Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 14:1     Alignment score: 0.329 → 0.326
Pursue love and be zealous for spiritual gifts , especially that you may prophesy .
Mitadiava fitiavana ary manàna zotom - po amin'ireo fanomezam - panahy , indrindra fa ny mba haminanianareo .


1CO 14:2     Alignment score: 0.273
For the one who speaks in a tongue does not speak to people but to God . For no one understands
him because he speaks mysteries in the Spirit .
Fa izay miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra dia tsy miresaka amin ' ny olona fa amin ' Andriamanitra . Fa tsy misy mahazo azy satria miresaka zava - miafina ao amin ' ny Fanahy izy .
1CO 14:3     Alignment score: 0.279
But the one who prophesies speaks to people to build
them up , to exhort them , and to comfort them .
Fa izay maminany dia miresaka amin ' ny olona mba ho fampiorenana azy ireo , ho fampirisihana azy ireo , ary fampiononana azy ireo .
1CO 14:4     Alignment score: 0.349
The one who speaks in a tongue builds up himself , but the one who prophesies builds up the church .
Izay miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra dia manorina ny tenany , fa izay maminany dia manorina ny fiangonana .
1CO 14:5     Alignment score: 0.324 → 0.341
Now I wish that you all spoke in tongues . But even more than that , I wish that you would prophesy . The one who prophesies is greater than the one who speaks in tongues ( unless someone interprets so that the church may receive edification ) .
Ankehitriny dia maniry anareo rehetra hiteny amin ' ny fiteny tsy fantatra aho . Fa mbola mihoatra noho izany aza , maniry Aho ny haminanianareo . Izay maminany dia lehibe kokoa noho izay miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra ( raha tsy hoe misy olona iray mandika teny
ka mba mety hiorenan ' ny fiangonana ) .
1CO 14:6     Alignment score: 0.349 → 0.349
But now , brothers , if I come
to you speaking in tongues , how will I benefit you ? I can not , unless I speak to you with revelation , or knowledge , or prophecy , or teaching .
Fa ankehitriny , ry rahalahy , raha tonga eo aminareo amin ' ny fiteny tsy fantatra aho , inona no tombon - tsoa omeko anareo amin'izany ? Tsy afaka aho , raha tsy hoe miresaka aminareo amin ' ny fanambarana , na fahalalana , na faminaniana , na fampianarana .
1CO 14:7     Alignment score: 0.223 → 0.226
In the same way , when lifeless instruments are producing sounds like the flute or the harp if they do not produce different tones , how will anyone know
what tune the flute or harp is playing ?
Raha mamoaka feo ireo zava - maneno tsy manan'aina tahaka ny sodina na lokanga ary tsy mamoaka lantom - peo samihafa ireo , ahoana no hahafantaran ' ny olona izay melodia avoakan ' ny sodina na ny lokanga ?
1CO 14:8     Alignment score: 0.233 → 0.263
For if the trumpet is played with an uncertain sound , how will anyone know
when it is time to prepare for battle ?
Fa raha manao feo hafahafa ny trompetra , ahoana no hahafantaran ' ny olona rehefa fotoana hiomanana amin ' ny ady ?
1CO 14:9     Alignment score: 0.154 → 0.158
It is the same way for you with the tongue . If you utter speech that is not clear , how will what is said be understood ? You will be speaking into the air .
Ka toy izany ihany koa ny aminareo . Raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo , ahoana no hahafantaran ' ny olona
izay nolazainareo ? Hiteny ianareo , ary tsy hisy hahazo anareo .
1CO 14:10     Alignment score: 0.243
There are doubtless many kinds of languages
in the world , and none is without meaning .
Misy fiteny maro samihafa eto amin'izao tontolo izao , ary tsy misy amin'ireny no tsy misy dikany .
1CO 14:11     Alignment score: 0.339 → 0.34
But if I do not know the meaning of a language , I will be a foreigner to the speaker , and the speaker will be a foreigner to me .
Fa raha tsy mahafantatra ny dikan
' ny fiteny iray aho , dia ho vahiny amin'izay miteny , ary izay miteny ho vahiny amiko .
1CO 14:12     Alignment score: 0.181 → 0.166
So it is with you . Since you are eager for the manifestations of the Spirit , seek for the edification of the church so that you might abound .
Tahaka izany ihany koa ny aminareo . Satria maniry fatrara ny fihetsehan ' ny Fanahy ianareo , dia manàna zotom - po mba hiroborobo amin ' ny fanorenana ny fiangonana .
1CO 14:13     Alignment score: 0.284
So the one who speaks in a tongue should pray that he may interpret .
Noho izany izay miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra dia tokony hivavaka mba hafahany mandika teny
.
1CO 14:14     Alignment score: 0.292
For if I pray in a tongue , my spirit prays , but my mind is unfruitful .
Fa raha mivavaka amin ' ny fiteny tsy fantatra Aho , dia mivavaka ny fanahiko , fa ny saiko tsy mamoa .
1CO 14:15     Alignment score: 0.377
What am I to do ? I will pray with my spirit , but I will also pray with my mind . I will sing with my spirit , and I will also sing with my mind .
Inona no tokony ho ataoko ? Hivavaka amin ' ny Fanahiko aho , fa hivavaka amin ' ny saiko ihany koa . Hihira miaraka amin ' ny Fanahiko aho , ary hihira miaraka amin ' ny saiko ihany koa .
1CO 14:16     Alignment score: 0.349 → 0.347
Otherwise , if you bless God with the spirit , how will the outsider say " Amen " when you are giving thanks if he does not know what you are saying ?
Raha tsy izany , raha midera an'Andriamanitra miaraka amin ' ny Fanahy iananareo , ahoana no hitenenan ' ny vahiny hoe " Amena " rehefa manome fisaorana ianao raha toa ka tsy fantany izay lazainao
.
1CO 14:17     Alignment score: 0.192 → 0.215
For you certainly give thanks well enough , but the other person is not built up .
Fa ianao dia tena manome fisaorana tsara ihany , fa ny olon
- kafa tsy miorina .
1CO 14:18     Alignment score: 0.315
I thank God that I speak in tongues more than all of you .
Misaotra an'Andriamanitra aho fa miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra .
1CO 14:19     Alignment score: 0.186 → 0.185
But in the church I would rather speak five words with my understanding so that I might instruct others , than ten thousand words in a tongue .
Saingy any am - piangonana dia aleoko miteny teny dimy araka ny fahazoako mba hafahako mampianatra ireo hafa , toy izay teny iray alina amin ' ny fiteny tsy fantatra .
1CO 14:20     Alignment score: 0.294 → 0.297
Brothers , do not be children in your thinking . Rather , in regard to evil , be like infants . But in your thinking be mature .
Ry rahalahy , aza mba zaza amin ' ny fihevitrareo . Fa kosa , raha amin ' ny ratsy , dia manaova tahaka ny zaza . Fa amin ' ny fihevitrareo dia aoka ho matotra ianareo .
1CO 14:21     Alignment score: 0.401
In the law it is written , " By men of strange tongues and by the lips of strangers I will speak to this people . Even then they will not hear me , " says the Lord .
Ao amin ' ny lalàna dia voasoratra hoe : " Amin ' ny alalan ' ny olona hafa fiteny sy amin ' ny alalan ' ny molotry
ny vahiny dia hiresaka amin'ireto olona ireto Aho . Na dia tsy handre Ahy aza izy ireo , " hoy ny Tompo .
1CO 14:22     Alignment score: 0.432
So then , tongues are a sign , not to believers , but to unbelievers . But prophecy is for a sign , not for unbelievers , but for believers .
Noho izany ireo fiteny tsy fantatra dia famantarana , tsy amin'ireo mpino , fa amin'ireo tsy mpino . Fa ny faminaniana kosa dia ho famantarana , tsy ho an'ireo tsy mpino , fa ho an'ireo mpino .
1CO 14:23     Alignment score: 0.232 → 0.238
If , therefore , the whole church comes together and all speak in tongues , and outsiders and unbelievers come
in , would they not say that you are insane ?
Noho izany , raha toa ka , miara - miangona ny fiangonana rehetra ary miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra avokoa , ary miditra ireo vahiny sy tsy mpino , tsy ho lazain'izy ireo fa adala ve ianareo ?
1CO 14:24     Alignment score: 0.264 → 0.273
But if you all were prophesying and an unbeliever or an outsider came in , he would be convicted by all he hears . He would be judged by all that is said .
Fa raha naminany avokoa ianareo rehetra ka nisy tsy mpino na vahiny niditra , dia ho resy lahatra amin'izay
rehetra henony izy . Ho tsaraina amin ' ny alalan'izay rehetra voalaza izy .
1CO 14:25     Alignment score: 0.192 → 0.193
The secrets of his heart would be revealed . As a result , he would fall
on his face and worship God . He would declare that God is really among you .
Ho ambara ny tsiambaratelo ao am - pony . Vokatr'izany , hiankohoka izy ary hitsaoka an'Andriamanitra . Hanambara izy fa tena eo aminareo Andriamanitra .
1CO 14:26     Alignment score: 0.281 → 0.308
What is next then , brothers ? When you come
together , each one has a psalm , a teaching , a revelation , a tongue , or an interpretation . Do everything so that you build up the church .
Inona izany no manaraka , ry rahalahy ? Rehefa tafaray ianareo , ny tsirairay dia manana salamo , fampianarana , fanambarana , fiteny tsy fantatra , na fandikan - teny . Ataovy ny zava - drehetra mba hanorenanareo ny fiangonana .
1CO 14:27     Alignment score: 0.313
If anyone speaks in a tongue , let there be two or at most three , and each one in turn , and then someone should interpret what is said .
Raha misy miteny amin ' ny fiteny tsy fantatra , avelao hisy roa na farafahabetsany telo eo , ary mandeha tsirairay , avy eo dia tokony hisy anankiray handika ny teny
izay voalaza .
1CO 14:28     Alignment score: 0.346
But if there is no one to interpret , let each of them keep silent in the church . Let each one speak to himself alone and to God .
Fa raha tsy misy mpandika teny
, avelao ny tsirairay amin'izy ireo hitazona fahanginana ao am - piangonana . Avelao ny tsirairay hiresaka mitokana amin ' ny tenany sy amin'Andriamanitra .
1CO 14:29     Alignment score: 0.45
Let two or three prophets speak , and let the others listen with discernment to what is said .
Avelao hiteny ny mpaminany roa na telo , ary avelao ireo hafa hihaino amin ' ny fahaiza - manavaka izay voalaza .
1CO 14:30     Alignment score: 0.237 → 0.236
But if there is a revelation to one who is sitting , let the first be silent .
Fa raha misy fahitana omena izay mipetraka eo amin ' ny fanompoana , avelao hangina ilay iray izay niteny .
1CO 14:31     Alignment score: 0.355
For each of you can prophesy one by one so that each one may learn and all may be exhorted .
Fa ny tsirairay aminareo dia afaka mifandimby maminany
mba hafahan ' ny tsirairay mianatra ary mba hahery ny rehetra .
1CO 14:32     Alignment score: 0.269 → 0.27
For the spirits of the prophets are subject to the prophets .
Fa ny fanahin'ireo mpaminany dia eo ambanin ' ny fanaraha - mason'ireo mpaminany .
1CO 14:33     Alignment score: 0.285 → 0.318
For God is not a God of confusion , but of peace . This is the rule in all the churches of God 's holy people .
Fa Andriamanitra dia tsy Andriamanitry ny fikorontanana , fa ny fiadanana . Izany no fitsipika ho an'ireo fiangonan'ireo mpino rehetra .
1CO 14:34     Alignment score: 0.355 → 0.379
The women
should keep silent in the churches . For they are not permitted to speak . Instead , they should be in submission , as also the law says .
Ny vehivavy dia tokony hitazona fahanginana ao am - piangonana . Satria tsy mahazo alalana hiteny izy ireo . Fa kosa , tokony hanaiky izy ireo , tahaka ny ambaran ' ny lalàna .
1CO 14:35     Alignment score: 0.253 → 0.258
If there is anything they desire to learn , let them ask their husbands at home . For it is disgraceful for a woman to speak in the church .
Raha misy irian'izy ireo hianarana , avelao hanontany ny vadiny any an - trano izy ireo . Fa mahamenatra ho an ' ny vehivavy ny miteny ao am - piangonana .
1CO 14:36     Alignment score: 0.181 → 0.182
Did the word of God come
from you ? Are you the only ones it has reached ?
Avy aminareo ve no niavian ' ny tenin'Andriamanitra ? Ianareo irery ve no voakasik'izany ?
1CO 14:37     Alignment score: 0.431 → 0.431
If anyone thinks himself to be a prophet or spiritual , he should acknowledge that the things I write to you are a command of the Lord .
Raha misy mieritreritra ny tenany ho mpaminany na ara - panahy , dia tokony hanaiky izy fa ireo zavatra izay soratako aminareo dia didin
' ny Tompo .
1CO 14:38     Alignment score: 0.207
But if anyone does not recognize this , let him not be recognized .
Fa raha misy tsy manaiky izany , dia aleo izy tsy ho ekena .
1CO 14:39     Alignment score: 0.23
So then , brothers , earnestly desire to prophesy , and do not forbid anyone from speaking in tongues .
Koa amin'izany , ry rahalahy , maniria fatratra ny haminany , ary aza mandrara an'iza
na iza hiteny amin ' ny fiteny tsy fantatra .
1CO 14:40     Alignment score: 0.177 → 0.177
But let all things be done properly and in order .
Fa avelao ny zava - drehetra atao araka ny tokony ho izy sy am - pilaminana .
1CO 14     Average alignment score: 0.297 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16