Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 10:1     Alignment score: 0.211 → 0.235
Israel is a luxuriant vine that produces his fruit . As his fruit increased , the more altars he built . As his land produced more , he improved his pillars .
Israely dia voaloboka mandrobona izay mamokatra ny voany . Araka ny nitomboan ' ny voany , no habetsaky ny alitara nataony . Araka ny namokaran ' ny taniny
maro , no nanatsarany ireo andrim - batony .


HOS 10:2     Alignment score: 0.34 → 0.34
Their heart is deceitful ; now they must bear their guilt . Yahweh will demolish their altars ; he will destroy their pillars .
Mamitaka ny fon'izy ireo ; ankehitriny dia tsy maintsy hibaby ny helony izy ireo . Ho arodan'i Yaveh ny alitaran'izy ireo ; ho ravainy ireo andrim - batony .
HOS 10:3     Alignment score: 0.326
For then they will say , " We have no king , for we did not fear Yahweh , and a king what could he do for us ? "
Fa hilaza izy ireo hoe : " Tsy manana mpanjaka isika , satria isika tsy natahotra an'i Yaveh , ary ny mpanjaka inona no mety ho ataony amintsika ? "
HOS 10:4     Alignment score: 0.255 → 0.255
They speak empty words and make covenants
by swearing falsely . So justice springs up like poisonous weeds in the furrows of a field .
Niteniteny foana izy ireo ary nanao fanekena tamin ' ny fianianan - tsy to . Koa nitsimoka tahaka ny ahi - dratsy misy poizina eny am - bavasa eny an - tsaha ny rariny .
HOS 10:5     Alignment score: 0.432 → 0.432
The inhabitants of Samaria will be afraid because of the calves of Beth Aven . Its people mourned over them , as did those
idolatrous priests who had rejoiced over them and their splendor , but they are no longer there .
Ny mponin'i Samaria dia hatahotra noho ireo ombivavin'i Betavena . Nisaona teo amin'izy ireo ny vahoakany , tahaka ny nataon'ireo mpisorona mpanompo sampy izay efa niravoravo teo amin'izy ireo sy ny famirapiratan'izy ireo , saingy tsy any intsony izy ireo .
HOS 10:6     Alignment score: 0.49
They will be carried to Assyria as tribute for the great king . Ephraim will be disgraced , and Israel will be ashamed of its idol .
Ho entina any Asyria ho fanomezana ho an ' ny mpanjaka lehibe izy ireo . Ho afa - baraka Efraima , ary ho menatra amin'ireo sampiny Israely .
HOS 10:7     Alignment score: 0.293 → 0.313
Samaria 's king will be destroyed , like a chip of wood on the surface of the water .
Ho rava tahaka ny tapa - kazo eo ambony rano ny mpanjakan'i Samaria .
HOS 10:8     Alignment score: 0.341 → 0.351
The high places of wickedness will be destroyed . This is the sin of Israel ! Thorns and thistles will grow over their altars . The people will say to the mountains
, " Cover us ! " and to the hills , " Fall on us ! "
Ho rava ny toerana avon ' ny faharatsiana rehetra . Izany no fahotan'Israely ! Ny tsilo sy ny ahitra dia hitombo eo amin ' ny alitaran'izy ireo . Hilaza amin ' ny tendrombohitra ny vahoaka hoe : " Sarony izahay ! " ary amin ' ny havoana hoe : " Mianjerà aminay ! "
HOS 10:9     Alignment score: 0.439
" Israel , you have sinned since the days of Gibeah ; there you have remained . Will not war overtake the sons of wrong in Gibeah ?
" Ry Israely , efa hatramin ' ny andron'i Gibea ianao no nanota ; tany ianao no nitoetra . Tsy hahatratra ireo zanaky
ny ratsy ao Gibea ve ny ady ?
HOS 10:10     Alignment score: 0.213 → 0.216
When I desire it , I will discipline them . The peoples will gather together against them and put them in bonds for their double iniquity .
Raha sitrako
izany , dia hanafay azy ireo Aho . Hiaraka hivondrona hanohitra azy ireo ny firenena ary hametraka azy ireo amin ' ny fatotra noho ny helok'izy ireo misosona .
HOS 10:11     Alignment score: 0.356
Ephraim is a trained heifer that loves to thresh the grain , so I will put a yoke on her fair neck . I will put a yoke on Ephraim ; Judah will plow ; Jacob will pull the harrow by himself .
Efraima dia omby vavy kely voafolaka izay tia mively vary , koa hanisy zioga eo amin ' ny vozony tsara tarehy Aho . Hanisy zioga eo amin'i Efraima Aho ; hiasa tany
i Joda ; Jakoba ihany no hisintona ny fandravonana .
HOS 10:12     Alignment score: 0.296 → 0.302
Sow righteousness for yourselves , and reap the fruit of covenant faithfulness . Break up your unplowed ground , for it is time to seek Yahweh , until he comes and rains righteousness on you .
Mamafaza fahamarinana ho an ' ny tenanareo , ary jinjao ny Mamafaza fahamarinana ho an ' ny tenanareo , ary jinjao ny voakatry ny tsy fivadiham - panekena . Vakio ny tany mbola tsy nohasainareo , fa fotoana hitadiavana an'i Yaveh izao , mandram - piaviny sy handatsahany fahamarinana eo aminareo .
HOS 10:13     Alignment score: 0.231
You have plowed wickedness ; you reaped injustice . You have eaten the fruit of deception because you trusted in your plans and in your many soldiers .
Efa namboly faharatsiana ianareo ; dia nijinja ny tsy rariny . Efa nihinana ny voan
' ny fitaka ianareo satria nahatoky ireo paikadinareo sy ireo miaramilanareo maro .
HOS 10:14     Alignment score: 0.269 → 0.329
So a tumult of war will rise
among your people , and all your fortified cities will be destroyed . It will be as Shalman destroyed Beth Arbel on a day of battle , when mothers were dashed to pieces with their children .
Koa hisy tabataban'ady eo amin'ireo vahoakanao , ary ho rava ireo tanànanao voaaro mafy rehetra . Ho tahaka an'i Bet - arbela noravan'i Salamana tamin ' ny andron ' ny ady izany , rehefa torotoro niaraka tamin'ireo zanany ireo reny .
HOS 10:15     Alignment score: 0.309
So it will happen to you , Bethel , because of your great wickedness . At dawn the king of Israel will be completely cut off . "
Ka hiseho aminao izany , ry Betela , noho ny halehiben ' ny faharatsianao
. Vao maraina no hanesorana tanteraka ny mpanjakan'Israely . "
HOS 10     Average alignment score: 0.329 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14