Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


NEH 13:1     Alignment score: 0.423 → 0.449
On that day they read in the Book of Moses in the hearing of the people . It was found written in it that no Ammonite
or Moabite should come into the assembly of God , forever .
Tamin'izany andro izany dia novakian'izy ireo teo an - tsofin ' ny vahoaka ny Bokin'i Mosesy . Hita voasoratra tao amin'izany fa tsy misy Amonita na Moabita tokony hiditra ao amin ' ny fiangonan'Andriamanitra , mandrakizay .


NEH 13:2     Alignment score: 0.444 → 0.453
This was because they had not come
to the people of Israel with bread and with water , but they had hired Balaam to curse Israel . However , our God turned the curse into a blessing .
Izany dia satria tsy tonga teo amin ' ny zanak'Israely niaraka tamin ' ny mofo sy rano izy ireo , fa nanakarama an'i Balama mba hanozona ny Israely izy ireo . Na dia izany aza , navadiky ny Andriamanitsika ho fitahiana ny ozona .
NEH 13:3     Alignment score: 0.308
As soon as they heard the law , they separated out from Israel every foreign person .
Raha vao nandre ny lalàna izy ireo , dia nosarahan'izy ireo tamin'Israely ny olona hafa firenena rehetra .
NEH 13:4     Alignment score: 0.334
Now before this Eliashib the priest was appointed over the storerooms of the house of our God . He was related to Tobiah .
Ary talohan'izany io Eliasiba mpisorona io dia voatendry ho ao amin'ireo trano fitehirizan
' ny tranon ' ny Andriamanitsika . Izy dia nanana fifandraisana tamin'i Tobia .
NEH 13:5     Alignment score: 0.423 → 0.435
Eliashib prepared for Tobiah a large storeroom
, where previously they kept the grain offering , the incense , the articles , and the tithes of the grain , new wine , and the oil , which were commanded to be for the Levites , the singers , the gatekeepers , and the contributions for the priests .
Nikarakara efitrano fitehirizana lehibe ho an'i Tobia i Eliasiba , izay nitehirizan'izy ireo ny fanatitra hohanina , ny ditin - kazo manitra , ireo kojakoja , sy ireo ampahafolom - bokatra , divay vaovao , ary ny diloilo , izay voatokana ho an'ireo Levita , ireo mpihira , ny mpiandry vavahady , ary ireo anjara ho an'ireo mpisorona tany aloha .
NEH 13:6     Alignment score: 0.539 → 0.539
But in all this time I was not in Jerusalem . For in the thirty - second year of Artaxerxes king of Babylon I went to the king . After some time I asked the king for permission to leave ,
Kanefa tamin'izany fotoana rehetra izany dia tsy tao Jerosalema aho . Fa nandeha tany amin ' ny mpanjaka aho tamin ' ny faharoa amby telopolo taona nanjakan'i Artaksersesy mpanjakan'i Babylona . Fotoana vitsy taorian'izay dia nangataka alalana handao ny mpanjaka aho ,
NEH 13:7     Alignment score: 0.352 → 0.378
and I returned to Jerusalem . I understood the evil that Eliashib had done by giving Tobiah a storeroom
in the courts of the house of God .
ka niverina tany Jerosalema . Fantatro mantsy ny ratsy izay efa nataon'i Eliasiba tamin ' ny nanomezany an'i Tobia efitrano fitehirizana lehibe tao an - kianjan ' ny tranon'Andriamanitra .
NEH 13:8     Alignment score: 0.223 → 0.228
This was very displeasing to me and I threw all Tobiah 's household articles out of the storeroom
.
Tezitra mafy aho ka navoakako teo ivelan ' ny efitrano fitehirizana avokoa ireo entan ' ny fianakavian'i Tobia rehetra .
NEH 13:9     Alignment score: 0.358 → 0.36
I ordered that they purify the storerooms , and I put back in them the articles of the house of God , the grain offerings
, and the incense .
Nandidy ny hanadiovan'izy ireo ireo efitrano fitehirizana aho , ary naveriko tao amin'ireny ireo entan ' ny tranon'Andriamanitra , ireo fanatitra hohanina , ary ny ditin - kazo manitra .
NEH 13:10     Alignment score: 0.356 → 0.37
I learned that the Levites ' portions had not been given to them , and they had run away , each to his own field , the Levites and the singers who did the work .
Fantatro
fa mbola tsy nomena azy ireo ny anjaran'ireo Levita , ka nitsoaka izy ireo , samy nankany amin ' ny taniny avy , ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa .
NEH 13:11     Alignment score: 0.304
So I confronted the officials and said , " Why is the house of God neglected ? " I gathered them together and stationed them at their posts .
Koa nifanatrika tamin'ireo manam - boninahitra aho ka nanao hoe : " Nahoana no notsinontsinoavina ny tranon'Andriamanitra ? " Nangoniko niaraka ary napetrako
tamin ' ny toerany ireo .
NEH 13:12     Alignment score: 0.455 → 0.473
Then all Judah brought in the tithe of the grain , the new wine , and the oil to the storehouses .
Avy eo dia nitondra ny ampahafolom
- bokatra , ny divay vaovao , ary ny diloilo ho an ' ny efitrano fitehirizana ny Joda rehetra .
NEH 13:13     Alignment score: 0.432 → 0.432
I appointed as treasurers over the storehouses Shelemiah the priest and Zadok the scribe , and from the Levites , Pedaiah . Next to them was Hanan son of Zakkur son of Mattaniah , for they were counted as trustworthy . Their duties were to distribute the supplies to their associates .
Nanendry an'i Selemia mpisorona sy Zadoka mpanora - dalàna , ary tamin'ireo Levita , Pedaia , ho mpitam - bolan ' ny trano fitehirizan'Andriamanitra aho . Teo anilan'izy ireo i Hanana zanaka lahin'i Zakora zanaka lahin'i Matania , fa izy ireo no voalaza ho mendri - pitokisana . Ny adidin'izy ireo dia ny mizara ireo vatsy ho an'ireo mpiara - miasa amin'izy ireo .
NEH 13:14     Alignment score: 0.293
Call me to mind , my God , concerning this , and do not wipe out the good deeds that I have done for the house of my God and its services .
Tsarovy aho , ry Andriamanitro , mahakasika izany , ary aza fafàna ireo asa tsara izay efa nataoko ho an ' ny tranon'Andriamanitra sy ireo fanompoana izany .
NEH 13:15     Alignment score: 0.375 → 0.38
In those days I saw in Judah people treading winepresses
on the Sabbath and bringing in heaps of grain and loading them on donkeys , and also wine , grapes , figs , and all kinds of heavy loads , which they brought into Jerusalem on the Sabbath day . I warned them against selling food on that day .
Ary tamin'izany andro izany dia nahita ireo vahoaka tao Joda nanosihosy famiazam - boaloboka tamin ' ny Sabata ary nitondra salohim - bary ka nampitondra ireny tamin ' ny borikiny , ary koa divay , voaloboka , aviavy , ary ireo karazan - javatra mavesatra rehetra , izay nentin'izy ireo tao Jerosalema tamin ' ny andro Sabata aho . Nanohitra mafy ny nivarotan'izy ireo hanina tamin'izany andro izany aho .
NEH 13:16     Alignment score: 0.423 → 0.436
Men from Tyre living in Jerusalem brought in fish and all kinds of goods , and they sold them on the Sabbath to the people of Judah and in the city !
Ireo lehilahy avy tany
Tyro nipetraka tao Jerosalema dia nitondra hazandrano sy entam - barotra samihafa , ary novarotan'izy ireo tamin ' ny andro Sabata tamin ' ny vahoakan'i Joda sy tao amin ' ny tanàna ireny !
NEH 13:17     Alignment score: 0.356 → 0.379
Then I confronted the nobles of Judah , " What is this evil thing you are doing , profaning the Sabbath day ?
Ary nifanatrika tamin'ireo mpitarik'i
Joda aho hoe : " Inona izao zava - dratsy ataonareo , mandoto ny andro Sabata izao ?
NEH 13:18     Alignment score: 0.317
Did not your fathers do this ? Did not our God bring all this evil on us and on this city ? Now you are bringing more wrath on Israel by profaning the Sabbath . "
Moa nanao izao ve ireo razanareo ? Moa tsy Andriamanitra ve no nitondra izao ratsy rehetra izao tamintsika sy tamin'ity tanàna ity ? Ankehitriny ianareo dia mitondra fahatezerana bebe kokoa amin'Israely tamin ' ny fandotoana ny Sabata . "
NEH 13:19     Alignment score: 0.387 → 0.396
As soon as it became
dark at the gates of Jerusalem before the Sabbath , I commanded that the doors be shut and that they should not be opened until after the Sabbath . I stationed some of my servants at the gates so no load could be brought in on the Sabbath day .
Raha vantany vao maizina teo amin ' ny vavahadin'i Jerosalema talohan ' ny Sabata , dia nandidy ny hikatonan'ireo varavarana sy ny tsy tokony hisokafan'ireny intsony hatramin ' ny aorian ' ny Sabata aho . Nametraka ny sasany tamin'ireo mpanompoko teo amin'ireo vavahady aho mba tsy hisian ' ny entana ho afaka entina miditra amin ' ny andro Sabata .
NEH 13:20     Alignment score: 0.392 → 0.472
The merchants and sellers of all kinds of wares camped outside Jerusalem once or twice .
Nitoby tany
ivelan'i Jerosalema indray mandeha na indroa ireo mpandranto sy mpivarotra karazan'entana rehetra .
NEH 13:21     Alignment score: 0.39
But I warned them , " Why do you camp outside the wall ? If you do so again , I will lay hands on you ! " From that time on they did not come
on the Sabbath .
Nefa izaho nampitandrina azy ireo hoe : " Nahoana ianareo no mitoby ivelan ' ny manda ? Raha mbola mamerina izany ianareo , dia hikasi - tanana anareo aho ! " Nanomboka tamin'izany fotoana izany dia tsy tonga tamin ' ny andro Sabata intsony izy ireo .
NEH 13:22     Alignment score: 0.369 → 0.369
Then I commanded the Levites to purify themselves , and come
and guard the gates , to sanctify the Sabbath day . Call me to mind for this also , my God , and have mercy on me because of the covenant loyalty you have toward me .
Avy eo nandidy ireo Levita aho mba hanadio ny tenan'izy ireo , ary ho tonga hiambina ireo vavahady , mba hanamasina ny andro Sabata . Tsarovy ihany koa aho ny amin'izany , ry Andriamanitro , ary mamindrà fo amiko nohon ' ny tsy fivadiham - panekena anananao amiko .
NEH 13:23     Alignment score: 0.574
In those days I also saw Jews that had married women of Ashdod , Ammon , and Moab .
Tamin'izany andro izany dia nahita ireo Jiosy izay nanambady ireo vehivavin'i Asdoda , Amona , ary Moaba ihany koa aho .
NEH 13:24     Alignment score: 0.314 → 0.338
Half of their children spoke the language of Ashdod . None of them knew
how to speak the language of Judah , but only the language of one of the other peoples .
Niteny tamin ' ny fitenin'i Asdoda ny antsasaky ny taranak'izy ireo . Tsy nisy tamin'izy ireo nahay niteny ny fitenin ' ny Joda , fa ny fitenin ' ny iray amin'ireo olona hafa irery ihany .
NEH 13:25     Alignment score: 0.258 → 0.278
I confronted them , and I cursed them , and I hit some of them and pulled out their hair . I made them swear by God , saying , " You will not give your daughters
to their sons , or take their daughters for your sons , or for yourselves .
Nifanatrika tamin'izy ireo aho , ka nanozona azy ireo , ary namely ny sasany tamin'izy ireo sy nandrirotra ny volon'izy ireo . Nampianiana azy ireo tamin'Andriamanitra aho , nanao hoe : " Ianareo dia tsy tokony hanome ny zanaka vavinareo ho an'ireo zanaka lahin'izy ireny , na haka ny zanaka vavin'izy ireny ho an ' ny zanaka lahinareo , na ho anareo .
NEH 13:26     Alignment score: 0.338
Did not Solomon king of Israel sin on account of these
women ? Among many nations there was no king like him , and he was loved by his God , and God made him king over all Israel . Nevertheless , his foreign wives caused him to sin .
Moa tsy nanota tamin'ireo vehivavy ireo ve i Solomona mpanjakan'Israely ? Tsy nisy mpanjaka toa azy tamin'ireo firenena maro , ka tian ' ny Andriamaniny izy , ary Andriamanitra nanao azy ho mpanjaka nanerana ny Israely rehetra . Na dia izany aza , nampanotain'ireo vadiny hafa firenena izy .
NEH 13:27     Alignment score: 0.255 → 0.261
Should we then listen to you and do all this great evil , and act unfaithfully
against our God by marrying foreign women ? "
Moa ve tokony hihaino anao izahay ka hanao izany ratsy lehibe izany , ka mivadika amin ' ny Andriamanitsika amin ' ny fakàna vehivavy hafa firenena ho vady ? "
NEH 13:28     Alignment score: 0.492 → 0.51
One of the sons of Joiada son of Eliashib the high priest was son-in-law to Sanballat the Horonite . Therefore I caused him to flee from my presence .
Iray amin'ireo zanaka lahin'i Joiada zanaka lahin'i Eliasiba mpisoronabe dia vinanto lahin'i Sanbala Horonita . Noho izany dia nampandosiriko tamin ' ny fanatrehako izy .
NEH 13:29     Alignment score: 0.501
Call them to mind , my God , because they have defiled the priesthood , and the covenant of the priesthood and the Levites .
Tsarovy izy ireny , ry Andriamanitro , satria efa nandoto ny fisoronana , sy ny faneken
' ny fisoronana ary ireo Levita .
NEH 13:30     Alignment score: 0.252
Thus
I cleansed them from everything foreign , and established the duties of the priests and the Levites , each to his own task .
Toy izany no nandiovako azy ireny tamin ' ny zava - drehetra hafa firenena , ka nametraka ireo adidin'ireo mpisorona sy ireo Levita , ny tsirairay ho samy amin ' ny asany avy .
NEH 13:31     Alignment score: 0.393 → 0.393
I provided for the wood offering at the appointed times and for the firstfruits . Call me to mind , my God , for good .
Namatsy tamin ' ny fotoana voatondro ny fanatitra kitay sy ireo voaloham - bokatra aho . Tsarovy amin ' ny tsara aho , ry Andriamanitro .
NEH 13     Average alignment score: 0.388 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NEH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13