Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 10:1     Alignment score: 0.401
I do not want you to be uninformed , brothers , that our fathers were all under the cloud and all passed through the sea .
Tiako ho fantatrareo , ry rahalahy , fa ireo raintsika dia tao ambanin ' ny rahona avokoa ary namakivaky ny ranomasina .


1CO 10:2     Alignment score: 0.605
All were baptized into Moses in the cloud and in the sea ,
Ny rehetra dia natao batisa ho amin'i Mosesy tao amin ' ny rahona sy tao amin ' ny ranomasina ,
1CO 10:3     Alignment score: 0.377 → 0.487
and all ate the same spiritual food .
ary ny rehetra dia samy nihinana sakafom - panahy mitovy .
1CO 10:4     Alignment score: 0.472 → 0.488
All drank
the same spiritual drink . For they drank from a spiritual rock that followed them , and that rock was Christ .
Ny rehetra dia nisotro ranom - panahy mitovy . Fa izy ireo dia nisotro tamin ' ny vatolampim - panahy izay nanaraka azy ireo , dia Kristy izany vatolampy izany .
1CO 10:5     Alignment score: 0.358
But God was not well pleased with most of them , and their corpses were scattered about in the wilderness .
Fa Andriamanitra dia tsy nankasitraka tsara ny ankamaroan'izy ireo , ary ny fatin'izy ireo dia naparitaka
tany an'efitra .
1CO 10:6     Alignment score: 0.223 → 0.224
Now these things were examples for us , so we would not be those
who lust for evil things as they lusted .
Ankehitriny ireny zavatra ireny dia ohatra ho antsika , mba tsy haniriantsika zava - dratsy toy ny nilan'izy ireo .
1CO 10:7     Alignment score: 0.487
Do not be idolaters
, as some of them were . This is as it is written : " The people sat down to eat and drink , and rose up to play . "
Aza manompo sampy , toy ny sasany tamin'izy ireo . Izany dia araka izay voasoratra hoe : " Ireo olona nipetraka mba hihinana sy hisotro , ary nitsangana mba hilalao . "
1CO 10:8     Alignment score: 0.365 → 0.381
Let us not commit sexual immorality , as many of them did . In one day , twenty - three thousand people died
because of it .
Aoka isika tsy hijangajanga , toy ny nataon ' ny maro tamin'izy ireo . Tao anatin ' ny iray andro , dia olona telo arivo sy roa alina no maty nohon ' ny amin'izany .
1CO 10:9     Alignment score: 0.295
Neither let us put Christ to the test , as many of them tested him and were destroyed by snakes .
Aoka ihany koa isika tsy hitsapa an'i Kristy , toy ny nataon
' ny maro tamin'izy ireo ka naringan'ireo menarana .
1CO 10:10     Alignment score: 0.364 → 0.366
Also do not grumble , as many of them did and were destroyed by an angel of death .
Aza mimonomonona ihany koa , toy ny nataon
' ny maro tamin'izy ireo ka naringan ' ny anjelin ' ny fahafatesana .
1CO 10:11     Alignment score: 0.225 → 0.226
Now these things happened to them as examples for us . They were written for our instruction for us on whom the end of the ages has come
.
Ary ireny zavatra ireny no nitranga tamin'izy ireo mba ho ohatra ho antsika . Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy ireny ho amintsika izay niavian ' ny fara - andro .
1CO 10:12     Alignment score: 0.27
Therefore let anyone who thinks he stands be careful that he does not fall .
Noho izany aoka izay mieritreritra ny tenany
ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy hianjera .
1CO 10:13     Alignment score: 0.339 → 0.343
No temptation has overtaken you that is not common to all humanity . Instead , God is faithful . He will not let you be tempted beyond your ability . With the temptation he will also provide the way of escape , so that you may be able to endure it .
Tsy nisy fakam - panahy nahatratra anareo izay tsy iraisan ' ny olombelona rehetra . Fa kosa , Andriamanitra dia mahatoky . Tsy hamela anareo ho alaim - panahy mihoatra izay zakanareo Izy . Miaraka amin ' ny fakam - panahy dia hanome anareo ny lalana hitsoahana ihany koa Izy , mba hafahanareo miaritra izany .
1CO 10:14     Alignment score: 0.351 → 0.357
Therefore , my beloved ones , run away from idolatry .
Noho izany , ry malalako , mandosira lavitry ny fanompoan - tsampy .
1CO 10:15     Alignment score: 0.243 → 0.242
I speak to you as people who have understanding , so you may judge what I say .
Miteny aminareo toy ny olona manan
- tsaina aho , mba hafahanareo mitsara izay lazaiko .
1CO 10:16     Alignment score: 0.44
The cup of blessing that we bless , is it not a sharing in the blood of Christ ? The bread that we break , is it not a sharing in the body of Christ ?
Ny kapoakan ' ny fisaorana izay isaorantsika , moa ve izany tsy fiombonana amin ' ny ràn'i
Kristy ? Ny mofo izay vakiantsika , moa ve izany tsy fiombonana amin ' ny vatan'i Kristy ?
1CO 10:17     Alignment score: 0.402
Because there is one loaf of bread , we who are many are one body . We all take of one loaf of bread together .
Satria iray ihany ny mofo , isika izay maro dia vatana iray . Isika rehetra dia mandray amin ' ny mofo iray ihany .
1CO 10:18     Alignment score: 0.259 → 0.261
Look at the Israel that is according to the flesh . Are not those who eat the sacrifices
participants in the altar ?
Jereo ireo vahoakan'Israely : moa ve ireo izay mihinana ireo fanatitra tsy mpandray anjara eo amin ' ny alitara ?
1CO 10:19     Alignment score: 0.248 → 0.25
What am I saying then ? That an idol is anything ? Or that food sacrificed to an idol is anything ?
Inona ary no ho lazaiko ? Hoe tsy misy dikany ve izany ny sampy ? Sa ny sakafo izay natao fanatitra tamin ' ny sampy no tsy misy dikany ?
1CO 10:20     Alignment score: 0.252 → 0.25
But I say about the things they sacrifice
, that they offer these things to demons and not to God . I do not want you to be participants with demons !
Fa miresaka momban ' ny zavatra izay ataon'ireo Jentilisa mpanompo sampy fanatitra aho , fa omen'izy ireo an'ireo demonia ireny zavatra ireny fa tsy an ' Andriamanitra . Tsy tiako ianareo ho mpiombona amin ' ny demonia !
1CO 10:21     Alignment score: 0.462
You can not drink the cup of the Lord and the cup of demons . You can not participate at the table of the Lord and the table of demons .
Tsy afaka misotro ny kapoakan ' ny Tompo sy ny kapoakan ' ny demonia ianareo . Tsy afaka miray eo amin ' ny latabatry
ny Tompo sy ny latabatr'ireo demonia ianareo .
1CO 10:22     Alignment score: 0.3
Or do we provoke the Lord to jealousy ? Are we stronger than he is ?
Sa manao izay mahasaro - piaro ny Tompo ve isika ? Mahery noho Izy ve isika ?
1CO 10:23     Alignment score: 0.316
" Everything is lawful , " but not everything is profitable . " Everything is lawful , " but not everything builds people up .
" Ny zavatra rehetra dia ara - dalàna , " fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa . " Ny zavatra rehetra dia ara - dalàna , " fa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso ny olona .
1CO 10:24     Alignment score: 0.38
No one should seek his own good . Instead , each one should seek the good of his neighbor .
Tsy misy tokony hitady ny tombontosoany manokana . Fa kosa , ny tsirairay dia tokony hitady ny tombotsoan ' ny namany .
1CO 10:25     Alignment score: 0.179 → 0.185
Eat everything sold in the market without asking questions
of conscience .
Afaka mihinana izay rehetra amidy eny an - tsena ianareo , fa aza manontany ny fieritreretana .
1CO 10:26     Alignment score: 0.411
For " the earth is the Lord 's , and the fullness of it . "
Fa " An ' ny Tompo ny tany , sy izay rehetra misy eo aminy . "
1CO 10:27     Alignment score: 0.278
If an unbeliever invites you to eat a meal , and you wish to go , eat whatever is set before you without asking questions of conscience .
Raha misy tsy mpino manasa anareo hisakafo , ka maniry ny handeha ianareo , dia hano izay rehetra mipetraka eo anoloanareo ka aza mametra - panontaniana ny amin ' ny fieritreretana .
1CO 10:28     Alignment score: 0.202 → 0.22
But if someone says to you , " This has been offered in sacrifice
, " then do not eat it , both for the sake of the one who informed you , and for the sake of conscience
Fa raha misy miteny aminao hoe : " Ity sakafo ity dia avy amin ' ny fanatitry ny mpanompo sampy , " dia aza mihinana izany . Izany dia ho an'ilay nampahafantatra anareo , sy ho an ' ny fieritreretana .
1CO 10:29     Alignment score: 0.28 → 0.338
the conscience of the other man , I mean , and not yours . For why should my freedom be judged by another 's conscience ?
Tsy miteny aho hoe ny fieritreretanao manokana , fa ny fieritreretan
' ny olon - kafa . Nahoana ny fahafahako no tokony ho tsarain ' ny fieritreretan ' ny hafa ?
1CO 10:30     Alignment score: 0.251 → 0.251
If I partake of the meal with gratitude , why am I being insulted for that for which I gave thanks ?
Raha mandray anjara amin ' ny sakafo am - pankasitrahana aho , nahoana no tevatevaina amin'izay nanomezako fisaorana ?
1CO 10:31     Alignment score: 0.284
Therefore , whether you eat or drink , or whatever you do , do all to the glory of God .
Noho izany , na mihinana na misotro ianareo , na inona na inona ataonareo , dia ataovy ho voninahitr
' Andriamanitra avokoa .
1CO 10:32     Alignment score: 0.372
Be blameless both to Jews and to Greeks , and to the church of God .
Aza manome fanafintohinana ny Jiosy na ny Grika , na ny fiangonan'Andriamanitra .
1CO 10:33     Alignment score: 0.264
In the same way I try to please all people in all things . I do not seek my benefit , but that of the many . I do this so that they may be saved .
Miezaka
ny hahafaly ny olon - drehetra amin ' ny zavatra rehetra aho . Tsy mitady ny tombontsoako aho , fa ny an ' ny maro . Ataoko izany mba ho voavonjy izy ireo .
1CO 10     Average alignment score: 0.335 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16