Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 13:1     Alignment score: 0.433 → 0.436
" When Ephraim spoke , there was trembling . He exalted himself in Israel , but he became
guilty because of Baal worship , and he died .
" Rehefa niteny i Efraima , dia nisy hovitrovitra . Nanandratra ny tenany tany Israely izy , nefa lasa meloka noho ny fanompoana an'i Bala izy , ka maty .


HOS 13:2     Alignment score: 0.278 → 0.286
Now they sin more and more . They make cast metal figures from their silver , idols as skillfully worked as possible , all of them the work of the craftsmen . People say of them , ' These
men who sacrifice kiss calves . '
Miha - manota hatrany izy ireo ankehitriny . Manao sary sokitra vy amin ' ny volafotsiny izy ireo , sampy natao tsara araka izay azo natao , ireo rehetra ireo dia asan ' ny mpanao asa tanana . Nilaza ny amin'izy ireo ny olona hoe : ' Ireo olona izay manao sorona ireo dia manoroka zanak'omby . '
HOS 13:3     Alignment score: 0.411
So they will be like the morning clouds , like the dew that goes away early , like the chaff that is driven by the wind away from a threshing floor , and like smoke out of a chimney .
Ka ho toy ny rahon
' ny maraina izy ireo , toy ny ando izay mora maina , toy ny akofa izay tsofin ' ny rivotra avy eo amin ' ny famoloana , ary toy ny setroka mivoaka amin ' ny fivoahan - tsetroka .
HOS 13:4     Alignment score: 0.384 → 0.387
But I am Yahweh your God from the land of Egypt . You must acknowledge no God but me ; you must acknowledge that besides me , there is no other Savior .
Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo avy amin ' ny tany Egypta . Aoka ianareo tsy hanaiky Andriamanitra afa - tsy Izaho ihany ; aoka ianareo hanaiky fa ankoatra Ahy , dia tsy misy mpamonjy hafa .
HOS 13:5     Alignment score: 0.277
I knew
you in the wilderness , in the land of great dryness .
Fantatro ianareo tany an - tany efitra , tany amin ' ny tany fahamainana lehibe .
HOS 13:6     Alignment score: 0.343 → 0.364
When you had pasture , then you became
full ; and when you were filled , your heart became lifted up . For that reason you forgot me .
Rehefa nanana ahitra ianareo , dia voky ; ary rehefa voky ianareo , dia nisandratra ny fonareo . Noho izany antony izany dia nanadino Ahy ianareo .
HOS 13:7     Alignment score: 0.363
I will become
like a lion to them ; like a leopard I will watch along the path .
Ho lasa toy ny liona ho azy ireo Aho ; toy ny leoparda no hiambenako manaraka ny lalana .
HOS 13:8     Alignment score: 0.254
I will attack them as a bear that is robbed of her cubs . I will rip open their chests , and there I will devour them as a lion , as a wild beast would tear them to pieces .
Hamely azy ireo tahaka ny bera very anaka Aho . Handriatra ny tratran'izy ireo Aho , ary handrapaka azy ireo eo tahaka ny liona , tahaka ny hamiraviran ' ny bibidia azy ireo Aho .
HOS 13:9     Alignment score: 0.343
I will destroy you , Israel ; who will be able to help you ?
Handringana anareo Aho , ry Israely ; iza no afaka hanampy anareo ?
HOS 13:10     Alignment score: 0.357
Where now is your king , that he may save you in all your cities ? Where are your rulers , about whom you said to me , ' Give me a king and princes ' ?
Aiza ny mpanjakanareo izao , mba hanavotra anareo any amin ' ny tanànanareo rehetra ? Aiza ireo mpanapakareo
, izay efa nolazainareo tamiko hoe : ' Omeo mpanjaka sy andrian - dahy aho ' ?
HOS 13:11     Alignment score: 0.342
I gave you a king in my anger , and I took him away in my wrath .
Nanome anareo mpanjaka tamin ' ny fahatezerako Aho , ary nanala azy tamin ' ny fahavinirako .
HOS 13:12     Alignment score: 0.228
Ephraim 's iniquity has been bound
up ; his sin has been stored up .
Efa notehirizina ny helok'i Efraima ; notehirizina ny helony .
HOS 13:13     Alignment score: 0.295 → 0.32
Pains of childbirth will come
on him , but he is not a wise son , for when it is time to be born , he does not come out of the womb .
Ny fangirifirian ' ny fiterahana dia ho tonga eo aminy , fa zanaka lahy tsy manam - pahendrena izy , satria rehefa tonga ny fotoana ahaterahana , dia tsy mivoaka avy ao am - bohoka izy .
HOS 13:14     Alignment score: 0.391 → 0.423
Will I rescue them from the hand of Sheol ? Will I rescue them from death ? Where , death , are your plagues ? Where , Sheol , is your destruction ? Compassion is hidden from my eyes . "
Hamonjy azy ireo amin ' ny tanan
' ny fiainan - tsy hita ve Aho ? Hamonjy azy ireo amin ' ny fahafatesana ve Aho ? Aiza , ry fahafatesana , ny areti - mandringanao ? Aiza , ry fiainan - tsy hita , ny fandringananao ? Miafina amin ' ny masoko ny fangorahana . "
HOS 13:15     Alignment score: 0.358 → 0.409
Though Ephraim is prosperous among his brothers , an east wind will come
; the wind of Yahweh will blow in from the wilderness . Ephraim 's spring will dry up , and his well will have no water . His enemy will plunder his storehouse of every precious object .
Na dia nanan - karena teo amin'ireo rahalahiny aza i Efraima , dia hisy rivotra avy any atsinanana ho avy ; hitsoka avy any an - tany efitra ny rivotr'i Yaveh . Ny loharanon'i Efraima dia ho ritra , ary ny fantsakany dia tsy hisy rano . Handroba ny trano fitehirizany ny zava - tsarobidy rehetra ny fahavalony .
HOS 13     Average alignment score: 0.357 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14