Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 9:1     Alignment score: 0.469
Elisha the prophet called one of the sons of the prophets and said to him , " Gird your loins , then take this little bottle of oil in your hand and go to Ramoth Gilead .
Niantso ny iray tamin'ireo zanaky
ny mpaminany i Elisa mpaminany ka nanao taminy hoe : " Miankanjoa ho an ' ny dia , ary raiso eo an - tananao ity tavoahangy kely misy diloilo ity ary mandehana any Ramota - gileada .


2KI 9:2     Alignment score: 0.32 → 0.326
When you arrive , look for Jehu son of Jehoshaphat son of Nimshi , and go in and make him arise
up from among his companions , and conduct him to an inner chamber .
Rehefa tonga ianao , dia tadiavo i Jeho zanaka lahin'i Josafata zanak'i Nemsy , ka midira ary ampitsangano eo amin'ireo namany ary ento ao anaty efitra anatiny iray izy .
2KI 9:3     Alignment score: 0.427
Then take the bottle of oil and pour it on his head and say , ' Yahweh says this : " I have anointed you king over Israel . " ' Then open the door , and run off ; do not delay . "
Ary alaivo ny tavoahangy misy diloilo ka araraho eo ambonin ' ny lohany ary lazao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : " Efa nosorako ho mpanjaka eo amin'Israely ianao . ' " Avy eo dia sokafy ny varavarana , ka mandosira ; dia aza mitaredretra . "
2KI 9:4     Alignment score: 0.432 → 0.631
So the young man , the young prophet , went to Ramoth Gilead .
Ary nandeha tany
Ramota - gileada , ilay tovolahy , mpaminany .
2KI 9:5     Alignment score: 0.449 → 0.454
When he arrived , behold , the captains of the army were sitting . So the young prophet said , " I have come
on an errand to you , captain . " Jehu replied , " To which of us ? " The young prophet answered , " To you , captain . "
Nony tonga izy , indreo , nipetraka ny kapitenin ' ny tafika . Ary hoy ilay mpaminany zatovo : " Nitondra hafatra ho anao aho , ry kapiteny . " Jeho namaly hoe : " Ho an'iza aminay izany ? " Ilay mpaminany zatovo namaly hoe : " Ho anao , ry kapiteny . "
2KI 9:6     Alignment score: 0.459 → 0.465
So Jehu arose
and went into the house , and the prophet poured the oil on his head and said to Jehu , " Yahweh , the God of Israel , says this : ' I have anointed you king over the people of Yahweh , over Israel .
Ka nitsangana i Jeho ary niditra tany an - trano , ary nararak'ilay mpaminany zatovo teo ambonin ' ny lohany ny diloilo ka hoy izy tamin'i Jeho : " Izao no lazain'Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely : ' Efa nanosotra anao ho mpanjaka teo amin ' ny olon'i Yaveh , teo amin'Israely Aho .
2KI 9:7     Alignment score: 0.463 → 0.464
You must kill the family of Ahab your master so that I may avenge the blood of my servants the prophets and the blood of all the servants of Yahweh who were murdered by the hand of Jezebel .
Tsy maintsy vonoinao
ny fianakavian'i Ahaba tomponao , mba hamaliako faty ny ràn'ireo mpaminany mpanompoko , sy ireo ràn'ireo mpanompon'i Yaveh rehetra , izay novonoin ' ny tanan'i Jezebela .
2KI 9:8     Alignment score: 0.414 → 0.414
For the whole family of Ahab will perish , and I will cut off from Ahab every male child in Israel , whether he is a slave or a free person .
Fa ho ringana ny fianakavian'i
Ahaba manontolo , ary ho foanako eo amin'i Ahaba ny zanaka lahy rehetra , na andevo izany na olona afaka .
2KI 9:9     Alignment score: 0.62
I will make the house of Ahab like the house of Jeroboam son of Nebat and like the house of Baasha son of Ahijah .
Ho ataoko tahaka ny ankohonan'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata sy tahaka ny ankohonan'i Basa zanaka lahin'i Ahia ny ankohonan'i
Ahaba .
2KI 9:10     Alignment score: 0.489 → 0.512
The dogs will eat Jezebel in Jezreel , and there will be no one to bury her . ' " Then the prophet opened the door and ran off .
Ireo amboa no hihinana an'i Jezebela ao Jezirela , ary tsy hisy olona handevina azy . ' " Ary nosokafan'ilay mpaminany ny varavarana ka nandositra izy .
2KI 9:11     Alignment score: 0.345 → 0.344
Then Jehu came out to the servants of his master , and one said to him , " Is everything all right ? Why did this mad fellow come
to you ? " Jehu answered them , " You know the man and the kinds of things he says . "
Ary Jeho nivoaka teo amin'ireo mpanompon ' ny tompony , ary nisy iray nanao taminy hoe : " Mandeha tsara ve ny zava - drehetra ? Nahoana no nankao aminao iny olona marary saina iny ? Jeho namaly azy ireo hoe : " Fantatrareo iny olona iny ary fantatrareo izay zavatra lazainy . "
2KI 9:12     Alignment score: 0.465
They said , " That is a lie . Tell us . " Jehu answered , " He said this and that to me , and he also said , ' This is what Yahweh says : I have anointed you as king over Israel . ' "
Hoy izy ireo : " Lainga izany . Lazao anay . " Jeho namaly hoe : " Toy izany sy izany no nolazainy
tamiko , ary hoy koa izy hoe : " Izao no lazain'Yaveh : Efa nanosotra anao ho mpanjaka teo amin'Israely Aho . ' "
2KI 9:13     Alignment score: 0.37
Then each of them quickly took off his outer garment and put it under Jehu at the top of the steps . They blew the ram 's horn and said , " Jehu is king . "
Ary dia samy nanala faingana ny akanjony ivelany izy ireo ka nametraka izany teo ambanin'i
Jeho teny amin ' ny farany ambonin ' ny tohatra . Notsofin'izy ireo ny trompetra ary hoy izy ireo hoe : " Mpanjaka i Jeho . "
2KI 9:14     Alignment score: 0.591 → 0.594
In this way Jehu son of Jehoshaphat son of Nimshi conspired against Joram . Now Joram had been defending Ramoth Gilead , he and all Israel , because of Hazael king of Aram ,
Izany no fomba nikomian'i Jeho zanaka lahin'i Josafata zanak'i Nimsy
hanohitra an'i Jorama . Ary Jorama mpanjaka efa niaro an'i Ramota - gileada , izy sy ny Israely rehetra , noho i Hazaela mpanjakan'i Syria ,
2KI 9:15     Alignment score: 0.473 → 0.5
but King Joram had gone back to Jezreel to be healed of the wounds that the Arameans had given him , when he had fought against Hazael king of Aram . Jehu said to the servants of Joram , " If this is your opinion , then let no one escape and go out of the city , in order to go tell this news in Jezreel . "
kanefa niverina tany
Jezirela i Jorama mpanjaka mba ho sitrana amin'ireo ratra izay nataon'ireo Syriana azy , rehefa niady tamin'i Hazaela mpanjakan'i Asyria izy . Hoy i Jeho tamin'ireo mpanompon'i Jorama : " Raha izany ny hevitrareo , dia aza avela hisy olona hitsoaka ary hivoaka ny tanàna , mba hilazana izao vaovao izao any Jezirela . "
2KI 9:16     Alignment score: 0.547
So Jehu rode in a chariot to Jezreel ; for Joram was resting there . Now Ahaziah king of Judah had come
down to see Joram .
Ka nitaingina kalesy nankany Jezirela i Jeho ; satria naka aina tany i Jorama . Ary nandeha nidina mba hihaona amin'i Jorama i Ahazia mpanjakan'i Joda .
2KI 9:17     Alignment score: 0.4 → 0.399
The watchman was standing on the tower in Jezreel , and he saw the company of Jehu as he came at a distance ; he said , " I see a group of men coming . " Joram said , " Take a horseman
, and send him out to meet them ; tell him to say , ' Are you coming in peace ? ' "
Nitsangana teo amin ' ny tilikambon'i Jezirela ny mpitily , ary hitany nanatona avy lavitra ireo naman'i Jeho ; hoy izy : " Mahatazana andian'olona manatona aho . " Jorama nanao hoe : " Makà mpitaingin - tsoavaly iray , ary alefaso mba hitsena azy ireo izy ; lazao izy mba hiteny hoe : ' Tonga mba hihavana ve ianareo ? ' "
2KI 9:18     Alignment score: 0.384 → 0.397
So a man was sent on horseback to meet him ; he said , " The king says this : ' Are you coming in peace ? ' " So Jehu said , " What have you to do with peace ? Turn and ride behind me . " Then the watchman told the king , " The messenger
has met them , but he is not coming back . "
Ka nalefa mba hitsena azy ilay mpitaingin - tsoavaly ; ary hoy izy : " Izao no lazain ' ny mpanjaka : ' Tonga mba hihavana ve ianareo ? ' " Ary hoy i Jeho : " Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana ? Mihodina ary manaraha ahy . " Ary nilaza tamin ' ny mpanjaka ilay mpitily hoe : " Nihaona tamin'izy ireo ilay mpitondra hafatra , kanefa tsy niverina izy . "
2KI 9:19     Alignment score: 0.405 → 0.414
Then he sent out a second man on horseback , who came
to them and said , " The king says this : ' Are you coming in peace ? ' " Jehu answered , " What have you to do with peace ? Turn and ride behind me . "
Ary nandefa mpitaingin - tsoavaly iray faharoa izy , izay nankeny amin'izy ireo ka nanao hoe : " Izao no lazain ' ny mpanjaka : ' Tonga mba hihavana ve ianareo ? ' " Jeho namaly hoe : " Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana ? Mivilia ary manaraha ahy . "
2KI 9:20     Alignment score: 0.325 → 0.328
Again the watchman reported , " He has met them , but he is not coming back . For the way that the chariot is being driven is the way that Jehu son of Nimshi drives ; he is driving wildly . "
Nitatitra indray ilay mpitily hoe : " Nihaona tamin'izy ireo izy , kanefa tsy niverina . Fa ny lalana izay nitondràna kalesy no lalana nandehan'i Jeho zanaka lahin'i Nismy ; dia nirifatra mafy izy . "
2KI 9:21     Alignment score: 0.511 → 0.513
So Joram said , " Get my chariot ready . " They prepared his chariot , and Joram king of Israel and Ahaziah king of Judah rode out , each in his chariot , to meet Jehu . They found him at the property of Naboth the Jezreelite .
Ka hoy i Jorama : " Homany
ny kalesiko . " Ary nomanin'izy ireo ny kalesiny , ary samy nitaingina ny kalesiny avy , i Jorama mpanjakan'Israely sy i Ahazia mpanjakan'i Joda , mba hihaona amin'i Jeho . Hitan'izy ireo tao amin ' ny tanànan'i Nabota ilay Jezirelita izy .
2KI 9:22     Alignment score: 0.456 → 0.46
When Joram saw Jehu , he said , " Are you coming in peace , Jehu ? " He answered , " What peace is there , when the idolatrous acts of prostitution and witchcraft of your mother Jezebel are so many ? "
Rehefa hitan'i Jorama i Jeho , dia hoy izy : " Tonga mba hihavana ve ianao , ry Jeho ? " Izy namaly hoe : " Inona no fihavanana eo , raha mbola maro be koa ny fanompoan - tsampy amin ' ny asa fivarotan - tena sy ny ody ratsin'i Jezebela reninao
? "
2KI 9:23     Alignment score: 0.478
So Joram turned his chariot and fled and said to Ahaziah , " There is treachery , Ahaziah . "
Ary navilin'i Jorama ny kalesiny ka nandositra izy ary niteny tamin'i Ahazia hoe : " Misy fitaka , ry Ahazia . "
2KI 9:24     Alignment score: 0.323 → 0.327
Then Jehu drew his bow with his full
strength and shot Joram between his shoulders ; the arrow went through his heart , and he sank down in his chariot .
Ary dia nenjanin'i Jeho tamin ' ny heriny rehetra ny tsipìkany ka notifiriny ny teo anelanelan ' ny sorok'i Jorama ; nitsatoka teo amin ' ny fony ny zana - tsipìka , ka nianjera avy teo amin ' ny kalesy izy .
2KI 9:25     Alignment score: 0.398 → 0.399
Then Jehu said to Bidkar his officer , " Pick him up and throw him in the field of Naboth the Jezreelite . Think about how when you and I rode together after Ahab his father , Yahweh placed this prophecy against him :
Ary hoy i Jeho tamin'i Bidkara kapiteniny : " Alaivo izy ary atsipazo ao amin ' ny sahan'i
Nabota ilay Jezirelita . Tsarovy tamin ' ny izaho sy ianao niaraka nitondra kalesy nanaraka an'i Ahaba rainy , dia nametraka izany faminaniana izany hamelezana azy i Yaveh :
2KI 9:26     Alignment score: 0.425 → 0.443
' Yesterday I saw the blood of Naboth and the blood of his sons this is Yahweh 's declaration and I will surely make you pay for it on this field this is Yahweh 's declaration . Now then , pick him up and throw him on this field , according to the word of Yahweh . "
Yaveh nanambara hoe ' Nahita ny ràn'i
Nabota sy ny ràn'ireo zanany lahy Aho omaly ary hampanonitra anao izany eto amin'ity saha ity tokoa Aho hoy i Yaveh . Koa ankehitriny , alaivo izy ary atsipazo eo amin'io saha io , araka ny tenin'i Yaveh . "
2KI 9:27     Alignment score: 0.566 → 0.57
When Ahaziah the king of Judah saw this , he fled up the road to Beth Haggan . But Jehu followed him , and said , " Kill him also in the chariot , " and they shot him at the ascent of Gur , which is by Ibleam . Ahaziah fled to Megiddo and died
there .
Rehefa nahita izany i Ahazia mpanjakan'i Joda , dia nandositra niakatra tany amin ' ny lalana mankany Beta Hagana izy . Fa i Jeho nanaraka azy , ary nanao hoe : " Vonoy eo amin ' ny kalesy ihany koa izy , " ary notifirin'izy ireo teo amin ' ny fiakarana ho any Gora , izay eo akaikin'i Jibleama izy . Nandositra tany Megido i Ahazia ka dia maty tany .
2KI 9:28     Alignment score: 0.36 → 0.363
His servants carried his body in a chariot to Jerusalem and buried him in his tomb with his fathers in the city of David .
Nentin'ireo mpanompony tamin ' ny kalesy nankany Jerosalema ny fatiny
ary naleviny tao amin ' ny fasany niaraka tamin'ireo razambeny tao an - tanànan'i Davida izy .
2KI 9:29     Alignment score: 0.568
Now it was in the eleventh year of Joram son of Ahab that Ahaziah had begun
to reign over Judah .
Ary tamin ' ny fahairaika ambin ' ny folo taona nanjakan'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba no nanomboka nanjaka teo amin'i Joda i Ahazia .
2KI 9:30     Alignment score: 0.521 → 0.522
When Jehu came to Jezreel , Jezebel heard of it , and she painted her eyes , arranged her hair , and looked out the window .
Rehefa tonga tao Jezirela i Jeho , dia ren'i Jezebela izany , ary nandoko ny masony , sy nibango ny volony
, ary nitazana teo am - baravarankely izy .
2KI 9:31     Alignment score: 0.508
As Jehu was entering the gate , she said to him , " Are you coming in peace , you Zimri , your master 's murderer ? "
Raha niditra ny vavahady i Jeho , dia hoy izy taminy hoe : " Tonga mba hihavana ve ianao , ry Zimry , mpamono ny tomponao
? "
2KI 9:32     Alignment score: 0.477
Jehu looked up at the window and said , " Who is on my side ? Who ? " Then two or three eunuchs looked out .
Niandrandra teny
am - baravarankely i Jeho ary hoy izy : " Iza no miandany amiko ? Iza ? " Avy eo dia nisy tandapa roa na telo nitazana .
2KI 9:33     Alignment score: 0.432
So Jehu said , " Throw her down . " So they threw Jezebel down , and some of her blood spattered on the wall and the horses , and Jehu trampled her underfoot .
Ka dia hoy i Jeho : " Alatsaho izy . " Ka nalatsak'izy ireo i Jezebela , ary ny sasany tamin ' ny ràny nipitipitika teny amin ' ny rindrina sy ireo soavaly , ka nosihosen'i Jeho tamin ' ny tongony izy .
2KI 9:34     Alignment score: 0.517
When Jehu entered the palace , he ate and drank
. Then he said , " See now to this cursed woman and bury her , for she is a king 's daughter . "
Rehefa niditra tao amin ' ny lapa i Jeho , dia nihinana sy nisotro izy . Ary hoy izy : " Jereo amin'izay ilay vehivavy voahozona ary aleveno izy , fa zanaka vavin ' ny mpanjaka izy . "
2KI 9:35     Alignment score: 0.195 → 0.224
They went to bury her , but they found no more of her than the skull , the feet
, and the palms of her hands .
Nandeha nandevina azy izy ireo , kanefa tsy nahita afa - tsy karandoha , sy tongotra , ary ny felatanany izy ireo .
2KI 9:36     Alignment score: 0.393 → 0.434
So they came back and told Jehu . He said , " This is the word of Yahweh which he spoke by his servant Elijah the Tishbite , saying , ' In the land at Jezreel the dogs will eat the flesh of Jezebel ,
Ka niverina izy ireo ary niteny tamin'i Jeho . Hoy izy : " Izao ny tenin'i Yaveh izay noteneniny tamin ' ny alalan'i
Elia ilay Tisibita mpanompony , manao hoe : ' Ao amin ' ny tany ao Jezirela no hihinanan'ireo amboa ny nofon'i Jezebela ,
2KI 9:37     Alignment score: 0.483
and the body of Jezebel will be like dung on the surface of the fields in the land at Jezreel , so that no one will be able to say , " This is Jezebel . " ' "
ary ny fatin'i
Jezebela dia ho tahaka ny zezika eo amin ' ny velaran ' ny saha eo amin ' ny tany ao Jezirela , mba tsy hisy olona afaka hiteny hoe : " Jezebela io . "" '
2KI 9     Average alignment score: 0.451 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25