Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 16:1     Alignment score: 0.246
Now concerning the collection
for God 's holy people : as I instructed the churches of Galatia , so you are to do .
Ary mahakasika ny fanangonam - bola ho an'ireo mpino , araka ny nanoroako lalana ny fiangonan'i Galatia , dia toy izany koa no tokony ataonareo .


1CO 16:2     Alignment score: 0.265
On the first day of the week , each of you is to put something aside and store it up as he may prosper . Do this so that there will be no collections
when I come .
Amin ' ny andro voalohan ' ny herinandro , dia tokony hanokana zavatra ny tsirairay aminareo ary hitahiry izany araka izay vitanareo . Manaova izany mba tsy hisian ' ny fanangonam - bola rehefa tonga aho .
1CO 16:3     Alignment score: 0.326 → 0.322
When I arrive , to whomever you approve , I will give
letters of introduction to them and will send them with your gift to Jerusalem .
Rehefa tonga aho , na iza na iza ekenareo , dia alefako miaraka amin ' ny taratasy mba hanolorako ny fanatitrareo ho an'i Jerosalema .
1CO 16:4     Alignment score: 0.247
If it is appropriate for me to go also , they will go with me .
Raha toa ka mety amiko ihany koa ny mandeha , dia handeha hiaraka amiko izy ireo .
1CO 16:5     Alignment score: 0.569
But I will come
to you when I pass through Macedonia . For I will pass through Macedonia .
Fa ho avy any aminareo aho rehefa mandalo an'i Makedonia . Fa handalo an'i Makedonia aho .
1CO 16:6     Alignment score: 0.3
Perhaps I may stay with you or even spend the winter , so that you may help me on my way , wherever I go .
Mety afaka hijanona miaraka aminareo aho na mandritra
ny ririnina mihitsy aza , mba hahafahanareo manampy ahy amin ' ny diako , na aiza na aiza alehako .
1CO 16:7     Alignment score: 0.26
For I do not wish to see you now for only a passing visit . For I hope to spend more time with you , if the Lord permits .
Fa tsy maniry ny hahita anareo mandritra
ny fotoana fohy aho izao . Fa manantena ny hitoetra maharitraritra miaraka aminareo , raha avelan ' ny Tompo .
1CO 16:8     Alignment score: 0.351 → 0.58
But I will stay in Ephesus until Pentecost ,
Fa hijanona ao Efesaosy aho mandra - pahatongan ' ny Pentekosta
,
1CO 16:9     Alignment score: 0.327 → 0.358
for a wide door has opened for me , and there are many adversaries .
fa efa varavarana malalaka no nisokatra ho ahy , ary misy fahavalo maro .
1CO 16:10     Alignment score: 0.351 → 0.37
Now when Timothy comes , see that he is with you unafraid , for he is laboring at the work of the Lord , as I am doing .
Ary rehefa tonga Timoty , dia ezaho mba tsy hatahotra izy miaraka aminareo , fa manao ny asan ' ny Tompo izy , tahaka ny ataoko .
1CO 16:11     Alignment score: 0.306
Let no one despise him . Help him on his way in peace , so that he may come
to me . For I am expecting him to come along with the brothers .
Aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy . Ampio izy amin ' ny lalany amin ' ny fiadanana , mba hafahany mankeo amiko . Fa manantena azy mba ho tonga hiaraka amin'ireo rahalahy aho .
1CO 16:12     Alignment score: 0.366 → 0.38
Now concerning our brother Apollos , I strongly encouraged him to visit you with the brothers . But it was not at all his will that he come
now . However , he will come when the time is right .
Ary mahakasika an'i Apolosy rahalahintsika , dia nampirisika azy mafy aho mba hamangy anareo miaraka amin'ireo rahalahy . Fa mbola tsy vonona tanteraka ny ho avy izy izao . Na izany aza , ho tonga izy rehefa mety ny fotoana .
1CO 16:13     Alignment score: 0.432
Be watchful , stand fast in the faith , act like men , be strong .
Miambena , mijoroa
tsara amin ' ny finoana , miasà tahaka ny lehilahy , mahereza .
1CO 16:14     Alignment score: 0.189
Let all that you do be done in love .
Aoka ho atao am - pitiavana izay ataonao
rehetra .
1CO 16:15     Alignment score: 0.345 → 0.348
You know the household of Stephanas , that they were the firstfruits of Achaia , and that they have devoted themselves to the service of God 's holy people . Now I urge you , brothers ,
Fantatrareo ny ankohonan'i
Stefanasy , fa izy ireo no niova fo voalohany tao Asaia , ary izy ireo nametraka ny tenan'izy ireo ho amin ' ny fanompoana ireo mpino . Ary mamporisika anareo aho , ry rahalahy ,
1CO 16:16     Alignment score: 0.278
to be in submission to such people and to everyone who helps in the work and labors with us .
mba hanaiky ny olona toy izany sy amin ' ny olona rehetra izay manampy amin ' ny asa sy miasa miaraka aminay .
1CO 16:17     Alignment score: 0.285 → 0.43
I rejoice at the coming of Stephanas , Fortunatus , and Achaicus . They have made up for your absence .
Mifaly amin ' ny fahatongavan'i
Stefanasy , Fortinatasy , ary Akaiosy aho . Nameno ny tsy naha - teo anareo izy ireo .
1CO 16:18     Alignment score: 0.26
For they have refreshed my spirit and yours . So then , acknowledge people like them .
Fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo izy ireo . Ka noho izany , fantaro ny olona toy izany .
1CO 16:19     Alignment score: 0.278 → 0.401
The churches of Asia send
greetings to you . Aquila and Priscilla greet you in the Lord , with the church that is in their home .
Ireo fiangonan'i Asia dia manao veloma anareo . Akila sy Pritsila dia manao veloma anareo ao amin ' ny Tompo , miaraka amin ' ny fiangonana izay ao amin ' ny fonenan'izy ireo .
1CO 16:20     Alignment score: 0.481
All the brothers greet you . Greet one another with a holy kiss .
Ny rahalahy rehetra manao veloma anareo . Mifanaova veloma amin ' ny oroka masina .
1CO 16:21     Alignment score: 0.398
I , Paul , write this with my own hand .
Izaho , Paoly , manoratra ity amin ' ny tanako .
1CO 16:22     Alignment score: 0.389
If anyone does not love the Lord , may he be accursed
. Our Lord , come !
Raha misy olona tsy tia ny Tompo , enga anie mba ho voaozona izy . Ho tonga , ny Tompontsika !
1CO 16:23     Alignment score: 0.448 → 0.508
The grace of the Lord Jesus be with you .
Ho aminareo anie ny fahasoavan
' ny Jesosy Tompo .
1CO 16:24     Alignment score: 0.65
My love be with you all in Christ Jesus .
Ho aminareo rehetra ny fitiavako ao amin'i Jesosy Kristy .
1CO 16     Average alignment score: 0.356 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16