Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 24:1     Alignment score: 0.588 → 0.634
In Jehoiakim 's days , Nebuchadnezzar king of Babylon attacked Judah ; Jehoiakim became
his servant for three years . Then Jehoiakim turned back and rebelled against Nebuchadnezzar .
Tamin ' ny andron'i Joiakima , dia nanafika an'i Joda i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona ; lasa mpanompony nandritra ny telo taona i Joiakima . Ary niodina ka nikomy nanohitra an'i Nebokadnezara i Joiakima .


2KI 24:2     Alignment score: 0.517 → 0.517
Yahweh sent against Jehoiakim marauding bands of Chaldeans , Arameans , Moabites , and Ammonites ; he sent them against Judah to destroy it . This was in conformity with the word of Yahweh that had been spoken through his servants the prophets .
Nandefa ireo tarika Kaldeana , Syriana , Moabita ary Amonita hanohitra an'i Joiakima i Yaveh ; nalefany hanohitra an'i Joda mba handrava izany izy ireo . Mifanaraka amin ' ny tenin'i Yaveh , izay nolazainy
tamin ' ny alalan'ireo mpaminany mpanompony izany .
2KI 24:3     Alignment score: 0.441 → 0.441
It was certainly at the mouth of Yahweh that this came
on Judah , to remove them out of his sight , because of the sins of Manasseh , all that he did ,
Azo antoka fa tamin ' ny vavan'i Yaveh no nahatonga izany tamin'i Joda , mba hanala azy ireo tsy ho eo imasony , nohon ' ny fahotan'i Manase , dia izay rehetra nataony ,
2KI 24:4     Alignment score: 0.452 → 0.468
and also because of the innocent blood that he shed , for he filled Jerusalem with innocent blood . Yahweh was not willing to pardon that .
ary nohon ' ny tsy manan - tsiny izay nalatsany ihany koa , satria nofenoiny tamin ' ny tsy manan - tsiny i Jerosalema . Tsy nivonona ny hamela izany i Yaveh .
2KI 24:5     Alignment score: 0.557 → 0.547
As for the other matters concerning Jehoiakim , and all that he did , are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Raha ny amin'ireo raharaha hafa rehetra mahakasika an'i Joiakima , sy izay nataony rehetra , moa tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany ?
2KI 24:6     Alignment score: 0.486 → 0.482
Jehoiakim lay down with his ancestors , and Jehoiachin his son became king in his place .
Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Joiakima , ary Joiakina
zanany lahy no lasa mpanjaka nandimby azy .
2KI 24:7     Alignment score: 0.461 → 0.467
The king of Egypt did not attack any more out of his land , because the king of Babylon had conquered all the lands that had been controlled by the king of Egypt , from the brook of Egypt to the Euphrates River .
Tsy nanafika tany
ivelan ' ny taniny intsony ny mpanjakan'i Egypta , satria ny mpanjakan'i Babylona dia efa nandresy ny tany rehetra izay teo ambany fifehezan ' ny mpanjakan'i Egypta , hatramin ' ny lohasahan - driakan'i Egypta ka hatramin ' ny Renirano Eofrata .
2KI 24:8     Alignment score: 0.573 → 0.587
Jehoiachin was eighteen years old when he began to reign ; he reigned in Jerusalem three months . His mother 's name was Nehushta ; she was the daughter of Elnathan of Jerusalem .
Valo ambin ' ny folo taona i Joiakina
no nanomboka nanjaka ; nanjaka telo volana tany Jerosalema izy . Ny anaran ' ny reniny dia i Nehosta ; zanaka vavin'i Elnatana avy any Jerosalema .
2KI 24:9     Alignment score: 0.428 → 0.428
He did what was evil in the sight of Yahweh ; he did all that his father had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy ; nanao izay rehetra nataon
' ny rainy izy .
2KI 24:10     Alignment score: 0.624
At that time the servants of Nebuchadnezzar king of Babylon attacked Jerusalem and besieged the city .
Tamin'izany fotoana izany ny tafik'i
Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona dia nanafika an'i Jerosalema ka nanao fahirano ny tanàna .
2KI 24:11     Alignment score: 0.54 → 0.545
Nebuchadnezzar king of Babylon came to the city while his servants were besieging it ,
Tonga teo an - tanàna i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona raha mbola nanao fahirano izany ny miaramilany
,
2KI 24:12     Alignment score: 0.526 → 0.538
and Jehoiachin the king of Judah went out to the king of Babylon , he , his mother , his servants , his princes , and his officers . The king of Babylon captured him in the eighth year of his own reign .
ary i Joiakina
mpanjakan'i Joda nankany amin ' ny mpanjakan'i Babylona , izy , ny reniny , ireo mpanompony , ireo andriany , ary ireo manampahefany . Nisambotra azy ny mpanjakan'i Babylona tamin ' ny taona fahavalo nanjakany .
2KI 24:13     Alignment score: 0.49
Nebuchadnezzar took out from there all the valuable things in the house of Yahweh , and those
in the king 's palace . He cut into pieces all the golden objects that Solomon king of Israel had made in the temple of Yahweh , as Yahweh had said would happen .
Nalain'i Nebokadnezara avy tao avokoa ireo zavatra sarobidy rehetra tao an - tranon'i Yaveh , sy ireo tao an - dapan ' ny mpanjaka . Notapatapahany ny zavatra volamena rehetra izay nataon'i Solomona mpanjakan'Israely tao amin ' ny tempolin'i Yaveh , araka izay nolazain'i Yaveh fa hitranga .
2KI 24:14     Alignment score: 0.378 → 0.381
He took into exile all Jerusalem , all the leaders , and all the mighty warriors , ten thousand captives , and all the craftsmen and the smiths . No one was left except the poorest people in the land .
Nataony sesitany i Jerosalema manontolo , ny mpitarika rehetra , sy ireo lehilahy mpiady rehetra , babo iray alina , sy ireo mpanao tao - zavatra , ary ireo mpanefy rehetra . Tsy nisy navelany hijanona afa - tsy ireo olona mahantra indrindra teo amin ' ny tany .
2KI 24:15     Alignment score: 0.462
Nebuchadnezzar took Jehoiachin into exile at Babylon , as well as the king 's mother , wives , officers , and the nobles of the land . He took them into exile from Jerusalem to Babylon .
Nalain'i Nebokadnezara ho sesitany tao Babylona i Joiakina
, mbamin ' ny renin ' ny mpanjaka , ireo vadiny , ireo manam - pahefany , ary ireo lehiben'ireo lehilahy teo amin ' ny tany . Nalainy ho sesitany avy any Jerosalema nankany Babylona izy ireo .
2KI 24:16     Alignment score: 0.408 → 0.41
All the fighting men , seven thousand in number , and one thousand craftsmen and blacksmiths , all of them strong and fit for fighting the king of Babylon brought these
men into exile at Babylon .
Ireo lehilahy mpiady rehetra , miisa fito arivo , mpanao asa tanana sy mpanefy vy iray alina , izy rehetra ireo dia natao ho amin ' ny ady avokoa ny mpanjakan'i Babylona nitondra ireo lehilahy rehetra ireo ho sesitany ho any Babylona .
2KI 24:17     Alignment score: 0.463
The king of Babylon made Mattaniah , Jehoiachin 's father 's brother , king in his place , and changed his name to Zedekiah .
Nataon
' ny mpanjakan'i Babylona ho mpanjaka handimby azy i Matania , ralahan - drain'i Joiakina , ary novainy ho Zedekia ny anarany .
2KI 24:18     Alignment score: 0.604
Zedekiah was twenty - one years old when he began to reign ; he reigned eleven years in Jerusalem . His mother 's name was Hamutal ; she was the daughter of Jeremiah from Libnah .
Iraika amby roapolo taona i Zedekia no nanomboka nanjaka ; nanjaka nandritra ny iraika ambin ' ny folo taona tany Jerosalema izy . Hamotala no anaran
' ny reniny ; zanaka vavin'i Jeremia avy any Libna .
2KI 24:19     Alignment score: 0.516 → 0.516
He did what was evil in the sight of Yahweh ; he did all that Jehoiakim had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy ; nataony
izay rehetra nataon'i Joiakima .
2KI 24:20     Alignment score: 0.549 → 0.561
Through Yahweh 's anger , all these
events happened in Jerusalem and Judah , until he drove them out of his presence . Then Zedekiah rebelled against the king of Babylon .
Tamin ' ny fahatezeran'i Yaveh , no nisehoan'ireo tranga rehetra ireo tany Jerosalema sy Joda , mandra - pandroahany azy ireo tsy ho eo amin ' ny fanatrehany . Ary dia nikomy nanohitra ny mpanjakan'i Babylona i Zedekia .
2KI 24     Average alignment score: 0.507 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25