Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 2:1     Alignment score: 0.241 → 0.242
Yet the number of the people of Israel will be like the sand of the seashore , which can not be measured or counted . It will be that where it was said to them , ' You are not my people , ' it will be said to them , ' You are people of the living God . '
Fa ny isan ' ny ankohonan'Israely kosa dia ho tahaka ny fasika eny amoron - dranomasina , izay tsy hay afatra na isaina . Ary amin ' ny toerana izay nitenenana tamin'izy ireo hoe : ' Tsy oloko ianareo , ' no hilazana amin'izy ireo hoe : ' Olon'ilay Andriamanitra velona ianareo . '


HOS 2:2     Alignment score: 0.401 → 0.401
The people of Judah and the people of Israel will be gathered together . They will appoint one leader for themselves , and they will go up from the land , for great will be the day of Jezreel .
Hiangona ny mponin'i
Joda sy ny mponin'Israely . Hanendry mpitarika iray ho azy izy ireo , ary hiakatra avy amin ' ny tany izy ireo , fa ho lehibe ny andron'i Jezirela .
HOS 2:3     Alignment score: 0.185
Say to your brothers , ' My people ! ' and to your sisters , ' You have been shown compassion . ' "
Lazao amin'ireo rahalahinao
hoe : ' Ry vahoakako ! ' ary amin'ireo anabavinao hoe : ' Efa nanehoana fangorahana ianareo . ' "
HOS 2:4     Alignment score: 0.311 → 0.329
Bring a lawsuit against your mother , bring a lawsuit , for she is not my wife , and neither am I her husband . Let her put away her prostitution from before herself , and her acts of adultery from between her breasts .
Manaova fitoriana hanohitra ny reninao
, Manaova fitoriana , satria tsy vadiko izy , ary Izaho tsy vadiny . Aoka izy hanala ny fivarotan - tenany tsy ho eo anoloany , sy ireo fihetsika fijangajangany tsy ho eo anelanelan ' ny nonony .
HOS 2:5     Alignment score: 0.355 → 0.359
If not , I will strip her naked and show her nakedness as on the day that she was born . I will make her like the wilderness , like a parched land , and I will make her die from thirst .
Raha tsy izany , haboridako izy ka hasehoko ny fitanjahany
tahaka ny tamin ' ny andro nahaterahany . Hataoko tahaka ny efitra izy , tahaka ny tany karakaina , ary hataoko matin ' ny hetaheta izy .
HOS 2:6     Alignment score: 0.251
I will not have any mercy on her children , for they are children of prostitution .
Tsy hanana indra - fo amin'ireo zanany Aho , satria zanaky
ny fivarotan - tena izy ireo .
HOS 2:7     Alignment score: 0.309 → 0.328
For their mother has been a prostitute , and she who conceived them has acted shamefully
. She said , " I will go after my lovers , for they give me my bread and water , my wool and flax , my oil and drink . "
Satria ny renin'izy ireo dia efa mpivaro - tena , ary izy izay nitondra vohoka azy ireo dia efa nanao fihetsika mahamenatra . Hoy izy hoe : " Hanaraka ireo olon - tiako aho , satria izy ireo no nanome mofo sy rano ho ahy , ny volon'ondry sy rongoniko , ny diloiloko sy rano . "
HOS 2:8     Alignment score: 0.306
Therefore I will build up a hedge to block her way with thorns . I will build up a wall against her so she can not find her way .
Noho izany dia hanangana fefy misy tsilo hanakana ny lalany Aho . Hanangana manda hanohitra azy Aho ka tsy hahita ny lalany izy .
HOS 2:9     Alignment score: 0.339 → 0.339
She will pursue her lovers , but she will not overtake them . She will seek them , but she will not find them . Then she will say , " I will return to my first husband , for it was better for me then than it is now . "
Hanenjika ireo olon - tiany izy , kanefa tsy hahatratra azy ireo . Hitady azy ireo izy , kanefa tsy hahita azy ireo . Ary hilaza izy avy eo hoe : " Hiverina amin ' ny vadiko voalohany aho , satria izany no mety amiko kokoa noho izao . "
HOS 2:10     Alignment score: 0.467
For she had not known that it was I who gave her the grain , the new wine and the oil , and who lavished on her silver and gold , which they then used for Baal .
Satria tsy fantany fa Izaho ilay nanome azy vary , divay vaovao sy diloilo , ary nanafotafo volafotsy sy volamena azy , izay nampiasain'izy ireo ho an'i Bala avy eo .
HOS 2:11     Alignment score: 0.291 → 0.303
So I will take back her grain at harvest time , and my new wine
in its season . I will take back my wool and flax that were used to cover her nakedness .
Koa halaiko indray ny variny amin ' ny fotoam - pijinjana , ary ny divaiko vaovao amin ' ny fotoanany . Halaiko indray ny volon'ondriko sy ny rongoniko izay nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany .
HOS 2:12     Alignment score: 0.178
Then I will strip her naked in the sight of her lovers , and no one will rescue her out of my hand .
Ary havelako hitanjaka eo imason'ireo olon - tiany izy , ary tsy hisy na iza na iza hahavonjy azy eo an - tanako .
HOS 2:13     Alignment score: 0.357 → 0.358
I will stop all her rejoicing her feasts , her new moon celebrations , her Sabbaths , and all her appointed festivals
.
Hampitsahatra ny fankalazany rehetra ihany koa Aho ireo fanasany , ireo fankalazany ny volana vaovao , ireo Sabatany , ary ireo andro firavoravoany voatondro rehetra .
HOS 2:14     Alignment score: 0.302 → 0.324
" I will destroy her vines and her fig trees , of which she has said , ' These are the wages that my lovers gave me . ' I will make them a forest , and the animals of the field will eat them .
" Hamotika ireo voalobony sy ireo hazon'aviaviny Aho , izay efa nilazany hoe : ' Ireto no tamby izay nomen'ireo olon - tiako ahy . ' Hataoko ho ala ireo , ary ireo bibin ' ny saha hihinana izany .
HOS 2:15     Alignment score: 0.408 → 0.417
I will punish her for the feast days of the Baals , when she burned incense to them , when she adorned herself with her rings and jewelry , and she went after her lovers and forgot me this is Yahweh 's declaration . "
Hanasazy azy nohon ' ny andro firavoravoan'ireo Bala Aho , rehefa nandoro ditin - kazo manitra ho azy ireo izy , rehefa nanaingo ny tenany tamin ' ny perany sy ny firavany izy , ary nanaraka ireo olon - tiany
izy ka nanadino Ahy izany no fanambaran'i Yaveh . "
HOS 2:16     Alignment score: 0.203
So I am going to allure her . I will bring her into the wilderness and speak tenderly to her .
Koa efa mby amin ' ny famerenana azy Aho . Hitondra azy ho any an - tany
efitra Aho ka hiteny amim - pitiavana aminy .
HOS 2:17     Alignment score: 0.344 → 0.361
I will give
her back her vineyards , and the Valley of Achor as a door of hope . She will answer me there as she did in the days of her youth , as in the days that she came out of the land of Egypt .
Hamerina ireo tanim - boalobony Aho , ary ny Lohasahan ' ny Akora ho vavahadin ' ny fanantenana . Hamaly Ahy ao izy tahaka ny nataony tamin'ireo androm - pahatanorany , tahaka ny tamin'ireo andro izay nivoahany ny tany Egypta .
HOS 2:18     Alignment score: 0.421 → 0.434
" It will be in that day this is Yahweh 's declaration that you will call me , ' My husband , ' and you will no longer call me , ' My Baal . '
" Koa ho amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh dia hiantso Ahy ianao hoe : ' Vadiko , ' ary tsy hiantso Ahy intsony ianao hoe : ' Balako ' .
HOS 2:19     Alignment score: 0.41
For I will remove the names of the Baals from her mouth ; their names will not be remembered anymore .
Fa ho esoriko eo am - bavany
ireo anaran'ireo Bala ; tsy ho tsaroana intsony ny anaran'izy ireo . "
HOS 2:20     Alignment score: 0.277 → 0.283
On that day I will make a covenant for them with the beasts in the fields , with the birds in the sky , and with the crawling things on the ground . I will drive
away the bow , the sword , and the battle from the land , and I will make you lie down in safety .
" Amin'izany andro izany dia hanao fanekena amin'izy ireo miaraka amin'ireo biby any an - tsaha , miaraka amin'ireo vorona eny amin ' ny habakabaka , ary miaraka amin'ireo zava - mandady amin ' ny tany rehetra Aho . Ho esoriko tsy ho amin ' ny tany intsony ny tsipìka , ny sabatra , sy ny ady , ary hataoko mandry fahizay ianao .
HOS 2:21     Alignment score: 0.322 → 0.321
I will promise to be your husband forever . I will promise to be your husband in righteousness , justice , covenant faithfulness , and mercy .
Hampanantena ny ho vadinao
mandrakizay Aho . Hampanantena ny ho vadinao amin ' ny fahamarinana , ny rariny , ny tsy fivadiham - panekena , ary famindram - po Aho .
HOS 2:22     Alignment score: 0.318 → 0.317
I will pledge myself to you in faithfulness , and you will know Yahweh .
Mianiana amin ' ny tenako amim - pahatokiana ho anao Aho , ka ho fantatrao
i Yaveh .
HOS 2:23     Alignment score: 0.509
On that day , I will answer this is Yahweh 's declaration I will answer the heavens , and they will answer the earth .
Amin'izany andro izany , dia hamaly Aho izany no fanambaran'i Yaveh hamaly ny lanitra Aho , ary ireo hamaly ny tany .
HOS 2:24     Alignment score: 0.501
The earth will answer the grain , the new wine
and the oil , and they will answer Jezreel .
Ny tany hamaly ny vary , ny voaloboka vaovao sy ny diloilo , ary izy ireo hamaly an'i Jezirela .
HOS 2:25     Alignment score: 0.377 → 0.343
I will plant her for myself in the land , and I will have mercy on Lo - Ruhamah . I will say to Lo - Ammi , ' You are my people , ' and they will say to me , ' You are my God . ' "
Hamboleko ho Ahy eo amin ' ny tany izy , ary hanana famindram - po ao amin ' ny - rohama Aho . Hiteny amin'i - amy Aho hoe : ' Ianao no oloko , ' ary izy ireo hanao Amiko hoe : ' Ianao no Andriamanitro . ' "
HOS 2     Average alignment score: 0.342 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14