Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 5:1     Alignment score: 0.181 → 0.203
We heard a report that there is sexual immorality among you , a kind of immorality that is not even permitted among the pagans : A man has his father 's wife .
Izahay dia nahare tatitra fa misy fijangajangana eo aminareo , karazana fitondran - tena tsy mendrika izay tsy azo atao akory eo amin'ireo Jentilisa . Ny tatitra dia hoe misy iray aminareo miara - matory amin ' ny vadin
- drainy .


1CO 5:2     Alignment score: 0.121 → 0.131
You are puffed up ! Should you not mourn instead , so that the one who did this deed might be removed from among you ?
Ianareo dia tena miavonavona ! Fa tsy tokony alahelo ve ianareo ? Ny iray izay nanao izany dia tsy maintsy alàna eto aminareo .
1CO 5:3     Alignment score: 0.151 → 0.17
For even though I am absent in body , I am present in spirit . I have already passed judgment on the one who did this , just as though I were there .
Fa na dia tsy eo ara - batana
aza aho fa mbola eo ara - panahy , dia efa nitsara ilay iray izay nanao izany sahady , toy ny hoe teo aho .
1CO 5:4     Alignment score: 0.321 → 0.328
When you are assembled in the name of our Lord Jesus and I am with you in spirit , and the power of our Lord Jesus is present ,
Rehefa miara - mivory amin ' ny anaran'i
Jesosy Tompontsika ianareo , ary ny fanahiko dia eo koa amin ' ny herin'i Jesosy Tompontsika , dia efa nitsara io olona io sahady aho .
1CO 5:5     Alignment score: 0.458
deliver this man over to Satan for the destruction of the flesh , so that his spirit may be saved on the day of the Lord .
Nataoko izany mba hanolorana izany lehilahy izany ho an ' ny Satana ho famotehana ny nofo , mba ho voavonjy ny fanahiny
amin ' ny andron ' ny Tompo .
1CO 5:6     Alignment score: 0.362
Your boasting is not good . Do you not know that a little yeast leavens the whole loaf ?
Tsy tsara ny fireharehanareo ! Tsy fantatrareo ve fa ny lalivay kely dia manova ny mofo manontolo ?
1CO 5:7     Alignment score: 0.357 → 0.404
Cleanse yourselves of the old yeast so that you may be a new batch of dough , unleavened , just as you really are . For Christ , our Passover lamb , has been sacrificed .
Diovy ny tenanareo amin ' ny lalivay taloha mba ho tonga mofo vaovao ianareo , ka mba ho tonga mofo tsy misy lalivay . Fa Kristy , ilay Zanak'ondrintsika tamin ' ny Paska , dia natao sorona .
1CO 5:8     Alignment score: 0.391 → 0.407
So let us then celebrate the festival , not with the old yeast , the yeast of bad behavior and wickedness . Instead , let us celebrate with the unleavened bread of sincerity and truth .
Noho izany dia aoka isika hankalaza ny firavoravoana , tsy amin ' ny lalivay taloha , ilay lalivain ' ny fitondran - tena ratsy sy faharatsiana . Fa kosa , aoka isika hankalaza amin ' ny mofo tsy misy lalivain ' ny fahadiovam - po sy fahamarinana .
1CO 5:9     Alignment score: 0.281
I wrote to you in my letter not to associate with sexually immoral people .
Izaho dia nanoratra ho anareo tao amin ' ny taratasiko mba tsy hiarahanareo miasa amin'ireo olona mpijangajanga .
1CO 5:10     Alignment score: 0.277 → 0.277
In no way did I mean the immoral people of this world , or the greedy , or swindlers , or idolaters
, since to stay away from them you would need to go out of the world .
Kanefa ny tiako ambara dia tsy ny olona mpijanganjaga rehetra eto amin'izao tontolo izao , na ireo tsy mahonon - tena , na ireo mpisoloky , na ireo mpanompo sampy , satria mba hialana amin'izy ireo dia mila miala amin'izao tontolo izao ianareo .
1CO 5:11     Alignment score: 0.212 → 0.218
But now I am writing to you not to associate with anyone who is called a brother but who is living in sexual immorality , or who is greedy , or is an idolater , or is verbally abusive , or is a drunkard
, or a swindler . Do not even eat a meal with such a person .
Nefa ankehitriny aho manoratra ho anareo mba tsy hiara - hiasa miaraka amin'iza na iza izay antsoina hoe rahalahy nefa miaina ao anatin ' ny fijangajangana , na izay tsy mahonon - tena , na mpanompo sampy , na mpiteny ratsy , na mpimamo , na mpisoloky . Aza mihinana sakafo miaraka amin ' ny olona toy izany akory .
1CO 5:12     Alignment score: 0.308 → 0.316
For how am I involved with judging those
who are outside the church ? Instead , are you not to judge those who are inside the church ?
Fa ahoana no idirako amin ' ny fitsarana ireo izay any ivelan ' ny fiangonana ? Mifanohitra amin'izany , ianareo ve tsy tokony hitsara ireo izay ao anatin ' ny fiangonana ?
1CO 5:13     Alignment score: 0.263
But God judges those
who are on the outside . " Remove the evil person from among you . "
Fa Andriamanitra dia mitsara ireo izay any ivelany . " Esory eo aminareo ny olon - dratsy . "
1CO 5     Average alignment score: 0.29 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16