Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 6:1     Alignment score: 0.195
When one of you has a dispute against another , does he dare to bring a lawsuit before the unrighteous rather than before God 's holy people ?
Rehefa misy iray aminareo manana ady amin'iray hafa , sahy handeha any amin ' ny fitsarana eo anatrehan
' ny mpitsara tsy mpino ve izy , fa tsy eo anatrehan'ireo mpino ?


1CO 6:2     Alignment score: 0.36 → 0.351
Do you not know that God 's holy people will judge the world ? If then you will judge the world , are you not able to settle matters of little importance ?
Moa tsy fantatrareo ve fa ireo mpino no hitsara an'izao tontolo izao ? Raha izany , ianareo no hitsara an'izao tontolo izao , moa tsy mahavita mandamina raharaha madinika ve ianareo ?
1CO 6:3     Alignment score: 0.324 → 0.324
Do you not know that we will judge the angels ? How much more , then , can we judge matters of this life ?
Moa tsy fantatrareo ve fa hitsara ireo anjely isika ? Toy ny ahoana , noho izany , ny fihoaran ' ny fahafahantsika mitsara ireo raharaha amin'ity fiainana ity ?
1CO 6:4     Alignment score: 0.207 → 0.213
If then you have to make judgments that pertain to daily life
, why do you lay such cases as these before those who have no standing in the church ?
Raha toa ary ka afaka mitsara ny zavatra izay miseho amin ' ny andavanandrom - piainana ianao , nahoana ianao no mametraka karazana tranga tahaka izany eo anatrehan'ireo izay tsinontsinona ao amin ' ny fiangonana ?
1CO 6:5     Alignment score: 0.206 → 0.206
I say this to your shame . Is there no one among you wise enough to settle a dispute between brothers ?
Hahamenatra anareo no hilazako izany . Moa ve tsy mba misy ampy fahendrena na dia iray akory aza eo aminareo handamina ny disadisa eo amin ' ny mpirahalahy ?
1CO 6:7     Alignment score: 0.194 → 0.198
The fact that you have lawsuits with one another is already a defeat for you . Why not rather suffer the wrong ? Why not rather allow yourselves to be cheated ?
Ny fisian ' ny ady eo aminareo Kristiana rehetra dia efa faharesena ho anareo sahady . Fa tsy aleo ve mijaly amin ' ny fahadisoana ? Fa tsy aleo ve avela
ho voafitaka ny tenanareo ?
1CO 6:8     Alignment score: 0.17 → 0.174
But you yourselves do wrong and you cheat , and you do this to your own brothers !
Fa ianareo dia nandiso sy namitaka ireo hafa , ary dia rahalahinareo ihany izy ireo !
1CO 6:9     Alignment score: 0.236 → 0.241
Do you not know that the unrighteous will not inherit the kingdom of God ? Do not be deceived : neither the sexually
immoral , nor idolaters , nor adulterers , nor men who submit to homosexual acts , nor men who perform homosexual acts ,
Moa ve tsy fantatrareo fa ny tsy marina dia tsy handova ny Fanjakan'Andriamanitra ? Aza mino lainga . Ireo vetaveta , ireo mpanompo sampy , ireo mpijangajanga , ireo lehilahy mpivaro - tena , ireo izay miara - mandry amin ' ny samy lehilahy ,
1CO 6:10     Alignment score: 0.275 → 0.278
nor thieves , nor the greedy , nor drunkards
, nor slanderers , nor swindlers will inherit the kingdom of God .
ireo mpangalatra , ireo tsy mahalala onona , ireo mpimamo , ireo mpanaratsy , ireo mpanao an - keriny tsy misy iray amin'izy ireo handova ny fanjakan'Andriamanitra .
1CO 6:11     Alignment score: 0.431 → 0.464
That is what some of you were like . But you have been cleansed , you have been sanctified , you have been justified in the name of the Lord Jesus Christ and by the Spirit of our God .
Toy izany ny sasany aminareo . Fa efa voadio ianareo , nohamasinina ianareo , ary voamarina teo amin'Andriamanitra ianareo tamin ' ny anaran
' ny Tompo Jesosy Kristy sy tamin ' ny Fanahin'Andriamanitsika .
1CO 6:12     Alignment score: 0.289 → 0.29
" Everything is lawful for me , " but not everything is profitable . " Everything is lawful for me , " but I will not be mastered by any of them .
" Ny zavatra rehetra dia ara - dalàna amiko , " fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa . " Ny zavatra rehetra dia ara - dalàna amiko , " fa tsy ho andevozin ' ny iray amin'ireo aho .
1CO 6:13     Alignment score: 0.35 → 0.359
" Food is for the stomach , and the stomach is for food , " but God will do away with both of them . The body is not intended for sexual immorality . Instead , the body is for the Lord , and the Lord will provide for the body .
" Ny hanina dia ho an ' ny kibo , ary ny kibo natao ho an ' ny hanina , " fa Andriamanitra dia hanafoana azy roa ireo . Ny vatana dia tsy natao ho an ' ny fijangajangana . Fa kosa , ny vatana dia natao ho an ' ny Tompo , ary ny Tompo dia hanome ho an ' ny vatana .
1CO 6:14     Alignment score: 0.349
God both raised the Lord and will also raise us up by his power .
Andriamanitra dia efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika amin ' ny heriny koa .
1CO 6:15     Alignment score: 0.328 → 0.33
Do you not know that your bodies are members of Christ ? Should I then take the members of Christ and join them to a prostitute ? May it not be !
Moa tsy fantatrareo ve fa ny tenanareo dia rantsam - batan'i Kristy ? Ka ho entiko ve izany ireo rantsam - batan'i Kristy ary hampiray azy ireo amin ' ny mpivaro - tena ? Tsy hisy anie izany !
1CO 6:16     Alignment score: 0.318
Do you not know that he who is joined to a prostitute becomes one body with her ? As scripture says , " The two will become
one flesh . "
Moa tsy fantatrareo ve fa izay miray amin ' ny mpivaro - tena dia lasa nofo iray aminy ? Tahaka ny voalazan ' ny Soratra Masina hoe : " Ho nofo iray ihany izy roa . "
1CO 6:17     Alignment score: 0.387
But he who is joined to the Lord becomes one spirit with him .
Fa izy izay miray amin ' ny Tompo dia lasa fanahy iray Aminy .
1CO 6:18     Alignment score: 0.213 → 0.218
Run away from sexual immorality ! Every other sin that a person commits is outside the body , but the sexually immoral person sins against his own body .
Hialao ny fijangajangana ! Ny fahotana rehetra hafa izay ataon
' ny olona dia ivelan ' ny tena , fa ny olona mpijangajanga dia manota ho amin ' ny tenany ihany .
1CO 6:19     Alignment score: 0.29
Do you not know that your body is a temple of the Holy Spirit , who lives within you , whom you have from God ? Do you not know that you are not your own ?
Moa ve tsy fantatrareo fa ny vatanareo dia tempolin
' ny Fanahy Masina , izay monina ao anatinareo , izay azonareo avy amin'Andriamanitra ? Moa tsy fantatrareo ve fa tsy anareo ny tenanareo ?
1CO 6:20     Alignment score: 0.146 → 0.161
For you were bought with a price . Therefore glorify God with your body and in your spirit , which belong to God .
Fa olom - boavidy ianareo . Noho izany dia mankalazà an ' Andriamanitra amin ' ny tenanareo .
1CO 6     Average alignment score: 0.283 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16