Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 12:1     Alignment score: 0.404
Ephraim surrounds me with falsehood , and the house of Israel with deceit . But Judah is still going about with God and is faithful to the Holy One . "
Hodidinin'i
Efraima amin ' ny lainga aho , ary ny taranak'Israely amin ' ny fitaka . Kanefa Joda dia mbola miaraka amiko , Andriamanitra , ary mahatoky Ahy , ilay Iray Masina . "


HOS 12:2     Alignment score: 0.437 → 0.449
Ephraim feeds on the wind and follows after the east wind . He continually multiplies lies and violence . They make a covenant with Assyria and carry olive oil to Egypt .
Efraima mihinan - drivotra ary manaraka ny rivotra avy any atsinanana . Mampitombo isa ireo lainga sy herisetra mandrakariva izy . Manao fanekena miaraka amin'i Asyria ary mitondra menaka oliva ho any Egypta izy ireo .
HOS 12:3     Alignment score: 0.463
Yahweh also has a lawsuit against Judah and will punish Jacob for what he has done ; he will repay him for his deeds .
Manana ady amin'i Joda ihany koa i Yaveh ary hanafay an'i Jakoba noho ireo izay nataony ; hamaly azy Izy noho ireo asany .
HOS 12:4     Alignment score: 0.263 → 0.262
In the womb Jacob grasped his brother by the heel , and in his manhood he struggled with God .
Tao an - kibo no nihazonan'i Jakoba ny rahalahiny tamin ' ny vodi - tongony , ary tamin ' ny fahalebiazany no niadivany tamin'Andriamanitra .
HOS 12:5     Alignment score: 0.28 → 0.304
He struggled with the angel and won . He wept and begged for his favor . He met God at Bethel ; there God spoke with him .
Niady tamin'ilay anjely izy ka naharesy . Nitomany sy nitaraina ho an ' ny sitrany izy . Nahita an'Andriamanitra tao Betela izy ; tany no niresahan'Andriamanitra taminy .
HOS 12:6     Alignment score: 0.627 → 0.626
This is Yahweh , the God of hosts ; " Yahweh " is his name to be called on .
Izao no Yaveh , ilay Andriamanitra tompon ' ny maro ; " Yaveh " no anarany hiantsoana Azy .
HOS 12:7     Alignment score: 0.286 → 0.304
So turn to your God . Keep covenant faithfulness and justice , and wait continually for your God .
Koa miverena
amin ' ny Andriamanitrareo . Tandremo ny fanekena mahatoky sy ny rariny , ary mahandrasa mandrakariva an'Andriamanitrareo .
HOS 12:8     Alignment score: 0.253 → 0.258
The merchants have deceitful scales in their hands ; they love to defraud .
Ny mpivarotra dia manana mizana diso eo an - tanan'izy ireo ; tia fanambakana izy ireo .
HOS 12:9     Alignment score: 0.346 → 0.344
Ephraim said , " I have certainly become very rich ; I have found wealth for myself . In all my labors they will not find any iniquity in me , anything that would be sin . "
Hoy Efraima hoe : " Tonga nanan - karena be tokoa aho ; nahita harena ho an ' ny tenako aho . Tsy hahita heloka amiko amin ' ny asako rehetra izy ireo , izay rehetra mety ho fahotana . "
HOS 12:10     Alignment score: 0.393
" I am Yahweh your God from the land of Egypt . I will again make you live
in tents , as in the days of the appointed festival .
" Izaho no Yaveh Andriamanitrareo avy any amin ' ny tany Egypta . Hamponeniko anaty lay indray ianareo , tahaka ny tamin ' ny firavoravoana voatondro .
HOS 12:11     Alignment score: 0.44
I spoke to the prophets , and I gave them many visions for you . By the hand of the prophets I gave parables . "
Niteny tamin'ireo mpaminany Aho , ary nanome fahitana maro ho azy ireo ho anao . Tamin ' ny tanan'ireo mpaminany no nanomezako fanoharana . "
HOS 12:12     Alignment score: 0.396 → 0.436
If there is wickedness in Gilead , surely the people are worthless . In Gilgal they sacrifice bulls ; their altars will be like heaps of stone in the furrows of the fields .
Raha misy faharatsiana ao Gileada , dia zava - poana tokoa ny olona . Ataon'izy ireo sorona ao Gilgala ireo ombilahy ; ho tahaka ny antontam
- bato ao anatin'ireo saham - bavasa ny alitaran'izy ireo .
HOS 12:13     Alignment score: 0.364
Jacob fled to the land of Aram ; Israel labored in order to get a wife ; and he kept flocks of sheep to get a wife .
Nitsoaka ho any amin ' ny tanin'i Syria i Jakoba ; niasa mba hahazo vady i Israely ; ary niandry ondry aman'osy izy mba hahazo vady .
HOS 12:14     Alignment score: 0.468
Yahweh brought Israel out of Egypt by a prophet , and by a prophet he took care of them .
Nitondra ny Israely hivoaka ny tany
Egypta tamin ' ny alalan ' ny mpaminany i Yaveh , ary tamin ' ny alalan ' ny mpaminany no nikarakarany azy ireo .
HOS 12:15     Alignment score: 0.322 → 0.324
Ephraim has bitterly angered Yahweh . So his Lord will leave his blood on him and will turn back on him his disgrace .
Nahatezitra mafy an'i Yaveh i Efraima . Noho izany dia hamela ny ràny eo aminy ny Tompony ary hamerina aminy ny fahafaham - barakany .
HOS 12     Average alignment score: 0.388 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14