Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 11:1     Alignment score: 0.289 → 0.316
Be imitators of me , just as I am an imitator of Christ .
Alao tahaka aho , toa ahy mpaka tahaka an'i Kristy .


1CO 11:2     Alignment score: 0.239 → 0.251
Now I praise you because you remember me in everything . I praise you because you hold firmly to the traditions
just as I delivered them to you .
Ary midera anareo aho satria mahatsiaro ahy amin ' ny zavatra rehetra ianareo . Midera anareo aho satria mitazona mafy ny fombafomba araka izay nanolorako azy ireo teo aminareo ianareo .
1CO 11:3     Alignment score: 0.342
Now I want you to understand that Christ is the head of every man , that a man is the head of a woman
, and that God is the head of Christ .
Ary tiako ho azonareo fa Kristy no lohan ' ny lehilahy rehetra , fa ny lahy no lohan ' ny vavy , ary Andriamanitra no lohan'i Kristy .
1CO 11:4     Alignment score: 0.286
Any man who prays or prophesies with his head covered dishonors his head .
Ary manala voninahitra
ny lohany ireo lehilahy izay mivavaka na maminany ka misaron - doha .
1CO 11:5     Alignment score: 0.278
But any woman who prays or prophesies with her head uncovered dishonors her head . For it is the same thing as if her head were shaved .
Fa manala voninahitra
ny lohany ireo vehivavy izay mivavaka na maminany tsy misaron - doha . Fa tsy hafa ary mitovy amin ' ny hoe vehivavy manaratra ny lohany izany .
1CO 11:6     Alignment score: 0.404 → 0.405
For if a woman will not cover her head , she should cut her hair short . If it is disgraceful for a woman to have her hair cut off or for her to shave her head , let her cover her head .
Fa raha tsy misaron
- doha ny vehivavy , dia tokony tapahina ho fohy ny volony . Raha mahamenatra ny vehivavy ny manapaka ny volony na ny manaratra ny lohany , dia aoka izy hanarona ny lohany .
1CO 11:7     Alignment score: 0.395 → 0.436
For a man should not have his head covered , since he is the image and glory of God . But the woman is the glory of the man .
Fa tsy tokony hanarona ny lohany ny lehilahy , satria izy no sary sy voninahitr'Andriamanitra . Fa ny vehivavy dia voninahitry
ny lehilahy .
1CO 11:8     Alignment score: 0.442 → 0.444
For man was not made from woman . Instead , woman was made from man .
Fa ny lehilahy dia tsy natao avy tamin ' ny vehivavy . Fa kosa , ny vehivavy no natao avy tamin ' ny lehilahy .
1CO 11:9     Alignment score: 0.407
For neither was man created for woman . Instead , woman was created for man .
Fa tsy misy lehilahy noforonina ho an ' ny vehivavy . Fa kosa , ny vehivavy no noforonina ho an ' ny lehilahy .
1CO 11:10     Alignment score: 0.368
This is why the woman ought to have a symbol of authority on her head , because of the angels .
Izany no tokony hananan ' ny vehivavy ny mariky
ny fahefana eo amin ' ny lohany , noho ireo anjely .
1CO 11:11     Alignment score: 0.608
Nevertheless , in the Lord , the woman is not independent from the man , nor is the man independent from the woman .
Na izany aza , ao amin ' ny Tompo , tsy mahaleo - tena amin ' ny lehilahy ny vehivavy , na ny lehilahy mahaleo - tena amin ' ny vehivavy .
1CO 11:12     Alignment score: 0.329
For as the woman comes from the man , so does the man come
from the woman . And all things come from God .
Fa raha avy amin ' ny lehilahy ny vehivavy , dia ny lehilahy koa dia avy amin ' ny vehivavy . Ary avy amin'Andriamanitra ny zava - drehetra .
1CO 11:13     Alignment score: 0.315 → 0.317
Judge for yourselves : Is it proper for a woman to pray to God with her head uncovered ?
Tsarao ny tenanareo : Mety amin ' ny vehivavy ve ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron
- doha ?
1CO 11:14     Alignment score: 0.322
Does not even nature itself teach you that if a man has long hair , it is a dishonor for him ?
Tsy ny natiora mihitsy aza ve no mampianatra anareo fa raha ny lehilahy no lava volo , dia fahafaham - baraka ho azy izany ?
1CO 11:15     Alignment score: 0.359 → 0.373
Does not nature teach you that if a woman has long hair , it is her glory ? For her hair has been given to her as a covering .
Tsy mampianatra anareo ve ny natiora fa raha ny vehivavy no lava volo , dia voninahitra ho azy izany ? Fa nomena azy ny volony
mba hanaronana azy .
1CO 11:16     Alignment score: 0.287 → 0.286
But if anyone wants to argue about this , we do not have any other practice , nor do the churches of God .
Fa raha misy te - hiady hevitra amin'izany , dia tsy manana fampiharana hafa izahay , na ireo fiangonan'Andriamanitra .
1CO 11:17     Alignment score: 0.295 → 0.295
But in the following instructions , I do not praise you . For when you come
together , it is not for the better but for the worse .
Fa anatin’ireo torolalana manaraka , dia tsy midera anareo aho . Fa rehefa miara - tonga ianareo , dia tsy ho amin ' ny tsara izany fa ho amin ' ny ratsy indrindra .
1CO 11:18     Alignment score: 0.378 → 0.378
For in the first place , I hear that when you come
together in the church , there are divisions among you , and in part I believe it .
Fa tamin ' ny voalohany indrindra , dia reko fa rehefa miaraka miangona ao amin ' ny fiangonana ianareo , dia misy fizarazarana eo aminareo , ary mino izany amin ' ny ampahany aho .
1CO 11:19     Alignment score: 0.111
For there must also be factions among you , so that those who are approved may become
evident among you .
Fa tsy maintsy misy fitsitokotokoana eo aminareo , mba hankasitrahana eo aminareo ireo izay nekena .
1CO 11:20     Alignment score: 0.393
For when you come
together , it is not the Lord 's Supper that you eat .
Fa rehefa miangona ianareo , dia tsy ny Fanasan ' ny Tompo no hoaninareo .
1CO 11:21     Alignment score: 0.418
When you eat , each one eats his own food before the others have their meal . One is hungry , and another becomes drunk .
Rehefa mihinana ianareo , dia samy mihinana ny sakafony
manokana ny tsirairay alohan ' ny hisakafoan'ireo hafa . Noana ny iray , ary ny hafa lasa mamo .
1CO 11:22     Alignment score: 0.282 → 0.318
Do you not have houses to eat and to drink
in ? Do you despise the church of God and humiliate those who have nothing ? What should I say to you ? Should I praise you ? I will not praise you for this !
Tsy manana trano isakafoana sy isotroana ve ianareo ? Ho tsinontsiniavinareo ve ny fiangonan'Andriamanitra ka hahetrinareo izay tsy manana na inona na inona ? Inona no tokony ho teneniko aminareo ? Tokony hidera anareo ve aho ? Tsy hidera anareo amin'izany aho !
1CO 11:23     Alignment score: 0.486 → 0.497
For I received from the Lord what I also passed on to you , that the Lord Jesus , on the night when he was betrayed , took bread .
Fa noraisiko avy amin ' ny Tompo ihany koa izay ampitaiko anareo , fa Jesosy Tompo , tamin ' ny alina izay namadihana Azy , dia naka mofo .
1CO 11:24     Alignment score: 0.259
After he had given thanks , he broke it and said , " This is my body , which is for you . Do this to remember me . "
Rehefa avy nisaotra Izy , dia nanapaka izany ary niteny hoe : " Ity ny vatako , izay ho anareo . Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy . "
1CO 11:25     Alignment score: 0.3
In the same way he took the cup after supper , and he said , " This cup is the new covenant in my blood . Do this as often as you drink it , to remember me . "
Mitovy amin'izay
koa dia noraisiny ny kapoaka rehefa avy nisakafo hariva , ary niteny Izy hoe : " Ity kapoaka ity no fanekena vaovao ao amin ' ny ràko . Ataovy izao na oviana na oviana ianareo no misotro , ho fahatsiarovana Ahy . "
1CO 11:26     Alignment score: 0.361 → 0.388
For every time you eat this bread and drink
this cup , you proclaim the Lord 's death until he comes .
Amin ' ny fotoana rehetra izay hinananareo ity mofo ity sy hisotronareo amin'ity kapoaka ity , dia manambara ny fahafatesan ' ny Tompo mandra - piaviny ianareo .
1CO 11:27     Alignment score: 0.556
Whoever , therefore , eats the bread or drinks the cup of the Lord in an unworthy manner will be guilty of the body and the blood of the Lord .
Na iza na iza , noho izany , mihinana ny mofo na misotro amin ' ny kapoakan ' ny Tompo amin ' ny fomba tsy mendrika , dia ho meloka ny amin ' ny vatana sy ny ràn ' ny Tompo .
1CO 11:28     Alignment score: 0.431
Let a person examine himself first , and in this way let him eat of the bread and drink of the cup .
Aoka handinika ny tenany aloha ny olona , ary amin'izany dia aoka hihinana ny mofo ary hisotro amin ' ny kapoaka izy .
1CO 11:29     Alignment score: 0.44
For he who eats and drinks without discerning the body eats and drinks judgment to himself .
Fa izy izay mihinana sy misotro ka tsy mahafantatra ny vatana , dia mihinana sy misotro fitsarana ho an ' ny tenany .
1CO 11:30     Alignment score: 0.272 → 0.278
That is why many among you are weak and ill , and some of you have fallen asleep
.
Izany no mahatonga ny maro aminareo ho osa sy marary , ary ny sasany aminareo ho faty .
1CO 11:31     Alignment score: 0.263
But if we examine ourselves , we will not be judged .
Fa raha mandinin - tena isika , dia tsy ho tsaraina .
1CO 11:32     Alignment score: 0.394
But when we are judged by the Lord , we are disciplined , so that we may not be condemned along with the world .
Fa rehefa voatsaran ' ny Tompo isika , dia mpanara - dalàna , mba tsy ho voaheloka miaraka amin'izao tontolo izao .
1CO 11:33     Alignment score: 0.369 → 0.408
Therefore , my brothers , when you come
together to eat , wait for one another .
Noho izany , ry rahalahiko , rehefa miangona mba hihinana ianareo , dia mifampiandrasa .
1CO 11:34     Alignment score: 0.417
If anyone is hungry , let him eat at home , so that when you come
together it will not be for judgment . And about the other things you wrote , I will give instructions when I come .
Raha misy olona iray noana , aoka izy hihinana any an - trano , amin'izay rehefa miangona ianareo dia tsy ho amin ' ny fitsarana izany . Ary mahakasika ireo zavatra hafa izay nosoratanareo , dia hanome toro - lalana aho rehefa tonga .
1CO 11     Average alignment score: 0.367 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16