Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 5:1     Alignment score: 0.42 → 0.425
" Hear this , priests ! Pay attention , house of Israel ! Listen , house of the king ! For judgment is coming against you all . You have been a snare at Mizpah and a net spread over Tabor .
" Henoy izao , ry mpisorona ! Manongilàna sofina
, ry ankohonan'Israely ! Mihainoa , ry ankohonan ' ny mpanjaka ! Fa ny fitsarana dia avy hanohitra anareo rehetra . Fa efa fandrika tany Mizpa ianao ary harato nivelatra teo amin ' ny Tabara .


HOS 5:2     Alignment score: 0.334 → 0.339
The rebels
stand deep in slaughter , but I will punish all of them .
Ireo mpikomy mikiry fatratra amin ' ny famonoana , fa Izaho no hanasazy azy rehetra ireo .
HOS 5:3     Alignment score: 0.485
I know Ephraim , and Israel is not hidden from me . Ephraim , now you have become like a prostitute ; Israel is defiled .
Fantatro Efraima , ary Israely tsy miafina amiko . Ry Efraima , ankehitriny ianao dia tonga toy ny mpivaro - tena ; voaloto Israely .
HOS 5:4     Alignment score: 0.295 → 0.294
Their deeds will not allow them to turn to God , for the mind of prostitution is in them , and they do not know Yahweh .
Tsy hamela azy ireo hiverina amin'Andriamanitra ireo asany , satria ny fanahin
' ny fijangajangana no ao amin'izy ireo , ary tsy fantatr'izy ireo Yaveh .
HOS 5:5     Alignment score: 0.444 → 0.461
The pride of Israel testifies against him ; so Israel and Ephraim will stumble in their guilt
; and Judah also will stumble with them .
Ny fireharehan'Israely dia vavolombelona manohitra azy ; koa ho tafintohina amin ' ny fahamelohan'izy ireo Israely sy Efraima ; ary Joda ihany koa dia ho tafintohina miaraka amin'izy ireo .
HOS 5:6     Alignment score: 0.351
They will go with their flocks and herds to seek Yahweh , but they will not find him , for he has withdrawn himself from them .
Handeha hiaraka amin ' ny ondry aman'osiny sy ombiny izy ireo mba hitady an'i Yaveh , fa tsy hahita Azy izy ireo , satria nanala ny tenany tamin'izy ireo Izy .
HOS 5:7     Alignment score: 0.262 → 0.305
They were unfaithful to Yahweh , for they have borne
illegitimate children . Now the new moon festivals will devour them with their fields .
Tsy nahatoky an'i Yaveh izy ireo , fa niteraka zaza tsy araka ny lalàna izy ireo . Ankehitriny ny firavoravoan ' ny voaloham - bolana no handevona azy ireo mbamin'ireo sahany .
HOS 5:8     Alignment score: 0.455 → 0.472
Blow the ram 's horn in Gibeah , and the trumpet in Ramah . Sound a battle cry at Beth Aven : ' We will follow you , Benjamin ! '
Tsofy ao Gibea ny anjomara , ary ao Rama ny trompetra . Manaova hiakiakan'ady ao Betavena hoe : ' Hanaraka anao izahay ry Benjamina ! '
HOS 5:9     Alignment score: 0.344 → 0.345
Ephraim will become
a desolation on the day of rebuke . Among the tribes of Israel I have declared what is certain to happen .
Ho lao Efraima amin ' ny andron ' ny fanasaziana . Teo amin'ireo fokon'Israely no nanambarako izay tsy maintsy hitranga .
HOS 5:10     Alignment score: 0.385 → 0.387
The leaders of Judah are like those
who move a boundary stone . I will pour my wrath on them like water .
Ireo mpitarik'i Joda dia toy ireo izay mamindra fefy vato . Hararako toy ny rano amin'izy ireo ny fahavinirako .
HOS 5:11     Alignment score: 0.324 → 0.32
Ephraim is oppressed ; he is crushed in judgment , because he has willingly walked after idols .
Torotoro
Efraima ; torotoron ' ny fitsarana izy , satria nandeha tamin ' ny tsitra - pony hanaraka sampy .
HOS 5:12     Alignment score: 0.558
So I will be like a moth to Ephraim , and like rot to the house of Judah .
Ary ho toy ny kalalao amin'i Efraima Aho , ary tahaka ny bobongolo amin ' ny ankohonan'i Joda .
HOS 5:13     Alignment score: 0.51 → 0.524
When Ephraim saw his sickness , and Judah saw his wound , then Ephraim went to Assyria , and Judah sent messengers to the great king . But he was not able to cure you people or heal your wound .
Rehefa hitan'i Efraima ny aretiny
, ary hitan'i Joda ny ratrany , dia nandeha tany Asyria i Efraima , ary Joda nandefa mpitondra hafatra ho any amin'ilay mpanjaka lehibe . Fa tsy afaka nitsabo anareo izy ry olona na nanasitrana ny ratranareo .
HOS 5:14     Alignment score: 0.409 → 0.409
So I will be like a lion to Ephraim , and like a young lion to the house of Judah . I , even I , will tear them apart and go away ; I will carry them off , and there will be no one to rescue them .
Koa ho toy ny liona amin'i Efraima Aho , ary ho toy ny liona tanora amin ' ny ankohonan'i Joda . Izaho , eny Izaho , no hamiravira ary handeha ; ho entiko izy ireo , ary tsy hisy hanavotra azy ireo .
HOS 5:15     Alignment score: 0.354 → 0.354
I will go and return to my place , until they acknowledge their guilt and seek my face , until they earnestly seek me in their distress . "
Handeha Aho ary hiverina any amin ' ny toerako , mandra - piaiken'izy ireo ny helony ka hitady ny tavako , mandra - pitadin'izy ireo Ahy fatratra amin ' ny fahorian'izy ireo . "
HOS 5     Average alignment score: 0.409 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14