo amin ' ny Manda Lehibe ,
NEH 12:39     Alignment score: 0.361 → 0.438
and above the Gate of Ephraim , and by the Old Gate , and by the Fish Gate and the Tower of Hananel and the Tower of the Hundred , to the Sheep Gate , and they stopped at the Gate of the Guard .
ary ambonin ' ny Vavahadin'i
Efraima , ary teo amin ' ny Vavahady Taloha , ary teo amin ' ny Vavahadin ' ny Hazan - drano ary ny Tilikambon'i Hananela sy ny Tilikambon - Jato , teo amin ' ny Vavahadin ' ny Ondry , ary nijanona teo am - Bavahadin ' ny Mpiambina izy ireo .
NEH 12:40     Alignment score: 0.334
So both choirs of those
who gave thanks took their place in the house of God , and I also took my place with half of the officials with me .
Koa naka ny toeran'izy ireo tao an - tranon'Andriamanitra ireo antokom - pihira roan'ireo izay nanome fisaorana , ary naka ny toerako niaraka tamin ' ny antsasaky ny manam - pahefana niaraka tamiko ihany koa aho .
NEH 12:41     Alignment score: 0.995
Then the priests took their place : Eliakim , Maaseiah , Miniamin , Micaiah , Elioenai , Zechariah , and Hananiah , with the trumpets ,
Avy eo dia naka ny toerany
ireo mpisorona : Eliakima , Mahaseia , Miniamina , Mikaia , Elioenay , Zakaria , ary Hanania , mbamin'ireo trompetra ,
NEH 12:42     Alignment score: 0.729 → 0.751
and also Maaseiah , Shemaiah , Eleazar , Uzzi , Jehohanan , Malkijah , Elam , and Ezer , and the singers made themselves heard and Jezrahiah was their leader .
sy Mahaseia , Semaia , Eleazara , Ozy , Johanana , Malkia , Elama , sy Ezera ihany koa , ary ireo mpihira nanao izay handrenesana azy ireo ary Jizrahia no mpitarika azy ireo .
NEH 12:43     Alignment score: 0.406 → 0.406
They offered great sacrifices
that day , and rejoiced , for God had made them rejoice with great joy . Also the women and the children rejoiced . So the joy of Jerusalem could be heard far away .
Nanolotra sorona lehibe izy ireo tamin'izany andro izany , ary niravo , satria Andriamanitra nampiravo azy ireo tamim - pifaliana lehibe . Ireo vehivavy sy ankizy ihany koa dia nifaly . Koa re avy lavitra ny fifalian'i Jerosalema .
NEH 12:44     Alignment score: 0.441
On that day men were appointed to be in charge of the storerooms for the contributions , the firstfruits , and the tithes , to gather into them the portions required by the law for the priests and for the Levites . Each was assigned to work the fields near the towns . For Judah rejoiced over the priests and the Levites who were standing before them .
Tamin'izany andro izany dia nisy ireo lehilahy notendrena
hisahana ny trano fitehirizan - drakitra , ireo voaloham - bokatra , ary ny ampahafolon - karena , mba hanangona ny anjara takian ' ny lalàna ho an'ireo mpisorona sy ho an'ireo Levita ao amin'ireo . Ny tsirairay dia notendrena mba hiasa ireo saha akaikin ' ny renivohitra . Satria nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda .
NEH 12:45     Alignment score: 0.389
They performed the service of their God , and the service of purification , and so did the singers and the gatekeepers , in keeping with the command of David and of Solomon his son .
Nanatanteraka ny asa ho an ' ny Andriamanitr'izy ireo , sy ny asa fanadiovana izy ireo , nanao tahaka izany koa ireo mpihira sy ireo mpiandry vavahady , tamim
- pitandremana ny didin'i Davida sy Solomona zanany lahy .
NEH 12:46     Alignment score: 0.426 → 0.427
For long ago , in the days of David and Asaph , there were directors of singers , and there were songs of praise and thanksgiving to God .
Fa taloha ela be , tamin ' ny andron'i Davida sy Asafa , dia nisy mpitarika ireo mpihira , ary nisy hira fiderana sy fanomezam - pisaorana ho an'Andriamanitra .
NEH 12:47     Alignment score: 0.516 → 0.515
In the days of Zerubbabel and in the days of Nehemiah , all Israel gave the daily portions for the singers and the gatekeepers . They set aside the consecrated portion that was for the Levites , and the Levites set aside the consecrated portion for the descendants of Aaron .
Tamin ' ny andron'i Zerobabela sy tamin ' ny andron'i Nehemia , dia nanome ny anjara isan'andro ho an'ireo mpihira sy mpiandry vavahady ireo Israely rehetra . Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita , ary ireo Levita nanokana anjara ho an'ireo taranak'i Arona .
NEH 12     Average alignment score: 0.552 for 47 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13