Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 12:1     Alignment score: 0.354 → 0.347
About spiritual gifts , brothers , I do not want you to be uninformed .
Momba ireo fanomezam - panahy , ry rahalahy , dia tsy tiako tsy ahafantatra ianareo .


1CO 12:2     Alignment score: 0.152 → 0.152
You know that when you were pagans , you were led astray to idols who could not speak , in whatever ways you were led by them .
Fantatrareo fa fony ianareo mpanompo sampy , dia voavily nankany amin'ireo sampy tsy manam - peo ianareo , tany amin'izay
lalana rehetra nitarihin'ireny anareo .
1CO 12:3     Alignment score: 0.465 → 0.465
Therefore I want you to know that no one who speaks by the Spirit of God can say , " Jesus is accursed
. " No one can say , " Jesus is Lord , " except by the Holy Spirit .
Noho izany tiako ho fantatrareo fa tsy misy olona izay miteny amin ' ny Fanahin'Andriamanitra afaka miteny hoe : " Jesosy dia voaozona . " Tsy misy afaka miteny hoe : " Jesosy dia Tompo , " afa - tsy amin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina .
1CO 12:4     Alignment score: 0.292
Now there are different gifts , but the same Spirit .
Ary misy fanomezam - panahy samihafa , fa Fanahy mitovy ihany .
1CO 12:5     Alignment score: 0.402
There are different ministries , but the same Lord ;
Misy fanompoana samihafa , fa Tompo mitovy ihany ;
1CO 12:6     Alignment score: 0.166 → 0.167
and there are different kinds of work , but it is the same God who works all in all .
ary misy karazan'asa samihafa , fa Andriamanitra mitovy ihany no manao azy ireo ho azo atao amin ' ny tsirairay .
1CO 12:7     Alignment score: 0.315
Now to each one is given the outward display of the Spirit for the benefit of all .
Ary ho an ' ny tsirairay no nomena ny fanehoana ivelan ' ny Fanahy ho an ' ny tombontsoan ' ny rehetra .
1CO 12:8     Alignment score: 0.415 → 0.415
For to one is given by the Spirit the word of wisdom , and to another the word of knowledge by the same Spirit .
Fa ho an ' ny olona iray dia nomena avy amin ' ny Fanahy ny tenin
' ny fahendrena , ary ho an ' ny iray hafa ny tenin ' ny fahalalana amin ' ny alalan ' ny Fanahy mitovy ihany .
1CO 12:10     Alignment score: 0.265 → 0.266
To another is given miraculous works , and to another prophecy . To another is given the ability to distinguish between spirits , to another various kinds of tongues , and to another the interpretation of tongues .
Ho an ' ny iray hafa dia nomena ireo asan ' ny hery , ary ho an ' ny iray hafa faminaniana . Ho an ' ny iray hafa dia nomena ny fahafahana manavaka ireo fanahy , ho an ' ny iray hafa ireo karazana
fiteny samihafa , ary ho an ' ny iray hafa ny fandikana teny .
1CO 12:11     Alignment score: 0.236 → 0.251
All these
are the work of one and the same Spirit , giving the gifts to each one individually , as he chooses .
Fa ny Fanahy iray sy mitovy ihany no miasa ao amin'izany rehetra izany , manome ireo fanomezam - panahy ho an ' ny olona tsirairay avy , araka izay nofidiany .
1CO 12:12     Alignment score: 0.393
For as the body is one and has many members and all are members of the same body , so it is with Christ .
Fa satria ny vatana dia iray ary manana rantsana maro ary ny rehetra dia rantsan'ilay vatana ihany , noho izany dia miaraka amin'i Kristy izany .
1CO 12:13     Alignment score: 0.422 → 0.422
For by one Spirit we were all baptized into one body , whether Jews or Greeks , whether slave or free , and all were made to drink of one Spirit .
Fa tamin ' ny alalan ' ny Fanahy iray no nanaovana batisa antsika rehetra ho vatana iray , na ireo Jiosy na ireo Grika , na voafatotra na afaka , ary ny rehetra dia natao mba hisotro amin ' ny Fanahy iray .
1CO 12:14     Alignment score: 0.388
For the body is not a single member , but many .
Fa ny vatana dia tsy rantsana tokana , fa maro .
1CO 12:15     Alignment score: 0.311
If the foot says , " Since I am not the hand , I am not part of the body , " it is not any less a part of the body .
Raha miteny ny tongotra hoe : " Satria tsy tanana
aho , dia tsy rantsana amin ' ny vatana aho , " izany dia tsy kely amin ' ny rantsan ' ny vatana akory .
1CO 12:16     Alignment score: 0.284 → 0.285
And if the ear says , " Because I am not an eye , I am not part of the body , " it is not any less a part of the body .
Ary raha ny sofina no hiteny hoe : " Satria tsy maso aho , dia tsy rantsana
amin ' ny vatana aho , " izany dia tsy kely amin ' ny rantsan ' ny vantana akory .
1CO 12:17     Alignment score: 0.315 → 0.319
If the whole body were an eye , where would the sense of hearing be ? If the whole body were an ear , where would the sense of smell be ?
Raha maso ny vatana rehetra , dia ho aiza ny fandrenesana ? Raha sofina ny vatana rehetra , dia ho aiza ny fanimboloana ?
1CO 12:18     Alignment score: 0.221 → 0.236
But God has appointed each member , each one of them , into the body as he has desired .
Fa Andriamanitra nandamina ny rantsan
' ny vatana tsirairay araka ny namoronany izany .
1CO 12:19     Alignment score: 0.399
If they were all the same member , where would the body be ?
Raha rantsana mitovy ihany izy rehetra , aiza no hisy ny vatana ?
1CO 12:20     Alignment score: 0.378
So now they are many members , but only one body .
Ka izao dia rantsana maro izy ireo , fa vatana iray ihany .
1CO 12:21     Alignment score: 0.297
The eye can not say to the hand , " I have no need of you . " Nor does the head say to the feet
, " I have no need of you . "
Ny maso tsy afaka miteny amin ' ny tanana hoe : " Tsy misy ilàko anao . " Na ny loha tsy hiteny amin ' ny tongotra hoe : " Tsy misy ilàko anao . "
1CO 12:22     Alignment score: 0.246
But the members of the body that appear to be weaker are essential ,
Fa ireo rantsana amin ' ny vatana izay miseho ho malemy kokoa dia tena ilaina
,
1CO 12:23     Alignment score: 0.252 → 0.255
and the parts of the body that we think are less honorable , we give
them greater honor , and our unpresentable members have more dignity .
ary ireo rantsan ' ny vatana izay heverintsika fa tsy dia manan - danja , dia omentsika lanja lehibe kokoa ireo , ary ireo rantsantsika tsy fampiseho dia manana fahamendrehana mihoatra .
1CO 12:24     Alignment score: 0.153
Now our presentable members have no such need . Rather , God has composed the body , giving greater honor to those members that lack it .
Ary ny rantsantsika fampiseho dia tsy mila entina amin ' ny fahamendrehana , fa ireo dia efa manana fahamendrehana . Fa Andriamanitra nampikambana ny rantsana rehetra miaraka , ary izy nanome lanja kokoa an'ireo izay tsy ampy izany .
1CO 12:25     Alignment score: 0.199 → 0.242
He did this so there may be no division within the body , but that the members should care for one another with the same affection .
Nanao izany Izy mba tsy hisy fisarahana eo amin ' ny vatana , fa mba hifampikarakara amin ' ny fitiavana mitovy ireo rantsana .
1CO 12:26     Alignment score: 0.361 → 0.361
So when one member suffers , all the members suffer together ; or when one member is honored , all the members rejoice together .
Noho izany rehefa mijaly ny rantsana iray , dia miara - mijaly ireo rantsana rehetra ; na rehefa omen - danja ny rantsana iray , dia miara - mifaly ny rantsana rehetra .
1CO 12:27     Alignment score: 0.338 → 0.343
Now you are the body of Christ and individually members of it .
Ary ianareo dia vatan'i
Kristy ary rantsana amin'izany ny tsirairay .
1CO 12:28     Alignment score: 0.34 → 0.348
And God has appointed in the church first apostles , second prophets , third teachers , then those
who do miracles , then gifts of healing , those who provide helps , those who do the work of administration , and those who have various kinds of tongues .
Ary Andriamanitra nanendry tao amin ' ny fiangonana ireo apostoly aloha , faharoa ireo mpaminany , fahatelo ireo mpampianatra , avy eo ireo izay manao asa mahagaga , avy eo ireo fanomezam - pahasoavana hanasitrana , ireo izay manome fanampiana , ireo izay manao ny asan ' ny fitantanan - draharaha , ary ireo izay manana karazana fiteny samihafa .
1CO 12:29     Alignment score: 0.381 → 0.413
Are all of them apostles ? Are all prophets ? Are all teachers ? Do all do miracles ?
Apostoly ve izy rehetra ? Mpaminany avokoa ve ? Mpampianatra avokoa ve ? Manao asa mahagaga avokoa ve ny rehetra ?
1CO 12:30     Alignment score: 0.178 → 0.197
Do all of them have gifts of healing ? Do all of them speak with tongues ? Do all of them interpret tongues ?
Manana fanomezam - panahy hanasitrana ve izy rehetra ? Miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra ve izy rehetra ? Mandika teny
ve izy rehetra ?
1CO 12:31     Alignment score: 0.21 → 0.22
Zealously seek the greater gifts . And now I will show you a more excellent way .
Katsaho fatrara ireo fanomezam - panahy lehibe kokoa . Fa hampiseho anareo lalana tsaratsara kokoa aho .
1CO 12     Average alignment score: 0.307 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16