Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 2:1     Alignment score: 0.441 → 0.444
So it came
about , when Yahweh was going to take up Elijah by a whirlwind into heaven , that Elijah left with Elisha from Gilgal .
Ary rehefa handeha hampiakatra an'i Elia tamin ' ny tafio - drivotra ho any an - danitra i Yaveh , dia niala tao Gilgala niaraka tamin'i Elisa i Elia .


2KI 2:2     Alignment score: 0.585 → 0.594
Elijah said to Elisha , " Stay here , please , because Yahweh has sent me to Bethel . " Elisha replied , " As Yahweh lives , and as you live , I will not leave you . " So they went down to Bethel .
Hoy i Elia tamin'i Elisa : " Mba mijanòna re eto , satria efa naniraka ahy ho any Betela i Yaveh . " Namaly Elisa hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , ary raha mbola velona koa ianao , dia tsy handao anao aho . " Dia nidina tany Betela izy ireo .
2KI 2:3     Alignment score: 0.504
The sons of the prophets who were at Bethel came to Elisha and said to him , " Do you know that Yahweh will take away your master from you today ? " Elisha replied , " Yes , I know it , but do not talk about it . "
Nankany amin'i Elisa ireo zanaky
ny mpaminany izay tany Betela ary niteny taminy hoe : " Fantatrao ve fa haka ny tomponao aminao i Yaveh androany ? " Namaly Elisa hoe : " Eny , fantatro izany , fa aza miresaka momba izany . "
2KI 2:4     Alignment score: 0.597
Elijah said to him , " Elisha , wait here , please , for Yahweh has sent me to Jericho . " Then Elisha replied , " As Yahweh lives , and as you live , I will not leave you . " So they went to Jericho .
Hoy i Elia taminy : " Elisa , mba miandrasa eto re , satria efa naniraka ahy ho any Jeriko i Yaveh . " Dia namaly Elisa hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , ary raha mbola velona koa ianao , dia tsy handao anao aho . " Dia nandeha tany Jeriko izy ireo .
2KI 2:5     Alignment score: 0.514
Then the sons of the prophets who were at Jericho came to Elisha and said to him , " Do you know that Yahweh will take away your master from you today ? " Elisha answered , " Yes , I know it , but do not talk about it . "
Dia nankany amin'i Elisa ireo zanaky
ny mpaminany izay tany Jeriko ary niteny taminy hoe : " Fantatrao ve fa haka ny tomponao aminao i Yaveh androany ? " Dia namaly Elisa hoe : " Eny , fantatro izany , fa aza miresaka momba izany . "
2KI 2:6     Alignment score: 0.565
Then Elijah said to him , " Stay here , please , for Yahweh has sent me to the Jordan . " Elisha replied , " As Yahweh lives , and as you live , I will not leave you . " So the two went on .
Dia hoy Elia taminy : " Mba mijanòna re , fa Yaveh efa naniraka ahy ho any Jordana . " Namaly Elisa hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , ary raha mbola velona koa ianao , dia tsy handao anao aho . " Dia nandeha izy roa .
2KI 2:7     Alignment score: 0.43
Later , fifty of the sons of the prophets stood opposite them at a distance while the two stood by the Jordan .
Taty aoriana kely , nisy dimampolo tamin'ireo zanaky
ny mpaminany nitsangana nifanatrika tamin'izy ireo teny lavitra raha nitsangana teo amoron'i Jordana izy roa .
2KI 2:8     Alignment score: 0.363 → 0.373
Elijah took his cloak , rolled it up , and struck the water with it . The river divided on both sides so that the two of them walked over on dry ground .
Nalain'i Elia ny lambany , nahorongorony , ary nokapohiny tamin'izany ny rano . Nizara tamin ' ny lafiny roa ny renirano ka nandeha tamin ' ny tany maina izy roa .
2KI 2:9     Alignment score: 0.434
It came
about , after they had crossed over , that Elijah said to Elisha , " Ask me what I should do for you before I am taken from you . " Elisha replied , " Please let a double portion of your spirit come on me . "
Ary rehefa avy niampita izy ireo , dia hoy Elia tamin'i Elisa : " Angataho amiko izay tokony ho ataoko ho anao mialohan ' ny hakana ahy aminao . " Namaly Elisa hoe : " Aoka re mba ho tonga amiko ny avo roa henin ' ny anjara fanahinao . "
2KI 2:10     Alignment score: 0.443
Elijah answered , " You have asked for a difficult thing . Nevertheless , if you see me when I am taken from you , this will happen for you , but if not , it will not happen . "
Namaly Elia hoe : " Efa nangataka zavatra sarotra ianao . Na izany aza , raha hitanao aho rehefa alàna aminao , dia hitranga aminao izany , fa raha tsia , dia tsy hitranga izany . "
2KI 2:11     Alignment score: 0.454 → 0.454
As they still went on and talked , behold , a chariot of fire and horses of fire appeared , which separated the two men from each other , and Elijah went up by a whirlwind into heaven .
Raha mbola nandeha sy niresaka izy ireo , indro , nisy kalesy afo sy soavaly afo niseho , izay nanasaraka azy roa lahy , ary niakatra tamin ' ny tafio - drivotra tany
an - danitra i Elia .
2KI 2:12     Alignment score: 0.363 → 0.401
Elisha saw it and cried out , " My father , my father , the chariots of Israel and their horsemen ! " He saw Elijah no more , and he took hold of his own clothes and tore them into two pieces .
Nahita izany Elisa ka nihiaka mafy hoe : " Raiko o , raiko o , ireo kalesin'Israely sy ireo mpitaingina izany ! " Tsy hitany intsony i Elia , ka nohazoniny ireo akanjony ary norovitiny roa ireo .
2KI 2:13     Alignment score: 0.323 → 0.342
He picked up Elijah 's cloak that had fallen off him , and went back to stand by the bank of the Jordan .
Nalainy
ny lamban'i Elia izay latsaka avy teny aminy , ary niverina mba hijoro teo amoron'i Jordana izy .
2KI 2:14     Alignment score: 0.471 → 0.481
He struck the water with Elijah 's cloak that had fallen and said , " Where is Yahweh , the God of Elijah ? " When he had struck the waters , they divided on both sides and Elisha crossed over .
Nokapohiny tamin ' ny lamban'i
Elia izay latsaka ny rano ary hoy izy : " Aiza i Yaveh , Andriamanitr'i Elia ? " Rehefa nikapoka ny rano izy , dia nizara teo amin ' ny lafiny roa ireo ka niampita i Elisa .
2KI 2:15     Alignment score: 0.437 → 0.442
When the sons of the prophets who were from Jericho saw him across from them , they said , " The spirit of Elijah does rest on Elisha ! " So they came to meet him , and bowed themselves to the ground before him .
Rehefa hitan'ireo zanaky
ny mpaminany izay avy any Jeriko teo ampitan'izy ireo izy , dia hoy izy ireo : " Mitoetra ao amin'i Elisa ny fanahin'i Elia ! " Dia tonga mba hitsena azy izy ireo , ary niankohoka tamin ' ny tany teo anatrehany .
2KI 2:16     Alignment score: 0.408 → 0.409
They said to him , " See now , among your servants there are fifty strong men . Let them go , we ask , and look for your master , in case
the Spirit of Yahweh has taken him up and thrown him onto some mountain or into some valley . " Elisha answered , " No , do not send them . "
Hoy izy ireo taminy : " Indro ankehitriny , misy lehilahy mahery dimampolo eo amin'ireo mpanomponao . Avelao izy ireo handeha , mangataka izahay , mba hitady ny tomponao , sao dia nampiakarina sy natsipin ' ny fanahin'i Yaveh any amin ' ny tendrombohitra na any amin ' ny lohasaha izy . " Namaly Elisa hoe : " Tsia , aza maniraka azy ireo . "
2KI 2:17     Alignment score: 0.501 → 0.501
But when they urged Elisha until he was ashamed , he said , " Send
them . " Then they sent fifty men , and they looked for three days , but did not find him .
Nefa rehefa namporisika an'i Elisa mandra - pahamenatra azy izy ireo , dia hoy izy : " Iraho izy ireo . " Dia naniraka lehilahy dimampolo izy ireo , ary nitady nandritra ny telo andro izy ireo , kanefa tsy nahita azy .
2KI 2:18     Alignment score: 0.408 → 0.408
They came back to Elisha , while he stayed at Jericho , and he said to them , " Did I not say to you , ' Do not go ' ? "
Niverina tany amin'i Elisa izy ireo , raha nitoetra tao Jeriko izy , dia hoy izy tamin'izy ireo : " Tsy niteny taminareo ve aho hoe : ' Aza mandeha ' ? "
2KI 2:19     Alignment score: 0.349 → 0.355
The men of the city said to Elisha , " See now , the situation of this city is pleasant , as my master can see , but the water is bad and the land is not fruitful . "
Ireo olon
' ny tanàna niteny tamin'i Elisa hoe : " Indro , miangavy anao izahay , ny zava - misy eto amin'ity tanàna ity dia mahafinaritra , araka izao hitan ' ny tompoko izao , nefa ratsy ny rano ary tsy mamokatra ny tany . "
2KI 2:20     Alignment score: 0.495
Elisha replied , " Bring me a new bowl and put salt in it , " so they brought it to him .
Namaly Elisa hoe : " Itondray lovia vaovao aho ka asio sira ao anatiny
, " dia nitondra izany teo aminy izy ireo .
2KI 2:21     Alignment score: 0.412
Elisha went out to the spring of water and threw salt in it ; then he said , " Yahweh says this , ' I have healed these
waters . From this time on , there will be no more death or unfruitful land . ' "
Nivoaka nankany amin ' ny loharano Elisa ary nanipy sira tao anatin'izany ; dia hoy izy hoe : " Izao no lazain'i Yaveh : ' Efa nanasitrana ireo rano ireo Aho . Manomboka amin'izao fotoana izao , dia tsy hisy fahafatesana na tany tsy mahavokatra intsony . ' "
2KI 2:22     Alignment score: 0.352
So the waters were healed to this day , by the word which Elisha spoke .
Koa dia sitrana ireo rano mandraka androany , tamin ' ny alalan ' ny teny izay nolazain'i
Elisa .
2KI 2:23     Alignment score: 0.433 → 0.447
Then Elisha went up from there to Bethel . As he was going up the road , young boys came out of the city and mocked him ; they said to him , " Go up , you baldhead ! Go up , you baldhead ! "
Dia niakatra avy tao ho any Betela Elisa . Rehefa niakatra ny lalany
izy , dia nisy tovolahy nivoaka ny tanàna ary nanevateva azy ; hoy izy ireo taminy : " Miakara , ianao ry solaloha ! Miakara , ianao ry solaloha ! "
2KI 2:24     Alignment score: 0.409 → 0.428
Elisha looked behind him and saw them ; he cursed them in the name of Yahweh . Then two female bears came out of the woods and tore forty - two of the boys apart .
Nijery tany
aoriany Elisa ary nahita azy ireo ; niantso an'i Yaveh izy mba hanozona azy ireo . Dia nisy beravavy roa nivoaka avy tao an'ala ka nandratra roa amby efapolo tamin'ireo tovolahy .
2KI 2:25     Alignment score: 0.545
Then Elisha went from there to Mount Carmel , and from there he returned to Samaria .
Dia niala teo ho any an - tendrombohitra Karmela i Elisa , ary avy teo no niverenany ho any Samaria .
2KI 2     Average alignment score: 0.46 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25