Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 9:1     Alignment score: 0.323 → 0.327
Do not rejoice , Israel , with joy like the other peoples . For you have been unfaithful , abandoning your God . You love to pay the wages a prostitute requires on all the floors for threshing grain .
Aza mifaly , amin ' ny hafaliana toy ireo olona hafa , ry Israely . Fa tsy nahatoky ianao , nahafoy ny Andriamanitrao . Tianao ny mandoa ny karama angatahin ' ny mpivaro - tena amin ' ny famoloana rehetra .


HOS 9:2     Alignment score: 0.521
But the threshing floor and the winepress will not feed them ; the new wine will fail them .
Fa ny famoloana sy ny famiazana dia tsy hamahana azy ireo ; handiso fanantenana azy ireo ny divay vaovao .
HOS 9:3     Alignment score: 0.57 → 0.569
They will not continue to live in Yahweh 's land ; instead , Ephraim will return to Egypt , and one day they will eat unclean food in Assyria .
Tsy hitoetra ao amin ' ny tanin'i Yaveh intsony izy ireo ; fa kosa , hiverina any Egypta i Efraima , ary indray andro izy ireo dia hihinana sakafo maloto any Asyria .
HOS 9:4     Alignment score: 0.454 → 0.465
They will pour out no wine offerings
to Yahweh , neither will they be pleasing to him . Their sacrifices will be to them like mourners ' food : all who eat it will be defiled . For their food will be for themselves only ; it will not come into the house of Yahweh .
Tsy handraraka fanatitra divay ho an'i Yaveh izy ireo , na hankasitrahany . Ho toy ny sakafon ' ny mpisaona aminy ny soron'izy ireo : izay rehetra mihinana izany dia ho voaloto . Fa ny sakafon'izy ireo dia ho azy ireo irery ihany ; tsy hiditra ny tranon'i Yaveh izany .
HOS 9:5     Alignment score: 0.432
What will you do on the day of an appointed festival , on the day of a festival for Yahweh ?
Inona no ho ataonareo amin ' ny andron ' ny firavoravoana voatondro , amin ' ny andron ' ny firavoravoana ho an'i Yaveh ?
HOS 9:6     Alignment score: 0.439 → 0.445
For , look , if they escape from destruction , Egypt will gather them , and Memphis will bury them . As for their precious things of silver sharp briers will possess them , and thorns will fill their tents .
Fa , indro , raha afa - mandositra amin ' ny fandringanana izy ireo , dia hanangona azy ireo Egypta , ary handevina azy ireo i Memfisa . Raha ny amin'ireo harena
volafotsin'izy ireo ho lasan ' ny tsilo maranitra ireo , ary hameno ny lain'izy ireo ny tsilo .
HOS 9:7     Alignment score: 0.321 → 0.355
The days for punishment are coming ; the days for retribution are coming . Let all Israel know these
things . The prophet is a fool , and the inspired man is insane , because of your abundant iniquity and great hostility .
Ho tonga ny andro famaizana ; tonga ny andro famaliana . Aoka ho fantatry ny Israely rehetra ireo zavatra ireo . Adala ny mpaminany , ary very saina ny olona azon - tsindrimandry , nohon ' ny helokareo lehibe sy fandrafianareo lehibe .
HOS 9:8     Alignment score: 0.305 → 0.319
The prophet is the watchman for my God over Ephraim . But a bird snare is on all of his paths , and hostility toward him is in the house of his God .
Ny mpaminany no mpiambina an'i Efraima ho an ' ny Andriamanitro . Fa misy fandri - borona
amin ' ny lalany rehetra , ary ny fankahalana azy dia ao an - tranon ' ny Andriamaniny .
HOS 9:9     Alignment score: 0.245 → 0.261
They have deeply corrupted themselves as in the days of Gibeah . God will call to mind their iniquity , and he will punish their sins .
Efa nanimba toetra fatratra toy ny tamin ' ny andron'i Gibea izy ireo . Ho tsaroan'Andriamanitra ny helok'izy ireo , ary ho faiziny ny fahotan'izy ireo .
HOS 9:10     Alignment score: 0.345 → 0.352
Yahweh says , " When I found Israel , it was like finding grapes in the wilderness . Like the very first fruit of the season on the fig tree , I found your fathers . But they went to Baal Peor , and they devoted themselves to that shameful idol . They became
as detestable as the idol they loved .
Hoy Yaveh hoe : " Rehefa nahita an'Israely Aho , dia toy ny hoe nahita voaloboka tany an'efitra . Toy ny voaloham - boan ' ny fotoanan ' ny aviavy , dia nahita ny razambenareo Aho . Fa nankany Bala - peora izy ireo , ary nanoka - tena tamin'izany sampy mahamenatra izany . Lasa maharikoriko toy ilay sampy notiaviny izy ireo .
HOS 9:11     Alignment score: 0.374
As for Ephraim , their glory will fly away like a bird . There will be no birth , no pregnancy , and no conception .
Raha ny amin'i Efraima , dia hanidina toy ny vorona ny voninahitr'izy ireo . Tsy hisy fahaterahana , tsy hisy fananan'anaka , ary tsy hisy torotoronina .
HOS 9:12     Alignment score: 0.257 → 0.255
Though they have brought up children , I will bereave all of them . Woe to them when I turn away from them !
Na dia nitaiza zaza aza izy ireo , dia ho alaiko izy ireo ka tsy hisy ho tavela . Loza ho azy ireo rehefa mivadika amin'izy ireo Aho !
HOS 9:13     Alignment score: 0.428
I have seen Ephraim , just like Tyre , planted in a meadow , but Ephraim will bring out his children to someone who will slaughter them . "
Efa nahita an'i Efraima Aho , tahaka an'i Tyro , nambolena teo amin ' ny tanin'ahitra , fa Efraima dia hitondra ireo zanany ho any amin ' ny olon
- kafa izay hamono azy ireo . "
HOS 9:14     Alignment score: 0.296 → 0.302
Give them , Yahweh what will you give them ? Give them a miscarrying womb and breasts that give no milk .
Omeo izy ireo , ry Yaveh inona no homenao
azy ireo ? Omeo kibo tsy mahazo zaza sy nono izay tsy manome ronono izy ireo .
HOS 9:15     Alignment score: 0.303 → 0.325
" Because of all their wickedness in Gilgal , that is where I began to hate them . Because of their sinful deeds , I will drive them out of my house . I will love them no more ; all their officials are rebels
.
" Noho ny faharatsian'izy ireo rehetra tany Gilgala , izay nankahalako azy ireo voalohany . Noho ny asan'izy ireo feno fahotana , dia ho roahiko hivoaka ny tranoko izy ireo . Tsy ho tia azy ireo intsony Aho ; mpikomy avokoa ireo manam - pahefan'izy ireo .
HOS 9:16     Alignment score: 0.196 → 0.214
Ephraim is diseased , and their root is dried up ; they bear no fruit . Even if they have children , I will put the precious ones of their womb to death . "
Misy aretina Efraima , ary maina ny fakan'izy ireo ; tsy mamoa ireo . Na dia manan
- janaka aza izy ireo , dia ho vonoiko ny zanaka malalan'izy ireo . "
HOS 9:17     Alignment score: 0.348
My God will reject them because they have not obeyed him . They will become
wanderers among the nations .
Ho arian ' ny Andriamanitro izy ireo satria tsy nankatoa Azy . Ho lasa mpirenireny eo amin'ireo firenena izy ireo .
HOS 9     Average alignment score: 0.373 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14