Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 6:1     Alignment score: 0.362 → 0.361
Now when Sanballat , Tobiah , and Geshem the Arabian and the rest of our enemies heard that I had rebuilt
the wall and that there were no longer any sections left broken open , although I had not yet set up the doors in the gates ,
Ary rehefa ren'i Sanbala , Tobia , ary Gasema Arabo sy ireo fahavalonay sisa fa efa nanamboatra ny manda indray aho ary tsy nisy faritra triatra nivoha intsony , na dia tsy mbola nanangana ireo varavarana teo am - bavahady aza aho ,


NEH 6:2     Alignment score: 0.351 → 0.352
Sanballat and Geshem sent to me saying , " Come , let us meet together in one of the villages in the plain of Ono . " But they intended to do harm to me .
dia hoy i Sanbala sy Gasema tamiko , nanao hoe : " Andao , andeha isika hihaona any amin ' ny lemak'i
Ono any ho any . " Nefa nikendry ny hanisy ratsy ahy izy ireo .
NEH 6:3     Alignment score: 0.369 → 0.376
I sent messengers to them , saying , " I am doing a great work , and I can not come
down . Why should the work stop while I leave it and come down to you ? "
Naniraka mpitondra hafatra tany amin'izy ireo aho , nanao hoe : " Manao asa lehibe aho , ka tsy afaka midina . Nahoana no tokony hitsahatra ny asa raha hilaozako izany ka midina any aminao aho ? "
NEH 6:4     Alignment score: 0.25 → 0.287
They sent me the same message four times , and I answered them the same way each time .
Nandefa hafatra mitovy in'efatra tamiko izy ireo , ary novaliako mitovy isaky ny mandefa ireo .
NEH 6:5     Alignment score: 0.286 → 0.305
Sanballat sent his servant to me in the same way the fifth time , with an open letter in his hand .
Naniraka ny mpanompony
taty amiko tahaka izany fanindiminy i Sanbala , nitondra taratasy misokatra teny an - tanany .
NEH 6:6     Alignment score: 0.4 → 0.413
In it was written , " It is reported among the nations , and Geshem also says it , that you and the Jews are planning to rebel , for that is why you are rebuilding the wall . From what these reports say , you are about to become their king .
Voasoratra tao amin'izany hoe : " Voatatitra eo amin'ireo firenena izao , sady ambaran'i Gasema ihany koa , fa mitetika ny hikomy ianao sy ireo Jiosy , ka noho izany no anamboaranao ny manda indray . Araka ny lazain'ireto tatitra ireto , dia efa ho tonga mpanjakan'izy ireo ianao .
NEH 6:7     Alignment score: 0.35 → 0.366
You have also appointed prophets to make this proclamation about you in Jerusalem , saying , ' There is a king in Judah ! ' You can be sure the king will hear these
reports . Therefore come , let us discuss the matter with one another . "
Efa nanendry mpaminany ihany koa ianao mba hanao izao fanambarana momba anao izao any Jerosalema , manao hoe : ' Misy mpanjaka any Joda ! ' Mahazo matoky ianao fa ho ren ' ny mpanjaka ireo tatitra ireo . Noho izany tongava , andeha isika hifampiresaka . "
NEH 6:8     Alignment score: 0.25
Then I sent word to him saying , " No such things have occurred as you say , for within your heart you invented them . "
Dia nandefa teny tany aminy aho manao hoe : " Tsy nisy zavatra tahaka izany nitranga araka ny lazainao , fa tao am - ponao ihany no namoronanao ireo . "
NEH 6:9     Alignment score: 0.283 → 0.284
For they all wanted to make us afraid , thinking , " Their hands will drop from the work , and the work will not be done . " But now , God , please strengthen my hands .
Fa te - hampitahotra anay izy reo , nieritreritra hoe : " Hampiraviravy ny tanan'izy ireo amin ' ny fanaovana asa izy ireo , ka tsy ho vita izany . " Nefa ankehitriny , ry Andriamanitra , mba atanjaho
re ireto tanako . "
NEH 6:10     Alignment score: 0.382 → 0.382
I went to the house of Shemaiah son of Delaiah son of Mehetabel , who was confined in his home . He said , " Let us meet together in the house of God , inside the temple , and let us close the doors of the temple , for they are coming to kill you . At night they are coming to kill you . "
Nankany an - tranon'i Semaia zanaka lahin'i Delaia zanaka
lahin'i Mehetabela , izay tsy afa - nihetsika tao an - tranony aho . Hoy izy : " Andeha hihaona any an - tranon'Andriamanitra isika , ao anatin ' ny tempoly , ary andeha hidiantsiaka ny varavaran ' ny tempoly , satria tonga hamono anao izy ireo . Ho avy hamono anao izy ireo amin ' ny alina . "
NEH 6:11     Alignment score: 0.3 → 0.302
I replied , " Would a man like me run away ? Would a man like me go into the temple just so he could save his own life ? I will not go in ! "
Namaly aho hoe : " Lehilahy tahaka ahy ve no andeha handositra ? Hiditra ao an - tempoly mba hahazoany manavotra ny ainy ve ny lehilahy tahaka ahy ? Tsy hiditra aho ! "
NEH 6:12     Alignment score: 0.305
I realized that it was not God who sent him , but that he had prophesied against me . Tobiah and Sanballat had hired him .
Tonga saina aho fa tsy Andriamanitra no naniraka azy , fa naminany nanohitra ahy izy .
NEH 6:13     Alignment score: 0.22 → 0.221
They hired him to make me afraid , so that I might do what he said and sin , so they could give
me a bad name in order to humiliate me .
Nanakarama azy i Tobia sy Sanbala . Nanakarama azy izy ireo mba hampitahotra ahy , mba hanaovako izay lazainy ka hanota , mba hanomezan'izy ireo anarana ratsy ho ahy hanalan'izy ireo baraka ahy .
NEH 6:14     Alignment score: 0.441 → 0.44
Call to mind Tobiah and Sanballat , my God according to their deeds . Also call to mind the prophetess Noadiah and the rest of the prophets who tried to make me be afraid .
Tsarovy Tobia sy Sanbala , ry Andriamanitro ô , ary izay rehetra nataon'izy ireo . Tsarovy ihany koa Noadia mpaminany vavy sy ireo mpaminany sisa izay nanandrana ny hampitahotra ahy .
NEH 6:15     Alignment score: 0.5 → 0.488
So the wall was finished on the twenty - fifth day of the month of Elul , after fifty - two days .
Koa vita tamin ' ny andro fahadimy amby roapolon ' ny volana Elola ny manda , taorian ' ny roa amby dimapolo andro .
NEH 6:16     Alignment score: 0.383
When all our enemies heard of it , all the nations around us , they became
afraid and they fell greatly in their own eyes . For they knew the work was done with the help of our God .
Rehefa ren'ireo fahavalonay rehetra izany , ireo firenena rehetra manodidina anay , dia natahotra izy ireo ary lavo mafy teo imason'izy ireo ihany . Fa fantatr'izy ireo fa vita tamin ' ny fanampian ' ny Andriamanitray ny asa .
NEH 6:17     Alignment score: 0.478 → 0.481
At this time the nobles of Judah sent many letters to Tobiah , and Tobiah 's letters came to them .
Tamin'izany fotoana izany dia nandefa taratasy maro tany
amin'i Tobia ireo manan - kaja tao Joda , ary tonga tany amin'izy ireo koa ny taratasin'i Tobia .
NEH 6:18     Alignment score: 0.512
For there were many in Judah who were bound by an oath to him , because he was the son-in-law of Shekaniah son of Arah . His son Jehohanan had taken as his wife the daughter of Meshullam son of Berekiah .
Fa nisy maro tany Joda no voafatotry
ny fianianana taminy , satria vinanto lahin'i Sekania zanaka lahin'i Ara izy . Ary Johanana zanany lahy efa nanambady ny zanaka vavin'i Mesolama zanaka lahin'i Berekia .
NEH 6:19     Alignment score: 0.313 → 0.337
They also spoke to me about his good deeds and reported my words back to him . Letters were sent to me from Tobiah to frighten me .
Niteny tamiko momba ireo asa soany ary nitatitra ireo teniko tany
aminy ihany koa izy ireo . Nandefasana taratasy avy tamin'i Tobia aho mba hampitahorana ahy .
NEH 6     Average alignment score: 0.367 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13