Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 7:1     Alignment score: 0.365
Now concerning the issues you wrote about : " It is good for a man not to touch a woman . "
Ary mahakasika ireo olana
izay nosoratanareo momban ' ny hoe : " Tsara ho an ' ny lehilahy ny tsy mikasika vehivavy . "


1CO 7:2     Alignment score: 0.312 → 0.351
But because of temptations
for many immoral acts , each man should have his own wife , and each woman should have her own husband .
Nefa noho ireo fakam - panahy amin ' ny fahavetavetana maro isan - karazany , dia tokony hanana ny vadiny manokana avy ny lehilahy tsirairay , ary ny vehivavy tsirairay dia tokony hanana ny vadiny manokana avy .
1CO 7:3     Alignment score: 0.176 → 0.176
The husband should fulfill his duty to have sexual relations with his wife , and in the same way the wife to her husband .
Ny lehilahy dia tokony hanome ireo zo ara - panambadiana ho an ' ny vadiny , ary toy izany koa ny vehivavy ho an ' ny vadiny .
1CO 7:4     Alignment score: 0.335
It is not the wife who has authority over her own body , it is the husband . In the same way , the husband does not have authority over his own body , but the wife does .
Tsy ny vehivavy no manana fahefana amin ' ny vatany
manokana , fa ny vadiny . Toy izany koa , tsy ny lehilahy no manana fahefana amin ' ny vatany manokana , fa ny vadiny no manana .
1CO 7:5     Alignment score: 0.271 → 0.271
Do not deprive each other , except by mutual agreement and for a specific period of time . Do this so that you may devote yourselves to prayer . Then you should come
together again , so that Satan may not tempt you because of your lack of self - control .
Aza mifanakatsakana ianareo tsirairay , afa - tsy amin ' ny fifanarahana nifanaovana ary amin ' ny fotoana voatokana . Ataovy izany mba hafahanareo manokan - tena amin ' ny vavaka . Avy eo dia tokony hiara - hatory indray ianareo , mba tsy hafahan ' ny Satana maka fanahy anareo nohon ' ny tsy fanananareo fifehezan - tena .
1CO 7:6     Alignment score: 0.158
But I say these
things to you as a concession and not as a command .
Kanefa izaho dia milaza ireo zavatra ireo aminareo am - pahalalahana fa tsy didy akory .
1CO 7:7     Alignment score: 0.208 → 0.218
I wish that everyone were as I am . But each one has his own gift from God . One has this kind of gift , and another that kind .
Iriko
ny olona rehetra ho toa ahy . Fa ny tsirairay dia samy manana ny fanomezam - pahasoavany manokana avy amin'Andriamanitra . Ny iray manana ity karazam - panomezam - pahasoavana ity , ary ny iray hafa manana karazany hafa koa .
1CO 7:8     Alignment score: 0.282
To the unmarried and to widows I say that it is good for them if they remain unmarried , as I am .
Ho an'ireo izay tsy manambady sy ireo mpitondratena dia miteny aho fa tsara ho azy ireo raha mijanona tsy manambady izy ireo , tahaka ahy .
1CO 7:9     Alignment score: 0.241 → 0.241
But if they can not exercise self - control , they should marry . For it is better for them to marry than to burn with passion .
Kanefa izy ireo raha tsy afaka mamehy tena , dia tokony hanambady . Satria tsara kokoa ho azy ireo ny manambady toy izay ampirehetin ' ny filàna
ara - nofo .
1CO 7:10     Alignment score: 0.289
Now to the married I give this command not I , but the Lord the wife should not separate from her husband
Ary ho an'ireo izay manambady dia manome izao didy izao aho tsy izaho , fa ny Tompo ny vehivavy dia tsy tokony hisaraka amin ' ny vadiny ,
1CO 7:11     Alignment score: 0.321 → 0.321
( but if she does separate from her husband , she should remain unmarried or else be reconciled to her husband ) , and the husband should not divorce his wife .
( fa raha toa izy ka misaraka amin ' ny vadiny , dia tokony hijanona tsy hanambady na koa miverina
mihavana amin ' ny vadiny ) ary ny lehilahy dia tsy tokony hisaraka amin ' ny vadiny .
1CO 7:12     Alignment score: 0.315 → 0.316
But to the rest I say I , not the Lord that if any brother has a wife who is an unbeliever , and if she is content to live with him , he should not divorce her .
Fa ho an ' ny sisa dia milaza aho izaho , fa tsy ny Tompo hoe raha misy rahalahy iray manana vady tsy mpino , ary raha mahafaly azy ny miara - miaina aminy , dia tsy tokony hisaraka amin ' ny vadiny izy .
1CO 7:13     Alignment score: 0.283 → 0.288
If a woman has an unbelieving husband , and if he is content to live with her , she should not divorce him .
Raha ny vehivavy iray no manana vady tsy mpino , ary raha mahafaly azy ny miara - miaina aminy , dia tsy tokony hisaraka amin ' ny vadiny
izy .
1CO 7:14     Alignment score: 0.265 → 0.273
For the unbelieving husband is set apart because of his wife , and the unbelieving wife is set apart because of the brother . Otherwise your children would be unclean , but actually they are set apart .
Satria ny lehilahy tsy mpino dia natokana noho ny amin ' ny vadiny , ary ny vehivahy tsy mpino dia natokana nohon ' ny amin ' ny rahalahy . Fa raha tsy izany dia ho maloto ny zanakareo , nefa raha ny marina dia efa voatokana izy ireo .
1CO 7:15     Alignment score: 0.264 → 0.261
But if the unbeliever departs , let him go . In such cases , the brother or sister is not bound
to their vows . God has called us to live in peace .
Fa raha ny vady tsy kristianina no mandao , avelao izy andeha . Amin ' ny toe - javatra toy izany , ny rahalahy na ny rahavavy dia tsy voafatotr'ireo voadin'izy ireo . Andriamanitra dia niantso antsika mba hiaina am - piadanana .
1CO 7:16     Alignment score: 0.391
For how do you know
, woman , whether you will save your husband ? Or how do you know , man , whether you will save your wife ?
Fa amin ' ny fomba ahoana no ahalalanao , ry vehivavy , raha ho voavonjinao ny vadinao ? Na amin ' ny fomba ahoana no ahalalanao , ry lehilahy , raha ho voavonjinao ny vadinao ?
1CO 7:17     Alignment score: 0.232 → 0.257
However , as the Lord has given each one his portion , let each one walk as God has called him . This is my rule in all the churches .
Fa avelao fotsiny ny tsirairay avy hiaina ny fiainana izay efa nanendren ' ny Tompo azy , ary araka ny efa niantsoan'Andriamanitra azy . Io no fitsipiko
ao amin ' ny fiangonana rehetra .
1CO 7:18     Alignment score: 0.44 → 0.457
Was anyone circumcised when he was called to believe ? He should not try to appear uncircumcised . Was anyone uncircumcised when he was called to faith ? He should not be circumcised .
Efa voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina mba hino ? Izy dia tsy tokony hiezaka ny hisehoseho tahaka ny tsy voafora . Tsy voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina ho amin ' ny finoana ? Tsy tokony ho foraina izy .
1CO 7:19     Alignment score: 0.15 → 0.149
For it is neither circumcision nor uncircumcision that matters . What matters is obeying the commandments of God .
Satria tsy ny famorana na ny tsy famorana no zava - dehibe . Ny zava - dehibe dia ny fankatoavana ireo didin'Andriamanitra .
1CO 7:20     Alignment score: 0.455
Each one should remain in the calling he was in when God called him to believe .
Ny tsirairay avy dia tokony hijanona amin ' ny fiantsoana izay nisy azy rehefa nantsoin'Andriamanitra mba hino izy .
1CO 7:21     Alignment score: 0.233
Were you a slave when God called you ? Do not be concerned about it . But if you can become
free , take advantage of it .
Andevo ve ianao fony Andriamanitra niantso anao ? Aza miahiahy ny amin'izany . Fa raha mety ho afaka ianao , dia araraoty izany .
1CO 7:22     Alignment score: 0.367
For someone who is called by the Lord as a slave is the Lord 's freeman . In the same way , the one who was free when he was called to believe is Christ 's slave .
Satria ny olona iray izay nantsoin
' ny Tompo ho andevo dia olona afaky ny Tompo . Toy izany koa ny olona izay afaka fony izy nantsoina mba hino dia andevon'i Kristy .
1CO 7:23     Alignment score: 0.297 → 0.302
You have been bought with a price , so do not become slaves of men .
Ianareo dia voavidy , noho izany dia aza tonga toy ireo andevon ' ny olona .
1CO 7:24     Alignment score: 0.236
Brothers , in whatever situation he was in when he was called , let each one remain with God in that .
Ry rahalahy , na inona na inona fiainana nisy antsika tsirairay fony isika nantsoina mba hino , dia aoka isika hijanona ho toy izany .
1CO 7:25     Alignment score: 0.325 → 0.325
Now concerning virgins , I have no commandment
from the Lord . But I give my opinion as one who , by the Lord 's mercy , is trustworthy .
Ary mahakasika ireo izay tsy nanambady mihitsy , izaho dia tsy manana didy avy any amin ' ny Tompo . Nefa izaho dia manome ny hevitro tahaka ny iray izay , amin ' ny alalan ' ny famindram - pon ' ny Tompo , dia mendri - pitokisana .
1CO 7:26     Alignment score: 0.302
Therefore , I think that because of the disaster that is coming , it is good for a man to remain as he is .
Noho izany , mieritreritra aho fa nohon ' ny loza izay ho avy , dia tsara ho an ' ny lehilahy ny mijanona amin ' ny maha
izy azy .
1CO 7:27     Alignment score: 0.198
Are you bound to a wife ? Do not seek a divorce . If you are free of a wife , do not seek a wife .
Voafatotra amin ' ny vehivavy ve ianareo ? Aza mitady ny ho afaka aminy . Afaka amin ' ny vadinao
ve ianao ? Aza mitady vady . Nefa raha manambady ianareo , dia tsy nanota .
1CO 7:28     Alignment score: 0.226 → 0.242
But if you do marry , you have not sinned , and if a virgin marries , she has not sinned . But those
who do will have many kinds of fleshly trouble , and I want to spare you from this .
Raha ny vehivavy tsy manambady no manambady , dia tsy nanota izy . Nefa ireo izay manambady dia hanana karazan'olana maro raha mbola velona , ary izaho dia te hanala anareo amin'izany .
1CO 7:29     Alignment score: 0.262 → 0.276
But this I say , brothers : The time is short . From now on , let those
who have wives live as though they had none .
Fa izao no lazaiko , ry rahalahy : Fohy ny fotoana . Manomboka izao , aleo ireo izay efa manam - bady hiaina ho tahaka ny tsy manana .
1CO 7:30     Alignment score: 0.27
Those
who weep should act as though they were not weeping , and those who rejoice as though they were not rejoicing , and those who buy as though they did not possess anything ,
Ireo izay mitomany dia tokony hanao ho tahaka ny tsy mitomany , ireo izay mifaly ho tahaka ny tsy mifaly , ary ireo izay mividy ho tahaka ny tsy manana na inona na inona ;
1CO 7:31     Alignment score: 0.303
and those
who use the world should not act as though they are using it to the full . For the world in its present form is coming to an end .
ary ireo izay mampiasa izao tontolo izao dia tsy tokony hanao tahaka ny mampiasa izany tanteraka . Satria izao tontolo izao amin ' ny endriny ankehitriny dia ho tonga amin ' ny fiafarana .
1CO 7:32     Alignment score: 0.309
I would like you to be free from worries . The unmarried man is concerned about the things of the Lord , how to please him .
Tiako ianareo ho afaka amin'ireo ahiahy . Ny lehilahy tsy manambady dia miahiahy ny amin ' ny ireo zavatry
ny Tompo , ny amin ' ny fomba hampifaliana Azy .
1CO 7:33     Alignment score: 0.406
But the married man is concerned about the things of the world , how to please his wife
Fa ny lehilahy manambady dia miahiahy ny amin ' ny zavatr'izao tontolo izao , ny amin ' ny fomba hampifaliana ny vadiny
1CO 7:34     Alignment score: 0.428 → 0.427
he is divided . The unmarried woman or the virgin is concerned about the things of the Lord , how to be set apart in body and in spirit . But the married woman is concerned about the things of the world , how to please her husband .
mizarazara izy . Ny vehivavy tsy manambady na virijiny dia miahiahy ny amin ' ny zavatry
ny Tompo , ny amin ' ny fomba hanokanana amin ' ny tena sy ny fanahy . Fa ny vehivavy manambady dia miahiahy ny amin ' ny zavatr'izao tontolo izao , ny amin ' ny fomba hampifaliana ny vadiny .
1CO 7:35     Alignment score: 0.225 → 0.226
I say this for your own benefit , and not to put any constraint on you . I say this for what is right , so that you may be devoted to the Lord without any distraction .
Lazaiko izany ho an ' ny tombotsoanareo manokana , fa tsy hametraka izay rehetra sakantsakana eo aminareo . Milaza izany aho noho izay marina , amin'izay ianareo mba hanolo - tena ho an ' ny Tompo tsy misy fanelingelenana .
1CO 7:36     Alignment score: 0.244 → 0.246
But if anyone thinks that he is not treating his virgin with respect if she is beyond the age of marriage and it must be so he should do what he wants . He is not sinning . They should marry .
Nefa raha misy olona iray mihevitra fa tsy mitondra ny fofom - badiny
am - panajana raha mihoatra ny taonan ' ny fanambadiana ilay vehivavy ary tsy maintsy toy izany dia tokony hanao izay tiany izy . Tsy manota izy . Tokony hivady izy ireo .
1CO 7:37     Alignment score: 0.277 → 0.278
But if he is standing firm in his heart , if he is not under pressure but can control his own will , and if he has decided in his own heart to do this , to keep his own a virgin , he will do well .
Nefa raha nikasa tsara tao am - pony izy , raha toa ka tsy ambany faneriterena fa afaka mifehy ny sitrapony manokana , ary raha nanapa - kevitra tao am - pony izy ny hanao izany , mba hitazomana ny fofombadiny ho virijiny , dia tsara ny ataony .
1CO 7:38     Alignment score: 0.336
So the one who marries his virgin does well , and the one who chooses not to marry will do even better .
Koa izay manambady ny fofombadiny dia manao ny tsara , ary izay misafidy ny tsy hanambady dia hanao ny tsaratsara kokoa aza .
1CO 7:39     Alignment score: 0.351
A woman is bound to her husband while he lives . But if her husband dies , she is free to marry anyone she wishes , but only in the Lord .
Ny vehivavy dia voafatotry
ny vadiny raha mbola velona ralehilahy . Fa raha maty ny vadiny , dia malalaka tsara izy ny hanambady izay tiany ho vadiana , nefa ao amin ' ny Tompo ihany .
1CO 7:40     Alignment score: 0.221 → 0.221
Yet in my judgment she would be happier if she lives as she is . And I think that I also have the Spirit of God .
Nefa amin ' ny fitsarako dia tokony ho faly kokoa izy raha miaina amin'izao ihany . Ary heveriko fa izaho ihany koa dia manana ny Fanahin ' Andriamanitra .
1CO 7     Average alignment score: 0.295 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16