Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 4:1     Alignment score: 0.307
This is how a person should regard us , as servants of Christ and stewards of the hidden truths of God .
Toy izao no tokony handraisan ' ny olona antsika , tahaka ny mpanompon'i
Kristy ary mpitandrina ireo misterin'Andriamanitra .


1CO 4:2     Alignment score: 0.195 → 0.195
Now what is required of stewards is that they are found
to be trustworthy .
Amin'izany fifandraisana izany , dia fepetra takiana amin'ireo mpitandrina ny maha - mendri - pitokiana azy ireo .
1CO 4:3     Alignment score: 0.266 → 0.339
But for me it is a very small thing that I should be judged by you or by any human court . For I do not even judge myself .
Fa amiko dia zavatra kely dia kely ny tokony hitsaranareo na hitsaran'olombelona rehetra ahy . Fa na izaho aza tsy mitsara ny tenako .
1CO 4:4     Alignment score: 0.219 → 0.226
I am not aware of any charge being made against me , but that does not justify me . The one who judges me is the Lord .
Izaho dia tsy mahafantatra izay fiampangana natao tamiko , fa izany dia tsy midika fa tsy manan
- tsiny aho . Ny Tompo no mitsara ahy .
1CO 4:5     Alignment score: 0.34 → 0.355
Therefore do not pronounce judgment about anything before the time , before the Lord comes . He will bring to light the hidden things of darkness and reveal the purposes of the heart . Then each one will receive his praise from God .
Noho izany , aza manonona fitsarana momban ' ny zavatra rehetra mialohan ' ny fotoana , mialohan ' ny hiavian ' ny Tompo . Izy dia hitondra ireo zava - miafin
' ny haizina ho amin ' ny fahazavana ary hampiseho ny fikasan ' ny fo . Avy eo ny tsirairay avy dia handray ny fiderany avy amin'Andriamanitra .
1CO 4:6     Alignment score: 0.307 → 0.32
Now , brothers , I applied these
principles to myself and Apollos for your sakes , so that from us you might learn the meaning of the saying , " Do not go beyond what is written . " This is so that none of you may be puffed up in favor of one against the other .
Ankehitriny , ry rahalahy , nampihatra ireo fitsipika ireo tamiko sy tamin'i Apolosy aho nohon ' ny aminareo , mba hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan ' ny fitenenana hoe : " Aza mandeha mihoatra izay voasoratra . " Izany dia mba tsy hisy iray aminareo hirehareha ny amin ' ny fankasitrahana ny anankiray noho ny hafa .
1CO 4:7     Alignment score: 0.336 → 0.348
For who sees any difference between you and others ? What do you have that you did not receive ? If you have received it , why do you boast as if you did not receive it ?
Fa iza no mahita fahasamihafana eo aminareo sy ireo hafa ? Inona no anananareo ka tsy noraisinareo maimaimpoana ? Raha nandray izany maimaimpoana ianareo , nahoana ianareo no mirehareha toy ny tsy nanao toy izany ?
1CO 4:8     Alignment score: 0.234
Already you have all you could want ! Already you have become
rich ! You began to reign and that quite apart from us ! Indeed , I wish you did reign , so that we could reign with you .
Efa anananareo daholo izay rehetra tadiavinareo ! Efa lasa mpanankarena ianareo ! Ary efa nanomboka nanjaka ianareo ary izany dia tsy avy taminay ! Izaho dia maniry tokoa ny nanjakanareo , mba hafahanay manjaka miaraka aminareo .
1CO 4:9     Alignment score: 0.303 → 0.303
For I think God has put us apostles on display as the last in line , in a procession and like men sentenced to death . We have become
a spectacle to the world to angels , and to human beings .
Fa izaho dia mieritreritra fa Andriamanitra dia nametraka antsika ho apostoly miharihary tahaka ny farany amin ' ny laharana sy tahaka ny olona voaheloka ho faty . Izahay dia lasa fampisehoana ho an'izao tontolo izao ho an'ireo anjely , ary ny ho an ' ny olombelona .
1CO 4:10     Alignment score: 0.361 → 0.382
We are fools for Christ 's sake , but you are wise in Christ . We are weak , but you are strong . You are held in honor , but we are held
in dishonor .
Izahay dia adala nohon ' ny amin'i Kristy , fa ianareo dia hendry ao amin'i Kristy . Malemy izahay , fa ianareo mahery . Ianareo dia nomem - boninahitra , fa izahay kosa tsy nalaim - baraka .
1CO 4:11     Alignment score: 0.346 → 0.369
Up to this present hour we are hungry and thirsty , we are poorly clothed , we are beaten , and we are homeless .
Mandrak'ankehitriny izahay dia noana sy mangetaheta , mahantra fitafy , voakapoka mafy , ary tsy manan
- kialofana .
1CO 4:12     Alignment score: 0.258
We labor hard , working with our own hands . When we are slandered , we bless . When we are persecuted , we endure .
Miasa mafy izahay , miasa amin ' ny alalan ' ny tananay
ihany . Rehefa latsaina izahay , dia miaritra .
1CO 4:13     Alignment score: 0.23 → 0.228
When we are slandered , we speak with kindness . We have become
as the refuse of the world and the filthiest of all things , even till now .
Rehefa henjehina izahay , dia mitso - drano . Rehefa voaendrikendrika izahay , dia miteny amin - katsaram - panahy . Izahay dia niova , ary mbola raisina ho , fakon'izao tontolo izao sy faikan ' ny zavatra rehetra .
1CO 4:14     Alignment score: 0.261
I do not write
these things to shame you , but to warn you as my beloved children .
Izaho dia tsy nanoratra ireo zavatra ireo mba hahamenatra anareo , fa manitsy anareo toy ny zanaka malalako .
1CO 4:15     Alignment score: 0.385 → 0.384
For even if you have ten thousand guardians in Christ , you do not have many fathers . For I became
your father in Christ Jesus through the gospel .
Fa na dia manana mpiambina iray alina ao amin'i Kristy aza ianareo , dia tsy manana ray maro be . Fa izaho dia lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin ' ny alalan ' ny filazantsara .
1CO 4:16     Alignment score: 0.491
So I urge you to be imitators of me .
Noho izany dia mamporisika anareo aho mba ho mpaka - tahaka ahy .
1CO 4:17     Alignment score: 0.384 → 0.426
That is why I sent you Timothy , my beloved and faithful child in the Lord . He will remind you of my ways in Christ , just as I teach them everywhere and in every church .
Izany no nandefasako anareo an'i Timoty , zanaka
malalako sady mahatoky ao amin ' ny Tompo . Izy dia hampatsiahy anareo ireo lalako ao amin'i Kristy , tahaka ny ampianarako azy ireo na aiza na aiza sy ao amin ' ny fiangonana rehetra .
1CO 4:18     Alignment score: 0.361 → 0.367
Now some of you have become
puffed up , acting as though I were not coming to you .
Ankehitriny dia lasa miavona ny sasany aminareo , manao toy ny hoe tsy ho avy any aminareo aho .
1CO 4:19     Alignment score: 0.319 → 0.333
But I will come
to you soon , if the Lord wills . Then I will know not merely the words of these who are so puffed up , but I will see their power .
Fa ho avy tsy ho ela any aminareo aho , raha sitraky ny Tompo . Ary tsy hahafantatra ny resak'ireo izay tena miavona fotsiny aho , fa hahita ny herin'izy ireo .
1CO 4:20     Alignment score: 0.241 → 0.243
For the kingdom of God does not consist in words but in power .
Satria ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy mifototra amin ' ny resaka fa amin ' ny hery .
1CO 4:21     Alignment score: 0.301
What do you want ? Should I come
to you with a rod or with love and in a spirit of gentleness ?
Inona no tadiavinareo ? Tokony ho avy any aminareo miaraka amin ' ny tsorakazo ve aho sa miaraka amin ' ny fitiavana feno halemem - panahy ?
1CO 4     Average alignment score: 0.319 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16