Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 3:1     Alignment score: 0.341 → 0.367
Yahweh said to me , " Go again , love a woman , loved by her husband , but who is an adulteress
. Love her just as I , Yahweh , love the people of Israel , although they turn to other gods and love raisin cakes . "
Yaveh niteny tamiko hoe : " Mandehana indray , mitiava vehivavy iray , izay notiavin ' ny vadiny , kanefa mpijangajanga . Tiavo tahaka ny itiavako , Yaveh , ny vahoakan'Israely izy , na dia mihodina ho amin ' ny andriamani - kafa sy mankafy mofo vita amin ' ny voaloboka aza izy ireo . "


HOS 3:2     Alignment score: 0.396 → 0.414
So I bought her for myself for fifteen pieces of silver and a homer and a lethek of barley .
Koa novidiako
sekely volafotsy dimy ambin ' ny folo ho Ahy sy vary hordea homera iray sy tapany izy .
HOS 3:3     Alignment score: 0.232 → 0.248
I said to her , " You must live with me many days . You will not be a prostitute
or belong to any other man . In the same way , I will be with you . "
Hoy Aho taminy hoe : " Tsy maintsy miara - mipetraka Amiko mandritra ny andro maro ianao . Tsy ho mpijangajana ianao na ho an ' ny lehilahy hafa . Tahaka izany ihany , no hiarahako aminao . "
HOS 3:4     Alignment score: 0.412 → 0.432
For the people of Israel will live for many days without a king , prince , sacrifice , stone pillar , ephod or household idols .
Fa ireo olon'Israely dia hiaina andro maro tsy misy mpanjaka , andrian
- dahy , sorona , andry vato , efoda na sampin - trano .
HOS 3:5     Alignment score: 0.46 → 0.472
Afterward the people of Israel will return and seek Yahweh their God and David their king , and in the last days , they will come
trembling before Yahweh and his goodness .
Ary avy eo ny olon'Israely dia hiverina ary hitady an'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo sy Davida mpanjakan'izy ireo , ary amin'ireo andro farany , dia ho avy amin - kovitra eo anatrehan'i Yaveh sy ny hatsarany izy ireo .
HOS 3     Average alignment score: 0.381 for 5 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14