Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 6:1     Alignment score: 0.306 → 0.311
" Come , let us return to Yahweh . For he has torn us apart , but he will heal us ; he has injured us , but he will bandage our wounds .
" Avia , andeha isika hiverina amin'i Yaveh . Fa efa nanorotoro antsika Izy , nefa hanasitrana antsika ; nandratra antsika Izy , fa hamehy ny ferintsika .


HOS 6:2     Alignment score: 0.401
After two days he will revive us ; he will raise us up on the third day , and we will live before him .
Afaka roa andro dia hamelona antsika indray Izy ; hanangana antsika Izy amin ' ny andro fahatelo , ary ho velona eo anoloany
isika .
HOS 6:3     Alignment score: 0.357 → 0.37
Let us know Yahweh ; let us press on to know Yahweh . His coming out is as sure as the dawn ; he will come
to us like the showers , like the spring rains that water the land . "
Aoka hahafantatra an'i Yaveh isika ; aoka ho dodona ny hahalala an'i Yaveh isika . Ny fiposahany dia azo antoka tahaka ny mangiran - dratsy ; ho avy amintsika tahaka ny ranon'orana Izy , toy ny loharanon'orana izay manondraka ny tany . "
HOS 6:4     Alignment score: 0.398 → 0.409
Ephraim , what will I do with you ? Judah , what will I do with you ? Your love is like a morning cloud , like the dew that goes away early .
Ry Efraima , inona no hataoko miaraka aminao ? Ry Joda , inona no hataoko miaraka aminao ? Ny fahatokianao
dia toy ny rahon ' ny maraina , tahaka ny ando izay vetivety dia lasa .
HOS 6:5     Alignment score: 0.289 → 0.291
So I have cut them to pieces by the prophets ; I have killed them with the words of my mouth . Your judgments
are like the light that shines out .
Koa nokapakapaiko tamin ' ny alalan'ireo mpaminany izy ireo , novonoiko tamin ' ny alalan ' ny tenin ' ny vavako izy ireo . Ireo lalànao dia toy ny hazavana izay mamirapiratra .
HOS 6:6     Alignment score: 0.33
For I delight in covenant faithfulness and not sacrifice , and the knowledge of God more than burnt offerings
.
Fa fahatokiana no iriako fa tsy sorona , ary ny fahafantarana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana .
HOS 6:7     Alignment score: 0.411
Like Adam they have broken the covenant ; they were unfaithful to me .
Toa an'i Adama dia namadika ny fanekena izy ireo ; tsy nahatoky Ahy izy ireo .
HOS 6:8     Alignment score: 0.343 → 0.343
Gilead is a city of those
who do evil , with footprints of blood .
Gileada dia tanànan ' ny mpanao ratsy miaraka amin ' ny dian - tongotra mihoson - drà .
HOS 6:9     Alignment score: 0.28 → 0.298
As gangs of robbers wait for someone , so the priests band
together to commit murder on the way to Shechem ; they have committed shameful crimes .
Toy ny fiandrasan ' ny andian - jiolahy olona , no hikambanan'ireo andiana mpisorona hamono olona any amin ' ny lalana mankany Sekema ; nanao heloka mahamenatra izy ireo .
HOS 6:10     Alignment score: 0.366 → 0.412
In the house of Israel I have seen a horrible thing ; Ephraim 's prostitution is there , and Israel has become
unclean .
Tao amin ' ny ankohonan'Israely no nahitako zavatra mahatsiravina ; ny fivarotan - tenan'i Efraima no ao , ary Israely dia nanjary naloto .
HOS 6:11     Alignment score: 0.381 → 0.393
For you also , Judah , a harvest has been appointed , when I will reverse the captivity of my people .
Fa ho anao ihany koa , ry Joda , dia efa voatondro ny fotoam - pijinjana , rehefa hamerina ny haren ' ny oloko Aho .
HOS 6     Average alignment score: 0.358 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14