Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 2:1     Alignment score: 0.373
When I came to you , brothers , I did not come
with eloquence of speech or wisdom as I proclaimed hidden truths about God .
Rehefa nankeo aminareo aho , ry rahalahy , dia tsy tonga niaraka tamina lahateny na fahendrena raha nanambara ny misitery momban'Andriamanitra .


1CO 2:2     Alignment score: 0.589 → 0.588
For I decided to know nothing when I was among you except Jesus Christ , and him crucified .
Fa nanapa - kevitra tsy hahalala na inona na inona aho rehefa teo aminareo , afa - tsy Jesosy Kristy , sy Izy voahombo .
1CO 2:3     Alignment score: 0.325 → 0.325
And I was with you in weakness and in fear and in much trembling .
Ary niaraka taminareo aho teo amin ' ny fahalemena
, sy teo amin ' ny tahotra , ary teo amin ' ny fangovitana lehibe .
1CO 2:4     Alignment score: 0.28 → 0.304
And my message and my proclamation were not with persuasive words of wisdom , but with the demonstration of the Spirit and of power ,
Ary ny hafatro
sy ny fanambarako dia tsy tamin ' ny teny fandresen - dahatry ny fahendrena . Fa kosa , ireo dia tamin ' ny fanehoan ' ny Fanahy sy hery ,
1CO 2:5     Alignment score: 0.419 → 0.415
so that your faith might not be in the wisdom of humans , but in the power of God .
mba tsy ho ao amin ' ny fahendren
' ny olombelona ny finoanareo , fa ao amin ' ny herin'Andriamanitra .
1CO 2:6     Alignment score: 0.439 → 0.439
Now we do speak wisdom among the mature , but not the wisdom of this world , or of the rulers of this age , who are passing away .
Ankehitriny dia miresaka fahendrena eo amin'ireo matotra isika , fa tsy ny fahendren'izao tontolo izao , na ny an'ireo mpanapak'izao vaninandro izao , izay mandalo ihany .
1CO 2:7     Alignment score: 0.319
Instead , we speak God 's wisdom in hidden truth , the hidden wisdom that God predestined before the ages for our glory .
Fa kosa , milaza ny fahendren
' Andriamanitra amin ' ny fahamarinana miafina isika , ilay fahendrena miafina izay notendren'Andriamanitra mialoha talohan'ireo vaninandro rehetra ho voninahintsika .
1CO 2:8     Alignment score: 0.195
None of the rulers of this age understood it , for if they had understood it , they would not have crucified the Lord of glory .
Tsy nisy tamin'ireo mpanapak'izao andro izao no nahafantatra io fahendrena io , fa raha nahatakatra izany izy ireo tamin'izany fotoana izany , dia tsy ho nomboin'izy ireo ilay Tompon ' ny voninahitra .
1CO 2:9     Alignment score: 0.273 → 0.273
But as it is written , " No eye has seen , no ear has heard , no human heart has imagined what God has prepared for those who love him "
Fa araka izay voasoratra hoe : " Ireo zavatra izay tsy nisy maso nahita , tsy nisy sofina nandre , tsy nisy eritreritra
nahazo an - tsaina , ireo zavatra izay nomanin ' Andriamanitra ho an'ireo tia Azy . "
1CO 2:10     Alignment score: 0.28 → 0.289
For God has revealed these things to us through the Spirit . For the Spirit searches everything out , even the deep things of God .
Ireo no zavatra nasehon'Andriamanitra taminay tamin ' ny alalan ' ny Fanahy . Fa ny Fanahy dia mitady ny zavatra rehetra , na dia ireo zavatra lalin'Andriamanitra aza .
1CO 2:11     Alignment score: 0.316
For who knows a person 's thoughts except the spirit of the person in him ? So also , no one knows the deep things of God except the Spirit of God .
Fa iza no mahafantatra ny fisainan
' ny olona iray afa - tsy ny fanahin ' ny olona ao aminy ? Araka izany koa , tsy misy mahafantatra ireo zavatra lalin'Andriamanitra afa - tsy ny Fanahin'Andriamanitra .
1CO 2:12     Alignment score: 0.307 → 0.34
But we did not receive the spirit of the world but the Spirit who is from God , so that we might know the things freely given to us by God .
Fa tsy nandray ny fanahin'izao tontolo izao isika , fa ny Fanahy izay avy amin'Andriamanitra , mba hafahantsika mahafantatra ireo zavatra omena antsika maimaimpoana avy amin'Andriamanitra .
1CO 2:14     Alignment score: 0.215 → 0.215
The unspiritual person does not receive the things that belong to the Spirit of God , for they are foolishness to him . He can not understand them because they are spiritually
discerned .
Ny olona izay tsy ara - panahy dia tsy mandray ireo zavatra izay an ' ny Fanahin'Andriamanitra , satria fahadalana aminy ireny . Tsy afa - mahalala an'ireny izy satria famantarana ara - panahy ireny .
1CO 2:15     Alignment score: 0.34
The one who is spiritual judges all things , but he is not judged by others .
Izay ara - panahy dia mitsara ny zavatra rehetra , fa tsy iharan ' ny fitsaran
' ny hafa izy .
1CO 2:16     Alignment score: 0.351
" For who can know the mind of the Lord , that he can instruct him ? " But we have the mind of Christ .
" Fa iza no afa - mahalala ny fisainan
' ny Tompo , no ho afaka hampianatra Azy ? " Fa izahay dia manana ny fisainan'i Kristy .
1CO 2     Average alignment score: 0.327 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16