Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 3:1     Alignment score: 0.35 → 0.358
And I , brothers , could not speak to you as to spiritual people , but instead as to fleshly people , as to little children in Christ .
Ary izaho , ry rahalahy , dia tsy afaka niteny taminareo tahaka ny olona izay ara - panahy , fa kosa tahaka ny olona ara - nofo , tahaka ny zazakely ao amin'i Kristy .


1CO 3:2     Alignment score: 0.403
I fed you milk , not solid food , for you were not ready for it ; and even now you are not yet ready .
Nofahanako ronono ianareo , fa tsy ventin - kanina , satria tsy vonona tamin'izany ianareo ; ary na ankehitriny aza dia mbola tsy vonona amin'izany ianareo .
1CO 3:3     Alignment score: 0.297
For you are still fleshly . For where jealousy and strife exist among you , are you not living according to the flesh , and are you not walking by human standards
?
Satria ianareo mbola araky ny nofo . Fa na aiza misy fahasarotam - piaro sy fifandirana eo aminareo , dia tsy miaina araky ny nofo ve ianareo , ary tsy mandeha amin ' ny fenitry ny olombelona ?
1CO 3:4     Alignment score: 0.358
For when one says , " I follow Paul , " and another says , " I follow Apollos , " are you not merely human beings ?
Fa rehefa misy iray miteny hoe : " Izaho manaraka an'i Paoly , " ary ny anankiray miteny hoe : " Izaho manaraka an'i Apolosy , " dia tsy miaina tahaka ny olombelona ihany ve ianareo ?
1CO 3:5     Alignment score: 0.431 → 0.432
Who then is Apollos ? Who is Paul ? Servants through whom you believed , just as the Lord gave tasks to each .
Iza ary Apolosy ? Iza Paoly ? Mpanompo izay tamin ' ny alalany
no ninoanareo , izay nomen ' ny Tompo asa avy .
1CO 3:6     Alignment score: 0.314 → 0.341
I planted and Apollos watered , but God gave the growth .
Izaho no namboly , Apolosy no nanondraka , fa Andriamanitra no nampitombo .
1CO 3:7     Alignment score: 0.169
So then , neither he who plants nor he who waters is anything . But it is God who gives the growth .
Ka noho izany , na izy izay mamboly na izy izay manondraka dia tsy misy dikany . Fa Andriamanitra no mampitombo .
1CO 3:8     Alignment score: 0.283
Now he who plants and he who waters are one , and each will receive his own wages according to his own labor .
Ary izy izay mamboly sy izy izay manondraka dia iray , ary ny tsirairay dia samy hahazo ny karamany
avy araka ny asany .
1CO 3:9     Alignment score: 0.278 → 0.276
For we are God 's fellow workers . You are God 's garden , God 's building .
Fa izahay dia mpiara - miasa amin ' Andriamanitra . Ianareo dia sahan'Andriamanitra , sy tranon'Andriamanitra .
1CO 3:10     Alignment score: 0.298 → 0.315
According to the grace of God that was given to me as a skilled master builder , I laid a foundation and another is building on it . But let each man be careful how he builds on it .
Araka ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy tahaka ny mpanao trano mahay , dia nametraka ny fototra aho ary hafa no manorina eo amboniny . Fa aoka ny lehilahy tsirairay hitandrina ny amin ' ny fomba hanorenany eo amin'izany .
1CO 3:11     Alignment score: 0.368
For no one can lay a foundation other than the one that has been laid , that is , Jesus Christ .
Fa tsy misy olona mametraka fototra afa - tsy ilay iray izay napetraka , izany hoe , Jesosy kristy .
1CO 3:12     Alignment score: 0.53
Now if anyone builds on the foundation with gold , silver , precious stones , wood , hay , or straw ,
Ankehitriny raha misy olona manorina eo ambonin ' ny fototra amin ' ny volamena , volafotsy , vato sarobidy , hazo , bozaka , na mololo ,
1CO 3:13     Alignment score: 0.344 → 0.344
his work will be revealed , for the day will reveal it . For it will be revealed in fire . The fire will test the quality of what each one has done .
dia haseho
ny asany , fa ny andro mazava no haneho izany . Satria haseho amin ' ny afo izany . Ny afo no hitsapana ny hatsaran ' ny nataon ' ny tsirairay .
1CO 3:14     Alignment score: 0.38
If anyone 's work remains , he will receive a reward ;
Raha mitoetra ny asan'ilay olona , dia hahazo valisoa izy ;
1CO 3:15     Alignment score: 0.422
but if anyone 's work is burned up , he will suffer loss , but he himself will be saved , as though escaping through fire .
fa raha may ny asan'ilay olona , dia ho fatiantoka izy , fa izy tenany dia ho vonjena , toy ny nitsoaka tamin ' ny afo ihany .
1CO 3:16     Alignment score: 0.28
Do you not know that you are God 's temple and that the Spirit of God lives in you ?
Tsy fantatrareo ve fa ianareo dia tempolin
' Andriamanitra ary ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao aminareo ?
1CO 3:17     Alignment score: 0.397
If anyone destroys God 's temple , God will destroy that person . For God 's temple is holy , and so are you .
Raha misy olona manimba ny tempolin'Andriamanitra , dia hanimba izany olona izany Andriamanitra . Fa masina ny tempolin'Andriamanitra , ary toy izany koa ianareo .
1CO 3:18     Alignment score: 0.31 → 0.319
Let no one deceive himself . If anyone among you thinks he is wise in this age , let him become
a " fool " that he may become wise .
Aza avela hisy olona hamita - tena . Raha misy olona eo aminareo mihevitra fa hendry izy amin'izao vanim - potoana izao , avelao izy ho lasa " adala " amin'izay mba mety ho lasa hendry izy .
1CO 3:19     Alignment score: 0.484
For the wisdom of this world is foolishness with God . For it is written , " He catches the wise in their craftiness . "
Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo amin'Andriamanitra . Satria voasoratra hoe : " Nahatratra ny hendry tao amin ' ny hafetsen'izy ireo Izy . "
1CO 3:20     Alignment score: 0.42
And again , " The Lord knows that the reasoning of the wise is futile . "
Ary koa hoe : " Ny Tompo dia mahalala fa ny fihevitry
ny hendry dia zava - poana . "
1CO 3:21     Alignment score: 0.071 → 0.116
For this reason , let no one boast in men . All things are yours ,
Noho izany tsy misy fireharehana
momban ' ny olona intsony ! Fa ny zava - drehetra dia anareo ,
1CO 3:22     Alignment score: 0.491
whether Paul , or Apollos , or Cephas , or the world , or life , or death , or things present , or things to come
. All things are yours ,
na Paoly , na Apolosy , na Kefasy , na izao tontolo izao , na fiainana , na fahafatesana , na zavatra ankehitriny , na zavatra ho avy . Ny zava - drehetra dia anareo ,
1CO 3:23     Alignment score: 0.638
and you are Christ 's , and Christ is God 's .
ary ianareo dia an'i Kristy , ary Kristy dia an'Andriamanitra .
1CO 3     Average alignment score: 0.365 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16