Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 7:1     Alignment score: 0.316 → 0.333
Whenever I want to heal Israel , the iniquity of Ephraim is exposed , as well as the evil deeds of Samaria , for they practice deceit ; a thief comes in , and a marauding band
attacks in the street .
Isaky ny te - hanasitrana an'Israely Aho , dia miseho ny fahotan'i Efraima , sy ny asa ratsin'i Samaria , satria mamitaka izy ireo ; tonga ny mpangalatra , ary ny andiana mpandroba manafika eny an - dalambe .


HOS 7:2     Alignment score: 0.285 → 0.309
They do not realize in their hearts that I remember all their evil deeds . Now their deeds surround them ; they are before my face .
Tsy tsapan'izy ireo tao am - pony fa tsaroako ny asa ratsiny rehetra . Ankehitriny mihodidina eo amin'izy ireo ny asany ; manoloana ny tavako ireo .
HOS 7:3     Alignment score: 0.333
With their evil they make the king glad , and by their lies the officials .
Faly tamin ' ny faharatsian'izy ireo ny mpanjaka , ary tamin ' ny laingany ny manam - pahefana .
HOS 7:4     Alignment score: 0.288 → 0.292
They are all adulterers , like an oven heated by the baker , who ceases to stir the fire
from the kneading of the dough until it is leavened .
Izy rehetra dia mpijangajanga , tahaka ny lafaoro nafanain ' ny mpanao mofo , izay mitsahatra misoron'afo hatramin ' ny famolavolana ny foto - koba ka mandra - pitombon'izany .
HOS 7:5     Alignment score: 0.384 → 0.384
On the day of our king the officials made themselves sick with the heat of wine . He reached out with his hand to those who were mocking .
Tamin ' ny andron ' ny mpanjakantsika ireo manam - pahefana dia nankarary ny tenany tamin ' ny hafanan
' ny divay . Naninjitra ny tanany tamin'ireo izay naneso izy .
HOS 7:6     Alignment score: 0.249 → 0.26
For with hearts like an oven , they devise their deceitful plans . Their anger smolders all night ; in the morning it burns high like a flaming fire .
Fa amin ' ny fo toy ny lafaoro , no hieverany ireo tetika famitahan'izy ireo . Mirehitra mandritra
ny alina tontolo ny fahatezeran'izy ireo ; ny amin ' ny maraina dia mirehitra toy ny afo midedadeda izany .
HOS 7:7     Alignment score: 0.292 → 0.317
They all are as hot as an oven , and they devour those who rule over them . All their kings have fallen ; none of them calls on me .
Izy rehetra dia mafana tahaka ny lafaoro , ary mandrapaka ireo izay manapaka eo amin'izy ireo . Efa lavo ireo mpanjakany
rehetra ; tsy nisy niantso Ahy izy ireo .
HOS 7:8     Alignment score: 0.214
Ephraim mixes himself among the peoples . Ephraim is a flat cake that has not been turned over .
Nifangaro
tamin'ireo olona i Efraima . Mofomamy fisaka izay tsy mbola navadika i Efraima .
HOS 7:9     Alignment score: 0.273 → 0.27
Foreigners
have devoured his strength , but he does not know it . Gray hairs are sprinkled on him , but he does not know it .
Efa nandevona ny heriny ireo firenena hafa , nefa tsy fantany izany . Volo fotsy no mifafy eo aminy , nefa tsy fantany izany .
HOS 7:10     Alignment score: 0.378
The pride of Israel testifies against him ; however , they have not returned to Yahweh their God , nor have they sought him , in spite of all this .
Ny avonavon'Israely dia vavolombelona miampanga azy ; na izany aza , dia tsy niverina tamin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo , na nitady Azy , na dia teo aza izany rehetra izany .
HOS 7:11     Alignment score: 0.465
Ephraim is like a dove , gullible and without sense , calling out to Egypt , then flying to Assyria .
Efraima dia toy ny voromailala , minomino foana sady tsy misy saina , miantso mafy any Egypta , avy eo manidina ho any Asyria .
HOS 7:12     Alignment score: 0.363
When they go , I will spread my net over them ; I will bring them down like the birds of the sky . I will punish them in their flocking together .
Rehefa mandeha izy ireo , dia ho velariko eo amin'izy ireo ny haratoko , hampidiniko toy ny voron
' ny lanitra izy ireo . Hanasazy azy ireo ao amin ' ny firohotany Aho .
HOS 7:13     Alignment score: 0.213 → 0.241
Woe to them ! For they have strayed from me . Devastation is coming to them ! They have rebelled against me ! I would have rescued them , but they spoke lies against me .
Lozan'izy ireo ! Fa efa nandositra Ahy izy ireo . Tonga eo amin'izy ireo ny fandringanana ! Nikomy tamiko izy ireo ! Tokony hanavotra azy ireo Aho , kanefa nilaza lainga tamiko izy ireo .
HOS 7:14     Alignment score: 0.371 → 0.394
They have not cried to me with all their heart , but they wail on their beds . They gather together for grain and new wine , and they turn away from me .
Tsy nihiaka tamiko tamin ' ny fony rehetra izy ireo , fa midradradradra eo am - pandriany . Miara - miangona ho an ' ny vary sy ny divay vaovao izy ireo , ary mivily miala Amiko .
HOS 7:15     Alignment score: 0.275 → 0.273
Though I trained them and strengthened their arms , they are now plotting evil against me .
Na dia nampianatra azy ireo sy nanamafy ny sandriny aza Aho , dia miteti - dratsy hanohitra Ahy izy ireo ankehitriny .
HOS 7:16     Alignment score: 0.296 → 0.302
They return , but they do not return to me , the Most High . They are like a slack bow . Their officials will fall by the sword because of the insolence of their tongues . This will become
their mockery in the land of Egypt .
Miverina izy ireo , nefa tsy miverina Amiko , ilay Avo Indrindra . Toy ny tsipìka miraviravy izy ireo . Ho lavo amin ' ny sabatra nohon ' ny fitenenam - poan ' ny lelany ny manam - pahefan'izy ireo . Izany no ho zary fanesoan'izy ireo ao amin ' ny tany Egypta .
HOS 7     Average alignment score: 0.321 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14