Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 13:1     Alignment score: 0.228 → 0.252
Suppose that I speak with the tongues of men and of angels . But if I do not have love , I have become a noisy gong or a clanging cymbal .
Na dia atao hoe miteny amin ' ny fitenin'ireo olona sy ireo anjely aza aho . Fa raha tsy manana fitiavana , dia tonga vy maneno na kipantsona mikarantsam - peo aho .


1CO 13:2     Alignment score: 0.372 → 0.375
Suppose that I have the gift of prophecy and understand all hidden truths and knowledge , and that I have all faith so as to remove mountains
. But if I do not have love , I am nothing .
Na dia atao hoe manana fanomezan ' ny faminaniana ary mahafantatra ireo misitery sy fahalalana rehetra aza aho , ary manana ny finoana rehetra afahana mamindra ireo tendrombohitra . Fa raha tsy manam - pitiavana , dia tsinontsinona aho .
1CO 13:3     Alignment score: 0.266
Suppose that I give all my possessions
to feed the poor , and that I give my body to be burned . But if I do not have love , I gain nothing .
Na dia atao hoe manome izay rehetra ananako hamahanana ny mahantra aza aho , ary manolotra ny tenako ho dorana . Fa raha tsy manam - pitiavana , dia tsy mahazo na inona na inona aho .
1CO 13:4     Alignment score: 0.276 → 0.274
Love is patient and kind . Love is not jealous
and does not boast . It is not puffed up
Ny fitiavana dia mahari - po sady tsara fanahy . Ny fitiavana dia tsy mitsiriritra na mirehareha . Tsy miavona
1CO 13:5     Alignment score: 0.1 → 0.113
or rude . It does not seek its own . It is not provoked , nor does it keep a count of wrongs .
na manao izay tsy mahamendrika . Tsy tia tena . Tsy mora tezitra , na mitanisa fahadisoana
.
1CO 13:6     Alignment score: 0.353
It does not rejoice in unrighteousness . Instead , it rejoices in the truth .
Tsy mifaly amin ' ny tsy fahamarinana . Fa kosa , mifaly amin ' ny fahamarinana .
1CO 13:7     Alignment score: 0.434
Love bears all things , believes all things , hopes all things , and endures all things .
Ny fitiavana dia mandefitra ny zavatra rehetra , mino ny zavatra rehetra , matoky
zavatra rehetra , ary miharitra ny zavatra rehetra .
1CO 13:8     Alignment score: 0.339 → 0.343
Love never ends . If there are prophecies , they will pass away . If there are tongues , they will cease . If there is knowledge , it will pass away .
Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana . Raha misy faminaniana , dia ho levona ireo . Raha misy fitenenana amin ' ny teny
tsy fantatra , hitsahatra ireo . Raha misy fahalalana , dia ho levona izany .
1CO 13:9     Alignment score: 0.243
For we know in part and we prophesy in part .
Fa isika dia mahafantatra amin ' ny ampahany ary maminany
amin ' ny ampahany .
1CO 13:10     Alignment score: 0.31 → 0.39
But when the perfect comes , that which is incomplete will pass away .
Fa rehefa tonga ilay tena lafatra , dia ho levona izay tsy tanteraka .
1CO 13:11     Alignment score: 0.359
When I was a child , I spoke like a child , I thought like a child , I reasoned like a child . When I became
an adult , I put away childish things .
Fony mbola zaza aho , dia niresaka toy ny zaza , nieritreritra toy ny zaza , nisaina toy ny zaza . Rehefa lehibe aho , dia navelako ny fahazazana .
1CO 13:12     Alignment score: 0.28 → 0.317
For now we see indirectly in a mirror , but then face to face . Now I know in part , but then I will know fully
just as I have been fully known .
Fa ankehitriny isika dia mahita tsy mivantana amin ' ny fitaratra , fa rahatrizay dia hifanatri - tava . Ankehitriny aho dia mahafantatra amin ' ny ampahany , fa avy eo aho dia hahafantatra tanteraka toy ny nahafantarana ahy tanteraka .
1CO 13:13     Alignment score: 0.48 → 0.483
But now these three remain : faith , hope , and love . But the greatest of these
is love .
Fa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana , ny fanantenana rahatrizay , ary ny fitiavana . Fa ny lehibe indrindra amin'ireo dia ny fitiavana .
1CO 13     Average alignment score: 0.325 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16