Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 11:1     Alignment score: 0.388 → 0.389
" When Israel was a young man I loved him , and I called my son out of Egypt .
" Fony mbola tovolahy Israely dia notiaviko , ary niantso ny zanako lahy hivoaka an'i Egypta Aho .


HOS 11:2     Alignment score: 0.365 → 0.409
The more they were called , the more they went away from me . They sacrificed to the Baals and burned incense to idols .
Arakaraka ny niantsoana
azy ireo , no nanalaviran'izy ireo Ahy . Ary nanao sorona ho an'i Bala sy nandoro ny ditin - kazo manitra ho an ' ny sampy izy ireo .
HOS 11:3     Alignment score: 0.264 → 0.266
Yet it was I who taught Ephraim to walk . It was I who lifted them up by their arms , but they did not know that I healed them .
Kanefa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha . Izaho no nitrotro azy ireo teo amin ' ny sandriny , saingy tsy fantatr'izy ireo fa nikarakara azy ireo Aho .
HOS 11:4     Alignment score: 0.283 → 0.284
I led them with cords of humanity , with bands of love . I was to them like someone who eased the yoke on their jaws , and I bent down to them and fed them .
Tamin ' ny kofehin
' ny maha - olombelona no nitarihiko azy ireo , tamin ' ny fatoran ' ny fitiavana . Tahaka ny olona izay nanamaivana ny zioga teo amin ' ny valanoranon'izy ireo Aho , ary niondrika teo amin'izy ireo Aho ka namahana azy ireo .
HOS 11:5     Alignment score: 0.515
Will they not return to the land of Egypt ? Will Assyria not rule over them because they refuse to return to me ?
Tsy hiverina any amin ' ny tanin'i Egypta ve izy ireo ? Tsy hanapaka eo amin'izy ireo ve Asyria satria mandà ny hiverina amiko izy ireo ?
HOS 11:6     Alignment score: 0.402
The sword will fall on their cities and destroy the bars of their gates ; it will destroy them because of their own plans .
Hilatsaka amin ' ny tanànan'izy ireo ny sabatra ary hamotika ny hidin
' ny vavahadiny ; handrava azy ireo izany noho ny tetik'izy ireo ihany .
HOS 11:7     Alignment score: 0.245 → 0.247
My people are determined to turn away from me . Though they call to the Most High , no one will help them .
Nanapa - kevitra ny hiala amiko ny oloko . Na dia miantso Ilay Avo Indrindra aza izy ireo , dia tsy hisy na iray aza hanampy azy ireo .
HOS 11:8     Alignment score: 0.393
How can I give
you up , Ephraim ? How can I hand you over , Israel ? How can I make you like Admah ? How can I make you like Zeboyim ? My heart has changed within me ; all my compassions have been stirred up .
Ahoana no handaozako anao , ry Efraima ? Ahoana no hanolorako anao , ry Israely ? Ahoana no hanaovako anao tahaka an'i Adma ? Ahoana no hanaovako anao tahaka an'i Zeboima ? Niova ny tao anatin ' ny foko ; efa niakatra ny fangoraham - poko rehetra .
HOS 11:9     Alignment score: 0.395 → 0.394
I will not execute my fierce anger ; I will not again destroy Ephraim . For I am God and not a man ; I am the Holy One among you , and I will not come
in wrath .
Tsy hanatanteraka ny fahavinirako Aho ; tsy handringana an'i Efraima intsony . Fa Andriamanitra Aho fa tsy olona ; Izaho Ilay Masina eo aminareo , ary tsy ho avy amin ' ny fahatezerana Aho .
HOS 11:10     Alignment score: 0.54
They will follow Yahweh ; and he will roar like a lion . When he roars , his children will come
trembling from the west .
Hanaraka an'i Yaveh izy ireo ; ary hierona tahaka ny liona Izy . Rehefa mierona Izy , dia ho avy am - pangovitana avy any andrefana ireo zanany .
HOS 11:11     Alignment score: 0.51
They will come
trembling like a bird from Egypt , like a dove from the land of Assyria . I will make them live in their homes this is the declaration of Yahweh .
Ho avy am - pangovitana tahaka ny vorona avy any Egypta izy ireo , tahaka ny voromailala avy any amin ' ny tanin'i Asyria . Hampitoeriko ao an - tranony izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh .
HOS 11     Average alignment score: 0.394 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14