Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 8:1     Alignment score: 0.434
" Place a ram 's horn at your lips ! An eagle is coming over the house of Yahweh because the people have broken my covenant and rebelled against my law .
" Ametraho anjomara eo amin ' ny molotrao
! Misy voromahery tonga eo amin ' ny tranon'i Yaveh satria nandika ny fanekeko sy nikomy nanohitra ny lalàko ny olona .


HOS 8:2     Alignment score: 0.268
They cry out to me , ' My God , we in Israel know you . '
Mitaraina Amiko izy ireo hoe : ' Ry Andriamanitro , izahay aty Israely dia mahafantatra Anao . '
HOS 8:3     Alignment score: 0.386
But Israel has rejected what is good , and the enemy will pursue him .
Nefa Israely dia efa nanary izay tsara , ary ny fahavalo hanenjika azy .
HOS 8:4     Alignment score: 0.287
They have set up kings , but not by me . They have made princes , but without my knowledge . With their silver and gold they have made idols for themselves , but it was only so they might be cut off . "
Efa nametraka ireo mpanjaka izy ireo , nefa tsy avy tamiko . Efa nametraka andrian - dahy izy ireo , nefa tsy tamin ' ny fahalalako . Tamin ' ny volafotsiny sy ny volamenany no efa nanamboarany ny sampy ho an ' ny tenany , nefa izany dia mba hamongorona azy ireo ihany . "
HOS 8:5     Alignment score: 0.224 → 0.263
" Your calf has been rejected , Samaria . My anger is burning against these
people . For how long will they be incapable of innocence ?
" Nolavina ny zanak'ombinao , ry Samaria . Mirehitra amin'ireo olona ireo ny fahatezerako . Fa mandra - pahoviana no hijanona ho meloka izy ireo ?
HOS 8:6     Alignment score: 0.358 → 0.39
For this idol came from Israel ; a workman
made it ; it is not God ! The calf of Samaria will be broken to pieces .
Fa izany sampy izany dia avy tao Israely ; ny mpiasa no nanao izany ; tsy Andriamanitra izany ! Ho tetitetehina ny zanak'ombin'i Samaria .
HOS 8:7     Alignment score: 0.285 → 0.332
For the people sow the wind and reap the whirlwind . The standing grain has no heads ; it yields no flour . If it does come
to maturity , foreigners will devour it .
Fa ny olona mamafy rivotra dia mijinja tadio . Tsy misy salohiny ny vary maniry eny an - tsaha ; tsy misy ventiny ny vokatr'izany . Raha tonga matoy izany , dia handrapaka izany ny vahiny .
HOS 8:8     Alignment score: 0.434
Israel is swallowed up ; now they lie among the nations like a useless pot .
Dia voatelina Israely ; ankehitriny mandainga eo amin'ireo firenena tahaka ny zavatra tsy misy ilàna azy izy ireo .
HOS 8:9     Alignment score: 0.399
For they went up to Assyria like a wild donkey all alone . Ephraim has hired lovers for herself .
Fa niakatra tany Asyria tahaka ny ampondra - dia mandeha irery izy ireo . Efa nanakarama mpitia ny tenany i Efraima .
HOS 8:10     Alignment score: 0.362
Even though they have hired lovers among the nations , I will now gather them together . They will begin to waste away because of the burden of the king of princes .
Na dia efa nanakarama olon - tiana
eo amin'ireo firenena aza izy ireo , ankehitriny dia hanangona azy ireo miaraka Aho . Hanomboka hihaosa izy ireo nohon ' ny fampahorian ' ny mpanjakan'ireo andrian - dahy .
HOS 8:11     Alignment score: 0.399
For Ephraim has multiplied altars for sin offerings
, but they have become altars for committing sins .
Fa efa nampitombo ireo alitara ho an ' ny fanatitra noho ny ota i Efraima , nefa efa lasa alitara ho amin ' ny fanotana izany .
HOS 8:12     Alignment score: 0.186 → 0.2
I could write
down my law for them ten thousand times , but they would view it as something strange to them .
Afaka nanoratra ny lalàko indray alina ho azy ireo Aho , nefa izy ireo handray izany tahaka ny zavatra hafahafa aminy .
HOS 8:13     Alignment score: 0.455
As for the sacrifices
of my offerings , they sacrifice meat and eat it , but I , Yahweh , do not accept them . Now I will think about their iniquity and punish their sins . They will return to Egypt .
Raha ny amin'ireo soron ' ny fanatitro , dia manao sorona hena izy ireo ary mihinana izany , kanefa Izaho , Yaveh , dia tsy manaiky ireo . Ankehitriny hieritreritra ny momba ny helony Aho ary hanasazy ny amin ' ny otany . Hiverina any Egypta izy ireo .
HOS 8:14     Alignment score: 0.391
Israel has forgotten me , his Maker , and has built palaces . Judah has fortified many cities , but I will send fire on his cities ; it will destroy his fortresses
.
Israely dia efa nanadino Ahy , Mpanao azy , ary efa nanorina lapa . Efa nanamafy tanàna maro i Joda , nefa handefa afo eo amin'ireo tanànany Aho ; handringana ireo fiarovany mafy izany .
HOS 8     Average alignment score: 0.36 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14