Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 9:1     Alignment score: 0.437
Am I not free ? Am I not an apostle ? Have I not seen Jesus our Lord ? Are you not my work in the Lord ?
Tsy olona
afaka ve aho ? Tsy apostoly ve aho ? Tsy nahita an'i Jesosy Tompontsika ve aho ? Tsy asako ao amin ' ny Tompo ve ianareo ?


1CO 9:2     Alignment score: 0.378 → 0.382
If I am not an apostle to others , at least I am to you . For you are the seal of my apostleship in the Lord .
Raha tsy apostoly ho an ' ny hafa aho , dia farafaharatsiny Apostoly ho anareo . Fa ianareo no porofo amin ' ny maha - apostoly ahy ao amin ' ny Tompo .
1CO 9:3     Alignment score: 0.241
This is my defense to those who examine me :
Izao no fiarovako amin'ireo izay manadihady ahy :
1CO 9:4     Alignment score: 0.327 → 0.367
Do we not have the right to eat and drink ?
Moa ve izahay tsy mahazo alalana ny hihinana sy hisotro ?
1CO 9:5     Alignment score: 0.318 → 0.354
Do we not have the right to take along a wife who is a believer
, as do the rest of the apostles , and the brothers of the Lord , and Cephas ?
Moa ve izahay tsy mahazo mitondra vady izay mpino , tahaka ny ataon'ireo apostoly sasany , sy ireo rahalahin ' ny Tompo , ary Kefasy ?
1CO 9:6     Alignment score: 0.294 → 0.296
Or do only I and Barnabas not have the right to not work at a trade ?
Sa Barnabasy sy izaho irery no tsy maintsy miasa ?
1CO 9:7     Alignment score: 0.284 → 0.295
Who serves as a soldier at his own expense ? Who plants a vineyard and does not eat its fruit ? Or who shepherds a flock and does not drink milk from it ?
Iza no manao fanompoana miaramila amin ' ny fandaniany manokana ? Iza no mamboly voaloboka ary tsy mihinana ny voany ? Na iza no miandry ondry ka tsy misotro ny ronono avy amin'izany ?
1CO 9:8     Alignment score: 0.327 → 0.328
Do I say these
things based on human authority ? Does not the law also say this ?
Moa ve izaho milaza ireo zavatra ireo mifototra amin ' ny fahefan ' ny olombelona ? Tsy milaza izany koa ve ny lalàna ?
1CO 9:9     Alignment score: 0.364 → 0.365
For it is written in the law of Moses , " Do not put a muzzle on an ox when it is threshing the grain . " Is it really the oxen that God cares about ?
Fa izany dia efa voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Mosesy hoe : " Aza asiana fehi - vava ny omby rehefa miely voa izy . " Tena ilay omby tokoa ve no hiahian'Andriamanitra ?
1CO 9:10     Alignment score: 0.336 → 0.346
Is he not speaking about us ? It was written for us , because the one who plows should plow in hope , and the one who threshes should thresh in the hope of sharing in the harvest .
Tsy miresaka momba anay ve izy ? Efa nosoratana ho antsika , fa izay miasa tany
dia tokony hiasa amin ' ny fanantenana , ary izay mively dia tokony hively amin ' ny fanantenana ny hahazo anjara amin ' ny vokatra .
1CO 9:11     Alignment score: 0.345
If we sowed spiritual things among you , is it too much for us to reap physical things from you ?
Raha namafy zavatra ara - panahy teo aminareo izahay , moa be loatra aminay ve ny mijinja zavatra ara - materialy avy aminareo ?
1CO 9:12     Alignment score: 0.301
If others exercised this right from you , do we not have even more ? But we did not claim this right . Instead we endured everything rather than be a hindrance to the gospel of Christ .
Raha mampihatra izany zo izany avy aminareo ireo hafa , moa ve izahay tsy manana mihoatra ? Na dia izany aza , tsy nitaky izany zo izany izahay . Fa kosa , naleonay niaritra ny zavatra rehetra toy izay ho sakana ho an ' ny filazantsaran'i Kristy .
1CO 9:13     Alignment score: 0.266 → 0.268
Do you not know that those
who perform sacred duties get their food from the temple ? Do you not know that those who serve at the altar share in what is offered on the altar ?
Moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao amin ' ny tempoly dia mahazo ny sakafon'izy ireo avy ao amin ' ny tempoly ? Ary moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny amin ' ny alitara dia mahazo anjara amin'izay natao fanatitra teo amin ' ny Alitra ?
1CO 9:14     Alignment score: 0.41 → 0.41
In the same way , the Lord commanded that those
who proclaim the gospel should get their living from the gospel .
Toy izany koa , ny Tompo dia nandidy fa ireo izay mitory ny filazantsara dia tokony hahazo ny fiveloman'izy ireo avy amin ' ny filazantsara .
1CO 9:15     Alignment score: 0.149
But I have not claimed any of these
rights . And I do not write this so something might be done for me . It would be better for me to die than No one will make my boast empty !
Nefa tsy nitaky ny iray tamin'ireo zo ireo aho . Ary tsy manoratra an'izao aho mba mba mety hisy zavatra hatao ho ahy . Aleoko maty toy izay hisy olona hanaisotra amiko izany rehareha izany .
1CO 9:16     Alignment score: 0.476 → 0.483
For if I preach the gospel , I have no reason for boasting , because I must do this . And woe be to me if I do not preach the gospel !
Fa raha mitory ny filazantsara aho , dia tsy misy antony tokony ireharehako , satria tsy maintsy manao izany aho . Ary loza ho ahy raha tsy mitory ny filazantsara aho !
1CO 9:17     Alignment score: 0.372
For if I do this willingly , I have a reward . But if not willingly , I still have a stewardship that was entrusted to me .
Fa raha manao izany an - tsitrapo aho , dia manana valisoa . Fa raha tsy an - tsitrapo kosa , dia mbola manana ny andraikitra izay nankinina tamiko aho .
1CO 9:18     Alignment score: 0.376
What then is my reward ? That when I preach , I may offer the gospel without charge and so not take full
use of my right in the gospel .
Inona ary izany no valisoako ? Izany dia rehefa mitory aho , dia afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam - bola ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin ' ny filazantsara .
1CO 9:19     Alignment score: 0.292
For though I am free from all , I became
a servant to all , in order that I might win more .
Fa na dia afaka amin ' ny rehetra aza aho , dia tonga ho mpanompo ho an ' ny rehetra , mba hahazoako bebe kokoa .
1CO 9:20     Alignment score: 0.495
To the Jews I became
like a Jew , in order to win Jews . To those under the law , I became like one under the law in order to win those under the law . I did this even though I myself was not under the law .
Teo amin ' ny Jiosy dia lasa toy ny Jiosy aho , mba hahazoako ny Jiosy . Teo amin'ireo izay ambanin ' ny lalàna , dia lasa toy ny olona izay ambanin ' ny lalàna aho mba hahazoako ireo izay ambanin ' ny lalàna . Nanao izany aho na dia tsy teo ambanin ' ny lalàna aza ny tenako .
1CO 9:21     Alignment score: 0.482
To those outside the law , I became
like one outside the law , although I was not outside the law of God myself , but under the law of Christ . I did this so that I may win those outside the law .
Tamin'ireo izay ivelan ' ny lalàna , dia lasa toy ny olona ivelan ' ny lalàna aho , na dia tsy ivelan ' ny lalàn'Andriamanitra aza ny tenako , fa ambanin ' ny lalàn'i Kristy . Nanao izany aho mba hahazoako ireo izay ambanin ' ny lalàna .
1CO 9:22     Alignment score: 0.366 → 0.393
To the weak I became
weak , so that I may win the weak . I have become all things to all people , so that I may by all means save some .
Teo amin'ireo malemy dia lasa malemy aho , mba hahazoako ireo malemy . Tonga zavatra rehetra ho an ' ny olona rehetra aho , mba hamonjeko ny sasany amin ' ny fomba rehetra .
1CO 9:23     Alignment score: 0.333 → 0.334
I do all things for the gospel 's sake , so that I may participate in its blessings
.
Manao ny zavatra rehetra aho ho an ' ny filazantsara , mba hafahako mandray anjara amin'ireo fitahian'izany .
1CO 9:24     Alignment score: 0.263
Do you not know that in a race all the runners run the race , but that only one receives the prize ? So run to win the prize .
Moa ve tsy fantatrareo fa amin ' ny fihazakazahana iray ny mpihazakazaka rehetra dia manao ny fihazakazahana , nefa iray ihany no mahazo ny loka ? Koa mihazakazaha mba hahazo ny loka .
1CO 9:25     Alignment score: 0.199 → 0.209
Every athlete exercises self - control in all things . They do it to receive a wreath that is perishable , but we do it to receive one that is imperishable .
Ny atileta
iray dia mampihatra ny fifehezan - tena amin ' ny fanazaran - tenany rehetra . Manao izany izy ireo mba handray satro - boninahita izay mety simba , kanefa kosa isika mihazakazaka mba hahazoantsika satro - boninahitra tsy mety simba .
1CO 9:26     Alignment score: 0.16
Therefore this is how I run , as not without purpose ; this is how I box , not as one beating the air .
Ka noho izany dia tsy mihazakazaka amin ' ny tsy misy antony aho na mamely totohondry amin ' ny rivotra .
1CO 9:27     Alignment score: 0.255
But I subdue my body and make it a slave , so that after I have preached to others , I myself may not be disqualified .
Fa feheziko ny tenako ary ataoko andevo , mba tsy ho lavina ny tenako , rehefa avy nitory tamin ' ny hafa aho .
1CO 9     Average alignment score: 0.337 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16