Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 15:1     Alignment score: 0.286 → 0.295
Now I want to make known to you , brothers , the gospel I proclaimed to you , which you received and on which you stand ,
Ankehitriny mampahatsiahy anareo aho , ry rahalahy , ny amin ' ny filazantsara izay nambarako taminareo , izay noraisinareo sy izay ijoroanareo .


1CO 15:2     Alignment score: 0.188 → 0.208
and by which you are being saved , if you hold firmly to the word I preached to you , unless you believed in vain .
Amin ' ny alalan'izany filazantsara izany no havoavonjy anareo , raha mihazona mafy amin ' ny teny notoriako taminareo ianareo , raha tsy hoe ninonino foana .
1CO 15:3     Alignment score: 0.396 → 0.404
For I delivered to you as of first importance what I also received , that Christ died
for our sins according to the scriptures ,
Fa natolotro ho zava - dehibe voalohany ho anareo izay voaraiko ihany koa : fa maty ho an ' ny fahotantsika Kristy araka ny Soratra Masina ,
1CO 15:4     Alignment score: 0.518 → 0.545
that he was buried , and that he was raised on the third day according to the scriptures
.
ary nalevina Izy , ary Izy dia natsangana tamin ' ny maty tamin ' ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina .
1CO 15:5     Alignment score: 0.694 → 0.676
Christ appeared to Cephas , and then to the twelve ;
Kristy dia niseho tamin'i Kefasy , ary avy eo tamin'ireo roa ambin ' ny folo ;
1CO 15:6     Alignment score: 0.339 → 0.393
then he appeared to more than five hundred brothers at once . Most of them are still alive
, but some have fallen asleep .
avy eo dia niseho indray mandeha tamin'ireo rahalahy mihoatry ny dimanjato Izy . Mbola velona ny ankamaroan'izy ireo , fa ny sasany dia nodimandry .
1CO 15:7     Alignment score: 0.627
Then he appeared to James , then to all the apostles .
Avy eo Izy niseho tamin'i Jakoba , avy eo tamin'ireo apostoly rehetra .
1CO 15:8     Alignment score: 0.32 → 0.32
Last of all , he appeared to me , as if to one born prematurely .
Farany indrindra , dia niseho tamiko Izy , toy ny hoe tamin ' ny zaza teraka tsy tonga volana .
1CO 15:9     Alignment score: 0.443
For I am the least of the apostles . I am unworthy to be called an apostle because I persecuted the church of God .
Fa izaho no kely indrindra amin'ireo apostoly . Izaho dia tsy mendrika ny antsoina hoe apostoly satria nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra aho .
1CO 15:10     Alignment score: 0.318
But by the grace of God I am what I am , and his grace in me was not in vain . Instead , I labored harder than all of them . Yet it was not I , but the grace of God that is with me .
Fa nohon ' ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izaho ahy , ary tsy foana ny fahasoavany
ato amiko . Fa kosa , niasa mafy kokoa noho izy rehetra aho . Nefa tsy izaho izany , fa ny fahasoavan'Andriamanitra izay miaraka amiko .
1CO 15:11     Alignment score: 0.2
Therefore whether it is I or they , so we preach and so you believed .
Noho izany na izaho izany na izy ireo , araka ny nitorianay dia araka izany no ninoanareo .
1CO 15:12     Alignment score: 0.415 → 0.415
Now if Christ is proclaimed as raised from the dead , how can some of you say there is no resurrection of the dead ?
Ankehitriny raha nambara fa Kristy dia natsangana tamin ' ny maty , ahoana no hafahan ' ny sasany aminareo milaza fa tsy misy ny fitsaganana amin ' ny maty ?
1CO 15:13     Alignment score: 0.503
But if there is no resurrection of the dead , then not even Christ has been raised ;
Nefa raha tsy misy ny fitsanganana amin ' ny maty , dia tsy natsangana akory Kristy ;
1CO 15:14     Alignment score: 0.397 → 0.396
and if Christ has not been raised , then our preaching is in vain , and your faith also is in vain .
ary raha tsy natsangana Kristy , dia foana ny fitorianay
, ary foana ihany koa ny finoanareo .
1CO 15:15     Alignment score: 0.312 → 0.294
Also , we are found to be false witnesses
about God , because we testified that God raised Christ from the dead . But he did not raise him , if indeed the dead are not raised .
Koa , dia hita ho vavolombelona diso momban ' Andriamanitra izahay satria nijoro vavolombelona nanohitra an'Andriamanitra , niteny hoe natsangany Kristy rehefa tsy nanao izany Izy .
1CO 15:16     Alignment score: 0.564 → 0.564
For if the dead are not raised , not even Christ has been raised ;
Raha tsy natsangana ny maty , dia na Kristy aza tsy natsangana ;
1CO 15:17     Alignment score: 0.452 → 0.459
and if Christ has not been raised , your faith is in vain and you are still in your sins .
ary raha tsy natsangana Kristy , dia foana ny finoanareo ary dia mbola ao amin ' ny fahotanareo ianareo .
1CO 15:18     Alignment score: 0.288
Then those who have fallen asleep
in Christ have also perished .
Ary izay rehetra maty ao amin'i Kristy dia efa very ihany koa .
1CO 15:19     Alignment score: 0.346 → 0.35
If only in this life we hope in Christ , of all people we are most to be pitied .
Raha amin'ity fiainana ity ihany no ananantsika toky amin ' ny ho avy ao amin'i Kristy , dia isika no mampahonena indrindra amin ' ny olona rehetra .
1CO 15:20     Alignment score: 0.486
But now Christ has been raised from the dead as the firstfruits of those who sleep .
Fa ankehitriny dia efa natsangana tamin ' ny maty Kristy , ilay voaloham - bokatr'ireo izay maty .
1CO 15:22     Alignment score: 0.455 → 0.51
For as in Adam all die , so also in Christ all will be made alive
.
Fa toy ny nahafatesan ' ny rehetra tao amin'i Adama , dia ho velomina ao amin'i Kristy ihany koa ny rehetra .
1CO 15:23     Alignment score: 0.413
But each in his own order : Christ , who is the firstfruits , and then those
who belong to Christ will be made alive at his coming .
Kanefa samy ao amin ' ny filaharany manokana ny tsirairay : Kristy , ilay voaloham - bokatra , ary avy eo ireo izay an'i Kristy dia ho atao velona amin ' ny fiaviany .
1CO 15:24     Alignment score: 0.379
Then will be the end , when he will hand over the kingdom to God the Father , when he will abolish all rule and all authority and power .
Avy eo dia ho tonga ny farany , rehefa homen'i Kristy ho an'Andriamanitra Ray ny fanjakana . Izany dia rehefa hanafoana ny fitsipika rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery Izy .
1CO 15:25     Alignment score: 0.42 → 0.42
For he must reign until he has put all his enemies under his feet .
Fa tsy maintsy manjaka Izy mandra - pametrany ny fahavalony rehetra ao ambanin ' ny tongony .
1CO 15:26     Alignment score: 0.45
The last enemy to be destroyed is death .
Ny fahavalo farany ho haringana dia ny fahafatesana .
1CO 15:27     Alignment score: 0.228 → 0.241
For " he has put everything under his feet . " But when it says , " he has put everything , " it is clear that this does not include the one who put everything in subjection under him .
Fa " Napetrany teo ambanin ' ny tongony avokoa ny zavatra rehetra . " Fa voalaza fa : " Izy no nametraka ny zavatra rehetra , " dia mazava tsara fa tsy tafiditra ao anatin'izany ilay iray nametraka ny zavatra rehetra hanaiky ny tenany
.
1CO 15:28     Alignment score: 0.281 → 0.281
When all things are subjected under him , then the Son himself will be subjected under the one who put all things into subjection under him , that God may be all in all .
Rehefa manaiky Azy ny zavatra rehetra , dia ny Zanaka mihitsy no hanaiky ilay iray izay nampanaiky ny zavatra rehetra ho Azy . Hiseho
izany mba ho rehetra ao amin ' ny rehetra ny Andriamanitra Ray .
1CO 15:29     Alignment score: 0.421
Or else what will those
do who are baptized for the dead ? If the dead are not raised at all , why are they baptized for them ?
Na koa inona no ilaina ireo izay vita batisa ho an ' ny maty ? Raha tsy natsangana mihitsy ny maty , nahoana izy ireo no natao batisa ho an'izy ireo ?
1CO 15:30     Alignment score: 0.276 → 0.288
Why then are we in danger every hour ?
Nahoana ary , isika no am - bava loza isan'ora ?
1CO 15:31     Alignment score: 0.411
I die every day ! This is as sure as my boasting in you , which I have in Christ Jesus our Lord .
Miatrika fahafatesana isan'andro aho ! Izany dia azo antoka tahaka ny fireharehako ny aminareo , izay azoko ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika .
1CO 15:32     Alignment score: 0.455
What do I gain , from a human point of view , if I fought with beasts at Ephesus , if the dead are not raised ? " Let us eat and drink , for tomorrow we die . "
Inona no tombony azoko , avy amin ' ny fomba fijerin ' ny olombelona , raha niady tamin ' ny biby tao Efesosy aho , raha tsy natsangana ny maty ? " Aoka isika hihinana sy hisotro satria ho faty isika rahampitso . "
1CO 15:33     Alignment score: 0.126
Be not deceived : " Bad company corrupts good morals . "
Aza mety ho fitahana
hoe : " Manimba ny fisainana tsara ny naman - dratsy . "
1CO 15:34     Alignment score: 0.277 → 0.294
Sober up ! Live
righteously ! Do not keep sinning . For some of you have no knowledge of God . I say this to your shame .
Mandiniha ! Miainà am - pahamarinana ! Aza manohy manota ! Fa ny sasany aminareo dia tsy manana fahalalana an'Andriamanitra . Milaza izany ho amin ' ny fahamenaranareo aho .
1CO 15:35     Alignment score: 0.378
But someone will say , " How are the dead raised , and with what kind of body will they come
? "
Fa ny olona iray hiteny hoe : " Ahoana no nananganana ny maty , ary amin ' ny karazana vatana inona no hatongavan'izy ireo ? "
1CO 15:36     Alignment score: 0.138 → 0.182
You fool ! What you sow will not come
to life unless it dies .
Tsy mahalala na inona na inoana ianareo ! Izay hafafinareo dia tsy hanomboka hitombo raha tsy maty izany .
1CO 15:37     Alignment score: 0.271
What you sow is not the body that will be , but a bare grain . It may become
wheat or something else .
Izay nafafinareo dia tsy ny vatana izay ho avy , fa voa fostiny . Izany dia mety ho lasa vary na zavatra hafa .
1CO 15:38     Alignment score: 0.314 → 0.314
But God will give
it a body as he chooses , and to each seed its own body .
Fa homen'Andriamanitra azy ny vatana araka izay safidiany , ary samy amin ' ny vatany avy ny voa tsirairay .
1CO 15:39     Alignment score: 0.464
Not all flesh is the same . Instead , there is one flesh for human beings , and another flesh for animals , and another flesh for birds , and another for fish .
Tsy ny nofo rehetra no mitovy . Fa kosa , iray ny nofon
' ny olombelona , dia hafa ny nofon ' ireo biby , ary nofo hafa ny an'ireo vorona , ary hafa ny an ' ny hazandrano .
1CO 15:40     Alignment score: 0.334 → 0.333
There are also heavenly bodies and earthly bodies . But the glory of the heavenly body is one kind and the glory of the earthly is another .
Misy ihany koa ireo vatana any an - danitra sy ireo vatan
' ny eto an - tany . Fa karazana iray ihany ny voninahitry ny vatana any an - danitra ary hafa ny voninahitry ny eto an - tany .
1CO 15:41     Alignment score: 0.403
There is one glory of the sun , and another glory of the moon , and another glory of the stars . For one star differs from another star in glory .
Iray ny voninahitry
ny masoandro , ary hafa ny voninahitry ny volana , ary voninahitra hafa ny an'ireo kintana . Fa ny kintana iray miavaka amin ' ny kintana iray hafa amin ' ny voninahitra .
1CO 15:42     Alignment score: 0.424 → 0.461
So also is the resurrection of the dead . What is sown is perishable , and what is raised is imperishable .
Toy izany koa ny fitsanganana amin ' ny maty . Izay afafy dia mety simba , ary izay atsangana dia tsy mety simba .
1CO 15:43     Alignment score: 0.382
It is sown in dishonor ; it is raised in glory . It is sown in weakness ; it is raised in power .
Afafy tamin ' ny fahafaham - baraka izany ; dia natsangana am - boninahitra
. Afafy tamin ' ny fahalemena izany ; dia natsangana amin ' ny hery .
1CO 15:44     Alignment score: 0.517
It is sown a natural body ; it is raised a spiritual body . If there is a natural body , there is also a spiritual body .
Afafy amin ' ny vatana voajanahary izany ; dia atsangana ho vatana ara - panahy . Raha misy vatana voajanahary , dia misy vatana ara - panahy ihany koa .
1CO 15:45     Alignment score: 0.476 → 0.478
So also it is written , " The first man Adam became
a living soul . " The last Adam became a life - giving spirit .
Ary efa voasoratra ihany koa fa : " Lasa fanahy velona Adama ilay lehilahy voalohany " Ilay Adama farany dia lasa fanahy manome fiainana .
1CO 15:46     Alignment score: 0.586
But the spiritual did not come
first but the natural , and then the spiritual .
Fa tsy ny ara - panahy no tonga voalohany fa ny voajanahary , ary avy eo ny ara - panahy .
1CO 15:47     Alignment score: 0.551
The first man is of the earth , made of dust . The second man is from heaven .
Ny olona voalohany dia avy amin ' ny tany , namboarina tamin ' ny vovoka . Ny olona faharoa dia avy any an - danitra .
1CO 15:48     Alignment score: 0.361
Just as the one made from dust is , so also are those
who are made of the dust , and as the man of heaven is , so also are those who are of heaven .
Toy ilay iray namboarina tamin ' ny vovoka , toy izany koa ilay olona any an - danitra , ary tahaka izany ihany koa ireo izay avy any an - danitra .
1CO 15:49     Alignment score: 0.336 → 0.336
Just as we have borne
the image of the man of dust , we will also bear the image of the man of heaven .
Toy ny nitondrantsika ny endrik'ilay olon ' ny vovoka , dia hitondra ny endrik'ilay olon ' ny lanitra ihany koa isika .
1CO 15:50     Alignment score: 0.419
Now this I say , brothers , that flesh and blood can not inherit the kingdom of God . Neither does what is perishable inherit what is imperishable .
Ary izao no lazaiko , ry rahalahy , fa ny nofo aman - drà dia tsy afaka ny handova ny fanjakan'Andriamanitra . Na izay mety simba handova izay tsy mety simba .
1CO 15:51     Alignment score: 0.262 → 0.262
Look ! I tell you a mystery : We will not all sleep , but we will all be changed .
Indro ! Zava - marina miafina no ho lazaiko anareo hoe : Tsy ho faty avokoa isika rehetra , fa hovaina avokoa isika rehetra .
1CO 15:52     Alignment score: 0.279 → 0.285
We will be changed in a moment , in the twinkling of an eye , at the last trumpet . For the trumpet will sound , and the dead will be raised imperishable , and we will be changed .
Hiova isika amin ' ny fotoana iray , ao anatin
' ny indray mipi - maso , amin ' ny trompetra farany . Haneno ny trompetra , ary ireo maty dia hatsangana ho tsy mety lo , ary dia hovaina isika .
1CO 15:53     Alignment score: 0.376
For this perishable body must put on what is imperishable , and this mortal body must put on immortality .
Fa ity vatana mety simba ity dia tsy maintsy hitafy izay tsy mety lo , ary ity vatana mety maty ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahafatesana .
1CO 15:54     Alignment score: 0.42 → 0.444
But when this perishable body has put on what is imperishable , and when this mortal body has put on immortality , then will come
about the saying that is written , " Death is swallowed up in victory . "
Fa rehefa mitafy ny tsy mety simba ity vatana mety simba ity , ary rehefa mitafy ny tsy fahafatesana ity vatana mety maty ity , dia ho tonga amin'ilay teny izay voasoratra hoe , " Voatelina tamin ' ny fandresena ny fahafatesana . "
1CO 15:55     Alignment score: 0.449
" Death , where is your victory ? Death , where is your sting ? "
" Ry fahafatesana , aiza ny fandresenao
? Ry fahafatesana , aiza ny fanindronanao ? "
1CO 15:56     Alignment score: 0.453 → 0.455
The sting of death is sin , and the power of sin is the law .
Ny ota no fanindron ' ny fahafatesana , ary ny herin
' ny ota dia ny lalàna .
1CO 15:57     Alignment score: 0.453 → 0.453
But thanks be to God , who gives us the victory through our Lord Jesus Christ !
Fa isaorana Andriamanitra , izay manome antsika ny fandresena amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Tompontsika !
1CO 15:58     Alignment score: 0.327
Therefore , my dear brothers , be steadfast and immovable . Always abound in the work of the Lord , because you know that your labor in the Lord is not in vain .
Noho izany , ry rahalahy malalako , miorena tsara ary aza miozongozona . Miroboroboa mandrakariva amin ' ny asan ' ny Tompo , satria fantatrareo fa tsy very maina ny asanareo ao amin ' ny Tompo .
1CO 15     Average alignment score: 0.384 for 57 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16