Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 14:1     Alignment score: 0.332 → 0.336
Samaria will be guilty , for she has rebelled against her God . They will fall by the sword ; their young children will be dashed to pieces , and their pregnant women
will be ripped open .
Ho meloka i Samaria , satria nikomy nanohitra ny Andriamaniny izy . Ho lavon ' ny sabatra izy ireo ; ho torotoro ireo zanany mbola tanora , ary ho triarina ireo renin'izy ireo mitondra vohoka .


HOS 14:2     Alignment score: 0.304 → 0.304
Israel , return to Yahweh your God , for you have stumbled because of your iniquity .
Ry Israely , miverena
amin'i Yaveh Andriamanitrao , fa lavo tamin ' ny helokao ianao .
HOS 14:3     Alignment score: 0.34
Take with you words and return to Yahweh . Say to him , " Take away all our iniquity and accept what is good , so that we may offer to you the fruit of our lips .
Mitondrà teny ary miverena
amin'i Yaveh . Lazao Azy hoe : " Alao ny helokay rehetra ary ekeo izay tsara , mba ho afaka hanolotra ny vokatry ny molotray ho Anao izahay .
HOS 14:4     Alignment score: 0.318 → 0.325
Assyria will not save us ; we will not ride on horses to war . Neither will we say anymore to the work of our hands , ' You are our gods , ' for in you the orphan finds compassion . "
Asyria dia tsy hanavotra antsika ; tsy hitaingin - tsoavaly ho any amin ' ny ady isika . Na hiteny amin ' ny asan ' ny tanantsika intsony hoe : ' andriamanitray ianao , ' fa ao Aminao ny kamboty no mahazo fangoraham - po . "
HOS 14:5     Alignment score: 0.317 → 0.331
" I will heal their apostasy ; I will love them freely , for my anger has turned away from him .
Hanasitrana ny fivadihan'izy ireo Aho ; hitia malalaka azy ireo Aho , fa hiala aminy ny hatezerako .
HOS 14:6     Alignment score: 0.607
I will be like the dew to Israel ; he will blossom like the lily and take root like a cedar in Lebanon .
Ho tahaka ny ando Aho amin'Israely ; hamony tahaka ny lilia sy hamaka tahaka ny sedera ao Libanona izy .
HOS 14:7     Alignment score: 0.366 → 0.367
His branches will spread out ; his beauty will be like the olive trees , and his fragrance like the cedars in Lebanon .
Hisandrahaka ireo sampany ; ho tahaka ireo hazon'oliva ny hatsaràny , ary ny hanitra mameroverony dia tahaka ireo sedera ao Libanona .
HOS 14:8     Alignment score: 0.389 → 0.393
The people who live in his shade will return ; they will revive like grain and blossom like vines . His fame will be like the wine of Lebanon .
Ny olona izay monina ao amin ' ny alony dia hiverina ; ho velombelona tahaka ny voa indray izy ireo ary hitsimoka tahaka ny voaloboka . Ho tahaka ny divain'i
Libanona ny lazany .
HOS 14:9     Alignment score: 0.394 → 0.402
Ephraim , what more have I to do with idols ? I will answer him and care for him . I am like a cypress whose leaves are always green ; from me comes your fruit . "
Ry Efraima , inona ihany koa no mbola azoko ataoko amin ' ny sampy ? Hamaly azy Aho ary hikarakara azy . Tahaka ny kypreso izay maitso ravina
mandrakariva Aho ; avy Amiko no hitsirian ' ny voanao . "
HOS 14:10     Alignment score: 0.415
Who is wise that he may understand these
things ? Who understands these things so that he may know them ? For the ways of Yahweh are right , and the righteous will walk in them , but the rebellious will stumble in them .
Iza no hendry ka hahatakatra ireo zavatra ireo ? Iza no mahatakatra ireo zavatra ireo ka hahalala azy ireo izy ? Fa mahitsy ireo lalan'i Yaveh , ary ny marina dia handeha amin'ireo , fa ny mpikomy ho tafintohina amin'ireo .
HOS 14     Average alignment score: 0.382 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14