Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 4:1     Alignment score: 0.379 → 0.411
Hear the word of Yahweh , you people of Israel . Yahweh has a lawsuit against the inhabitants of the land , because there is no truthfulness or covenant faithfulness , no knowledge of God in the land .
Henoy ny Tenin'i Yaveh , ianareo ry vahoakan
' Israely . Manao fitoriana amin ' ny mponin ' ny tany i Yaveh , satria tsy misy fahamarinana na fanekena mahatoky ao , tsy misy fahalalana an'Andriamanitra ao amin ' ny tany .


HOS 4:2     Alignment score: 0.254 → 0.262
There is cursing , deception , killing , stealing and adultery . The people have broken all bounds , and bloodshed comes after bloodshed .
Misy ozona , lainga , famonoana , halatra sy fijangajangana ao . Nopotehan ' ny vahoaka ny fatotra
rehetra , ary ny miampy manaraka ny fandatsahan - drà .
HOS 4:3     Alignment score: 0.258
So the land mourns , and everyone living in it is wasting away ; the beasts in the fields and the birds in the sky , even the fish in the sea , are being taken away .
Ka mihamaina ny tany , ary ketraka izay rehetra monina amin'izany ; ireo bibi
- dia any an - tsaha sy ny vorona eny amin ' ny lanitra , na ny trondro any anaty ranomasina aza , dia esorina .
HOS 4:4     Alignment score: 0.241
But do not allow anyone to bring a lawsuit ; do not let anyone accuse anyone else . For it is you , the priests , whom I am accusing .
Fa aza mamela na iza na iza hanao fitoriana ; aza mamela na iza na iza hiampanga ny hafa . Fa ianareo izany , ry mpisorona , izay ampangaiko .
HOS 4:5     Alignment score: 0.511
You priests will stumble during the day ; the prophets will also stumble with you by night , and I will destroy your mother .
Ho tafintohina ianareo mpisorona mandritra ny andro ; ho tafintohina miaraka aminareo ihany koa ireo mpaminany amin ' ny alina , ary ho potehiko ny reninareo .
HOS 4:6     Alignment score: 0.367 → 0.375
My people are being destroyed because of the lack of knowledge . Because you priests have rejected knowledge , I will also reject you as priests to me . Because you have forgotten my law , although I am your God , I also will forget your children .
Ringana ny oloko nohon ' ny tsy fahampian ' ny fahalalana . Satria efa nandà ny fahalalana ianareo mpisorona , Izaho ihany koa dia handà anareo amin ' ny maha
mpisorona ho Ahy . Satria nohadinoinareo ny lalàko , na dia Andriamanitrareo aza Aho , dia hanadino ireo zanakareo ihany koa Aho .
HOS 4:7     Alignment score: 0.214
The more the priests multiplied , the more they sinned against me . They exchanged their honor for shame .
Arakaraka ny hitomboan ' ny mpisorona , no hanotan'izy ireo Amiko . Natakalon'izy ireo henatra ny voninahitr'izy ireo .
HOS 4:8     Alignment score: 0.149
They feed on the sin of my people ; they are greedy for more of their iniquity .
Mihinana ny fahotan
' ny vahoakako izy ireo ; mangetahetan ' ny faharatsiany bebe kokoa izy ireo .
HOS 4:9     Alignment score: 0.305
It will be the same for the people as for the priests : I will punish them all for their practices ; I will repay them for their deeds .
Hitovy ihany ho an ' ny vahoaka sy ho an'ireo mpisorona : hanafay azy rehetra nohon ' ny fanaony Aho ; hamaly azy ireo noho ny asany Aho .
HOS 4:10     Alignment score: 0.348
They will eat but not have enough ; they will commit prostitution but not increase , because they stopped listening to Yahweh .
Hihinana izy ireo fa tsy ho voky ; hanatanteraka fijangajangana izy ireo fa tsy hitombo , satria nanalavitra an'i Yaveh izy ireo .
HOS 4:12     Alignment score: 0.215 → 0.222
My people consult their wooden idols , and their walking sticks give
them prophecies . A spirit of prostitution has led them astray , and they have acted as prostitutes instead of being faithful to their God .
Manontany ireo sampiny hazo ny oloko , ary ny tapa - kazon'izy ireo nanome faminaniana ho azy ireo . Fa namitaka azy ireo ny fanahin ' ny fijangajangana , ary nitondra tena toy ny mpijangajanga izy ireo raha tokony nahatoky ny Andriamanitr'izy ireo
HOS 4:13     Alignment score: 0.309 → 0.345
They sacrifice on the tops of the mountains
and burn incense on the hills , under oaks , poplars and terebinths , because the shade is good . So your daughters commit sexual immorality , and your daughters-in-law commit adultery .
Manao sorona eny an - tampon - tendrombohitra izy ireo ary mandoro ditin - kazo manitra eny amin'ireo havoana , ambanin ' ny hazo oka , popola sy terebinta , satria tsara ny alokaloka . Ka fahavetavaetana ara - nofo ireo zanakareo vavinareo , ary ireo vinanto vavinareo mijangajanga .
HOS 4:14     Alignment score: 0.29
I will not punish your daughters
when they choose to commit sexual immorality , nor your daughters-in-law when they commit adultery . For the men also go apart with prostitutes , and they offer sacrifices so they can commit immoral acts with sacred prostitutes . So this people who does not understand will be thrown down .
Tsy hanafay ireo zanakareo vavy Aho rehefa misafidy ny hanao fahavetavetana ara - nofo izy ireo , na ny vinanto vavinareo rehefa mijangajanga izy ireo . Fa ireo lehilahy ihany koa dia manolotra ny tenany ho an'ireo mpijangajanga , ary manolotra sorona izy ireo ka afaka manao asa maloto miaraka amin'ireo mpivaro - tena masina . Koa ho atsipy any ity vahoaka izay tsy mahalala ity .
HOS 4:15     Alignment score: 0.437 → 0.436
Though you , Israel , have committed adultery , may Judah not become guilty . Do not go to Gilgal , you people ; do not go up to Beth Aven , and do not swear , saying , " As Yahweh lives . "
Fa ianao , ry Israely , na dia nanao fijangajangana aza , dia enga anie Joda tsy ho tonga meloka . Aza mandeha any Gilgala , ianao ry vahoaka ; aza mandeha miakatra any Betavena , ary aza mianiana , manao hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh . "
HOS 4:16     Alignment score: 0.323
For Israel has behaved stubbornly , like a stubborn heifer . How can Yahweh bring them to pasture like lambs in a meadow ?
Fa Israely dia nitondra tena tamin ' ny fahamafisan - doha , tahaka ny ombivavy mafy loha . Ahoana no hitondran'i Yaveh azy ireo eny amin ' ny fihinanam - bilona
tahaka ny zanak'ondry any amin ' ny tanin'ahitra ?
HOS 4:17     Alignment score: 0.328 → 0.328
Ephraim united himself with idols ; leave him alone .
Nampiray ny tenany tamin'ireo sampy i Efraima ; avelao ho irery izy .
HOS 4:18     Alignment score: 0.182
Even when their strong drink is gone , they continue to commit adultery ; her rulers dearly love their shame .
Na dia lany aza ny zava - pisotro maherin'izy ireo , dia manohy ny fijangajangana izy ireo ; mankafy fatratra ny henatr'izy ireo ny mpanapany .
HOS 4:19     Alignment score: 0.452
The wind will wrap her up in its wings ; and they will be ashamed because of their sacrifices .
Handrakotra azy ireo amin ' ny elany ny rivotra ; ary ho menatra izy ireo noho ny amin ' ny soron'izy ireo .
HOS 4     Average alignment score: 0.32 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14